Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 17:1     Alignment score: 0.375
One of the seven angels who had been holding the seven bowls came and said to me , " Come , I will show you the condemnation of the great prostitute who is seated on many waters ,
Iray tamin'ireo anjely fito izay nitazona ireo lovia volamena fito nanatona sy niteny tamiko hoe : " Avia , ho asehoko anao ny sazin ' ny mpijangajanga lehibe izay mipetraka ambony rano maro .


REV 17:2     Alignment score: 0.209 → 0.224
with whom the kings of the earth committed sexual immorality , and with the wine of her sexual immorality the inhabitants of the earth became
drunk . "
Niaraka taminy no nampijangajanga an'ireo mpanjakan ' ny tany . Ny divain ' ny fijangajangany no nahamamo ireo mponin ' ny tany . "
REV 17:3     Alignment score: 0.409
Then the angel carried me away in the Spirit to a wilderness , and I saw a woman sitting on a scarlet beast that was full of blasphemous names . The beast had seven heads and ten horns .
Avy eo ilay anjely nitondra ahy tamin ' ny Fanahy tany
amin ' ny tany karakaina , ary nahita vehivavy nipetraka teo ambony bibi - dia mena izay feno anarana teny ratsy aho . Ilay bibi - dia dia manana loha fito sy tandroka folo .
REV 17:4     Alignment score: 0.401 → 0.41
The woman was dressed in purple and scarlet and was adorned with gold , precious stones , and pearls . She was holding in her hand a golden cup full of detestable things and the impurities of her sexual immorality .
Ilay vehivavy dia niakanjo voloparasy sy mena ary voaravaka volamena , vato sarobidy , ary vato soa . Izy dia nitazona tamin ' ny tanany kapoaka volamena feno ireo zavatra maharikoriko sy ireo tsy fahadiovan
' ny fijangajangany .
REV 17:5     Alignment score: 0.399 → 0.423
On her forehead was written a name , a mystery : " Babylon the great , the mother of prostitutes
and of the detestable things of the earth . "
Teo amin ' ny handriny no nisy anarana manana dikany miafina voasoratra hoe : " Babilona lehibe , ilay renin'ireo mpijangajanga sy ny zavatra maharikorikon ' ny tany . "
REV 17:6     Alignment score: 0.442
I saw that the woman was drunk with the blood of God 's holy people and with the blood of the martyrs for Jesus . When I saw her , I was greatly astonished .
Nahita aho fa ilay vehivavy dia mamon ' ny ràn'ireo mpino sy ny ràn'ireo martiry ho an ' i Jesosy . Rehefa nahita azy aho , dia tena talanjona .
REV 17:7     Alignment score: 0.372 → 0.381
But the angel said to me , " Why are you astonished ? I will explain to you the mystery of the woman and of the beast that is carrying her , the beast that has the seven heads and the ten horns .
Fa ilay anjely niteny tamiko hoe : " Maninona no talanjona ianao ? Ho azavaiko anao ny dikan'ilay vehivavy sy ilay bibi - dia izay mitondra azy , ilay bibi - dia izay manana loha fito sy tandroka folo .
REV 17:8     Alignment score: 0.33 → 0.33
The beast you saw existed , does not exist now , and is about to come
up from the bottomless pit . Then he will go on to destruction . Those who live on the earth , those whose names have not been written in the Book of Life since the foundation of the world they will be astounded when they see the beast , because he once was , and now is not , and yet will come .
Ilay bibi - dia izay hitanao dia misy , fa tsy misy ankehitriny , fa andalam - piakarana avy any amin ' ny farany ambanin ' ny lavaka tsy hita noanoa . Avy eo dia hankany amin ' ny fahasimbana izany . Ireo izay miaina ambony tany , ireo izay tsy voasoratra ao amin ' ny Bokin ' ny Fiainana hatramin ' ny namoronana an'izao tontolo izao ny anarany - ho gaga izy ireo rehefa hahita fa ilay bibi - dia dia misy , fa tsy misy intsony ankehitriny , fa andalam - pihaviana .
REV 17:9     Alignment score: 0.282 → 0.287
This calls for a mind that has wisdom . The seven heads are seven hills on which the woman is seated .
Miantso saina izay manam - pahendrena izany . Ireo loha fito dia vohitra fito izay hipetrahan'ilay vehivavy .
REV 17:10     Alignment score: 0.367 → 0.378
They are also seven kings . Five kings have fallen , one exists , and the other has not yet come
, and when he comes , he must remain for a little while .
Izy ireo ihany koa dia mpanjaka fito . Mpanjaka dimy no lavo , anankiray no misy , ary ny hafa dia mbola tsy tonga ; rehefa tonga izy , dia fe - potoana kely ihany no hitoerany .
REV 17:11     Alignment score: 0.419 → 0.419
The beast that once was , and now is not , yet he is an eighth king . He belongs to the seven and is going to his destruction .
Ilay bibi - dia izay misy , fa tsy misy ankehitriny , mpanjaka fahavalo izy ; kanefa iray amin'ireo mpanjaka fito izy , ary hankany amin ' ny fahasimbana .
REV 17:12     Alignment score: 0.333
The ten horns that you saw are ten kings who have not yet received a kingdom , but they will receive authority as kings for one hour together with the beast .
Ireo tandroka folo izay hitanao
dia mpanjaka folo izay mbola tsy nandray fanjakana , fa hahazo fahefana tahaka ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi - dia - mandritry ny adiny iray izy ireo .
REV 17:13     Alignment score: 0.172
These
are of one mind , and they give over their power and authority to the beast .
Firaisan - tsaina izany , ary izy ireo dia hanome ny hery sy ny fahefan'izy ireo an'ilay bibidia .
REV 17:14     Alignment score: 0.303 → 0.314
They will wage war against the Lamb . But the Lamb will conquer them because he is Lord of lords and King of kings and those
with him are the called , chosen , and faithful ones . "
Hanangan'ady manohitra ny Zanak'ondry izy ireo . Fa ny Zanak'ondry no handresy azy ireo satria Izy no Tompon ' ny tompo , ary Mpanjakan ' ny mpanjaka - ary miaraka aminy ireo voaantso , ireo voafidy , ary ireo manam - pinoana . "
REV 17:15     Alignment score: 0.361 → 0.364
The angel said to me , " The waters you saw , where the prostitute is seated , are peoples , multitudes , nations , and languages
.
Hoy ny anjely tamiko : " Ireo rano izay hitanao , teo amin'ilay nipetrahan'ilay mpijangajanga , no olona , vondron'olona , firenena , ary fiteny .
REV 17:16     Alignment score: 0.407 → 0.413
The ten horns that you saw they and the beast will hate the prostitute . They will make her desolate and naked , they will devour her flesh , and they will burn her completely with fire .
Ireo tandroka folo izay hitanao
- izy ireo sy ilay bibi - dia dia hankahala an'ilay mpijangajanga . Ho ataon'izy ireo lao sy mitanjaka izy , handrovitra ny nofony izy ireo , ary handoro azy tanteraka amin ' ny afo .
REV 17:17     Alignment score: 0.256 → 0.255
For God has put it into their hearts to carry out his purpose by agreeing to give their power to rule to the beast until God 's words are fulfilled .
Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am - pon'izy ireo mba hanatanteraka ny fikasany
amin ' ny faneken'izy ireo hanome ny herin'izy ireo hitondrana ilay bibi - dia mandra - pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra .
REV 17:18     Alignment score: 0.289 → 0.31
The woman you saw is the great city that has power to rule over the kings of the earth . "
Ary ravehivavy , ilay hitanao
no tanàna lehibe izay manjaka amin ' ny mpanjakan ' ny tany . "
REV 17     Average alignment score: 0.354 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22