Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 22:1     Alignment score: 0.374 → 0.371
Then the angel showed me the river of the water of life , clear as crystal . It was flowing from the throne of God and of the Lamb
Ary nasehon'ilay anjely ahy ilay onin
' ny ranon ' ny fiainana , madio tahaka ny kristaly . Izany dia mikoriana avy any amin ' ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry


REV 22:2     Alignment score: 0.314 → 0.322
through the middle of the city 's street . On each side of the river was the tree of life , bearing
twelve kinds of fruits , and it bears its fruit every month . The leaves of the tree are for the healing of the nations .
mamakivaky eo afovoan ' ny lalan ' ny tanàna . Ary ny andaniny roa amin ' ny ony dia samy misy ilay hazon ' ny fiainana , mamoa karazana voa roa ambin ' ny folo , ary izany dia mamoa ny voany isam - bolana . Ny ravin'izany hazo izany dia natao hanasitrana ny firenena rehetra .
REV 22:3     Alignment score: 0.45 → 0.475
There will no longer be any curse . The throne of God and of the Lamb will be in the city , and his servants will serve him .
Ka tsy hisy intsony ny voahozona
. Ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry dia ho ao amin ' ny tanàna , ary ireo mpanompony dia hanompo Azy .
REV 22:4     Alignment score: 0.3 → 0.306
They will see his face , and his name will be on their foreheads .
Hahita ny Endriny izy ireo , ary ny Anarany dia ho eo amin ' ny handrin'izy ireo .
REV 22:5     Alignment score: 0.405
There will be no more night ; they will have no need for the light of a lamp or sunlight because the Lord God will shine on them . They will reign forever and ever .
Ka tsy hisy alina intsony ; izy ireo dia tsy mila fahazavan
' ny jiro na ny masoandro intsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava eo amin'izy ireo . Ary hanjaka mandrakizay doria izy ireo .
REV 22:6     Alignment score: 0.383 → 0.384
The angel said to me , " These
words are trustworthy and true . The Lord , the God of the spirits of the prophets , sent his angel to show his servants what must happen soon . "
Hoy ilay anjely tamiko : " Ireo teny ireo dia azo atokisana sy marina . Ny tompo , ilay Andriamanitr'ireo fanahin'ireo mpaminany , dia nandefa ny anjeliny mba hampiseho izay zavatra tsy maintsy hitranga tsy ho ela amin'ireo mpanompony . "
REV 22:7     Alignment score: 0.397
" Look ! I am coming soon ! Blessed is the one who obeys the words of the prophecy of this book . "
Indro ! Efa akaiky ny fihaviako ! Sambatra izay mankàto ireo tenin ' ny faminaniana amin'ity boky ity . "
REV 22:8     Alignment score: 0.435
I , John , am the one who heard and saw these
things . When I heard and saw them , I fell down to worship at the feet of the angel who had been showing me these things .
Izaho , Jaona , ilay iray izay nandre sy nahita ireo zavatra ireo . Rehefa nandre sy nahita izany aho , dia niankohoka teo amin ' ny tongotr'ilay anjely ny tenako mba hidera azy , ilay anjely izay nampiseho ahy ireo zavatra ireo .
REV 22:9     Alignment score: 0.317 → 0.319
He said to me , " Do not do that ! I am a fellow servant with you , with your brothers the prophets , and with those who obey the words of this book . Worship God ! "
Hoy izy tamiko : " Aza manao izany ! Fa mpanompo namanao
miaraka aminao aho , miaraka amin'ireo mpaminany rahalahinao , ary miaraka amin'ireo izay mankàto ireo tenin'ity boky ity . Miderà an'Andriamanitra ! "
REV 22:10     Alignment score: 0.411
Then he said to me , " Do not seal up the words of the prophecy of this book , for the time is near .
Hoy izy tamiko : " Aza asiana tombo - kase ireo tenin ' ny faminaniana amin'ity boky ity , fa antomotra ny fotoana .
REV 22:11     Alignment score: 0.381
The one who is unrighteous , let him continue to do unrighteousness . The one who is morally filthy , let him continue to be morally filthy . The one who is righteous , let him continue to do what is righteous . The one who is holy , let him continue to be holy . "
Izay manao ny tsy marina , avelao izy hanohy ny tsy fahamarinana . Izay maloto fiaina , avelao izy hanohy ny fiainany
maloto . Izay marina , avelao izy hanohy ny fanaovana ny marina . Izay masina , avelao izy hanohy ny fahamasinana . "
REV 22:12     Alignment score: 0.337
" Look ! I am coming soon . My reward is with me , to pay back each one according to his deeds .
" Indro ! Efa akaiky ny fihaviako . Ny valisoako dia miaraka amiko , mba hamaliako ny tsirairay araka ny zava - bitany .
REV 22:13     Alignment score: 0.658
I am the Alpha and the Omega , the first and the last , the beginning and the end .
Izaho no Alfa sy Omega , ny voalohany sy ny farany , ny fiandohana
sy ny fiafarana .
REV 22:14     Alignment score: 0.365 → 0.364
Blessed are those
who wash their robes so that they will have the right to eat from the tree of life and to enter the city through the gates .
Sambatra ireo izay manasa ny akanjon'izy ireo mba hahazo alalana mihinana avy amin ' ny hazon ' ny fiainana sy hiditra ao amin ' ny tanàna avy eo amin ' ny vavahady .
REV 22:15     Alignment score: 0.328 → 0.328
Outside are the dogs , the sorcerers , the sexually immoral , the murderers
, the idolaters , and everyone who loves and practices falsehood .
Fa any ivelany ireo alika , ireo mpanao ody , ireo mpijangajanga , ireo mpamono olona , ireo mpanompo sampy , ary izay rehetra tia mandainga sy ireo mpandainga .
REV 22:16     Alignment score: 0.444 → 0.444
I , Jesus , have sent my angel to testify to you about these
things for the churches . I am the root and the descendant of David , the bright morning star . "
Izaho , Jesosy , dia nandefa ny anjeliko mba hanambara aminareo ireo zavatra ho an'ireo fiangonana . Izaho no fakany sy taranak'i Davida , ilay kintana mamirapiratra maraina . "
REV 22:17     Alignment score: 0.386
The Spirit and the Bride say , " Come ! " Let the one who hears say , " Come ! " Whoever is thirsty , let him come , and whoever desires it , let him freely have the water of life .
Ny Fanahy sy ny Ampakarina manao hoe : " Avia ! " Aoka izay mandre hiteny hoe : " Avia ! " Na iza na iza mangetaheta , aoka izy hanatona , ary na iza na iza maniry izany , aoka izy hahazo maimaim - poana ny ranon ' ny fiainana .
REV 22:18     Alignment score: 0.321
I testify to everyone who hears the words of the prophecy of this book : If anyone adds to them , God will add to him the plagues that are written about in this book .
Izaho dia manambara amin'izay
rehetra mandre ny tenin ' ny faminaniana amin'ity boky ity : " Raha misy manampy ireo , Andriamanitra hanampy loza ho azy izay voasoratra ao amin'ity boky ity .
REV 22:19     Alignment score: 0.389
If anyone takes away from the words of this book of prophecy , God will take away his share in the tree of life and in the holy city that are written about in this book .
Raha misy manaisotra ny teny faminaniana amin'ity boky ity , Andriamanitra dia hanaisotra ny anjarany
amin ' ny hazon ' ny fiainana sy ny tanàna masina izay voasoratra ao anatin'ity boky ity . "
REV 22:20     Alignment score: 0.521 → 0.521
The one who testifies to these
things says , " Yes ! I am coming soon . " Amen ! Come , Lord Jesus !
Hoy ilay iray izay manambara ireo zavatra ireo : " Eny ! Efa akaiky ny fihaviako . " Amena ! Tongava , ry Tompo Jesosy !
REV 22:21     Alignment score: 0.679 → 0.686
The grace of the Lord Jesus be with all . Amen .
Ho amin ' ny olona
rehetra anie ny fahasoavan ' ny Tompo Jesosy . Amena .
REV 22     Average alignment score: 0.396 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22