Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 15:1     Alignment score: 0.39
Then I saw another sign in heaven , great and marvelous : There were seven angels with seven plagues , which are the final
plagues , for with them the wrath of God will be completed .
Avy eo dia nahita famantarana hafa teny amin ' ny lanitra aho , lehibe sy mahatalanjona : Nisy anjely fito miaraka amin ' ny loza fito , izay loza farany indrindra , fa amin'izy ireo no hahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra .


REV 15:2     Alignment score: 0.352 → 0.363
I saw what appeared to be a sea of glass mixed with fire . Standing beside the sea were those
who had been victorious over the beast and his image and over the number representing his name . They were holding harps given to them by God .
Nahita izay niseho tamin ' ny ranomasina fitaratra nampiarahana tamin ' ny afo aho . Nitsangana teo akaikin ' ny ranomasina ireo izay nandresy an'ilay bibidia sy ny sariny , sy ny isa maneho ny anarany . Izy ireo dia nitazona harpa nomen'Andriamanitra azy ireo
REV 15:3     Alignment score: 0.405
They were singing the song of Moses , the servant of God , and the song of the Lamb : " Great and marvelous are your deeds , Lord God , the Almighty . Just and true are your ways , King of the nations .
Izy ireo nihira ny hiran'i Mosesy , ilay mpanompon'Andriamanitra , ny hiran ' ny Zanak'ondry hoe : " Lehibe sy mahatalanjona ireo asanao
, Tompo Andriamanitra , ilay Avo indrindra . Marina sy mahitsy ireo lalanao , ry Mpanjakan'ireo firenena .
REV 15:4     Alignment score: 0.429
Who will not fear you , Lord , and glorify your name ? For you alone are holy . All nations will come
and worship before you because your righteous deeds have been revealed . "
Iza no tsy hahatahotra Anao , ry Tompo , sy hanome voninahitra ny anaranao ? Fa Ianao irery no masina . Ny firenena rehetra ho avy sy hivavaka eo anatrehanao satria ireo asanao marina dia efa nambara . "
REV 15:5     Alignment score: 0.411
After these
things I looked , and the temple of the tabernacle of witness was open in heaven .
Taorian'ireo zavatra ireo aho dia nijery , ary nisokatra teny amin ' ny lanitra ilay tempoly izay manana lain ' ny fijoroana vavolombelona .
REV 15:6     Alignment score: 0.341 → 0.348
Out of the temple came the seven angels holding the seven plagues . They were clothed with pure , bright linen and had golden sashes around their chests .
Nivoaka avy tao amin'ilay toerana masina indrindra ireo anjely fito mitazona ireo loza fito . Izy ireo dia miakanjo madio , lamba rongony mamiratra sy misy fehin - kibo volamena manodidina ny tratran'izy ireo .
REV 15:7     Alignment score: 0.533
One of the four living creatures gave to the seven angels seven golden bowls full of the wrath of God , who lives forever and ever .
Iray tamin'ireo zava - manan'aina efatra nanome an'ireo anjely fito lovia volamena fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra , ilay velona mandrakizay doria .
REV 15:8     Alignment score: 0.492 → 0.492
The temple was filled with smoke from the glory of God and from his power . No one could enter it until the seven plagues of the seven angels were completed .
Feno setroka avy amin ' ny voninahitr'Andriamanitra sy avy amin ' ny heriny ny tempoly . Tsy misy na iza na iza afaka miditra ao mandra - pahatanteraky ny loza fiton'ireo anjely fito .
REV 15     Average alignment score: 0.417 for 8 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22