Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 16:1     Alignment score: 0.454
I heard a loud voice call out of the temple and say to the seven angels , " Go and pour out on the earth the seven bowls of God 's wrath . "
Nandre feo mafy niantso avy tao an - tempoly aho ary niteny tamin'ireo anjely fito hoe : " Mandehana ary araraho amin ' ny tany ireo lovia fito feno ny hatezeran
' Andriamanitra . "


REV 16:2     Alignment score: 0.36 → 0.361
The first angel went and poured out his bowl on the earth ; ugly and painful sores came on the people who had the mark of the beast , those
who worshiped his image .
Lasa ilay anjely voalohany ary nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny tany ; ratra ratsy sy maharary no tonga tamin ' ny olona izay nanana ny mariky ny bibi - dia , ireo izay nankalaza ny sariny .
REV 16:3     Alignment score: 0.473 → 0.47
The second angel poured out his bowl into the sea . It became
blood , like the blood of a dead person , and every living thing in the sea died .
Ilay anjely faharoa nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny ranomasina . Lasa izany , toy ny ràn'olona maty , ary maty ny zava - manan'aina rehetra tao an - dranomasina .
REV 16:4     Alignment score: 0.489
The third angel poured out his bowl into the rivers and the springs of water , and they became
blood .
Ilay anjely fahatelo nandraraka ny tao an - doviany tamin'ireo ony sy loharano , ary lasa ireo .
REV 16:5     Alignment score: 0.361
I heard the angel of the waters say , " You are righteous the one who is and who was , the Holy One because you have judged these
things .
Reko ny anjelin ' ny rano manao hoe : " Marina Ianao_ilay ankehitriny sy taloha , Ilay iray Masina _ satria efa nitsara ireo zavatra ireo Ianao .
REV 16:6     Alignment score: 0.436
Because they poured out the blood of God 's holy people and prophets , you have given them blood to drink ; it is what they deserve . "
Satria ny ràn'ireo mpino sy mpaminany no nalatsak'izy ireo , dia nomenao
ho sotroina izy ireo ; izany no mendrika azy ireo . "
REV 16:7     Alignment score: 0.407 → 0.44
I heard the altar reply , " Yes , Lord God Almighty , your judgments are true and righteous . "
Reko ny alitara namaly hoe : " Eny , Tompo Andriamanitra lehibe , ireo fitsaranao
dia marina sy mahitsy . "
REV 16:8     Alignment score: 0.516
The fourth angel poured out his bowl on the sun , and it was given permission to scorch the people with fire .
Ilay anjely fahefatra nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny masoandro , ary nahazo alalana handoro ny olona amin ' ny afo izany .
REV 16:9     Alignment score: 0.257 → 0.26
They were scorched by the terrible heat , and they blasphemed the name of God , who has the authority over these plagues . They did not repent or give
him glory .
Main'ilay hafanana be izy ireo , ary niteny ratsy ny anaran'Andriamanitra , izay manana ny fahefana amin'ireny loza ireny . Tsy nibebaka izy ireo na nanome voninahitra Azy .
REV 16:10     Alignment score: 0.425
Then the fifth angel poured out his bowl on the throne of the beast , and darkness covered its kingdom . They chewed on their tongues because of the pain .
Avy eo ilay anjely fahadimy nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny seza fiandrianan'ilay bibi - dia , ary nandrakotra ny fanjakany
ny haizina . Nitsako ny lelany izy ireo nohon ' ny fahoriana .
REV 16:11     Alignment score: 0.226
They blasphemed the God of heaven because of their pain and sores , and they still refused to repent of their deeds .
Niteny ratsy ilay Andriamanitry ny lanitra izy ireo nohon ' ny fahoriana sy ratran'izy ireo , ary mbola nandà ny hibebaka amin'izay
vitan'izy ireo ihany izy ireo .
REV 16:12     Alignment score: 0.328 → 0.347
The sixth angel poured out his bowl into the great river , the Euphrates . Its water was dried up in order to prepare the way for the kings that would come
from the east .
Ilay anjely faha - enina nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny ony lehibe , ilay Eofrata . Noritina izany mba hanomanana ny lalana ho an'ireo mpanjaka izay ho tonga avy any antsinanana .
REV 16:13     Alignment score: 0.429 → 0.437
I saw three unclean spirits that looked like frogs coming out of the mouths of the dragon , of the beast , and of the false prophet .
Nahita fanahy maloto telo aho izay niendrika sahona mivoaka avy any am - bavan
' ny dragona , avy any am - bavan ' ny biby - dia , ary avy amin ' ny vavan ' ny mpaminany sandoka .
REV 16:14     Alignment score: 0.247 → 0.309
For they are spirits of demons performing miraculous signs . They were going out to the kings of the whole world in order to gather them together for the battle on the great day of God Almighty .
Fa fanahin
' ny demonia manao famantarana mahagaga izy ireo . Nankany amin'ireo mpanjakan'izao tontolo izao izy ireo mba hanangona azy ireo miaraka ho an ' ny adin ' ny andro lehiben'Andriamanitra Avo indrindra .
REV 16:15     Alignment score: 0.333 → 0.334
( " Look ! I am coming as a thief ! Blessed is the one who keeps watching , keeping his garments on so that he does not walk around naked and so that they do not see his shameful condition
. " )
( " Indro ! Avy toy ny mpangalatra Aho ! Sambatra izay miambina , miaro ireo fitafiany mba tsy hivoaka mitanjaka izy ary hitan'izy ireo ny fahamenarany . " )
REV 16:16     Alignment score: 0.42
They brought them together at the place that is called Armageddon in Hebrew .
Nentin'izy ireo niaraka tany
amin ' ny toerana izay antsoina hoe Hara - magedona amin ' ny Hebreo izy ireo .
REV 16:17     Alignment score: 0.487
Then the seventh angel poured out his bowl into the air . Then a loud voice came out of the temple and from the throne , saying , " It is done ! "
Avy eo ilay anjely fahafito nandraraka ny tao an - doviany tamin ' ny rivotra . Ary nisy feo mafy nivoaka avy tao an - tempoly sy avy tamin ' ny seza fiandrianana , manao hoe : ' " Vita izany ! "
REV 16:18     Alignment score: 0.308 → 0.344
There were flashes of lightning , rumblings , crashes of thunder , and a terrible earthquake an earthquake greater than any that has ever happened since human beings have been on the earth , so great was this earthquake .
Nisy tselatra , kotroka , kotro - baratra , ary horohoron - tany
mafy _ horohoron - tany lehibe noho izay efa nitranga hatramin'izay nisian'olona teto an - tany , ka dia mafy izany horohoron - tany izany .
REV 16:19     Alignment score: 0.442 → 0.445
The great city was split into three parts , and the nations ' cities collapsed . Then God called to mind Babylon the great , and he gave that city the cup filled with the wine made from his furious wrath .
Vaky ho fizarana telo ilay tanàna lehibe , ary rava ny tanànan'ireo firenena . Avy eo Andriamanitra niantso mba hahatsiaro an'i Babylona lehibe , ary nomeny
izany tanàna izany ny kapoaka feno divay vita avy amin ' ny firehetan ' ny fahatezerany .
REV 16:20     Alignment score: 0.341 → 0.347
Every island disappeared , and the mountains
were no longer found .
Nanjavona ny nosy rehetra , ary tsy hita intsony ireo tendrombohitra .
REV 16:21     Alignment score: 0.251 → 0.258
Great hailstones , weighing about a talent , came down from the sky upon the people . They blasphemed God for the plague of hail because that plague was so terrible .
Nisy havandra vaventy , milanja eo amin ' ny talenta iray eo , nidina avy any an - danitra ho amin ' ny olona . Nanozona an'Andriamanitra izy ireo nohon ' ny loza avy tamin ' ny havandra satria tena mafy loatra izany loza izany .
REV 16     Average alignment score: 0.386 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22