Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 13:1     Alignment score: 0.354 → 0.362
Then I saw a beast coming up out of the sea . It had ten horns and seven heads . On its horns were ten crowns , and on each of its heads was a blasphemous name .
Ary nahita bibi - dia aho niakatra avy tamin ' ny ranomasina . Nanana tandroka folo izany ary loha fito . Teo amin ' ny tandrony dia nisy diadema folo , ary teo amin ' ny lohany dia nisy anarana
fitenenan - dratsy avy .


REV 13:2     Alignment score: 0.491 → 0.491
This beast I saw was like a leopard . Its feet were like a bear 's feet
, and its mouth was like a lion 's mouth . The dragon gave it his power , his throne , and his great authority to rule .
Ilay bibi - dia izay hitako dia tahaka ny leoparda . Ny tongony dia tahaka ny tongotra bera , ary ny vavany dia tahakan ' ny vavan ' ny liona . Ilay dragona nanome azy ny heriny , ny seza fiandrianany , ary ny fahefany lehibe hanapaka .
REV 13:3     Alignment score: 0.261 → 0.279
One of the beast 's heads seemed to have a fatal wound , but that fatal wound had been healed . The whole earth marveled as they followed the beast .
Ny lohan'ilay bibi - dia anankiray dia toa efa maty , kanefa sitrana ilay ratra saika nahafaty azy . Ary gaga ny tany rehetra ka nanaraka ilay bibi - dia .
REV 13:4     Alignment score: 0.326
They also worshiped the dragon , for he had given his authority to the beast . They worshiped the beast , too , and kept saying , " Who is like the beast ? " and " Who can fight against it ? "
Ary dia niankohoka koa teo amin'ilay dragona izy ireo , satria izy no nanome ny fahefany
ho an ' ny bibi - dia . Niankohaka teo amin'ilay bibi - dia , koa , izy ireo , ary niteny hoe : " Iza no tahakan ' ny bibi - dia ? " ary " Iza no afaka miady aminy ? "
REV 13:5     Alignment score: 0.238 → 0.271
The beast was given a mouth that could speak proud words and blasphemies . It was permitted to exercise authority for forty - two months .
Nomena vava izay afaka miteny fireharehana
sy fitenenan - dratsy ilay bibi - dia . Nomena alalana izy mba hampihatra fahefana mandritran ' ny efatra ambi - efapolo volana .
REV 13:6     Alignment score: 0.316 → 0.317
So the beast opened its mouth to speak blasphemies against God , blaspheming his name and his tabernacle , those
who live in heaven .
Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra ilay bibi - dia : niteny ratsy ny anarany , ny toerana izay honenany ary ireo izay mipetraka ao an - danitra .
REV 13:7     Alignment score: 0.349
The beast was permitted to wage war with God 's holy people and to conquer them . Also , authority was given to it over every tribe , people , language , and nation .
Navela hiady tamin'ireo mpino ary handresy azy ireo ilay bibi - dia . Ary koa , ny fahefana dia nomena azy manerana ny foko , ny olona , ny fiteny , ary ny firenena rehetra .
REV 13:8     Alignment score: 0.326 → 0.328
All who live on the earth will worship it , everyone whose name was not written in the Book of Life , which belongs to the Lamb who had been slaughtered from the foundation of the world .
Hiankohoka eo aminy ireo rehetra izay monina ambonin ' ny tany , ireo izay tsy voasoratra anarana
, nandritran ' ny famoronana izao tontolo izao , ao amin ' ny Bokin ' ny Fiainana , izay an ' ny Zanak'ondry , izay efa novonoina .
REV 13:9     Alignment score: 0.318
If anyone has an ear , let him hear .
Raha misy manan - tsofina , aoka izy hihaino .
REV 13:10     Alignment score: 0.335 → 0.351
If anyone is to be taken into captivity , into captivity he will go . If anyone is to be killed with the sword , with the sword he will be killed . Here is a call for the patient endurance and faith of God 's holy people .
Raha misy nalaina babo , dia handeha amin ' ny fahababona
izy . Raha misy novonoina tamin ' ny sabatra , amin ' ny sabatra no hamonoana azy . Ity no antso ho an ' ny faharetana ary finoana ho an'ireo izay masina .
REV 13:11     Alignment score: 0.435
Then I saw another beast coming up out of the earth . He had two horns like a lamb , and it spoke like a dragon .
Ary nahita bibi - dia hafa aho niakatra avy tamin ' ny tany . Izany dia nanana tandroka roa tahakan ' ny zanak'ondry , ary niteny tahakan ' ny dragona .
REV 13:12     Alignment score: 0.31 → 0.309
He exercised all the authority of the first beast in his presence , and he made the earth and those
who live on it worship the first beast the one whose lethal wound had been healed .
Nampihariny avokoa ny fahefana rehetra an'ilay bibi - dia voalohany eo anatrehany , ary ny tany sy ireo izay monina eo aminy dia asainy miankohoka eo amin'ilay bibi - dia voalohany ilay iray izay sitrana tamin ' ny ratra saika nahafaty azy .
REV 13:13     Alignment score: 0.286
He performed mighty miracles . He even made fire come
down on the earth from heaven in front of people .
Nanao fahagagana maro lehibe izy . Nampidina afo avy any an - danitra ho amin ' ny tany teo anoloan ' ny olona .
REV 13:14     Alignment score: 0.231 → 0.241
By the signs he was given power on behalf of the beast , he deceived those who live on the earth , telling them to set up an image for the beast who was wounded by the sword , but he still lived .
Tamin ' ny alalan ' ny famantarana dia nomena alalana anao izany , namitaka an'ireo izay monina ambonin ' ny tany izany . Niteny tamin'izy ireo izany mba hanambotra sary ho voninahitry
ny bibi - dia izay voaratran ' ny sabatra nefa velona .
REV 13:15     Alignment score: 0.217 → 0.221
He was permitted to give
breath to the beast 's image so that the image would even speak and cause all who refused to worship the beast to be killed .
Navela asiana aina ny sarin ' ny bibi - dia mba ahafahan'ilay sary miteny ary izay rehetra tsy manaiky miankohoka amin'ilay bibi - dia dia novonoina .
REV 13:16     Alignment score: 0.285 → 0.303
He also forced everyone , unimportant and mighty , rich and poor , free and slave , to receive a mark on the right hand or on the forehead .
Nanery ny tsirairay ihany koa izany , na ny kely na ny lehibe , na ny manankarena na ny mahantra , na ny tsy andevo na ny andevo , dia mandray ny marika
eo amin ' ny tanana ankavanana na oe amin ' ny andrina .
REV 13:17     Alignment score: 0.247
It was impossible for anyone to buy or sell unless he had the mark of the beast , that is , the number representing its name .
Tsy hisy olona mahazo mividy na mivarotra mandra - pahazony ny mariky
ny bibi - dia , izany dia ny isan ' ny fanehoana ny anarany .
REV 13:18     Alignment score: 0.345 → 0.345
This calls for wisdom . If anyone has insight , let him calculate the number of the beast . For it is the number of a human being . His number is 666 .
Izany dia mitaky fahendrena . Raha misy olona manan - tsaina , aoka izy hanisa ny isan ' ny bibi - dia . Fa izany dia isan ' ny olona
. Izany isa izany dia 666 .
REV 13     Average alignment score: 0.325 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22