Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 14:1     Alignment score: 0.511
I looked and saw the Lamb standing on Mount Zion . With him were 144,000 who had his name and his Father 's name written on their foreheads .
Nijery aho ary nahita ny Zanak'ondry nitsangana teo amin ' ny tendrombohitra Ziona . Niaraka taminy ireo 144 . 000 izay nanana ny anarany sy ny anaran
' ny Rainy voasoratra eo amin ' ny handrin'izy ireo .


REV 14:2     Alignment score: 0.409
I heard a voice from heaven sounding like a roar of many waters and loud thunder . The sound I heard was also like harpists playing their harps .
Nandre feo avy any an - danitra toy ny firohondrohon ' ny rano maro sy kotroka mafy aho . Ny feo reko ihany koa dia toy ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany .
REV 14:3     Alignment score: 0.458 → 0.468
They sang a new song before the throne and before the four living creatures and the elders . No one could learn the song except for the 144,000 who had been bought from the earth .
Nihira hira vaovao teo anoloan ' ny seza fiandrianana sy teo anoloan'ireo zava - manan'aina efatra sy ireo loholona izy ireo . Tsy nisy na iza na iza afaka nianatra ny hira afa - tsy ireo 144 . 000 izay novidiana
avy teto an - tany ihany .
REV 14:4     Alignment score: 0.321 → 0.324
These
are the ones that have not defiled themselves with women , for they have kept themselves sexually pure . It is these who follow the Lamb wherever he goes . These were redeemed from among mankind as firstfruits for God and for the Lamb .
Ireo dia olona izay tsy nandoto ny tenan'izy ireo tamim - behivavy , fa nihazona ny tenany madio ara - nofo izy ireo . Izany dia izay manaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza alehany . Izy ireny dia novidiana avy tamin ' ny olombelona toy ny voaloham - bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an ' ny Zanak'ondry .
REV 14:5     Alignment score: 0.243 → 0.256
No lie was found in their mouth ; they are blameless .
Tsy nisy lainga hita teo amin ' ny molotr'izy ireo , tsy manan - tsiny izy ireo .
REV 14:6     Alignment score: 0.239 → 0.278
I saw another angel flying in midair , who had the eternal gospel to proclaim to those who live on the earth to every nation , tribe , language , and people .
Nahita anjely hafa nanidina ambony aho , izay nanana ny hafatra mandrakizain ' ny vaovao mahafaly hambara amin'ireo izay miaina ambonin ' ny tany - amin ' ny firenena , foko , fiteny , ary ny olona rehetra .
REV 14:7     Alignment score: 0.367 → 0.375
He called out with a loud voice , " Fear God and give him glory . For the hour of his judgment has come
. Worship him , the one who made the heaven , the earth , the sea , and the springs of water . "
Niantso tamin ' ny feo mafy izy hoe : " Matahora an'Andriamanitra ary manomeza voninahitra Azy . Fa tonga ny oran ' ny fitsarany . Mivavaha Aminy , ny iray izay nanao ny lanitra , ny tany , ny ranomasina , ary ny loharano . "
REV 14:8     Alignment score: 0.48 → 0.481
Another angel a second angel followed , saying , " Fallen , fallen is Babylon the great , who persuaded all the nations to drink the wine of her immoral passion . "
Nisy anjely hafa - ny anjely faharoa - nanaraka niteny hoe : " Nianjera , nianjera Babylona lehibe , izay nandresy lahatra ireo firenena rehetra mba hisotro ny divain
' ny fitondran - tena malotony . "
REV 14:9     Alignment score: 0.403 → 0.4
Another angel a third angel followed them , saying with a loud voice , " If anyone worships the beast and his image and receives a mark on his forehead or on his hand ,
Nisy anjely hafa - anjely fahatelo - nanaraka azy ireo , niteny tamin ' ny feo mafy hoe : " Raha misy mivavaka amin ' ny ny bibidia sy ny sariny , ary mandray ny marika
eo amin ' ny handriny na eo amin ' ny tanany ,
REV 14:10     Alignment score: 0.479
he will also drink some of the wine of God 's wrath , the wine that has been poured undiluted into the cup of his anger . The person who drinks it will be tormented with fire and sulfur before God 's holy angels and before the Lamb .
dia hisotro ny sasany amin ' ny divain
' ny fahatezeran'Andriamanitra ihany koa izy , divay tsy niharo izay narotsaka tao anatin ' ny kapoaky ny hatezerany . Ny olona izay misotro izany dia ho ampijaliana amin ' ny afo sy solifara eo anoloan'ireo anjely masin'Andriamanitra sy eo anoloan ' ny Zanak'ondry .
REV 14:11     Alignment score: 0.331 → 0.34
The smoke from their torment goes up forever and ever , and they have no rest day or night these
worshipers of the beast and his image , and everyone who receives the mark of his name .
Ny setroka avy amin ' ny fijalian'izy ireo dia miakatra mandrakizay doria , ary tsy manam - pitsaharana andro sy alina izy ireo - ireo mpanompon ' ny bibidia sy ny sariny ireo , ary ny olon - drehetra izay mandray ny mariky ny anarany .
REV 14:12     Alignment score: 0.253 → 0.269
Here is a call for the patient endurance of God 's holy people , those
who keep the commandments of God and their faith in Jesus . "
Ity dia antso ho an ' ny faharetana maharitr'ireo izay masina , ireo izay mankatoa ireo didin'Andriamanitra ary mino an'i Jesosy . "
REV 14:13     Alignment score: 0.414 → 0.413
I heard a voice from heaven say , " Write this : Blessed are the dead who die in the Lord . " " Yes , " says the Spirit , " so that they may rest from their labors , for their deeds will follow them . "
Nandre feo avy any an - danitra aho niteny hoe : " Soraty izao : Sambatra ny maty izay maty ao amin ' ny Tompo . " " Eny " , hoy ny Fanahy , " mba ahafahan'izy ireo miala sasatra amin ' ny asan'izy ireo , fa ny vitan'izy ireo dia hanaraka azy ireo . "
REV 14:14     Alignment score: 0.458
I looked , and there was a white cloud . Seated on the cloud was one like a son of man . He had a golden crown on his head and a sharp sickle in his hand .
Nijery aho , ary nisy rahona fotsy . Nipetraka teo amin ' ny rahona ny iray toy ny zanak'olona . Nanana satro - boninahitra volamena teo amin ' ny lohany sy fijinjana maranitra eny an - tanany izy .
REV 14:15     Alignment score: 0.407 → 0.411
Then another angel came out of the temple and called with a loud voice to the one sitting on the cloud : " Take your sickle and start to reap . For the time to reap has come
, since the harvest of the earth is ripe . "
Dia nisy anjely hafa nivoaka ny tempoly ary niantso tamin ' ny feo mafy an'ilay mipetraka eo amin ' ny rahona nanao hoe : " Raiso ny fijinjanao ka manomboa mijinja . Fa tonga ny fotoana hijinjana , satria masaka ny vokatry ny tany . "
REV 14:16     Alignment score: 0.439 → 0.437
Then the one who was sitting on the cloud swung his sickle over the earth , and the earth was reaped .
Ary ny iray izay nipetraka teo amin ' ny rahona nampandroso ny fijinjany
teto an - tany , ka nojinjaina ny tany .
REV 14:17     Alignment score: 0.465 → 0.469
Another angel came out from the temple in heaven ; he also had a sharp sickle .
Nisy anjely hafa nivoaka avy tao an - tempoly tany an - danitra ; nanana fijinjana maranitra ihany koa izy .
REV 14:18     Alignment score: 0.421 → 0.418
Still another angel came out from the incense altar , who had authority over the fire . He called out with a loud voice to the one who had the sharp sickle , " Take your sharp sickle and gather in the clusters of grapes from the vines of the earth , for their grapes are now ripe . "
Mbola nisy anjely hafa koa nivoaka ny alitara fandoroana ditin - kazo manitra , izay nanana fahefana amin ' ny afo . Niantso tamin ' ny feo mahery an'ilay ireo izay nanana fijinjana maranitra izy hoe : " Raiso ny fijinjanao
maranitra ary angony ireo sampahom - boaloboka avy amin ' ny voaloboky ny tany , fa ireo voaloboka dia efa masaka izao . "
REV 14:19     Alignment score: 0.36 → 0.335
The angel swung his sickle to the earth and harvested the grapevine of the earth . He threw it into the great winepress of God 's wrath .
Nampandroso ny fijinjany
tamin ' ny tany ilay anjely ary nanangona ny vokatry ny voaloboky ny tany . Natsipiny tao anaty famiazam - boaloboka lehiben ' ny fahatezeran'Andriamanitra izany .
REV 14:20     Alignment score: 0.296 → 0.301
The winepress was trodden outside the city , and blood poured out from it up to the height of a horse 's bridle , for 1,600 stadia .
Ny famiazam - boaloboka dia nitsahina tany
ivelan ' ny tanàna , ary ny dia niraraka avy ao amin'izany ka tonga hatreny amin ' ny haavon ' ny lamboridin - tsoavaly , izay 1 . 600 stadio .
REV 14     Average alignment score: 0.397 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22