Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 19:1     Alignment score: 0.386 → 0.389
After these
things I heard what sounded like a loud voice of a large number of people in heaven calling out , " Hallelujah ! Salvation , glory , and power belong to our God .
Taorian'ireo zavatra ireo dia nandre izay toy ny feo mafin ' ny vahoaka maro isa tany an - danitra aho nanao hoe : " Aleloia . Ny famonjena , ny voninahitra , ary ny hery dia an'Andriamanitsika .


REV 19:2     Alignment score: 0.308 → 0.307
His judgments are true and just , for he has judged the great prostitute who corrupted the earth with her sexual immorality . He has avenged the blood of his servants from her hand . "
Ireo fitsarany
dia marina sy mahitsy , fa nitsara ny mpivaro - tena lehibe izay nanaratsy ny tany tamin ' ny fijangajangany izy . Namaly faty ny ràn'ireo mpanompony , izay nalatsany izy . "
REV 19:3     Alignment score: 0.561
They spoke a second time : " Hallelujah ! The smoke rises from her forever and ever . "
Niteny fanindroany izy ireo hoe : " Aleloia ! Ny setroka dia miakatra avy aminy mandrakizay doria . "
REV 19:4     Alignment score: 0.56 → 0.56
The twenty - four elders and the four living creatures fell down and worshiped God , who was seated on the throne . They were saying , " Amen . Hallelujah ! "
Ireo loholona efatra amby roapolo sy ireo zava - manan'aina efatra dia niankohoka ary nanompo an'Andriamanitra izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana . Hoy izy ireo : " Amena . Aleloia ! "
REV 19:5     Alignment score: 0.409
Then a voice came out from the throne , saying , " Praise our God , all you his servants , you who fear him , both the unimportant and the powerful . "
Dia nisy feo nivoaka avy tao amin ' ny seza fiandrianana , nanao hoe : " Derao
Andriamanitsika , ianareo rehetra mpanompony , ianareo izay matahotra Azy , na ny tsy manan - danja na ny mahery . "
REV 19:6     Alignment score: 0.378 → 0.378
Then I heard what sounded like the voice of a great number of people , like the roar of many waters , and like mighty crashes of thunder , saying , " Hallelujah ! For the Lord reigns , our God , the Almighty .
Dia nandre izay toy ny feon
' ny olona maro isa , toy ny firohondrohon ' ny rano maro , sy toy ny fianjeran ' ny kotroka mafy aho , nanao hoe : " Aleloia ! Fa manjaka ny Tompo , Andriamanitra izay manapaka amin ' ny rehetra .
REV 19:7     Alignment score: 0.312 → 0.302
Let us rejoice and be glad and give him the glory ! For the wedding celebration of the Lamb has come
, and his bride has made herself ready .
Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ary hanome voninahitra Azy satria tonga ny fampakaram - badin ' ny Zanak'ondry , ary ny ampiakariny efa niomana .
REV 19:8     Alignment score: 0.343 → 0.357
She was permitted to be dressed in bright and clean fine linen " fine linen is the righteous acts of God 's holy people ) .
Nomena alalana hiakanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy " ( fa ny lamba rongony dia ireo asa marin'ireo olo - masina ) .
REV 19:9     Alignment score: 0.377 → 0.386
The angel said to me , " Write this : Blessed are those
who are invited to the wedding feast of the Lamb . " He also said to me , " These are true words of God . "
Ilay anjely niteny tamiko hoe : " Soraty izao : Sambatra ireo izay nasaina tamin ' ny fety fampakaram - badin ' ny Zanak'ondry . Niteny tamiko koa izy hoe : " Ireo dia teny marin'Andriamanitra . "
REV 19:10     Alignment score: 0.401
I fell down at his feet to worship him , but he said to me , " Do not do this ! I am a fellow servant with you and your brothers who hold the testimony about Jesus . Worship God , for the testimony about Jesus is the spirit of prophecy . "
Niankohoka teo amin ' ny tongony mba hanompo azy aho , fa hoy izy tamiko : " Aza manao izao ! Izaho dia mpiara - manompo aminao sy ireo rahalahinao
izay mitana ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy . Manompoa an'Andriamanitra , fa ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy dia ny fanahin ' ny faminaniana . "
REV 19:11     Alignment score: 0.36 → 0.373
Then I saw heaven open , and I looked and there was a white horse . The one riding it is called faithful and true . It is with justice that he judges and wages war .
Dia nahita ny lanitra nisokatra aho ary nijery ka nisy soavaly fotsy . Ilay mpitaingina izany dia nantsoina hoe mahatoky sy marina . Amin ' ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany .
REV 19:12     Alignment score: 0.322
His eyes are like a fiery
flame , and on his head are many crowns . He has a name written on him that no one knows but himself .
Ireo masony dia toy ny lelan'afo afo , ary eo amin ' ny lohany misy satro - boninahitra maro . Manana anarana voasoratra eo aminy izay tsy misy mahafantatra afa - tsy izy ihany izy .
REV 19:13     Alignment score: 0.306 → 0.336
He is clothed with a robe that was dipped in blood , and his name is called the Word of God .
Miakanjo akanjo lava izay natsoboka tao amin ' ny izy , ary ny anarany dia nantsoina hoe ny Tenin'Andriamanitra .
REV 19:14     Alignment score: 0.408
The armies of heaven were following him on white horses , dressed in fine linen , white and clean .
Ireo tafiky
ny lanitra dia nanaraka azy tamin ' ny soavaly fotsy , miakanjo lamba rongony , fotsy sy madio .
REV 19:15     Alignment score: 0.353 → 0.374
Out of his mouth goes a sharp sword with which he strikes down the nations , and he will rule them with an iron rod . He tramples in the winepress
of the fury of the wrath of God Almighty .
Avy ao amin ' ny vavany no mivoaka ny sabatra maranitra izay amin'izany no hamelezany ireo firenena , ary hanapaka azy ireo amin ' ny tehina vy izy . Manitsaka ao amin ' ny famiazan ' ny fahaviniran ' ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy .
REV 19:16     Alignment score: 0.344 → 0.343
He has a name written on his robe and on his thigh : " King of kings and Lord of lords . "
Manana anarana
voasoratra eo amin ' ny akanjo lavany eo amin ' ny feny izy hoe : " Mpanjakan'ireo mpanjaka sy Tompon'ireo tompo . "
REV 19:17     Alignment score: 0.384 → 0.412
I saw an angel standing in the sun . He called out in a loud voice to all the birds flying overhead , " Come , gather together for the great feast of God .
Nahita anjely nitsangana teo amin ' ny masoandro aho . Niantso tamin ' ny feo mahery ireo vorona manidina ambony rehetra izy hoe : " Avia , miangòna ho an ' ny fety lehiben'Andriamanitra .
REV 19:18     Alignment score: 0.402
Come eat the flesh of kings , the flesh of commanders , the flesh of mighty men , the flesh of horses and their riders , and the flesh of all men , both free and slave , the unimportant and the powerful . "
Avia ihinana ny nofon'ireo mpanjaka , ny nofon'ireo mpitari - tafika , ny nofon'ireo lehilahy mahery , ny nofon'ireo soavaly sy ireo mpitaingina izany , ary ny nofon
' ny lehilahy rehetra , ny afaka sy ny andevo , ny tsy manan - danja sy ny mahery . "
REV 19:19     Alignment score: 0.358 → 0.369
I saw the beast and the kings of the earth with their armies . They were assembling in order to wage war with the one who rode the horse and with his army .
Nahita ny bibi - dia sy ireo mpanjakan
' ny tany niaraka tamin ' ny tafik'izy ireo aho . Niangona izy ireo mba hiady amin ' ny iray izay nitaingina ny soavaly sy amin ' ny tafiny .
REV 19:20     Alignment score: 0.399 → 0.412
The beast was captured and with him the false prophet who performed the signs in his presence . With these
signs he deceived those who had received the mark of the beast and who worshiped his image . The two of them were thrown alive into the fiery lake of burning sulfur .
Voasambotra ilay bibi - dia ary niaraka taminy ny mpaminany sandoka izay nanao ireo famantarana teo anatrehany . Tamin'ireo famantarana ireo no namitahany ireo izay nandray ny mariky ny bibi - dia sy ireo izay nanompo ny sariny . Izy roa ireo dia natsipy velona tao anaty farihin'afo mirehitra solifara .
REV 19:21     Alignment score: 0.457
The rest of them were killed by the sword that came out of the mouth of the one who rode on the horse . All the birds ate their dead
flesh .
Ny ambin'izy ireo dia novonoina tamin ' ny sabatra izay nivoaka ny vavan ' ny iray izay nitaingina ny soavaly . Ny vorona rehetra nihinana ny nofo mangatsiakan'izy ireo .
REV 19     Average alignment score: 0.394 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22