Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 11:1     Alignment score: 0.347 → 0.352
A reed was given to me to use like a measuring rod . I was told , " Get up and measure the temple of God and the altar , and those
who worship in it .
Nomena volotara mba ampiasaina tahaka ny tehina aho . Nolazaina tamiko hoe : " Mitsangàna ary refeso ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara , ary ireo izay mivavaka ao .


REV 11:2     Alignment score: 0.505 → 0.532
But do not measure the courtyard outside the temple , for it has been given over to the Gentiles . They will trample the holy city for forty - two months .
Fa aza refesina ny kianja eo ivelan
' ny tempoly , fa nomena an'ireo Jentilisa izany . Hanitsaka ny tanàna masina mandritry ny roa amby efapolo volana izy ireo .
REV 11:3     Alignment score: 0.382
I will give my two witnesses
authority to prophesy for 1,260 days , clothed in sackcloth . "
Homeko ireo vavolombeloko roa ny fahefana haminany mandritry ny 1 , 260 andro , nitafy lamba fisaonana . "
REV 11:4     Alignment score: 0.409
These
witnesses are the two olive trees and the two lampstands that have stood before the Lord of the earth .
Ireo vavolombelona ireo dia hazon'oliva roa sy ny fitoeran - jiro roa izay nitsangana teo anatrehan ' ny Tompon ' ny tany .
REV 11:5     Alignment score: 0.259 → 0.277
If anyone chooses to harm them , fire comes out of their mouth and devours their enemies . Anyone who wishes to harm them must be killed in this way .
Raha misy olona misafidy handratra azy ireo , dia mivoaka afo ny vavan'izy ireo ka hihinana ireo fahavalon'izy ireo . Na iza na iza maniry ny handratra azy ireo dia tsy maintsy hovonoina amin'izany fomba izany .
REV 11:6     Alignment score: 0.288 → 0.336
These
witnesses have authority to close up the sky so that no rain will fall during the days that they prophesy . They have power to turn the waters to blood and to strike the earth with every kind of plague whenever they wish .
Ireo vavolombelona ireo dia manana fahefana hanidy ny lanitra mba tsy hilatsahan ' ny orana mandritry ny andro haminanian'izy ireo . Manam - pahefana izy ireo hanova ny rano ho sy hamely ny tany amin ' ny karazana loza rehetra na oviana na oviana irian'izy ireo .
REV 11:7     Alignment score: 0.35
When they will have finished their testimony , the beast that comes up from the bottomless pit will wage war against them . He will conquer them and kill them .
Rehefa ho vita ny fijoroan'izy
ireo vavolombelona , dia miakatra avy any anaty lavaka tsy hita noanoa ilay bibidia hiady hanohitra azy ireo . Handresy azy ireo Izy ary hamono azy ireo .
REV 11:8     Alignment score: 0.339 → 0.339
Their bodies will lie in the street of the great city ( which is symbolically called Sodom and Egypt ) where their Lord was crucified .
Hiampatra eny amin ' ny lalan
' ny tanàn - dehibe ny fatin'izy ireo ( izay antsoina ihany koa hoe Sodoma sy Egypta ) izay namantsihana ny Tompon'izy ireo .
REV 11:9     Alignment score: 0.261 → 0.303
For three and a half days some from every people , tribe , language , and nation will look at their bodies . They will not permit them to be placed in a tomb .
Hijery ny fatin'izy ireo mandritra
ny telo andro sy tapany ny olona , ny foko , fiteny , ary ny firenena rehetra . Tsy ho avelan'izy ireo apetraka ao am - pasana ireo
REV 11:10     Alignment score: 0.301 → 0.337
Those
who live on the earth will rejoice over them and celebrate . They will even send gifts to one another because these two prophets tormented those who lived on the earth .
Ireo izay miaina eo ambonin ' ny tany dia hifaly amin'izy ireo ary hankalaza . Hifandefa fanomezana mihintsy aza izy ireo satria nampijaly ireo izay miaina ambonin ' ny tany ireo mpaminany roa ireo .
REV 11:11     Alignment score: 0.404 → 0.404
But after three and a half days a breath of life
from God will enter them , and they will stand on their feet . Great fear will fall on those who see them .
Fa afaka telo andro sy tapany dia hiditra ao amin'izy ireo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra , ary hijoro amin ' ny tongony izy ireo . Hilatsaka amin'ireo izay mahita azy ireo ny tahotra lehibe .
REV 11:12     Alignment score: 0.383 → 0.383
Then they will hear a loud voice from heaven say to them , " Come
up here ! " Then they will go up into heaven in a cloud , while their enemies look on .
Avy eo dia handre feo mahery avy any an - danitra izy ireo miteny azy ireo hoe : " Miakara eto ! " Avy eo dia hiakatra ho any an - danitra ao anaty rahona izy ireo , raha mbola mijery tany ireo fahavalon'izy ireo .
REV 11:13     Alignment score: 0.343 → 0.343
At that hour there will be a major earthquake , and a tenth part of the city will collapse . Seven thousand people will be killed in the earthquake , and the survivors will be terrified and give glory to the God of heaven .
Amin'izany ora izany dia hisy horohoron - tany
mafy , ary hirodana ny ampahafolon ' ny tanàna . Fito arivo ny olona ho faty amin'ilay horohorontany , ary ho raiki - tahotra ireo olona sisa tsy maty ary hanome voninahitra an'Andriamanitry ny lanitra .
REV 11:14     Alignment score: 0.472 → 0.48
The second woe is past . Look ! The third woe is coming quickly .
Lasa ny loza faharoa . Indro ! tonga faingana ny loza fahatelo .
REV 11:15     Alignment score: 0.447 → 0.479
Then the seventh angel sounded his trumpet , and loud voices spoke in heaven and said , " The kingdom of the world has become
the kingdom of our Lord and of his Christ , and he will reign forever and ever . "
Avy eo dia nampaneno ny trompetrany ny anjely fahafito , ary nisy feo mafy niteny tany an - danitra nanao hoe : " Ho lasa fanjakan ' ny Tompontsika sy ny Kristiny ny fanjakan'izao tontolo izao . Izy no hanjaka mandrakizay doria . "
REV 11:16     Alignment score: 0.299 → 0.312
Then the twenty - four elders , who sit on their thrones in the presence of God , fell upon their faces and worshiped God .
Avy eo ireo loholona efatra amby roapolo izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianan'izy ireo teo anatrehan'Andriamanitra dia nampiankohoka ny tenan'izy ireo . Nankalaza an'Andriamanitra izy ireo .
REV 11:17     Alignment score: 0.386
They said , " We give thanks to you , Lord God Almighty , the one who is and who was , because you have taken your great power and have begun
to reign .
Hoy izy ireo : " Manome fisaorana Anao izahay , ry Tompo Andriamanitra Tsitoha , ilay ankehitriny sy taloha , satria naka ny herinao lehibe ianao ary nanomboka nanjaka .
REV 11:18     Alignment score: 0.341 → 0.361
The nations were enraged , but your wrath has come
. The time has come for the dead to be judged and for you to reward your servants the prophets and God 's holy people , and those who feared your name , both the unimportant and the mighty . The time has come for you to destroy those who are destroying the earth . "
Tezitra mafy ireo firenena , kanefa tonga ny fahatezeranao . Tonga ny fotoana hitsarana ny maty sy hamalianao soa ireo mpaminany mpanomponao , ireo izay mpino , sy ireo izay natahotra ny anaranao , na ny tsy manan - danja na ny mahery . Tonga ny fotoana handringananao ireo izay manimba ny tany . "
REV 11:19     Alignment score: 0.326 → 0.358
Then God 's temple in heaven was opened and the ark of his covenant was seen within his temple . There were flashes of lightning , rumblings , crashes of thunder , an earthquake , and a great hailstorm .
Avy eo dia nisokatra ny tempolin'Andriamanitra tany an - danitra ary hita ny fiaran ' ny fanekeny
ao anatin ' ny tempoliny . Nisy tsela - pahazavana , kotroka , kotrokorana , horohorontany , ary havandra vaventy tao .
REV 11     Average alignment score: 0.371 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22