Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 8:1     Alignment score: 0.497 → 0.499
When the Lamb opened the seventh seal , there was a silence in heaven for about half an hour .
Rehefa novahan'ilay Zanak'ondry ny tombo - kase fahafito , dia nisy fahanginana tany
an - danitra teo amin ' ny antsasaka ora teo .


REV 8:2     Alignment score: 0.466
Then I saw the seven angels who stand before God , and seven trumpets were given to them .
Avy eo dia hitako ireo anjely fito izay nitsangana teo anoloan'Andriamanitra , ary nomena trompetra fito izy ireo .
REV 8:3     Alignment score: 0.392 → 0.418
Another angel came , holding a golden incense bowl , standing at the incense altar . Much incense was given to him so that he would offer it with the prayers of all God 's holy people on the golden incense altar before the throne .
Nisy anjely hafa tonga , nitazona lovia volamena fandoroana ditin - kazo manitra , nitsangana teo ambonin ' ny alitara . Ditin - kazo manitra maro no nomena azy mba hanolorany izany mbamin ' ny vavaky
ny mpino rehetra eo ambonin ' ny alitara volamena fandoroana ditin - kazo manitra eo anoloan ' ny sezam - boninahitra .
REV 8:4     Alignment score: 0.326 → 0.326
The smoke of the incense with the prayers of God 's holy people rose
up before God from the angel 's hand .
Ny setrok'ilay ditin - kazo manitra , mbamin ' ny vavak'ireo mpino , dia niakatra teo anoloan ' Andriamanitra avy amin ' ny tanan ' ny anjely .
REV 8:5     Alignment score: 0.511 → 0.521
The angel took the incense bowl and filled it with fire from the altar . Then he threw it down to the earth , and there were crashes of thunder , rumblings , flashes of lightning , and an earthquake .
Naka ilay lovia fandoroana ditin - kazo manitra ilay anjely ary nameno izany tamin ' ny afo avy eo amin ' ny alitara . Avy eo natsipiny tamin ' ny tany izany , ary nisy kotro - baratra , kotroka , tselatra , ary horohoron - tany
.
REV 8:6     Alignment score: 0.453 → 0.467
The seven angels who had the seven trumpets prepared to sound them .
Ireo anjely fito izay nanana ireo trompetra fito dia niomana hitsoka izany .
REV 8:7     Alignment score: 0.423 → 0.43
The first angel sounded his trumpet , and there was hail and fire mixed with blood . It was thrown down onto the earth so that a third of it was burned up , a third of the trees were burned up , and all the green grass was burned up .
Nitsoka ny trompetrany ilay anjely voalohany , ary nisy havandra sy afo mifangaro . Natsipy tety
an - tany izany mba ho may ny ampahatelon'izany , may ny ampahatelon ' ny hazo , ary may avokoa ireo ahi - maitso .
REV 8:8     Alignment score: 0.444 → 0.456
The second angel sounded his trumpet , and something like a great mountain
burning with fire was thrown into the sea . A third of the sea became blood ,
Nitsoka ny trompetrany ilay anjely faharoa , ary nisy zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo natsipy tany an - dranomasina . Lasa ny ampahatelon ' ny ranomasina ,
REV 8:9     Alignment score: 0.465
a third of the living creatures in the sea died
, and a third of the ships were destroyed .
maty ny ampahatelon ' ny zava - manan'aina tao an - dranomasina , ary rava ny ampahatelon'ireo sambo .
REV 8:10     Alignment score: 0.38 → 0.384
The third angel sounded his trumpet , and a huge star fell from the sky , blazing like a torch , on a third of the rivers and springs of water .
Nitsoka ny trompetrany ilay anjely fahatelo , ary nisy kintana lehibe nilatsaka avy any an - danitra , mirehitra toy ny fanilo , tamin ' ny ampahatelon'ireo ony sy loharano .
REV 8:11     Alignment score: 0.263 → 0.303
The name of the star is Wormwood . A third of the waters became
wormwood , and many people died from the waters that became bitter .
Zava - mangidy no anaran'ilay kintana . Lasa nangidy ny ampahatelon'ilay rano , ary olona maro no maty tamin'ilay rano izay lasa nangidy .
REV 8:12     Alignment score: 0.423
The fourth angel sounded his trumpet , and a third of the sun was struck , as well as a third of the moon and a third of the stars . So a third of them turned dark ; a third of the day and a third of the night had no light .
Nitsoka ny trompetrany ilay anjely faha - efatra , ary niova ny ampahatelon ' ny masoandro , toy ny ampahatelon ' ny volana sy ny ampahatelon'ireo kintana . Noho izany dia lasa mainty ny ampahatelon'ireo ; tsy nisy hazavana ny ampahatelon ' ny andro sy ny ampahatelon ' ny alina .
REV 8:13     Alignment score: 0.331 → 0.333
I looked , and I heard an eagle that was flying overhead calling out with a loud voice , " Woe , woe , woe , to those who live on the earth , because of the remaining trumpet blasts that are about to be sounded by the three angels . "
Nijery aho , ary nandre voro - mahery izay nanidina teny
afovoan ' ny lanitra , niantso tamin ' ny feo mafy hoe : ' " Loza , loza , loza , ho an'ireo izay monina eny amin ' ny tany , nohon ' ny feona trompetra sisa izay efa ho tsofin'ireo anjely telo . "
REV 8     Average alignment score: 0.417 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22