Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 4:1     Alignment score: 0.394
After these things I looked , and I saw an open door in heaven . The first voice that I had heard was speaking to me like a trumpet , saying , " Come
up here , and I will show you what must happen after these things . "
Taorin'izany zavatra izany dia nijery aho , ary nahita varavarana iray nisokatra teny amin ' ny lanitra . Ny feo voalohany izay reko dia niresaka tamiko tahaka ny trompetra , nanao hoe : " Miakara ety , ary ho asehoko anao izay tsy maintsy hitranga aorian'ireo zavatra ireo . "


REV 4:2     Alignment score: 0.328 → 0.349
At once I was in the Spirit , and I saw there a throne placed in heaven , with someone sitting on it .
Nisy fotoana aho voatariky ny Fanahy , ary nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka teny
amin ' ny lanitra , nisy olona nipetraka teo ambonin'izany .
REV 4:3     Alignment score: 0.391 → 0.485
The one who was sitting on it looked like jasper and carnelian . There was a rainbow around the throne . The rainbow was like an emerald in appearance .
Ilay iray izay nipetraka teo amboniny dia miendrika tahaka ny jaspa sy karneola . Nisy avana nanodidina ny seza fiandrianana . Ilay avana dia miendrika
toy ny emeraoda .
REV 4:4     Alignment score: 0.485 → 0.456
Around the throne were twenty - four thrones , and seated on the thrones were twenty - four elders , dressed with white garments , with golden crowns on their heads .
Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nanodidina ilay seza fiandrianana , ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka teo ambonin'ireo seza fiandrianana , niakanjo fotsy , niaraka tamin ' ny satro - boninahitra volamena teny amin ' ny lohan'izy ireo .
REV 4:5     Alignment score: 0.403 → 0.402
From the throne came flashes of lightning , rumblings , and crashes of thunder . Seven flaming lamps were burning in front of the throne , lamps that were the seven spirits of God .
Avy tamin'ilay seza fiandrianana no nisy tsela - pahazavana , kotroka , ary kotro - baratra . Nisy jiro fito nirehitra teo anoloan ' ny seza fiandrianana , jiro izay fanahy fiton'Andriamanitra
REV 4:6     Alignment score: 0.481
Before the throne was a sea of glass , like crystal . In the middle of the throne and around the throne were four living creatures , full of eyes , front and back .
Teo alohan ' ny seza fiandrianana dia nisy ranomasina fitaratra , tahaka ny kristaly
. Ireo zava - manan'aina efatra dia teo afovoan ' ny seza fiandrianana sy nanodidina izany , feno maso , teo anoloany sy tao an - damosiny .
REV 4:7     Alignment score: 0.521 → 0.527
The first living creature
was like a lion , the second living creature was like a calf , the third living creature had a face like a man , and the fourth living creature was like a flying eagle .
Ilay zava - manan'aina voalohany dia tahaka ny liona , ilay zava - manan'aina faharoa tahaka ny zanak'omby , ilay zava - manan'aina fahatelo dia miendrika olona , ary ilay zava - manan'aina fahaefatra tahaka ny voro - mahery manidina .
REV 4:8     Alignment score: 0.421 → 0.45
The four living creatures each had six wings , full of eyes on top and underneath . Night and day they do not stop saying , " Holy , holy , holy is the Lord God Almighty , who was , and who is , and who is to come
. "
Ireo zava - manan'aina efatra dia samy manana elatra enina avy , feno maso ny ambony sy ny ambany . Andro sy alina izy ireo dia tsy mitsahatra miteny hoe : " Masina , masina , masina ilay Tompo Andriamanitra Tsitoha izay nisy , sy misy , ary mbola ho avy . "
REV 4:9     Alignment score: 0.497
Whenever the living creatures give glory , honor , and thanks to the one who sits on the throne , the one who lives forever and ever ,
Na oviana na oviana ireo zava - manan'aina dia hanome voninahitra , laza , ary fisaorana an'ilay iray izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana , ilay iray izay velona mandrakizay doria ,
REV 4:10     Alignment score: 0.372 → 0.375
the twenty - four elders fall
down before the one seated on the throne and worship him who lives forever and ever . They lay their crowns before the throne , saying ,
ireo loholona efatra amby roapolo dia nampiankohoka ny tenan'izy ireo eo anoloan'ilay iray izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana . Miankohoka eo amin'ilay iray izay velona mandrakizay doria izy ireo , ary nanipy ny satro - boninahitr'izy ireo teo anoloan ' ny seza fiandrianana , miteny hoe :
REV 4:11     Alignment score: 0.344
" Worthy are you , our Lord and our God , to receive glory and honor and power , for you created all things , and by your will they existed and were created . "
" Mendrika ianao , ry Tomponay
sy Andriamanitray , handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery . Fa Ianao no namorona ny zavatra rehetra , ary tamin ' ny alalan ' ny sitraponao , dia nisy izy ireo ary nohariana . "
REV 4     Average alignment score: 0.437 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22