Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 12:1     Alignment score: 0.495 → 0.489
A great sign was seen in heaven : a woman clothed with the sun , with the moon under her feet and a crown of twelve stars on her head .
Famantarana lehibe no hita tany an - danitra : vehivavy nitafy ny masoandro , ary ny volana teo ambanin ' ny tongony , ary satro - boninahitra
vita tamin ' ny kintana roa ambin ' ny folo no teo amin ' ny lohany .


REV 12:2     Alignment score: 0.184 → 0.199
She was pregnant , and she was crying out in birth pains , in the anguish of childbirth .
Bevohoka izy , ary nihiaka mafy fa efa ho teraka , ao anatin
' ny fihetsehan - jaza .
REV 12:3     Alignment score: 0.418
Then another sign was seen in heaven : Look ! There was a huge red dragon that had seven heads and ten horns , and there were seven crowns on his heads .
Avy eo nisy famantarana hafa niseho tany an - danitra : Indro ! Nisy dragona mena goavam - be izay nanana loha fito sy tandroka folo , ary nisy satro - boninahitra fito teo amin'ireo lohany .
REV 12:4     Alignment score: 0.363 → 0.365
His tail swept away a third of the stars in heaven and hurled them down to the earth . The dragon stood before the woman who was about to give
birth , so that when she gave birth , he would devour her child .
Ny rambony dia nifaoka ny ampahatelon ' ny kintana tany an - danitra sady nanipy azy ireo teny amin ' ny tany . Ilay dragona nijoro teo anoloan'ilay vehivavy izay efa ho teraka , ka rehefa teraka izy , dia afaka handrapaka ny zanany izy .
REV 12:5     Alignment score: 0.275
She gave birth to a son , a male child , who would rule all the nations with an iron rod . Her child was snatched away to God and to his throne ,
Niteraka zazalahy izy , izay hanapaka ny firenena rehetra miaraka amin ' ny tehim - by . Ny zanany dia nalaina an - keriny ho any amin'Andriamanitra sy ho eo amin ' ny seza fiandrianany
,
REV 12:6     Alignment score: 0.408
and the woman fled into the wilderness , where God had prepared a place for her , so she could be taken care of for 1,260 days .
ary ilay vehivavy dia nandositra nankany an'efitra , izay nisy toerana efa nomanin'Andriamanitra ho azy , koa dia ho voakarakara mandritry
ny 1260 andro izy .
REV 12:7     Alignment score: 0.473 → 0.485
Now there was war in heaven . Michael and his angels fought against the dragon , and the dragon and his angels fought back .
Ary nisy ady tany
an - danitra . Mikaela sy ireo anjeliny dia niady tamin'ilay dragona ; ary ilay dragona sy ny anjeliny dia namaly ady .
REV 12:8     Alignment score: 0.388
But the dragon was not strong enough to win . So there was no longer any place in heaven for him and his angels .
Fa tsy dia natanjaka ilay dragona ka tsy naharesy . Koa tsy nisy toerana ho azy sy ireo anjeliny
intsony tany an - danitra .
REV 12:9     Alignment score: 0.423 → 0.44
The great dragon that old serpent called the Devil or Satan , who deceives the whole world was thrown down to the earth , and his angels were thrown down with him .
Ilay dragona lehibe izay menarana fahiny nantsoina hoe devoly na Satana , ilay namitaka an'izao tontolo izao dia natsipy teny
ambonin ' ny tany , ary ireo anjeliny dia natsipy niaraka taminy .
REV 12:10     Alignment score: 0.395 → 0.431
Then I heard a loud voice in heaven : " Now have come
the salvation and the power and the kingdom of our God , and the authority of his Christ . For the accuser of our brothers has been thrown down , the one who accused them before our God day and night .
Avy eo nandre feo mafy avy any an - danitra aho : " Ankehitriny dia tonga ny famonjena , ny hery , ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny . Fa ny mpiampanga ny rahalahintsika dia natsipy tany ambany , ilay iray izay miampanga azy ireo andro aman'alina eo anatrehan'Andriamanitsika .
REV 12:11     Alignment score: 0.24 → 0.258
They conquered him by the blood of the Lamb and by the word of their testimony , for they did not love their lives even to death .
Izy ireo dia naharesy azy tamin ' ny ràn ' ny Zanak'ondry sy tamin ' ny teny fijoron'izy
ireo vavolombelona , fa tsy nankamamy ny fiainany intsony izy ireo na dia ho faty aza .
REV 12:12     Alignment score: 0.288
Therefore rejoice , you heavens and all who reside in them ! But woe to the earth and to the sea , because the devil has gone down to you ! He is filled with terrible anger and knows that he has only a little time !
Noho izany , mifalia
, ianareo ry lanitra , sy izay rehetra monina ao aminy . Fa mitandrema ny amin ' ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly dia nidina teny aminareo . Feno fahatezerana izy , satria fantany fa fotoana fohy sisa no hananany .
REV 12:13     Alignment score: 0.356 → 0.355
When the dragon realized he had been thrown down to the earth , he pursued the woman who had given birth to the male child .
Rehefa nahafantatra ilay dragona fa nazera tamin ' ny tany izy , dia nanenjika ilay vehivavy niteraka zazalahy izy .
REV 12:14     Alignment score: 0.267
But the woman was given the two wings of a great eagle so that she would flee to the place prepared for her in the wilderness . This was the place where she would be taken care of , for a time , times , and half a time out of the serpent 's presence .
Fa ilay vehivavy dia nomena elatra roan ' ny voromahery lehibe , ka dia afaka nanidina nankany amin'ilay toerana nokarakaraina ho azy tany an'efitra . Io ilay toerana hitsinjovana azy , mandritry
ny telo taona sy tapany mba tsy ho hitan'ilay menarana .
REV 12:15     Alignment score: 0.302 → 0.299
The serpent poured water out of his mouth like a river so that he might make a flood to sweep her away .
Namoaka rano toy ny renirano tamin ' ny vavany ilay menarana , izay hifaoka an - dravehivavy .
REV 12:16     Alignment score: 0.363 → 0.391
But the earth helped the woman . The earth opened its mouth and swallowed the river that the dragon was pouring out of his mouth .
Fa ny tany nanampy an - dravehivavy . Nosokafan ' ny tany ny vavany ary dia nateliny ny riaka izay navoakan ' ny vavan'ilay dragona .
REV 12:17     Alignment score: 0.38
Then the dragon was enraged at the woman and went off to wage war with the rest of her descendants , those who obey God 's commandments and hold to the testimony about Jesus .
Ary tezitra tamin - dravehivavy ilay dragona ka niala ary nitady ady tamin ' ny ambin'ireo taranany , izay mankàto ny didin'Andriamanitra ary mitana ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy .
REV 12:18     Alignment score: 0.334 → 0.473
Then the dragon stood on the sand of the seashore .
Avy eo nitsangana teo ambonin ' ny fasiky
ny ranomasina ilay dragona .
REV 12     Average alignment score: 0.367 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22