Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 18:1     Alignment score: 0.41 → 0.414
After these
things I saw another angel coming down out of heaven . He had great authority , and the earth was illumined by his glory .
Taorian'ireo zavatra ireo dia nahita anjely hafa izay nidina avy any an - danitra aho . Nanana fahefana lehibe izy , ary namirapiratra nohon ' ny ny voninahiny ny tany .


REV 18:2     Alignment score: 0.332 → 0.334
He cried out with a mighty voice , saying , " Fallen , fallen is Babylon the great ! She has become a dwelling place for demons , a prison for every unclean spirit , a prison for every unclean bird , a prison for every unclean and detestable animal .
Nihiaka tamin ' ny feo mahery izy , niteny hoe : " Nianjera , nianjera ilay Babylona lehibe ! Lasa tonga toeram - ponenan ' ny demony
, fialofana ho an'ireo fanahy maloto , ary fialofana ho an ' ny ireo vorona maloto sy marikoriko rehetra .
REV 18:3     Alignment score: 0.282 → 0.292
For all the nations have drunk
the wine of her immoral passion . The kings of the earth have committed immorality with her . The merchants of the earth have become rich from the power of her sensual way of living . "
Fa ny firenena rehetra dia nisotro ny divain ' ny fitondran - tena malotony . Ireo mpanjakan ' ny tany dia nanao fitondran - tena maloto taminy . Ireo mpivarotra ny tany dia tonga mpanan - karena tamin'alalan ' ny fomba fiainany amin ' ny nofo . "
REV 18:4     Alignment score: 0.263 → 0.279
Then I heard another voice from heaven say , " Come
out from her , my people , so that you will not share in her sins , and so that you will not receive any of her plagues .
Avy eo dia nandre feo hafa avy any an - danitra aho , miteny hoe : " Mialà aminy , ry oloko , mba tsy hizarany ny fahotany ao aminareo , ary mba tsy hahazonareo ireo lozany .
REV 18:5     Alignment score: 0.151 → 0.174
Her sins have piled up as high as heaven , and God has remembered her evil actions .
Efa nihangona tahaka ny ahavon ' ny lanitra ireo fahotany
, ary Andriamanitra mahatsiaro ireo asa ratsiny .
REV 18:6     Alignment score: 0.127 → 0.138
Pay her back as she has paid others back , and repay her double for her deeds ; in the cup she mixed , mix double the amount for her .
Mamalia
azy tahaka ny namalian ' ny hafa , ary valio avy roa eny izay efa vitany ; tao amin ' ny kapoka izay efa nofenoiny , dia fenoy avo roa eny ho azy .
REV 18:7     Alignment score: 0.23 → 0.238
As she glorified herself and lived in luxury , give her just as much torture and grief . For she says in her heart , ' I am seated as a queen ; I am not a widow , and I will never see mourning . '
Toy izy nanome voninahitra ny tenany sy niaina tamin ' ny tsy fiafiana , omeo azy ny fampijaliana sy ny alahelo sahaza azy . Fa izy nilaza tao am - pony nanao hoe : ' Nipetraka toy ny mpanjaka vavy aho . Tsy maty vady aho , ary tsy hisaona mandrakizay . '
REV 18:8     Alignment score: 0.472
Therefore in one day her plagues will come
: death , mourning , and famine . She will be consumed by fire , for the Lord God is mighty , and he is her judge . "
Noho izany dia ho avy amin ' ny andro iray ireo areti - mandringany : ny fahafatesana , ny fisaonana , ary ny mosary . Hodoran ' ny afo izy , fa ny Tompo Andriamanitra dia mahery , ary izy no mpitsara azy . "
REV 18:9     Alignment score: 0.259 → 0.28
The kings of the earth who committed sexual immorality and went out of control with her will weep and wail over her when they see the smoke of her burning .
Ireo mpanjakan
' ny tany izay nijangajanga sy nandeha tsy am - pieritreretana niaraka taminy dia hitomany ary hiankohoka eo anatrehany rehefa hahita ny setroky ny fahamaizany izy ireo .
REV 18:10     Alignment score: 0.407 → 0.41
They will stand off at a distance , afraid of her torment , saying , " Woe , woe to the great city , Babylon , the powerful city ! For in a single hour your punishment has come
. "
Hijoro lavitra izy ireo , hatahotra ny fijaliany , hiteny hoe : " Loza , loza ho an'ilay tanàna lehibe , Babylona , ilay tanàna mahery , fa amin ' ny ora iray dia ho avy ny sazinareo . "
REV 18:11     Alignment score: 0.245
The merchants of the earth weep and mourn for her since no one buys their merchandise anymore
Ireo mpivarotra ny tany dia mitomany sy misaona ho azy , satria tsy nisy olona niady varotra
ho azy intsony -
REV 18:12     Alignment score: 0.461 → 0.462
merchandise of gold , silver , precious stone , pearls , fine linen , purple , silk , scarlet , all kinds of scented wood , every vessel of ivory , every vessel made of most precious wood , bronze , iron , marble ,
varotra
volamena , volafotsy , vato sarobidy , firavaka , lamban - drongony tena tsara , volomparasy , landy , mena , ireo karazana hazo ala , ny fanaka ivoara , ny fanaka rehetra vita avy amin ' ny hazo sarobidy , varahina , vy , marbra ,
REV 18:13     Alignment score: 0.515 → 0.517
cinnamon , spice , incense , myrrh , frankincense , wine , oil , fine flour , wheat , cattle and sheep , horses and chariots , and bodies and souls of people .
kanelina , zava - manitra , ditin - kazo , miora , hanitra , divay , menaka , koba tsara toto , vary , biby fiompy ary ondry , soavaly sy kalesy , ireo andevo sy fanahin'olona .
REV 18:14     Alignment score: 0.182 → 0.196
The fruit that you desired with all your might is gone from you . All your luxury and splendor have vanished , never to be found again .
Ny vokatra
izay tinao tamin ' ny herinao rehetra dia hiala aminao . ny entanao lafo vidy sy ireo namirapiratra dia nanjavona , ary tsy ho hita intsony mandrakizay .
REV 18:15     Alignment score: 0.259 → 0.272
The merchants of these
goods who became rich by her will stand away from her at a distance because of the fear of her torment , weeping and mourning loudly .
Ny mpivarotra ireo entana izay tonga mpanan - karena noho izy dia hiala aminy lavitra nohon ' ny fatahorana ny fijaliany , hitomany sy hisaona mafy .
REV 18:16     Alignment score: 0.457
They will say , " Woe , woe to the great city that was dressed in fine linen , in purple , and in scarlet , and was adorned with gold , precious jewels , and pearls !
Hiteny izy ireo hoe : " Loza , loza ho an'ilay tanàna lehibe izay niakanjo tamin ' ny lamban - drongony tena tsara , volomparasy , sy mena , ary noravahana tamin ' ny volamena , firavaka sarobidy , ary vatosoa !
REV 18:17     Alignment score: 0.244 → 0.258
In a single hour all that wealth has been laid waste . " Every ship 's captain , every seafaring man , sailors , and all who make their living from the sea stood off at a distance .
Anatin
' ny ora iray dia ho foana izany harena rehetra izany . " Ireo kapitenin - tsambo rehetra , ireo mandeha eny ambonin ' ny ranomasina rehetra , tantsambo , sy izay rehetra monina an - dranomasina , dia hijoro alavitra .
REV 18:18     Alignment score: 0.499
They cried out as they saw the smoke of her burning . They said , " What city is like the great city ? "
Nihiaka izy ireo raha vao nahita an'ilay setrokin ' ny fahamaizany . Niteny izy ireo hoe : " Tanàna inona no toy ny tanàna lehibe ? "
REV 18:19     Alignment score: 0.36 → 0.374
They threw dust on their heads , and cried out , weeping and mourning , " Woe , woe to the great city where all who had their ships at sea became
rich from her wealth . For in a single hour she has been laid waste . "
Nanipy vovoka teny an - dohany izy , ary nihiaka mafy , nitomany , sy nisaona , nanao hoe : " Loza , loza ho an'ilay tanàna lehibe izay nisy an'ireo rehetra nanana ireo sambo an - dranomasina no tonga mpanan - karena avy amin ' ny harenany . Fa tao anaty ora iray dia simba izany . "
REV 18:20     Alignment score: 0.395
" Rejoice over her , heaven , you holy people and apostles and prophets , for God has brought your judgment on her ! "
" Mifalia
aminy , ry lanitra , ianareo mpino , apostoly , ary mpaminany , fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo taminy ! "
REV 18:21     Alignment score: 0.399 → 0.428
A mighty angel took up a stone like a great millstone and threw it into the sea , saying , " In this way , Babylon , the great city , will be thrown down with violence and will not be seen anymore .
Anjely mahery iray naka vato toy ny vato lehibe ary nanipy izany tany
an - dranomasina , ary nilaza hoe : " amin'izany fomba izany , Babylona , ilay tanàna lehibe , harodana arahina herisetra , ary tsy ho hita intsony .
REV 18:22     Alignment score: 0.32 → 0.321
The sound made by harpists , musicians , flute players , and trumpeters will not be heard anymore in you . No craftsman
of any kind will be found in you . No sound of a mill will be heard anymore in you .
Ilay feo nataon'ireo lokanga , mpitendry mozika , mpitsoka sodina , sy trompetra dia tsy ho re ao aminao intsony . Ireo mpanao asa - tanana isan - karazany dia tsy hita ao aminao intsony . Tsy hisy feon ' ny vato fikosoham - bary ho re intsony eo aminao .
REV 18:23     Alignment score: 0.369 → 0.399
The light of a lamp will not shine in you anymore . The voices of the bridegroom and the bride will not be heard in you anymore , for your merchants were the princes of the earth , and the nations were deceived by your sorcery .
Ny fahazavan
' ny jiro , dia tsy hamirapiratra ao aminao intsony . Ireo feon ' ny mpampakatra sy ampakarina dia tsy ho re ao aminao intsony , fa ny mpivarotrareo no andrian ' ny tany , ary ireo firenena dia voafitaka tamin ' ny famosavinareo .
REV 18:24     Alignment score: 0.385
In her the blood of prophets and of God 's holy people was found , and the blood of all who have been killed on the earth . "
Tao aminy no nahitana ny ràn'ilay mpaminany , sy ireo mpino , ary ny ràn'ireo rehetra izay voavono teto an - tany . "
REV 18     Average alignment score: 0.35 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22