Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 16:1     Alignment score: 0.347 → 0.353
Jesus also said to the disciples , " There was a certain rich man who had a manager , and it was reported to him that this manager was wasting his possessions
.
Dia hoy koa Jesosy tamin'ireo mpianany hoe : " Nisy lehilahy mpanan - karena iray nanana mpitantana , ary notanterina tany aminy fa io mpitantana io no nandany ny fananany rehetra .


LUK 16:2     Alignment score: 0.257 → 0.265
So the rich man called him and said to him , ' What is this that I hear about you ? Give an account of your management , for you can no longer be manager . '
Koa nampiantso azy ilay lehilahy mpanan - karena ary niteny taminy hoe : ' Inona izany henoko momba anao izany ? Manomeza tatitra momban ' ny asa fitantananao , fa ianao tsy ho afaka ny ho mpitandri - pananana intsony . '
LUK 16:3     Alignment score: 0.195 → 0.195
" The manager said to himself , ' What should I do , since my master is taking away my management job ? I do not have strength to dig , and I am ashamed to beg .
Ary ilay mpitandrim - pananana niteny tany
an - tsainy hoe : " Inona re no tokony ataoko , fa manala ahy amin ' ny asa tantaniko ny tompoko ? Tsy manan - kery hiasana tany aho , ary menatra ny hangataka aho .
LUK 16:4     Alignment score: 0.253 → 0.256
I know what I will do , so that when I am removed from my management job , people will welcome me into their houses . '
Fantatro ny ho ataoko , mba rehefa esorina amin ' ny asa fitantanako aho , dia hampandroso ahy ao an - tranon'izy ireo ny olona . '
LUK 16:5     Alignment score: 0.346 → 0.346
" Then the manager called for each one of his master 's debtors , and he asked the first one , ' How much do you owe to my master ? '
Avy eo ilay mpitan - draharaha niantso ny tsirairay tamin'ireo mpitrosan ' ny tompony , ary dia nanontany ilay voalohany izy hoe : ' Ohatrinona no ananan ' ny tompoko any aminao ? '
LUK 16:6     Alignment score: 0.402
He said , ' A hundred baths of olive oil . ' He said to him , ' Take your bill , sit down quickly , and write fifty . '
Niteny izy hoe : ' Menaka oliva zato litatra . ' Niteny taminy izy hoe : ' Raiso ny taratasinao , mipetraha faingana , ary dimampolo soratana
. '
LUK 16:7     Alignment score: 0.364
" Then the manager said to another , ' How much do you owe ? ' He said , ' A hundred cors of wheat . ' He said to him , ' Take your bill , and write eighty . '
Ary avy eo ilay mpitantana niteny tamin ' ny anankiray hoe : ' Ohatrinona ny trosanao ? ' Niteny izy hoe : ' vary zato famarana . ' Niteny taminy izy hoe : ' Raiso ny taratasinao , ary soraty hoe valopolo . '
LUK 16:8     Alignment score: 0.259
" The master then commended the unrighteous manager because he had acted shrewdly . For the sons of this world are more shrewd in dealing with their own people than are the sons of light .
Avy eo ilay tompo dia nidera ilay mpitantana tsy marina satria niasa tamin - kafetsena izy . Fa fetsy kokoa ny zanak'izao tontolo izao ny amin ' ny fifanarahana amin'izy samy olona noho ny zanaky
ny fahazavana .
LUK 16:9     Alignment score: 0.207 → 0.21
I say to you , make friends for yourselves by means of unrighteous wealth
so that when it is gone , they may welcome you into the eternal dwellings .
Miteny aminareo Aho , mitadiava namana amin ' ny alalan ' ny vola tsy marina , amin'izay rehefa lany izany , dia mety ho raisin'izy ireo ao amin ' ny fonenana mandrakizay ianareo .
LUK 16:10     Alignment score: 0.288 → 0.324
" He who is faithful in very little is also faithful in much , and he who is unrighteous in very little is also unrighteous in much .
Izay mahatoky amin ' ny kely indrindra dia mahatoky amin ' ny be koa , ary izay tsy marina amin ' ny kely indrindra dia tsy marina amin ' ny be koa .
LUK 16:11     Alignment score: 0.37
If you have not been faithful in using unrighteous wealth
, who will trust you with true wealth ?
Raha tsy mahatoky amin ' ny fampiasana vola tsy marina ianareo , iza no hatoky anareo amin ' ny harena marina ?
LUK 16:12     Alignment score: 0.392 → 0.393
If you have not been faithful in using other people 's property , who will give you money of your own ?
Raha tsy mahatoky amin ' ny fampiasana ny volan
' ny olona hafa ianareo , iza no hanome vola ho anareo manokana ?
LUK 16:13     Alignment score: 0.311
" No servant can serve two masters , for either he will hate the one and love the other , or else he will be devoted to one and despise the other . You can not serve God and wealth . "
Tsy misy mpanompo afaka manompo tompo roa , fa na izy hankahala ny anankiray dia ho tia ny iray , na koa izy hanolo - tena ho an ' ny iray dia hanao tsinontsinona ilay hafa . Tsy afaka manompo an'Andriamanitra sy ny harena ianareo . "
LUK 16:14     Alignment score: 0.394
Now the Pharisees , who were lovers of money , heard all these
things , and they ridiculed him .
Ary ny Fariseo , izay tia vola , rehefa nandre izany zavatra rehetra izany , dia nanamavo Azy izy ireo .
LUK 16:15     Alignment score: 0.314
He said to them , " You justify yourselves in the sight of men , but God knows your hearts . That which is exalted among men is detestable in the sight of God .
Niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Ianareo dia manamarina ny tenanareo eo imason
' ny olona , fa Andriamanitra mahalala ny fonareo . Fa izay hasandratra eo amin ' ny olona dia hankahalaina eo imason'Andriamanitra .
LUK 16:16     Alignment score: 0.37
The law and the prophets were in effect until John came
. From that time on , the gospel of the kingdom of God is preached , and everyone tries to force their way into it .
Ny lalàna sy ireo mpaminany dia nisy mandra - piavin'i Jaona . Efa hatramin'izany fotoana izany , no efa nitoriana ny filazantsaran ' ny fanjakan'Andriamanitra , ary ny tsirairay dia niezaka nanitsy ny lalany ho amin'izany .
LUK 16:17     Alignment score: 0.178 → 0.189
But it is easier for heaven and earth to pass
away than for one stroke of a letter of the law to become invalid .
Fa moramora kokoa ny hahafoana ny lanitra sy ny tany noho ny soratra kely indrindra ao amin ' ny lalàna ho tonga tsy manan - kery .
LUK 16:18     Alignment score: 0.373
" Everyone who divorces his wife and marries another commits adultery , and he who marries one who is divorced from her husband commits adultery .
Izay misaraka amin ' ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa dia mijangajanga , ary izay mampakatra vehivavy izay efa nisara - bady
dia mijangajanga .
LUK 16:19     Alignment score: 0.303 → 0.314
" Now there was a certain rich man who was clothed in purple and fine linen and was enjoying every day his great wealth
.
Ary nisy mpanan - karena iray izay niankanjo voloparasy sy rongony manify ary nankamamy isan'andro ny harem - beny .
LUK 16:20     Alignment score: 0.415
A certain beggar named Lazarus was laid at his gate , covered with sores ,
Nisy mpangataka iray antsoina hoe Lazarosy nipetraka teo amin ' ny vavahadiny
, rakotra fery ,
LUK 16:21     Alignment score: 0.244 → 0.292
and longing to eat what fell
from the rich man 's table . Even the dogs came and licked his sores .
ary naniry mba hihinana izay latsaka avy eo ambony latabatr'ilay lehilahy mpanan - karena . Fa na ny alika aza tonga sy nilelaka ny feriny .
LUK 16:22     Alignment score: 0.485 → 0.5
It came
about that the beggar died and was carried away by the angels to Abraham 's side . The rich man also died and was buried ,
Ary indro maty ilay mpangataka ka nentin'ireo anjely ho eo anilan'i Abrahama . Maty ihany koa ilay mpanan - karena ka nalevina ,
LUK 16:23     Alignment score: 0.392
and in Hades , being in torment , he lifted up his eyes and saw Abraham far away and Lazarus at his side .
ary tao amin ' ny fahaverezana , raha nampijaliana , dia nanandratra ny masony izy ary nahita an'i Abrahama teny
alavitra sy Lazarosy teo anilany .
LUK 16:24     Alignment score: 0.358 → 0.359
So he cried out and said , ' Father Abraham , have mercy on me and send Lazarus , that he may dip the tip of his finger in water and cool my tongue , for I am in anguish in this flame . '
Koa nihikiaka
mafy izy sy niteny hoe : ' Abrahama Ray , mamindrà fo amiko ary alefaso Lazarosy , mba handrobohany ny tendron ' ny rantsan - tanany ao anaty rano ary hampangatsiatsiaka ny lelako , fa ato anatin ' ny fangirifiriana mafy anatin'ity afo ity aho . '
LUK 16:25     Alignment score: 0.343
" But Abraham said , ' Child , remember that in your lifetime you received your good things , and Lazarus in like manner evil things . But now he is comforted here , and you are in agony .
Fa Abrahama niteny hoe : ' Anaka , tsarovy fa tamin ' ny androm - piainanao dia nahazo zavatra tsara ianao , ary ny an'i Lazarosy kosa zavatra ratsy . Fa ankehitriny izy aty dia voatambitamby , ary ianao ao amin ' ny fangirifiriana .
LUK 16:26     Alignment score: 0.274
Besides all this , a great chasm has been put in place , so that those who want to cross over from here to you can not , and no one can cross over from there to us . '
Ankoatra izany rehetra izany , dia nisy hantsana
lehibe napetraka , mba tsy ho afaka hiampita izay te - hiampita avy ety mankeny aminareo , ary tsy misy afaka hiampita avy eny hankety aminay . '
LUK 16:27     Alignment score: 0.318 → 0.318
" The rich man said , ' I beg you , Father Abraham , that you would send
him to my father 's house
Ilay lehilahy mpanan - karena niteny hoe : ' Miangavy anao aho , ry Abrahama Ray , mba hanirahanao azy ho any an - tranon - draiko _
LUK 16:28     Alignment score: 0.238 → 0.243
for I have five brothers in order that he may warn them , so that it may not be that they come into this place of torment . '
fa manana rahalahy dimy aho _ mba afahany mampitandrina azy ireo , nohon ' ny tahotra ny hatongavan'izy ireo aty amin'ity toeran
' ny fijaliana ity ihany koa . "
LUK 16:29     Alignment score: 0.58
" But Abraham said , ' They have Moses and the prophets ; let them listen to them . '
Fa Abrahama niteny hoe : ' Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy ireo ; aoka izy ireo hihaino azy ireo . '
LUK 16:30     Alignment score: 0.463
" The rich man replied , ' No , Father Abraham , but if someone would go to them from the dead , they will repent . '
Ary namaly ilay lehilahy mpanan - karena hoe : ' Tsia , ry Abrahama Ray , fa raha misy avy amin ' ny maty mankany amin'izy ireo , dia hibebaka izy ireo . '
LUK 16:31     Alignment score: 0.429 → 0.429
" But Abraham said to him , ' If they do not listen to Moses and the prophets , neither will they be persuaded if someone rises from the dead . ' "
Fa Abrahama kosa niteny taminy hoe : ' Raha tsy mihaino
an'i Mosesy sy ireo mpaminany izy ireo , dia tsy ho resy lahatra mihitsy na misy olona mitsangana amin ' ny maty aza . ' "
LUK 16     Average alignment score: 0.335 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24