Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 10:1     Alignment score: 0.348 → 0.348
Now after these things , the Lord appointed seventy others , and sent them out two by two ahead of him to every town and place where he himself was about to go .
Ary taorian'ireny zavatra ireny , dia nifidy fitopolo lahy hafa ny Tompo , ary nandefa azy ireny tsiroaroa nialoha Azy tany
amin ' ny tanàna rehetra sy toerana izay efa halehany .


LUK 10:2     Alignment score: 0.294
He said to them , " The harvest is plentiful , but the laborers are few . Therefore ask the Lord of the harvest to send out laborers into his harvest .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Be ny vokatra , fa vitsy ny mpiasa . Noho izany hangataho ny Tompon ' ny vokatra mba handefa mpiasa mba ho eny amin ' ny vokatra .
LUK 10:3     Alignment score: 0.293
Go on your way . See , I send you out as lambs in the midst of wolves .
Mandehana amin ' ny lalanareo . Jereo , alefako tahaka ny zanak'ondry eo afovoan ' ny ambodia
ianareo .
LUK 10:4     Alignment score: 0.225
Do not carry a money bag , or a traveler
's bag , or sandals , and greet no one on the road .
Aza mitondra fitoeram - bola , na fitoeran'entana , na kapa , ary aza miarahaba na iza na iza eny an - dalana .
LUK 10:5     Alignment score: 0.311
Whatever house you enter , first say , ' May peace be on this house ! '
Izay trano hidiranareo , lazao aloha hoe : ' Fiadanana anie ho amin'ity trano ity ! '
LUK 10:6     Alignment score: 0.323 → 0.322
If a son of peace is there , your peace will rest upon him , but if not , it will return to you .
Raha misy olon
' ny fiadanana ao , dia hitoetra aminy ny fiadanana izay lazainareo , fa raha tsy misy kosa , dia hiverina aminareo izany .
LUK 10:7     Alignment score: 0.25
Remain in that same house , eating and drinking what they provide , for the laborer is worthy of his wages . Do not move around from house to house .
Mitoera ao amin'io trano io ihany , mihinana sy misotro izay omen'izy ireo , fa ny mpiasa dia mendrika ny karamany
. Aza mifindrafindra trano .
LUK 10:8     Alignment score: 0.265
Whatever town you enter , and they receive you , eat what is set before you
Fa amin'izay
tanàna idiranareo , ka mandray anareo , hano izay aroso eo anoloanareo ,
LUK 10:9     Alignment score: 0.395 → 0.397
and heal the sick that are there . Say to them , ' The kingdom of God has come
close to you . '
ary sitrano ny marary izay ao . Lazao izy ireo hoe : ' Efa manakaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra . '
LUK 10:10     Alignment score: 0.31
Whenever you enter a town and they do not receive you , go out into its streets and say ,
Na oviana na oviana ianareo no miditra tanàna ka tsy mandray anareo izy ireo , dia mivoaha eny an - dalana ary lazao hoe :
LUK 10:11     Alignment score: 0.264 → 0.29
' Even the dust from your town that clings to our feet
we wipe off against you ! But know this : The kingdom of God is near . '
' Fa na dia ny vovoky ny tanànanareo izay miraikitra amin ' ny tongotray aza dia ho fafanay hanohitra anareo ! Fantaro anefa izao : Efa manakaiky ny fanjakan'Andriamanitra . '
LUK 10:12     Alignment score: 0.34
I say to you that on that day it will be more tolerable for Sodom than for that town .
Lazaiko aminareo fa amin ' ny andron ' ny fitsarana
dia ho azo leferina kokoa ny an'i Sodoma noho ny an'izany tanàna izany .
LUK 10:13     Alignment score: 0.471 → 0.472
Woe to you , Chorazin ! Woe to you , Bethsaida ! If the mighty works which were done in you had been done in Tyre and Sidon , they would have repented long ago , sitting in sackcloth and ashes .
Loza ho anao , ry Korazina ! Loza ho anao , ry Betsaida ! Fa raha ny asa lehibe izay natao tao aminao no natao tany Tyro sy Sidona , dia efa ela izy ireo no nibebaka , nipetraka tamin ' ny lamba fisaonana sy lavenona .
LUK 10:14     Alignment score: 0.534
But it will be more tolerable for Tyre and Sidon at the judgment than for you .
Fa ho azo leferina kokoa ny an'i Tyro sy Sidona amin ' ny fitsarana noho ny aminareo .
LUK 10:15     Alignment score: 0.423 → 0.424
You , Capernaum , do you think you will be exalted to heaven ? No , you will be brought down to Hades .
Ianao , ry Kapernaomy , mieritreritra ve ianao fa ho hasandratra
any an - danitra ? Tsia , ho entina midina any amin ' ny Hadesy ianao .
LUK 10:16     Alignment score: 0.46
The one who listens to you listens to me , and the one who rejects you rejects me , and the one who rejects me rejects the one who sent me . "
Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy , ary izay mandà anareo dia mandà Ahy , ary izay mandà Ahy dia mandà ilay naniraka Ahy . "
LUK 10:17     Alignment score: 0.338 → 0.338
The seventy returned with joy , saying , " Lord , even the demons submitted to us in your name . "
Niverina am - pifaliana ireo fito - polo , ka nilaza hoe : " Tompo , na dia ny demonia aza dia nanaiky anay tamin ' ny anaranao
. "
LUK 10:18     Alignment score: 0.45 → 0.512
Jesus said to them , " I was watching Satan fall
from heaven as lightning .
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Nijery an'i Satana nilatsaka avy any an - danitra toy ny tselatra Aho . "
LUK 10:19     Alignment score: 0.338 → 0.337
See , I have given you authority to tread on serpents and scorpions , and over all the power of the enemy , and nothing will in any way hurt you .
Jereo , fa efa nomeko anareo ny fahefana hanitsaka ny menarana , ny maingoka , ary ambonin ' ny hery rehetran ' ny fahavalo , ary na inona na inona dia tsy hisy handratra anareo amin ' ny fomba rehetra .
LUK 10:20     Alignment score: 0.246 → 0.26
Nevertheless do not rejoice only in this , that the spirits submit to you , but rejoice even more that your names are engraved in heaven . "
Na dia izany aza dia aza mifaly fotsiny amin'izany , hoa nanaiky anareo ny fanahy , fa mifalia
kokoa hoe voasoratra any an - danitra ny anaranareo . "
LUK 10:21     Alignment score: 0.265 → 0.263
At that same hour he rejoiced greatly in the Holy Spirit and said , " I praise you , Father , Lord of heaven and earth , because you concealed these things from the wise and understanding and revealed them to those who are untaught , like little children . Yes , Father , for so it was well pleasing in your sight .
Tamin'io fotoana io ihany dia nifaly tokoa tao amin ' ny Fanahy Masina izy , ary niteny hoe : " Midera Anao Aho , ry Ray , Tompon ' ny lanitra sy ny tany , fa efa nafeninao ireny zavatra ireny tamin ' ny hendry sy ny manan
- tsaina , ary nambara tamin'ireo tsy manam - pahalalana , toy ny zaza madinika . Eny , Raiko , fa izany no ankasitrahana tsara eo imasonao . "
LUK 10:22     Alignment score: 0.241 → 0.247
" All things have been entrusted to me from my Father , and no one knows who the Son is except the Father , and no one knows who the Father is except the Son and those to whom the Son chooses to reveal him . "
Ny zava - drehetra dia nankinin
' ny Ray tamiko , ary tsy misy mahalala hoe iza ny Zanaka afa - tsy ny Ray , ary tsy misy mahalala hoe iza ny Ray afa - tsy ny Zanaka sy izay nosafidian ' ny Zanaka haseho Azy . "
LUK 10:23     Alignment score: 0.343
Then he turned around to the disciples and said privately , " Blessed are those who see the things that you see .
Avy eo dia niodina teo amin'ireo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe : " Sambatra izay mahita ireo zavatra izay hitanareo .
LUK 10:24     Alignment score: 0.288
I say to you , many prophets and kings desired to see the things you see , and they did not see them , and to hear the things that you hear , and they did not hear them . "
Lazaiko aminareo , mpaminany sy mpanjaka maro no naniry ahita izay zavatra hitanareo , fa tsy hitan'izy ireo izany , ary aheno ireo zavatra renareo , fa tsy ren'izy ireo izany . "
LUK 10:25     Alignment score: 0.356 → 0.365
Behold , an expert in the law stood up so that he might test him , saying , " Teacher , what must I do to inherit eternal life ? "
Indro , nisy mpampianatra ny lalàn ' ny Jiosy iray nitsangana mba hitsapa Azy , ka nilaza hoe : " Mpampianatra o , inona no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiainana mandrakizay ? "
LUK 10:26     Alignment score: 0.53
Jesus said to him , " What is written in the law ? How do you read it ? "
Jesosy niteny taminy hoe : " Inona no voasoratra ao amin ' ny lalàna ? Ahoana no famakianao izany ? "
LUK 10:27     Alignment score: 0.411 → 0.441
He gave an answer and he said , " You will love the Lord your God with all your heart , with all your soul , with all your strength , and with all your mind , and your neighbor as yourself . "
Nanome valinteny izy dia niteny hoe : " Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin ' ny fonao
rehetra , amin ' ny fanahinao rehetra , amin ' ny herinao rehetra , ary amin ' ny fisainanao rehetra , ary ny namanao tahaka ny tenanao . "
LUK 10:28     Alignment score: 0.314
Jesus said to him , " You have answered correctly . Do this , and you will live . "
Jesosy niteny taminy hoe : " Marina ny navalinao . Ataovy izany , dia ho velona ianao . "
LUK 10:29     Alignment score: 0.415
But he , desiring to justify himself , said to Jesus , " Who is my neighbor ? "
Fa ilay mpampianatra , naniry hanamarina ny tenany , dia niteny tamin'i Jesosy hoe : " Iza no namako ? "
LUK 10:30     Alignment score: 0.396
Jesus answered him and said , " A certain man was going down from Jerusalem to Jericho . He fell
among robbers , who stripped him of his belongings , and beat him , and left him half dead .
Namaly azy Jesosy ka niteny hoe : " Nisy lehilahy iray nidina avy any Jerosalema ho any Jeriko . Izy dia azon'ireo mpandroba , izay nanendaka ireo fananana rehetra teny aminy , sy nikapoka azy , ary namela azy efa ho faty .
LUK 10:31     Alignment score: 0.32 → 0.33
By chance a certain priest was going down that way , and when he saw him , he passed by on the other side .
Ary sendra nisy mpisorona nandalo tamin'izany lalana izany , ary nony nahita azy izy , dia nandeha teny am - pita .
LUK 10:32     Alignment score: 0.41 → 0.421
In the same way , a Levite also , when he came
to the place and saw him , passed by on the other side .
Toy izany koa ny Levita anankiray , rehefa nandalo tamin'ilay toerana ka nahita azy , dia nandeha teny am - pita .
LUK 10:33     Alignment score: 0.327
But a certain Samaritan
, as he journeyed , came to where he was . When he saw him , he was moved with compassion .
Fa nisy Samaritana anankiray , rehefa nandeha tamin ' ny nalehany izy , dia tonga teo amin ' ny nisy azy . Rehefa nahita azy izy , dia nitsetra azy .
LUK 10:34     Alignment score: 0.238 → 0.247
He approached him and bound
up his wounds , pouring oil and wine on them . He set him on his own animal , and brought him to an inn , and took care of him .
Dia nanatona azy izy ka namehy ny ratrany , ary nandraraka menaka sy divay tamin'izany . Nampitaingenany ny bibiny izy , ka nentiny tany amin ' ny tranom - bahiny , ary nokarakarainy .
LUK 10:35     Alignment score: 0.354 → 0.365
The next day he took out two denarii , and gave them to the host , and said , ' Take care of him , and whatever extra you spend , when I return , I will repay you . '
Ny ampitso dia naka denaria roa izy , ary nanolotra izany tamin ' ny mpampiantrano , ary nanao hoe : ' Karakarao izy , ary na ohatrinona na ohatrinona laninao mihoatra , rehefa miverina
aho , dia ho efaiko . '
LUK 10:36     Alignment score: 0.212 → 0.24
Which of these
three do you think was a neighbor to him who fell among the robbers ? "
Iza amin'izy telo ireo , araka ny eritreritrao , no naman'ilay azon ' ny mpandroba ? "
LUK 10:37     Alignment score: 0.336 → 0.339
He said , " The one who showed mercy to him . " Jesus said to him , " Go and do the same . "
Namaly ilay mpampianatra hoe : " Ilay iray izay naneho fiantrana azy . " Jesosy niteny taminy hoe : " Mandehana ary manaova toy izany koa . "
LUK 10:38     Alignment score: 0.352 → 0.361
Now as they were traveling along , he entered into a certain village , and a certain woman named Martha welcomed him into her house .
Ary raha niara - nandeha izy ireo , dia niditra tao amin ' ny tanàna iray Izy , ary nisy vehivavy iray antsoina hoe Marta nampandroso Azy tao an - tranony
.
LUK 10:39     Alignment score: 0.468
She had a sister named Mary , who sat at the Lord 's feet and heard his word .
Nanana rahavavy atao hoe Maria izy , izay nipetraka teo an - tongotry
ny Tompo ary nandre ny teniny .
LUK 10:40     Alignment score: 0.391 → 0.404
But Martha was overly busy with preparing to serve a meal . She came up to Jesus and said , " Lord , do you not care that my sister left me to serve alone ? Therefore tell her to help me . "
Fa Marta sahirana be tamin ' ny fikarakarana ny sakafo ho aroso . Nankeo amin'i Jesosy izy , dia nanao hoe : " Tompo , tsy mampaninona Anao ve ny namelan ' ny rahavaviko ahy hanompo irery ? Koa teneno izy mba hanampy ahy . "
LUK 10:41     Alignment score: 0.539
But the Lord answered and said to her , " Martha , Martha , you are anxious and troubled about many things ,
Fa namaly ny Tompo ka nanao taminy hoe : " Marta , Marta , manahy amin ' ny zavatra maro be ianao ,
LUK 10:42     Alignment score: 0.365
but only one thing is necessary . Mary has chosen what is best , which will not be taken away from her . "
kanefa zavatra iray ihany no tena ilaina . Maria dia efa nifidy izay tsara indrindra , izay tsy ho esorina aminy . "
LUK 10     Average alignment score: 0.352 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24