Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 12:1     Alignment score: 0.319 → 0.33
In the meantime , when many thousands of the people were gathered together so much that they trampled on each other , he began to say to his disciples first of all , " Beware of the yeast of the Pharisees , which is hypocrisy .
Tamin'izany , rehefa niara - niangona ny vahoaka an'arivony maro , maro loatra hany
ka nifanitsa - kitro izy ireo , voalohany indrindra dia nanomboka niteny tamin'ireo mpianany Izy hoe : " Tandremo ny masirasiran'ireo Fariseo , izay fiatsarambelatsihy .


LUK 12:2     Alignment score: 0.309 → 0.308
But there is nothing concealed that will not be revealed , and nothing hidden that will not be known .
Fa tsy misy takona izay tsy haseho
, ary tsy misy miafina izay tsy ho fantatra .
LUK 12:3     Alignment score: 0.288 → 0.32
So whatever you have said in the darkness will be heard in the light , and what you have spoken in the ear in the inner rooms will be proclaimed upon the housetops .
Ka na inona na inona nolazainareo tao amin ' ny haizina
dia ho re ao amin ' ny fahazavana , ary izay nolazainareo teo an - tsofina tao anaty efitrano dia hambara eny an - tampon - trano .
LUK 12:4     Alignment score: 0.229 → 0.23
I say to you , my friends , do not be afraid of those
who kill the body , and after that they have no more that they can do .
Milaza aminareo Aho ry namako , aza matahotra ireo izay mamono ny tena , ary aorian'izany dia tsy misy na inona na inona azony atao intsony .
LUK 12:5     Alignment score: 0.318 → 0.345
But I will warn you about whom to fear . Fear the one who , after he has killed , has authority to throw you into hell . Yes , I say to you , fear him .
Fa hampitandrina anareo Aho ny amin'izay
hatahorana . Matahora ilay Iray izay , izay rehefa avy mamono , dia manana ny fahefana ny hanary anareo any amin ' ny helo . Eny , miteny aminareo aho , matahora Azy .
LUK 12:6     Alignment score: 0.478 → 0.478
Are not five sparrows sold for two small coins ? Yet not one of them is forgotten in the sight of God .
Tsy amidy farantsa kely roa ve ny tsintsina dimy ? Kanefa tsy misy iray amin'ireny izay adino eo imason'Andriamanitra .
LUK 12:7     Alignment score: 0.279
But even the hairs of your head are all numbered . Do not fear . You are more valuable than many sparrows .
Fa na ny volon - dohanareo aza dia voaisa avokoa . Aza matahotra . Fa manan
- danja mihoatra nohon ' ny tsintsina maro ianareo .
LUK 12:8     Alignment score: 0.245
I say to you , everyone who confesses
me before men , the Son of Man will also confess before the angels of God ,
Hoy Aho aminareo , izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan ' ny olona , ny Zanak'Olona ihany koa dia hanaiky azy eo anatrehan'ireo anjelin'Andriamanitra ,
LUK 12:9     Alignment score: 0.24 → 0.244
but he who denies me before men will be denied before the angels of God .
fa izay mandà Ahy eo anatrehan
' ny olona dia ho lavina eo anatrehan'ireo anjelin'Andriamanitra .
LUK 12:10     Alignment score: 0.356 → 0.37
Everyone who speaks a word against the Son of Man , it will be forgiven him , but to him who blasphemes against the Holy Spirit , it will not be forgiven .
Izay rehetra miteny manohitra ny Zanak'Olona , dia ho avela
aminy izany , fa izay rehetra miteny ratsy manohitra ny Fanahy Masina kosa , dia tsy ho voavela izany .
LUK 12:11     Alignment score: 0.302 → 0.307
When they bring you before the synagogues
, the rulers , and the authorities , do not worry about how you will speak in your defense , or what you will say ,
Rehefa mitondra anareo eo anatrehen ' ny synagoga , ireo mpanapaka , sy ireo manam - pahefana izy ireo , dia aza manahy ny amin'izay ho fomba fiteninareo ho fiarovan - tenanareo , na izay ho lazainareo ,
LUK 12:12     Alignment score: 0.46 → 0.458
for the Holy Spirit will teach you in that hour what you should say . "
satria ny Fanahy Masina no hampianatra anareo izay tokony ho lazainareo amin'izany ora izany . "
LUK 12:13     Alignment score: 0.368
Then someone from the crowd said to him , " Teacher , tell my brother to divide the inheritance with me . "
Avy eo nisy olona iray avy tao amin'ireo vahoaka niteny taminy hoe : " Ry mpampianatra , teneno ny rahalahiko mba hizara ny lova amiko . "
LUK 12:14     Alignment score: 0.425 → 0.427
Jesus said to him , " Man , who appointed me a judge or a mediator over you ? "
Jesosy niteny taminy hoe : " Ralehilahy , iza no nanao Ahy ho mpitsara na mpanelanelana anareo ? "
LUK 12:15     Alignment score: 0.25 → 0.304
He said to them , " Watch that you keep yourselves from all greedy desires , because a person 's life
does not consist of the abundance of his possessions . "
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Miambena mba hihazonanareo ny tenanareo lavitra ireo fanirian - dratsy rehetra , satria ny fiainan'olona iray dia tsy miankina amin ' ny fitobaky ny fananany . "
LUK 12:16     Alignment score: 0.353 → 0.356
Then Jesus told them a parable , saying , " The field of a rich man yielded abundantly ,
Avy eo Jesosy nanao fanoharana iray tamin'izy ireo , nanao hoe : " Namokatra be ny sahan ' ny lehilahy mpanankarena iray ,
LUK 12:17     Alignment score: 0.164
and he reasoned with himself , saying , ' What will I do , because I do not have a place to store my crops ? '
ary nanontany tena izy , niteny hoe : ' Inona no ho ataoko , fa tsy manana toerana hitahirizana ireo vokatro
aho ? '
LUK 12:18     Alignment score: 0.141 → 0.144
He said , ' This is what I will do . I will tear down my barns and build bigger ones , and there I will store all of my grain and other goods .
Hoy izy hoe : ' Izao no ho ataoko . Hazerako ireo trano fitoeram - bokatro dia hanangana lehibe kokoa aho , ary ao amin'ireo no hanangonako ny voako sy ireo vokatra hafa .
LUK 12:19     Alignment score: 0.271 → 0.278
I will say to my soul , " Soul , you have many goods stored up for many years . Rest easy , eat , drink , be merry . " '
Dia hiteny amin ' ny fanahiko aho hoe : " Ry fanahy , ianao dia manana vokatra
betsaka voatahiry ho amin ' ny taona maro . Mitsahara tsara , mihinàna , misotroa , mifalia . ' "
LUK 12:20     Alignment score: 0.234 → 0.278
But God said to him , ' Foolish man , tonight your soul is required of you , and the things you have prepared , whose will they be ? '
Fa Andriamanitra niteny taminy hoe : ' Ralehilahy adala , androany alina ny fanahinao
no halaina aminao , ka ireo zavatra izay nomaninao , ho an'iza ireo ? '
LUK 12:21     Alignment score: 0.256 → 0.255
That is what someone is like who stores up treasure for himself and is not rich toward God . "
Izany ny olona izay manangona harena ho an ' ny tenany ary tsy manan
- karena manoloana an'Andriamanitra . "
LUK 12:22     Alignment score: 0.305
Jesus said to his disciples , " Therefore I say to you , do not worry about your life , what you will eat ; or about your body , what you will wear .
Jesosy niteny tamin'ireo mpianany hoe : " Noho izany dia lazaiko aminareo , aza manahy ny amin ' ny ainareo - izay ho haninareo , na ny momban ' ny tenanareo - izay ho tafinareo .
LUK 12:23     Alignment score: 0.309
For life is more than food , and the body is more than clothes .
Fa ny aina
dia mihoatra noho ny sakafo , ary ny tena dia mihoatra noho ireo fitafiana .
LUK 12:24     Alignment score: 0.22 → 0.234
Think about the ravens , that they do not sow or reap . They have no storeroom
or barn , but God feeds them . How much more valuable you are than the birds !
Hevero ny goaika , tsy mamafy ireny na mijinja . Tsy manana fitoeram - bokatra ireny na trano fitahirizana , kanefa omen'Andriamanitra hanina ireny . Tahaka ny ahoana ny fihoaranareo lanja mihoatra noho ireo vorona !
LUK 12:25     Alignment score: 0.25 → 0.263
Which of you by being anxious can add a cubit to his lifespan ?
Iza aminareo no afaka manampy hakiho iray ny andro iainany amin ' ny fanahiana ?
LUK 12:26     Alignment score: 0.275
If then you are not able to do such a very little thing , why do you worry about the rest ?
Koa raha izany zavatra kely indrindra izany aza tsy ainareo atao , nahoana ianareo no miahiahy ny amin ' ny sisa ?
LUK 12:27     Alignment score: 0.366
Think about the lilies how they grow
. They do not labor , neither do they spin . Yet I say to you , even Solomon in all his glory was not clothed like one of these .
Hevero ireo lilia _ manao ahoana ny faniriny . Tsy miasa izy ireny , na mamoly . Kanefa lazaiko aminareo , na Solomona tamin ' ny voninahiny manontolo aza tsy nitafy tahaka ny iray tamin'ireny .
LUK 12:28     Alignment score: 0.265 → 0.279
If God so clothes the grass in the field , which exists today , and tomorrow is thrown into the oven , how much more will he clothe you , O you of little faith !
Raha tafian'Andriamanitra tahaka izany ireo ahitra eny an - tsaha , izay eo androany , ary ny ampitso dia ariana anaty fatana , toy ny ahoana ny hanafiany anareo mihoatra lavitra noho izany , ianareo ry kely finoana o !
LUK 12:29     Alignment score: 0.404
Do not seek what you will eat and what you will drink
, and do not be anxious .
Aza mitady izay ho haninareo sy izay ho sotroinareo , ary aza miahiahy .
LUK 12:30     Alignment score: 0.35
For all the nations of the world seek these things , and your Father knows that you need them .
Fa ireo firenena rehetra eto amin'izao tontolo izao ireo dia mitady ireny zavatra ireny , ary fantatry ny Rainareo fa mila ireny ianareo .
LUK 12:31     Alignment score: 0.232 → 0.281
But seek his kingdom , and these things will be added to you .
Fa katsaho ny fanjakany
, dia homena ho fanampiny ho anareo ireny zavatra ireny .
LUK 12:32     Alignment score: 0.307
Do not fear , little flock , because your Father is very pleased to give you the kingdom .
Aza matahotra , ry andian'ondry vitsy , satria ny Rainareo dia tena faly ny hanome anareo ny fanjakana .
LUK 12:33     Alignment score: 0.249 → 0.248
Sell your possessions
and give alms . Make for yourselves purses which will not wear out treasure in the heavens that does not run out , where no thief comes near , and no moth destroys .
Amidio ireo fanananareo ary omeo ny mahantra . Manaova fitoeram - bola ho an ' ny tenanareo izay tsy mety ho tonta _ harena any an - danitra izay tsy mety lany , izay tsy misy mpangalatra manakaiky , ary tsy misy kalalao manimba .
LUK 12:34     Alignment score: 0.223 → 0.225
For where your treasure is , there your heart will be also .
Fa any amin'izay hitoeran ' ny harenareo , dia ho any ihany koa ny fonareo .
LUK 12:35     Alignment score: 0.052 → 0.052
" Keep your loins girded and your lamps lit ,
Aoka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny valahanareo , ary aoka ny jironareo hirehitra hatrany ,
LUK 12:36     Alignment score: 0.315 → 0.346
and be like people waiting expectantly for their master when he returns from the marriage feast , so that when he comes and knocks , they may immediately open the door for him .
ary manaova tahaka ireo olona izay miandry ireo tompony hiverina avy any amin ' ny lanonam - pampakaram - bady , mba rehefa tonga izy ka mandondona , dia ho afaka hanokatra ny varavarana ho azy avy hatrany izy ireo .
LUK 12:37     Alignment score: 0.285 → 0.298
Blessed are those
servants whom the master will find watching when he comes . Truly I say to you , he will gird himself to serve and have them sit down at the table , and he will come and serve them .
Sambatra ireo mpanompo , izay hitan ' ny tompony fa niambina rehefa tonga izy . Lazaiko marina aminareo , fa hisikina ny lamba lavany amin ' ny valahany izy , ary hampipetraka azy ireo eo an - databatra , ka ho avy izy ary hanompo azy ireo .
LUK 12:38     Alignment score: 0.381
If the master comes in the second watch of the night , or if even in the third watch , and finds them ready , blessed are those
servants .
Raha ho avy amin ' ny ora faharoa amin ' ny alina ny tompo , na amin ' ny ora fahatelo aza , ka mahita azy ireo vonona , dia ho sambatra ireo mpanompo ireo .
LUK 12:39     Alignment score: 0.264
But understand this , that if the master of the house had known the hour the thief was coming , he would not have let his house be broken into .
Ho fanampin'izany dia fantaro izao , fa raha fantatry
ny tompon - trano ny ora hatongavan ' ny mpangalatra , dia tsy namela ny tranony ho vakiana izy .
LUK 12:40     Alignment score: 0.276 → 0.316
You also must be ready , because the Son of Man is coming at an hour that you do not expect . "
Mivonòna ihany koa , fa tsy fantatrareo ny ora hiavian ' ny Zanak'Olona . "
LUK 12:41     Alignment score: 0.422 → 0.423
Peter said , " Lord , are you telling this parable only to us , or also to everyone ? "
Petera niteny hoe : " Tompo ô , aminay ihany ve no itenenanao izany fanoharana izany , sa amin ' ny olon
- drehetra ihany koa ? "
LUK 12:42     Alignment score: 0.36 → 0.373
The Lord said , " Who then is the faithful and wise manager whom his lord will set over his other servants to give them their portion of food at the right time ?
Ny Tompo niteny hoe : " Iza ary no mpitantana mahatoky sy hendry izay ho tendren ' ny tompony ho ambonin'ireo mpanompony hafa mba hanome azy ireo ny anjara hanin'izy ireo amin ' ny fotoana mety ?
LUK 12:43     Alignment score: 0.289 → 0.291
Blessed is that servant whom his lord finds doing that when he comes .
Sambatra izany mpanompo izany , izay hitan
' ny tompony manao izany rehefa tonga izy .
LUK 12:44     Alignment score: 0.284
Truly I say to you that he will set him over all his property .
Lazaiko marina aminareo fa ho tendreny hanapaka ny fananany
rehetra izy .
LUK 12:45     Alignment score: 0.296
But if that servant says in his heart , ' My lord delays his return , ' and begins to beat the male servants and female servants and to eat and drink and to become
drunk ,
Fa raha miteny ao am - pony izany mpanompo izany hoe : ' Nahemotry ny tompoko ny fiverenany , ' ka manomboka mamono ireo mpanompo lahy sy vavy , ary mihinana sy misotro , ka lasa mamo ,
LUK 12:46     Alignment score: 0.275 → 0.308
the lord of that servant will come
in a day when he does not expect and in an hour that he does not know and will cut him in pieces and appoint a place for him with the unfaithful .
ny tompon'izany mpanompo izany dia ho avy amin ' ny andro tsy ampoiziny , ary amin ' ny ora tsy fantany , ary hanapatapaka azy ka hanomana toerana ho azy miaraka amin'ireo tsy mahatoky .
LUK 12:47     Alignment score: 0.242 → 0.244
That servant , having known his lord 's will and not having prepared or done according to his will , will be beaten with many blows .
Izany mpanompo izany , nahafantatra ny sitrapon ' ny tompony , kanefa tsy niomana na nanao araka ny sitrapony , dia ho kapohina amin ' ny fikapohana maro .
LUK 12:48     Alignment score: 0.25 → 0.261
But the one who did not know
and did what deserved a beating , he will be beaten with a few blows . But everyone who has been given much , from them much will be required , and from the one who has been entrusted with much , even more will be asked .
Fa izay tsy nahafantatra ary nanao izay mendrika ahazoana kapoka kosa , dia ho kapohina amin ' ny fikapohana kely . Fa ireo rehetra izay nomena be , dia ho be kokoa no ho takiana aminy , ary ireo izay nanankinana be , dia ho be lavitra aza no hangatahina aminy .
LUK 12:49     Alignment score: 0.259
" I came to cast fire upon the earth , and how I wish that it were already kindled .
Tonga Aho hanipy afo eny ambonin ' ny tany , ary toy ny ahoana ny faniriako mba hirehetan'izany sahady .
LUK 12:50     Alignment score: 0.311 → 0.329
But I have a baptism to be baptized with , and how I am distressed until it is completed !
Fa manana fanaovam - batisa mba hanaovana batisa aho , ary toy ny ahoana ny fahoriako mandra - pahatanterak'izany !
LUK 12:51     Alignment score: 0.291 → 0.292
Do you think that I came to bring peace on the earth ? No , I tell you , but rather division .
Mihevitra ve ianareo fa tonga Aho mba hitondra fiadanana eto an - tany ? Tsia , milaza aminareo aho , fa fisarahana aza .
LUK 12:52     Alignment score: 0.449
For from now on there will be five in one house divided three people against two , and two people against three .
Manomboka izao dia hisy dimy ao amin ' ny trano iray izay hisaratsaraka _ olona telo manohitra ny roa , ary olona roa manohitra ny telo .
LUK 12:54     Alignment score: 0.39 → 0.389
Jesus was saying to the crowds also , " When you see a cloud rising in the west , immediately you say , ' A shower is coming , ' and so it happens .
Niteny tamin'ireo vahoaka koa Jesosy hoe : " Rehefa mahita rahona miforona eny andrefana ianareo , dia hoy avy hatrany ianareo hoe : ' Hisy ranon'orana ho avy , ' ary dia mitranga izany .
LUK 12:55     Alignment score: 0.375 → 0.375
When a south wind is blowing , you say , ' There will be a scorching heat , ' and it happens .
Rehefa misy rivotra mitsoka avy any atsimo , dia hoy ianareo hoe : ' Hisy hafanana be ho avy , ' ary mitranga izany .
LUK 12:56     Alignment score: 0.241 → 0.242
Hypocrites , you know
how to interpret the appearance of the earth and the heavens , but how is it that you do not know how to interpret the present time ?
Ry mpihatsaravelatsihy , hainareo ny mandika ny toetoetry ny tany sy ny lanitra , fa ahoana no tsy ahaizanareo mamantatra izao andro ankehitriny izao ?
LUK 12:57     Alignment score: 0.46
Why do you not judge what is right for yourselves ?
Nahoana ianareo no tsy mitsara izay marina ho an ' ny tenanareo ?
LUK 12:58     Alignment score: 0.206 → 0.216
For when you go with your adversary before the magistrate , on the way make an effort to be reconciled with him so that he does not drag you to the judge , and so that the judge does not deliver you to the officer , and the officer does not throw you into prison .
Fa rehefa mandeha miaraka amin ' ny mpifanandrina aminareo eo anatrehan
' ny mpitsara ambony ianareo , eny an - dàlana dia miezaha handamina ny olana miaraka aminy mba tsy handehanany handrirotra anareo eo amin ' ny mpitsara , ary mba tsy hanoloran ' ny mpitsara anareo any amin ' ny mpamatotra , ary mba tsy handefasan ' ny mpamatotra anareo any am - ponja .
LUK 12:59     Alignment score: 0.297 → 0.295
I say to you , you will never come
out from there until you have paid the very last bit of money . "
Hoy aho aminareo , tsy ho tafavoaka ao mihitsy ianareo mandra - pandoanareo ny vola farany izay madinika indrindra . "
LUK 12     Average alignment score: 0.304 for 58 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24