Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 18:1     Alignment score: 0.337 → 0.355
Then he spoke a parable to them about how they should always pray and not become
discouraged ,
Avy eo Izy nilaza fanoharana tamin'izy ireo ny momba ny tokony hivavahan'izy ireo mandrakariva , ary tsy ho kivy ,


LUK 18:2     Alignment score: 0.291
saying , " In a certain city there was a judge who did not fear God and did not respect people .
niteny hoe : " Tao amin ' ny tanàna iray dia nisy mpitsara izay tsy natahotra an'Andriamanitra ary tsy nanaja olona .
LUK 18:3     Alignment score: 0.265
Now there was a widow in that city , and she came often to him , saying , ' Help me get justice against my opponent . '
Ary nisy mpitondra - tena iray tao amin'io tanàna io , ary izy nankany aminy matetika , niteny hoe : ' Ampio aho mba hahazoako rariny manoloana ny fahavaloko . '
LUK 18:4     Alignment score: 0.265 → 0.263
For a long time he was not willing to help her , but after a while he said to himself , ' Though I do not fear God or respect man ,
Fa efa hatry ny ela izy no tsy vonona ny hanampy azy , fa taoriana
kelin'izany dia niteny tamin ' ny tenany izy hoe : ' Na dia tsy matahotra an'Andriamanitra aza aho na tsy manaja olona ,
LUK 18:5     Alignment score: 0.234 → 0.235
yet because this widow causes me trouble , I will help her get justice , so that she does not wear me out by her constant coming . ' "
fa koa satria manahirana ahy ity mpitondra - tena ity , dia hanampy azy aho mba hahazoany rariny , mba tsy handreraka ahy nohon ' ny fivezivezeny lava aty intsony izy . ' "
LUK 18:6     Alignment score: 0.371 → 0.411
Then the Lord said , " Listen to what the unjust judge says .
Avy eo niteny ny Tompo hoe : " Henoy izay ambaran'ilay mpitsara tsy marina .
LUK 18:7     Alignment score: 0.316 → 0.316
Now will not God also bring justice to his chosen ones who cry out to him day and night ? Will he delay long over them ?
Ary tsy hitondra rariny ho an'izay
voafidiny izay miantso mafy Azy andro aman'alina koa ve Andriamanitra ? Hangatak'andro lava amin'izy ireo ve izy ?
LUK 18:8     Alignment score: 0.368 → 0.368
I say to you that he will bring justice to them speedily . Even so , when the Son of Man comes , will he indeed find faith on the earth ? "
Lazaiko aminareo fa hitondra rariny faingana amin'izy ireo izy . Toy izany koa , rehefa tonga ny Zanak'Olona , hahita finoana ety an - tany tokoa ve Izy ? "
LUK 18:9     Alignment score: 0.392 → 0.391
Then he also spoke this parable to some who trusted in themselves that they were righteous and who despised other people :
Avy eo koa Izy nilaza izao fanoharana izao tamin ' ny sasany izay nahatoky ny tenan'izy ireo fa hoe marina sy izay manevateva ireo olona hafa :
LUK 18:10     Alignment score: 0.489
" Two men went up into the temple to pray the one was a Pharisee
and the other was a tax collector .
" Nisy roa lahy niakatra tao an - tempoly mba hivavaka _ ny iray dia Fariseo ary ny iray hafa dia mpamory hetra . "
LUK 18:11     Alignment score: 0.395 → 0.395
The Pharisee
stood and prayed these things about himself , ' God , I thank you that I am not like other people robbers , unrighteous people , adulterers or even like this tax collector .
Ilay fariseo nitsangana ary nivavaka ireto zavatra momban ' ny tenany ireto hoe : ' Andriamanitra ô , misaotra Anao aho fa tsy mitovy amin ' ny olona hafa _ mpangalatra , olona tsy marina , mpijangajanga _ na tahaka ity mpamory hetra ity aza .
LUK 18:12     Alignment score: 0.174 → 0.183
I fast two times every week . I give tithes of all that I get . '
Mifady hanina indroa isan - kerinandro aho . Manome ny ampahafolon'izay azoko rehetra aho . '
LUK 18:13     Alignment score: 0.315 → 0.318
But the tax collector
, standing at a distance , would not even lift up his eyes to heaven , but hit his breast , saying , ' God , have mercy on me , a sinner . '
Fa ilay mpamory hetra , nijoro teny alavitra , tsy nety nanandratra ny masony teny amin ' ny lanitra akory , fa niteha - tratra , niteny hoe : ' Andriamanitra ô , mamindrà fo amiko , mpanota . '
LUK 18:14     Alignment score: 0.248 → 0.241
I say to you , this man went back down to his house justified rather than the other , because everyone who exalts himself will be humbled , but everyone who humbles himself will be exalted . "
Milaza aminareo Aho , io lehilahy io dia niverina nidina tany an - tranony
voamarina noho ilay iray , satria izay rehetra manandra - tena dia hahetry , fa izay rehetra manetri - tena no hasandratra . "
LUK 18:15     Alignment score: 0.344 → 0.342
The people were also bringing to him their infants so that he might touch them , but when the disciples saw it , they rebuked them .
Ny olona koa dia nitondra ny zanany kely teo Aminy , mba hikasihany azy ireo , fa rehefa nahita izany ireo mpianatra , dia niteny mafy azy ireo .
LUK 18:16     Alignment score: 0.337
But Jesus called them to him , saying , " Permit the little children to come to me , and do not forbid them . For the kingdom of God belongs to such ones .
Fa Jesosy niantso azy ireo hanatona Azy , niteny hoe : " Avelao ny zaza hanatona Ahy , ary aza raràna
izy ireo . Fa an ' ny toa azy ireo ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 18:17     Alignment score: 0.426
Truly I say to you , whoever will not receive the kingdom of God like a child will definitely not enter it . "
Lazaiko marina aminareo , na iza na iza tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra toy ny zaza dia tsy hiditra ao amin'izany mihintsy . "
LUK 18:18     Alignment score: 0.404 → 0.405
A certain ruler asked him , saying , " Good teacher , what must I do to inherit eternal life ? "
Ary nisy mpanapaka iray nanontany Azy , nanao hoe : " Mpampianatra tsara ô , inona no tsy maintsy hataoko mba handovako ny fiainana mandrakizay ? "
LUK 18:19     Alignment score: 0.529
Jesus said to him , " Why do you call me good ? No one is good , except God alone .
Jesosy niteny taminy hoe : " Nahoana Aho no antsoinao
hoe tsara ? Tsy misy olona tsara , afa - tsy Andriamanitra irery ihany .
LUK 18:20     Alignment score: 0.321
You know the commandments
do not commit adultery , do not murder , do not steal , do not testify falsely , honor your father and mother . "
Fantatrao ireo didy _ Aza mijangajanga , aza mamono olona , aza mangalatra , aza mijoro vavolombelona mandainga , manajà ny rainao sy ny reninao . "
LUK 18:21     Alignment score: 0.24
The ruler said , " All these
things I have obeyed from the time I was a youth . "
Niteny ilay mpanapaka hoe : " Izany rehetra izany dia efa nankatoaviko hatry ny fony izaho tanora . "
LUK 18:22     Alignment score: 0.412 → 0.412
When Jesus heard that , he said to him , " One thing you still lack . You must sell all that you have and distribute it to the poor , and you will have treasure in heaven and come , follow me . "
Rehefa naheno izany Jesosy , dia niteny taminy hoe : " zavatra iray no tsy ampy aminao . Tsy maintsy mivarotra izay rehetra anananao ianao ary mizara izany amin ' ny mahantra , ary hanana harena any an - danitra ianao _ ary avia , manaraha Ahy . "
LUK 18:23     Alignment score: 0.349
But when the ruler heard these
things , he became extremely sad , for he was very rich .
Fa rehefa naheno ireo zavatra ireo ilay mpanapaka , dia nanjary nalahelo loatra , fa nanan - karena be izy .
LUK 18:24     Alignment score: 0.298 → 0.311
Then Jesus , seeing him , said , " How difficult it is for those who are rich to enter the kingdom of God !
Ary Jesosy , nahita azy , nanjary nalahelo mafy ary niteny hoe : " Manao ahoana ny fahasarotan ' ny fidirana ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra ho an'ireo izay mpanan - karena !
LUK 18:25     Alignment score: 0.286 → 0.285
For it is easier for a camel to go through a needle 's eye , than for a rich person to enter the kingdom of God . "
Fa moramora kokoa ho an ' ny rameva ny hiditra amin ' ny vodim - panjaitra , nohon ' ny hidiran ' ny olona mpanan - karena iray ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
LUK 18:26     Alignment score: 0.303
Those hearing it said , " Then who can be saved ? "
Ireo izay naheno izany dia niteny hoe : " Iza ary no afaka ho vonjena ? "
LUK 18:27     Alignment score: 0.45
Jesus answered , " The things which are impossible with people are possible with God . "
Jesosy namaly hoe : " ireo zavatra izay tsy hain'olombelona dia hain'Andriamanitra . "
LUK 18:28     Alignment score: 0.374 → 0.377
Peter said , " Well , we have left everything that is our own and have followed you . "
Petera niteny hoe : " Indro , nandao ny zavatra rehetra izay anay izahay ary nanaraka Anao . "
LUK 18:29     Alignment score: 0.414 → 0.414
Jesus then said to them , " Truly , I say to you that there is no one who has left house , or wife , or brothers , or parents , or children , for the sake of the kingdom of God ,
Ary Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Lazaiko marina aminareo , fa tsy misy olona izay nahafohy trano , na vady , na rahalahy , na ray aman - dreny , na zanaka
, nohon ' ny fanjakan'Andriamanitra ,
LUK 18:30     Alignment score: 0.291
who will not receive much more in this time , and in the age to come
, eternal life . "
izay tsy hahazo bebe kokoa amin'ity izao tontolo izao ity , ary amin ' ny andro ho avy , dia fiainana mandrakizay . "
LUK 18:31     Alignment score: 0.343 → 0.37
After he gathered the twelve to himself , he said to them , " See , we are going up to Jerusalem , and all the things that have been written by the prophets about the Son of Man will be accomplished .
Rehefa avy nanangona ny roa ambin ' ny folo lahy teo Aminy Izy , dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Indro , miakatra ho any Jerosalema isika , ka ireo zavatra rehetra izay voasoratr'ireo mpaminany momban ' ny Zanak'Olona dia ho tanteraka .
LUK 18:32     Alignment score: 0.302
For he will be given over to the Gentiles , and will be mocked , and shamefully treated , and spit
upon .
Fa hatolotra eo amin'ireo Jentilisa Izy , ka hihomehezana , sy halana baraka , ary ho roràna .
LUK 18:33     Alignment score: 0.453
After whipping him , they will kill him , and on the third day he will rise again . "
Aorian ' ny hikapohana Azy , dia ho vonoin'izy ireo Izy ary amin ' ny andro fahatelo dia hitsangana indray Izy . "
LUK 18:34     Alignment score: 0.301 → 0.298
They understood none of these
things , and this word was hidden from them , and they did not understand the things that were said .
Tsy nahatakatra na inona na inona tamin'ireo zavatra ireo izy ireo , ary nafenina tamin'izy ireo izany teny izany , ary tsy azon'izy ireo ny zavatra izay voalaza .
LUK 18:35     Alignment score: 0.451
It came
about that , as Jesus approached Jericho , a certain blind man was sitting by the road begging ,
Ary raha nanakaiky an'i Jeriko i Jesosy , dia nisy lehilahy jamba iray nipetraka teo an - tsisin - dalana nangataka ,
LUK 18:36     Alignment score: 0.291
and hearing a crowd going by , he asked what was happening .
ary raha nandre ny vahoaka nandalo , dia nanontany izay zavatra nitranga izy .
LUK 18:37     Alignment score: 0.501
They told him that Jesus of Nazareth was passing by .
Nilaza taminy izy ireo hoe nandalo teo Jesosy avy any Nazareta .
LUK 18:38     Alignment score: 0.533
So the blind man cried out , saying , " Jesus , Son of David , have mercy on me . "
Koa niantso mafy ilay lehilahy jamba , nanao hoe : " Jesosy , Zanak'i Davida , mamindrà fo amiko . "
LUK 18:39     Alignment score: 0.348
The ones who were walking ahead rebuked the blind man , telling him to be quiet . But he cried out all the more , " Son of David , have mercy on me . "
Fa ireo izay nandeha nialoha dia niteny mafy an'ilay lehilahy jamba , ka niteny taminy mba hangina . Fa izy vao maika niantsoantso mafy hoe : " Ry Zanak'i Davida , mamindrà fo amiko . "
LUK 18:40     Alignment score: 0.496 → 0.528
Jesus stood still and commanded that the man be brought to him . Then when the blind man was near , Jesus asked him ,
Jesosy nijanona ary nandidy ny mba hitondrana ilay lehilahy ho eo aminy . Ary rehefa teo akaiky ilay lehilahy jamba , dia nanontany azy Jesosy hoe :
LUK 18:41     Alignment score: 0.337 → 0.338
" What do you want me to do for you ? " He said , " Lord , I want to receive my sight . "
" Inona no tianao hataoko ho anao ? " Niteny izy hoe : " Tompo , te - hahiratra aho . "
LUK 18:42     Alignment score: 0.463
Jesus said to him , " Receive your sight . Your faith has healed you . "
Jesosy niteny taminy hoe : " Mahiràta . Ny finoanao
no nahasitrana anao . "
LUK 18:43     Alignment score: 0.369
Immediately he received his sight and followed him , glorifying God . All the people , when they saw this , gave praise to God .
Teo noho eo dia nahiratra izy ary nanaraka Azy , nanome voninahitra
an ' Andriamanitra . Ny olona rehetra , rehefa nahita izany , dia nanolotra fiderana ho an'Andriamanitra .
LUK 18     Average alignment score: 0.357 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24