Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 9:1     Alignment score: 0.375 → 0.381
He called the twelve together and gave them power and authority to drive
out all demons and to cure diseases .
Niantso ireo roa ambin ' ny folo lahy Izy ary nanome azy ireo ny hery sy fahefana amin'ireo demonia rehetra ary hanasitrana ireo aretina .


LUK 9:2     Alignment score: 0.384
He sent them out to preach the kingdom of God and to heal the sick .
Nalefany izy ireo hitory ny fanjakanan'Andriamanitra sy hanasitrana ny marary .
LUK 9:3     Alignment score: 0.307 → 0.327
He said to them , " Take nothing for your journey no staff , no wallet , no bread , no money , and no extra tunic .
Hoy Izy tamin'izy ireo Izy hoe : " Aza mitondra na inona na inona amin ' ny dianareo _ tsy misy tehina , tsy misy kitapom - batsy
, tsy misy mofo , tsy misy vola , ary tsy misy akanjo fanampiny .
LUK 9:4     Alignment score: 0.373 → 0.373
Whatever house you enter , stay there until you leave .
Izay trano idiranareo , dia mijanona ao mandra - pialanareo .
LUK 9:5     Alignment score: 0.451
Wherever they do not receive you , when you leave that town , shake off the dust from your feet as a testimony against them . "
Na aiza na aiza tsy handraisan'izy ireo anareo , rehefa mandao izany tanàna izany ianareo , dia ahintsano hiala amin ' ny tongotrareo ny vovoka mba ho fijoroana vavolombelona anoherana azy ireo . "
LUK 9:6     Alignment score: 0.293
Then they departed and went through the villages , proclaiming the gospel and healing everywhere .
Avy eo dia lasa izy ireo ary namakivaky ireo tanàna , nitory ny filazantsara sy nanasitrana teny rehetra teny .
LUK 9:7     Alignment score: 0.376 → 0.378
Now Herod the tetrarch heard about all that was happening , and he was perplexed , because it was said by some that John had risen from the dead ,
Ary henon'i Eroda
mpanapaka avokoa ireo izay nitranga rehetra , ary dia very hevitra izy , satria voalazan ' ny sasany fa Jaona mpanao batisa dia nitsangana tamin ' ny maty ,
LUK 9:8     Alignment score: 0.28 → 0.297
and others said that Elijah had appeared , and still others that one of the prophets of long ago had risen .
ary voalaza fa niseho Elia , ary ny sasany kosa milaza fa iray tamin'ireo mpaminany fahiny no nitsangana tamin ' ny maty .
LUK 9:9     Alignment score: 0.281 → 0.324
Herod said , " I beheaded John . Who is this about whom I hear such things ? " And so he tried to see him .
Hoy Eroda
hoe : " Izaho no nanapa - doha an'i Jaona , koa iza indray izany olona andrenesako zavatra tahaka izany ? " Ary niezaka ny ahita Azy izy .
LUK 9:10     Alignment score: 0.41
When the apostles returned , they told him everything they had done . Then he took them with him , and they went away privately to a town called Bethsaida .
Rehefa niverina ireo apostoly , dia nitantara taminy ireo zavatra rehetra vitan'izy ireo . Avy eo nentiny
niaraka taminy izy ireo , ary nandeha nitokana ho amin ' ny tanàna antsoina hoe Betsaida .
LUK 9:11     Alignment score: 0.343
But when the crowds heard about this , they followed him . He welcomed them and spoke to them about the kingdom of God , and he cured those
who needed healing .
Fa vao nandre ny momba izany ireo vahoaka , dia nanaraka Azy . Dia noraisiny izy ireo ary nambarany azy ireo ny momban ' ny fanjakan'Andriamanitra , ary nanasitrana ireo izay nila fanasitranana Izy .
LUK 9:12     Alignment score: 0.306 → 0.302
Now the day was about to come
to an end , and the twelve came to him and said , " Send the crowd away that they may go into the surrounding villages and countryside to find lodging and food , because we are here in an isolated place . "
Ary rehefa ho ariva ny andro , dia nanatona Azy ireo roa ambin ' ny folo ka niteny hoe : " Alefaso andeha ireo vahoaka mba afahan'izy ireo mandeha any amin'ireo tanàna manodidina sy ambanivohitra mba hahita fatoriana sy sakafo , satria aty amin ' ny tany foana isika . "
LUK 9:13     Alignment score: 0.393
But he said to them , " You give
them something to eat . " They said , " We have no more than five loaves of bread and two fish unless we go and buy food for all these people . "
Fa hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Omenareo zavatra ho hanina izy ireo . " Ary niteny ireo hoe : " Tsy manana mihoatra noho ny mofo dimy sy hazandrano roa izahay _ raha tsy hoe mandeha izahay ary mividy sakafo ho an'ireo olona rehetra ireo . "
LUK 9:14     Alignment score: 0.537 → 0.537
( There were about five thousand men . ) He said to his disciples , " Have them sit down in groups of about fifty each . "
( Teo dia nisy teo amin ' ny lehilahy dimy arivo teo ho eo ) . Ary nilaza tamin'ireo mpianany Izy hoe : " Apetraho ho vondrona dimampolo isan'isany izy ireo . "
LUK 9:15     Alignment score: 0.187
So they did this , and made the people sit down .
Koa dia nanao izany izy ireo , ary nampipetraka ireo vahoaka .
LUK 9:16     Alignment score: 0.406
Taking the five loaves and the two fish , he looked up to heaven , he blessed them and broke them into pieces , and he gave them to the disciples to set before the crowd .
Nandray ireo mofo dimy sy hazandrano roa , dia niandrandra ny lanitra Izy , nisaotra ireo ary nozarazarainy , ka dia nomeny
ireo mpianatra izany mba ho tolorana ireo vahoaka .
LUK 9:17     Alignment score: 0.349 → 0.349
They all ate and were satisfied , and what was left over was picked up twelve baskets of broken pieces .
Nihinana izy rehetra ka afa - po , ary nangonina ireo sisa tsy lany _ ka nisy potipotiny roa ambin ' ny folo harona .
LUK 9:18     Alignment score: 0.311 → 0.311
It came
about while Jesus was praying by himself , the disciples were with him . He questioned them , saying , " Who do the crowds say that I am ? "
Ary rehefa nivavaka manokana Jesosy , dia niaraka taminy ireo mpianatra . Dia nanontany azy ireo Izy , nanao hoe : " Ataon'ireo vahoaka ho iza moa aho ? "
LUK 9:19     Alignment score: 0.396
They answered , " John the Baptist . But others say Elijah , and others say that one of the prophets from long ago has risen . "
Namaly izy ireo hoe : " Jaona mpanao batisa . Fa ireo sasany nilaza hoe Elia , ary ireo sasany milaza fa nitsangana tamin ' ny maty ny iray tamin'ireo mpaminany fahiny . "
LUK 9:20     Alignment score: 0.496
Then he said to them , " But who do you say that I am ? " Peter answered , " The Christ of God . "
Ary niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Fa ataonao
ho iza moa Aho ? " Namaly Petera hoe : " Ilay Kristin'Andriamanitra . "
LUK 9:21     Alignment score: 0.098
But he warned and instructed them to tell this to no one ,
Fa noraràny mafy izy ireo tsy hilaza izany na amin'iza
na iza ,
LUK 9:22     Alignment score: 0.457 → 0.459
saying , " The Son of Man must suffer many things and be rejected by the elders and chief priests and scribes , and he will be killed and on the third day be raised . "
nanao hoe : " Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hijaly amin ' ny zavatra maro ary ho lavin'ireo loholona sy lohan ' ny mpisorona ary ireo mpanora - dalàna , ho vonoina Izy ary amin ' ny andro fahatelo dia hatsangana . "
LUK 9:23     Alignment score: 0.383 → 0.402
Then he said to them all , " If anyone wants to come
after me , he must deny himself and take up his cross daily and follow me .
Ary hoy Izy tamin'izy rehetra hoe : " Raha misy te hanaraka ahy , dia tsy maintsy mandà ny tenany izy ary mitondra ny hazofijaliany isan'andro ary manaraka Ahy .
LUK 9:24     Alignment score: 0.232
Whoever would save his life will lose it , but whoever loses his life for my sake will save it .
Na iza na iza te hanavotra ny ainy dia hanary izany , fa na iza na iza manary ny ainy noho ny fitiavana Ahy dia hanavotra izany .
LUK 9:25     Alignment score: 0.211
What profit is there for a person to gain the whole world and yet lose or forfeit himself ?
Inona no tsara azon ' ny olona amin ' ny fananana
izao tontolo izao , kanefa manary na mamotika ny ainy ?
LUK 9:26     Alignment score: 0.451
Whoever is ashamed of me and my words , of him will the Son of Man be ashamed when he comes in his own glory and the glory of the Father and of the holy angels .
Fa na iza na iza menatra ny amiko sy ireo teniko , dia ho menatra azy koa ny Zanak'Olona rehefa tonga amin ' ny voninahiny , sy ny voninahitry
ny Ray sy ireo anjely masina Izy .
LUK 9:27     Alignment score: 0.368 → 0.368
But truly I say to you , there are some standing here who will not taste death before they see the kingdom of God . "
Fa lazaiko marina aminareo , fa ny sasany amin'ireo izay mitsangana eto dia tsy hahita fahafatesana mialohan ' ny ahitany ny fanjakan
' Andriamanitra . "
LUK 9:28     Alignment score: 0.501
Now about eight days after Jesus said these
words , he took with him Peter and John and James and went up on the mountain to pray .
Ary valo andro teo ho eo taorian ' ny nilazan'i Jesosy ireo teny ireo , dia nentiny niaraka taminy Petera sy Jaona ary Jakoba ka niakatra ny tendrombohitra hivavaka .
LUK 9:29     Alignment score: 0.284
As he was praying , the form of his face was changed , and his clothes became
brilliant white .
Raha nivavaka iny Izy , dia niova ny endriky ny tarehiny , ary nivadika fotsy manjelanjelatra ny akanjony .
LUK 9:30     Alignment score: 0.457
Behold , two men were talking with him , Moses and Elijah ,
Indro , nisy roa lahy niresaka taminy , Mosesy sy Elisa ,
LUK 9:31     Alignment score: 0.247 → 0.277
who appeared in glory , talking with him about his departure , which he was about to bring to completion in Jerusalem .
izay niseho tamim
- boninahitra mamirapiratra . Niresaka momba ny fialàny Izy , izay ho entiny ho ho tanterahina any Jerosalema .
LUK 9:32     Alignment score: 0.377 → 0.394
Now Peter and those
who were with him were heavy with sleep , but when they became fully awake , they saw his glory and the two men who were standing with him .
Ary Petera sy ireo izay niaraka taminy dia navesatrin ' ny torimaso , fa rehefa tena taitra tanteraka izy ireo , dia nahita ny voninahiny sy ireo lehilahy roa izay nitsangana niaraka taminy .
LUK 9:33     Alignment score: 0.466 → 0.466
As they were going away from Jesus , Peter said to him , " Master , it is good for us to be here . Let us make three shelters , one for you , one for Moses , and one for Elijah . " ( He did not know what he was saying . )
Ary rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy izy ireo , dia hoy Petera taminy hoe : " Tompo , tsara amintsika ny mijanona eto . Avelao izahay hanamboatra fialofana telo , iray ho Anao , iray ho an'i Mosesy , ary iray ho an'i Elia . " ( Tsy fantany izay nolazainy
. )
LUK 9:34     Alignment score: 0.339 → 0.34
As he was saying this , a cloud came and overshadowed them , and they were afraid as they entered into the cloud .
Teo am - pitenenany izany izy , dia nisy rahona tonga nanarona azy ireo , ka dia natahoatra
izy ireo rehefa niditra tao amin'ilay rahona .
LUK 9:35     Alignment score: 0.389
A voice came out of the cloud , saying , " This is my Son , the one who is chosen ; listen to him . "
Nisy feo nivoaka avy tany
amin'ilay rahona , nanao hoe : " Inty no Zanaka Lahiko , ilay Iray izay voafidy ; henoy Izy . "
LUK 9:36     Alignment score: 0.319 → 0.336
When the voice had spoken , Jesus was found alone . They kept silent and told no one in those days anything of what they had seen .
Rehefa niteny ilay feo , dia Jesosy irery no hita teo . Nitazona ny fahanginany izy ireo ary tsy niteny tamin'iza na iza tamin'izany andro izany ny momba izay rehetra hitan'izy ireo .
LUK 9:37     Alignment score: 0.412 → 0.415
Now on the next day , when they came down from the mountain
, a large crowd met him .
Ary ny andro manaraka an'io , rehefa nidina avy any an - tendrombohitra izy ireo , dia vahoaka maro nifanena taminy .
LUK 9:38     Alignment score: 0.297
Behold , a man from the crowd cried out , saying , " Teacher , I beg you to look at my son , for he is my only child .
Indro , nisy lehilahy iray avy tao amin ' ny vahoaka no nihiaka mafy , nanao hoe : " Ry mpampianatra o , mitalaho aminao aho mba hijery ity zanako lahy ity , fa zanako tokana izy .
LUK 9:39     Alignment score: 0.176 → 0.187
You see , a spirit takes control over him and he suddenly screams ; it causes him to have convulsions so that he foams at the mouth . It hardly ever leaves him and it bruises him badly .
Hitanao , misy fanahy mibaiko azy dia mihiaka tampoka izy ; mampifanintona azy izany ka mampamoaka roatra ny vavany . Tsy miala aminy izany ary mahatorovana tanteraka azy .
LUK 9:40     Alignment score: 0.272
I begged your disciples to force it out , but they could not . "
Nitalaho tamin'ireo mpianatrao
aho mba hanala izany , fa tsy afak'izy ireo . "
LUK 9:41     Alignment score: 0.291 → 0.306
Jesus answered and said , " You unbelieving and perverse generation , how long must I be with you and put up with you ? Bring your son here . "
Namaly Jesosy ka nanao hoe : " Ianareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran - tena , hafiriana no tsy maintsy hitoerako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo ? Ento ety ny zanakao lahy . "
LUK 9:42     Alignment score: 0.311 → 0.324
While the boy was coming , the demon threw him to the ground and shook him with convulsions . But Jesus rebuked the unclean spirit and healed the boy , and gave him back to his father .
Rehefa nanatona ilay zaza lahy , dia natsipin ' ny demonia tamin ' ny tany izy ary nampihinjitsinjitra azy . Fa Jesosy niteny mafy ilay fanahy maloto ary nanasitrana ilay zaza lahy , ary namerina azy tany
amin ' ny rainy .
LUK 9:43     Alignment score: 0.208 → 0.217
Then they were all amazed at the greatness of God . While they all were marveling at everything he was doing , he said to his disciples ,
Ary avy eo dia talanjona avokoa izy rehetra nahita ny halehiben'Andriamanitra . Raha gaga tamin ' ny zava - drehetra nataony iny izy ireo , dia hoy Izy tamin ' ny mpianany hoe :
LUK 9:44     Alignment score: 0.244 → 0.244
" Let these words go deeply into your ears : The Son of Man will be betrayed into the hands of men . "
" Avelao ireto teny ireto ho tonga lalina ao an - tsofinareo : ny Zanak'Olona dia ho vadihana ho eo an - tanan'olona . "
LUK 9:45     Alignment score: 0.312 → 0.31
But they did not understand this statement . It was hidden from them , so they could not know
its meaning , and yet they were afraid to ask about this statement .
Fa tsy azon'izy ireo izany fanambarana izany . Izany dia nafenina tamin'izy ireo , noho izany dia tsy azon'izy ireo ny dikan'izany , ary mbola natahotra izy ireo ny hanontany ny momba izany fanambarana izany .
LUK 9:46     Alignment score: 0.256 → 0.256
Then an argument started among them about which of them would be the greatest .
Ary avy eo dia nisy fifandirana nanomboka teo amin'izy ireo ny amin'izay ho lehibe indrindra amin'izy ireo .
LUK 9:47     Alignment score: 0.324 → 0.326
But Jesus , knowing the reasoning in their hearts , took a little child and put him by his side
Fa Jesosy , nahafantatra ny fihevitra
tany am - pon'izy ireo , dia naka zazakely iray ka napetrany teo anilany
LUK 9:48     Alignment score: 0.405
and said to them , " Whoever welcomes this child in my name welcomes me ; and whoever welcomes me welcomes the one who sent me . For whoever is least among you all is the one who is great . "
ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Fa na iza mandray ity zaza ity amin ' ny anarako , dia mandray Ahy ; ary na iza na iza mandray Ahy , dia mandray ilay Iray izay naniraka Ahy . Fa izay kely indrindra aminareo rehetra no lehibe . "
LUK 9:49     Alignment score: 0.334 → 0.345
John answered , " Master , we saw someone forcing out demons in your name and we prevented him , because he does not follow along with us . "
Jaona namaly hoe : " Tompo o , nahita olona iray izahay nanala demonia tamin ' ny anaranao
dia nosakananay izy , satria izy tsy manara - dia miaraka aminay . "
LUK 9:50     Alignment score: 0.405
" Do not stop him , " Jesus said , " because whoever is not against you is for you . "
" Aza raràna
izy , " hoy Jesosy , " satria izay tsy manohitra anareo dia momba anareo . "
LUK 9:51     Alignment score: 0.364 → 0.382
When the days drew near for him to be taken up , he set his face to go to Jerusalem .
Rehefa nanakaiky ny andro ampiakarana Azy , dia niatrika ho any Jerosalema Izy .
LUK 9:52     Alignment score: 0.461 → 0.462
He sent messengers on ahead of him , and they went and entered into a Samaritan
village to prepare everything for him .
Nandefa mpitondra hafatra Izy hialoha Azy , ary nandeha izy ireo ka niditra tao amin ' ny tanàna Samaritana iray mba hanomana ny zavatra rehetra ho Azy .
LUK 9:53     Alignment score: 0.365
But the people there did not welcome him because he had set his face to go to Jerusalem .
Fa ny vahoaka tao tsy nandray Azy , satria nitodika ho any Jerosalema Izy .
LUK 9:54     Alignment score: 0.469 → 0.469
When the disciples James and John saw this , they said , " Lord , do you want us to command fire to come
down from heaven and destroy them ? "
Rehefa nahita izany Jakoba sy Jaona mpianatra , dia hoy izy ireo hoe : " Tompoko , tianao ve izahay raha handefa afo milatsaka avy any an - danitra mba hamotika azy ireo ? "
LUK 9:55     Alignment score: 0.486
But he turned and rebuked them ,
Fa nitodika Izy ary niteny mafy tamin'izy ireo ,
LUK 9:56     Alignment score: 0.293
and they went on to another village .
ary lasa tany amin ' ny tanàna hafa izy ireo .
LUK 9:57     Alignment score: 0.316 → 0.317
As they were going along the road , someone said to him , " I will follow you wherever you go . "
Ary rehefa nandeha teny
an - dalana izy ireo , dia nisy olona iray nanao taminy hoe : " Hanaraka Anao aho na aiza na aiza alehanao . "
LUK 9:58     Alignment score: 0.283 → 0.3
Jesus said to him , " Foxes have holes , and birds in the sky have nests , but the Son of Man has nowhere to lay his head . "
Jesosy niteny taminy hoe : " Ny amboahaolo manan
- davaka , ary ireo vorona eny an - danitra dia manana ny akaniny , fa ny Zanak'Olona tsy manana toerana asiana ny lohany . "
LUK 9:59     Alignment score: 0.406
Then he said to another , " Follow me . " But he said , " Lord , first let me go and bury my father . "
Ary hoy Izy tamin ' ny hafa hoe : " Manaraha Ahy . " Fa hoy izy hoe : " Tompoko , avelao aho aloha handeha handevina ny raiko . "
LUK 9:60     Alignment score: 0.318 → 0.325
But he said to him , " Leave the dead to bury their own dead . But as for you , go and proclaim far and wide the kingdom of God . "
Fa hoy Izy taminy hoe : " Avelao ny maty handevina ny maty ao aminy . Fa ho anao , mandehana ka mitoria
any lavitra any ary hitaro ny fanjakan'Andriamanitra . "
LUK 9:61     Alignment score: 0.3 → 0.298
Then someone else said , " I will follow you , Lord , but first let me say goodbye to those
in my home . "
Ary nisy olona hafa nanao hoe : " Hanaraka Anao aho , Tompo , fa avelao aho aloha hanao veloma ireo any an - tranoko . "
LUK 9:62     Alignment score: 0.293
Jesus replied to him , " No one who puts his hand to the plow and looks back is fit for the kingdom of God . "
Jesosy namaly azy hoe : " Tsy misy olona mitàna angady ary miherika ka mendrika ho ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
LUK 9     Average alignment score: 0.358 for 62 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24