Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 23:1     Alignment score: 0.462
The whole company of them rose up and brought Jesus before Pilate .
Nitsangana ny olona
rehetra tamin'izy ireo , ary nitondra an'i Jesosy teo anoloan'i Pilato .


LUK 23:2     Alignment score: 0.353
They began to accuse him , saying , " We found
this man misleading our nation , forbidding to give tribute to Caesar , and saying that he himself is Christ , a king . "
Nanomboka niampanga Azy izy ireo , niteny hoe : " Hitanay ity lehilahy ity nametaveta ny firenenay , nandrara ny hanomezana ny hetra ho an'i Kaisara , ary nilaza fa Izy tenany mihitsy no Kristy , mpanjaka . "
LUK 23:3     Alignment score: 0.581
Pilate asked him , saying , " Are you the King of the Jews ? " Jesus answered him and said , " You say so . "
Pilato nanontany Azy , niteny hoe : " Ianao ve no mpanjakan
' ny Jiosy ? " Jesosy namaly azy ary niteny hoe : " Voalazanao . "
LUK 23:4     Alignment score: 0.351
Pilate said to the chief priests and the multitudes , " I find no guilt
in this man . "
Pilato niteny tamin'ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo vahoaka hoe : " Tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity aho . "
LUK 23:5     Alignment score: 0.237 → 0.26
But they were insisting , saying , " He stirs up the people , teaching throughout all Judea , beginning from Galilee even to this place . "
Fa mbola nanizingizina izy ireo , niteny hoe : " Manakorontana ny vahoaka io , mampianatra eran ' ny Jodia manontolo , manomboka avy any Galilia na hatrety amin'ity toerana ity aza . "
LUK 23:6     Alignment score: 0.565
So when Pilate heard this , he asked whether the man was a Galilean
.
Koa rehefa ren'i Pilato izany , dia nanontany izy raha toa ka Galiliana ilay lehilahy .
LUK 23:7     Alignment score: 0.525
When he learned that he was under Herod 's authority , he sent Jesus to Herod , who himself also was at Jerusalem in those days .
Rehefa hitany
fa tao ambany fahefan'i Heroda Izy , dia nalefany Jesosy nankany amin'i Heroda , izay tany Jerosalema ihany koa tamin'izany andro izany .
LUK 23:8     Alignment score: 0.398
When Herod saw Jesus , he was very glad , because he had wanted to see him for a long time . He had heard about him and he hoped to see some sign done by him .
Rehefa hitan'i Heroda Jesosy , dia tena ravoravo izy , satria efa te - hahita Azy hatry ny ela . Nahare ny momba Azy izy ary nanantena ny hahita fahagagana maro nataony .
LUK 23:9     Alignment score: 0.598
Herod questioned Jesus in many words , but Jesus answered him nothing .
Heroda nametra - panotaniana an'i Jesosy tamin ' ny teny maro , saingy Jesosy tsy namaly na inona na inona azy .
LUK 23:10     Alignment score: 0.395 → 0.397
The chief priests and the scribes stood , vigorously accusing him .
Ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanora - dalàna nitsangana , niampanga mafy Azy .
LUK 23:11     Alignment score: 0.326 → 0.342
Herod with his soldiers showed Jesus contempt and they mocked him . Then they dressed him in splendid clothes and sent him back to Pilate .
Heroda sy ireo miaramilany nanevateva an'i Jesosy sady nanesoeso Azy . Avy eo dia nampiakanjo Azy lamba tsara tarehy izy ireo ary nalefan'izy ireo niverina tany
amin'i Pilato Izy .
LUK 23:12     Alignment score: 0.246 → 0.32
For Herod and Pilate had become
friends with each other that very day , for before this they had been enemies with each other .
Fa i Heroda sy Pilato dia lasa mpinamana tamin ' ny androtr'io ( talohan'izany dia mpifahavalo izy ireo ) .
LUK 23:13     Alignment score: 0.458
Pilate then called together the chief priests and the rulers and the crowd of people
Avy eo Pilato niantso ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ireo vahoaka maro niaraka ,
LUK 23:14     Alignment score: 0.23 → 0.246
and said to them , " You brought to me this man like a man who is misleading the people . And see , I , having questioned him before you , find no guilt
in this man concerning those things of which you accuse him .
ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Nentinareo teto amiko ity lehilahy ity tahaka ny lehilahy izay mitarika ny olona hanao ratsy , ary jereo , izaho , raha nametra - panotaniana taminy teo anoloanareo , dia tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity mahakasika ireo zavatra izay hiampanganareo Azy .
LUK 23:15     Alignment score: 0.381
No , nor does Herod , for he sent him back to us , and see , nothing worthy of death has been done by him .
Tsia , na dia Heroda aza , satria nalefany niverina taty amintsika Izy , ary jereo , tsy misy na inona na inona izay mendrika fahafatesana vitany .
LUK 23:16     Alignment score: 0.444 → 0.431
I will therefore punish him and release him . "
Noho izany dia ho faiziko Izy , ary ho havotsotro Izy . "
LUK 23:18     Alignment score: 0.379 → 0.385
But they cried out all together , saying , " Away with this man , and release to us Barabbas ! "
Fa niara - nihiaka mafy izy ireo , nanao hoe : " Ento any io lehilahy io , ary avotsory ho anay Barabasy ! "
LUK 23:19     Alignment score: 0.36
Barabbas was a man who had been put into prison for a certain rebellion in the city and for murder .
Barabasy dia lehilahy iray izay naiditra am - ponja nohon ' ny fikomiana maro tao an - tanàna sy famonoana olona
.
LUK 23:20     Alignment score: 0.617 → 0.623
Pilate addressed them again , desiring to release Jesus .
Ary niteny tamin'izy ireo indray Pilato , naniry ny hamotsotra an'i Jesosy .
LUK 23:21     Alignment score: 0.415
But they shouted , saying , " Crucify him , crucify him . "
Saingy nitabataba mafy izy ireo , niteny hoe : " Homboy Izy , homboy Izy . "
LUK 23:22     Alignment score: 0.286 → 0.321
He said to them a third time , " Why , what evil has this man done ? I have found no guilt
deserving death in him . Therefore after punishing him , I will release him . "
Niteny tamin'izy ireo fanintelony izy hoe : " Nahoana , fa inona no ratsy vitan'ity lehilahy ity ? Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana tao aminy aho . Noho izany rehefa avy manafay Azy , dia hamotsotra Azy aho . "
LUK 23:23     Alignment score: 0.304
But they were insistent with loud voices , demanding for him to be crucified . Their voices convinced Pilate .
Fa izy ireo nanizingizina tamin ' ny feo avo , nangataka Azy mba homboana
. Ny feon'izy ireo dia nandresy lahatra an'i Pilato .
LUK 23:24     Alignment score: 0.216 → 0.406
So Pilate decided to grant their demand .
Ka dia nanapa - kevitra ny hanaiky ny fangatahan'izy ireo Pilato .
LUK 23:25     Alignment score: 0.307 → 0.307
He released the one they asked for who had been put in prison for rebellion and murder . But he delivered up Jesus to their will .
Navotsony ilay iray nangatahin'izy ireo izay nalefa tany
am - ponja nohon ' ny fikomiana sy famonoana olona . Fa natolony ho amin ' ny sitrapon'izy ireo Jesosy .
LUK 23:26     Alignment score: 0.306 → 0.306
As they led him away , they seized one Simon of Cyrene , coming from the country , and they laid the cross on him to carry , following Jesus .
Ary teo am - pitondrana Azy izy ireo , dia nitàna an'i Simona avy any Syrenia
, izay avy any ambanivohitra , ary napetrak'izy ireo teo aminy ny hazofijaliana mba ho entiny , nanaraka an'i Jesosy .
LUK 23:27     Alignment score: 0.31 → 0.336
A great crowd of the people , and of women
who grieved and mourned for him , were following him .
Maro tamin'ireo vahoaka , sy ireo vehivavy izay nalahelo mafy sy nisaona Azy , no nanaraka Azy .
LUK 23:28     Alignment score: 0.396
But turning to them , Jesus said , " Daughters
of Jerusalem , do not weep for me , but weep for yourselves and for your children .
Fa rehefa nitodika tany amin'izy ireo , dia niteny Jesosy hoe : " Ry zanakavavin'i Jerosalema , aza mitomany Ahy , fa mitomania ho an ' ny tenanareo sy ho an'ireo zanakareo .
LUK 23:29     Alignment score: 0.265 → 0.274
For see , the days are coming in which they will say , ' Blessed are the barren and the wombs that did not bear , and the breasts that did not nurse . '
Fa indro , ho avy ny andro izay hitenenan'izy ireo hoe : ' Sambatra ireo momba sy ireo kibo izay tsy niteraka
, ary ny nono izay tsy nampinono zaza . '
LUK 23:30     Alignment score: 0.334
Then they will begin to say to the mountains
, ' Fall on us , ' and to the hills , ' Cover us . '
Ary dia hanomboka hiteny amin'ireo tendrombohitra izy ireo hoe : ' Mianjerà aminay , ' ary amin ' ny havoana hoe : " Manaròna anay . "
LUK 23:31     Alignment score: 0.502
For if they do these
things while the tree is green , what will happen when it is dry ? "
Fa raha manao izany zavatra izany izy ireo raha mbola maitso ny hazo , inona no hitranga rehefa maina izany ? "
LUK 23:32     Alignment score: 0.278 → 0.278
Other men , two criminals , were led away with him to be put to death .
Nisy lehilahy hafa , olon - dratsy anankiroa , nentina
niaraka taminy mba ho vonoina .
LUK 23:33     Alignment score: 0.337 → 0.349
When they came to the place that is called " The Skull , " there they crucified him and the criminals one on his right and one on his left .
Rehefa tonga teo amin ' ny toerana iray izay antsoina hoe " IKarandoha
" izy ireo , dia teo no nanomboan'izy ireo Azy , sy ireo olon - dratsy - ny iray teo amin ' ny ankavanany ary ny iray teo amin ' ny ankaviany .
LUK 23:34     Alignment score: 0.353 → 0.351
Jesus said , " Father , forgive them , for they do not know what they are doing . " Then they cast lots , dividing up his garments .
Jesosy niteny hoe : " Ray o , mamelà azy ireo , fa tsy fantatr'izy ireo izay ataony . " Avy eo dia niloka izy ireo , nizarazara ireo fitafiany .
LUK 23:35     Alignment score: 0.358 → 0.359
The people stood watching while the rulers also were mocking him , saying , " He saved others . Let him save himself , if he is the Christ of God , the chosen one . "
Dia nijoro nijery teo ireo olona raha mbola nananihany Azy koa ireo mpanapaka , niteny hoe : " Namonjy ireo hafa Izy . Avelao Izy hamonjy ny tenany , raha Izy no Kristin'Andriamanitra , ilay iray voafidy . "
LUK 23:36     Alignment score: 0.343 → 0.349
The soldiers also ridiculed him , approaching him , offering
him vinegar ,
Ireo miaramila ihany koa dia nanala baraka Azy , nanatona Azy , nanome Azy vinaingitra ,
LUK 23:37     Alignment score: 0.473
and saying , " If you are the King of the Jews , save yourself . "
ary niteny hoe : " Raha Ianao no mpanjakan
' ny Jiosy , vonjeo ny tenanao . "
LUK 23:38     Alignment score: 0.374 → 0.41
There was also a sign over him , " This is the King of the Jews . "
Nisy famantarana ihany koa teo amboniny hoe : " Ity no mpanjakan'i Jiosy . "
LUK 23:39     Alignment score: 0.385
One of the criminals who was hanging there insulted him by saying , " Are you not the Christ ? Save yourself and us . "
Ny iray tamin'ireo olon - dratsy izay nihantona teo no namingavinga Azy tamin ' ny nitenenany hoe : " Tsy ianao ve no Kristy ? Vonjeo ny tenanao sy izahay . "
LUK 23:40     Alignment score: 0.337 → 0.341
But the other rebuked him , saying , " Do you not fear God , since you are under the same sentence of condemnation ?
Fa ny anankiray niteny mafy azy , nanao hoe : " Tsy mba matahotra an'Andriamanitra ve ianao , raha samy ambanin ' ny fanamelohana mitovy ihany ?
LUK 23:41     Alignment score: 0.233 → 0.247
We indeed are here justly , for we are receiving what we deserve for our deeds . But this man did nothing wrong . "
Isika dia eto ara - drariny tokoa , satria mandray izay mendrika ny asantsika isika . Fa ity lehilahy ity tsy nanao zavatra ratsy . "
LUK 23:42     Alignment score: 0.5 → 0.501
Then he said , " Jesus , remember me when you come
into your kingdom . "
Avy eo izy niteny hoe : " Jesosy ô , tsarovy aho rehefa tonga any amin ' ny fanjakanao Ianao . "
LUK 23:43     Alignment score: 0.487
Jesus said to him , " Truly I say to you , today you will be with me in paradise . "
Jesosy niteny taminy hoe : " Lazaiko marina aminao , fa anio ianao dia hiaraka amiko any paradisa . "
LUK 23:44     Alignment score: 0.366 → 0.382
It was now about the sixth hour , and darkness came
over the whole land until the ninth hour
Ary ora faha - enina teo ho eo tamin'izany , ary ny aizina avy nandrakotra ny tany manontolo hatramin ' ny ora fahasivy
LUK 23:45     Alignment score: 0.29 → 0.316
as the sun turned dark . Then the curtain of the temple was split in two .
raha niha maizina ny hazavan
' ny masoandro . Avy eo ny lamban ' ny tempoly dia nizara avy teo afovoany .
LUK 23:46     Alignment score: 0.333 → 0.333
Crying with a loud voice , Jesus said , " Father , into your hands I commit my spirit . " Having said this , he died
.
Nihiaka tamin ' ny feo mafy , Jesosy niteny hoe : " Ray ô , eo an - tananao no ametrahako ny fanahiko . " Rehefa avy niteny izany , dia maty Izy .
LUK 23:47     Alignment score: 0.345 → 0.347
When the centurion saw what was done , he glorified God , saying , " Surely this was a righteous man . "
Rehefa hitan'ilay kapiteny ny zavatra nitranga , dia nanome voninahitra an'Andriamanitra izy , niteny hoe : " Azo antoka tokoa fa olo - marina ity lehilahy ity . "
LUK 23:48     Alignment score: 0.256 → 0.278
When all the multitudes who came together to witness this sight saw the things that were done , they returned beating their breasts .
Rehefa hitan'ireo vahoaka rehetra izay niara - tonga ho vavolombelona nanatri - maso ireo zavatra nitranga ireo , dia niverina niteha - tratra izy ireo .
LUK 23:49     Alignment score: 0.429
But all those
who knew him , and the women who followed him from Galilee , stood at a distance , watching these things .
Fa ireo rehetra izay nahafantatra Azy , sy ireo vehivavy izay nanaraka Azy avy any Galilia , dia nitsangana teny alavidavitra , nijery izany zavatra izany .
LUK 23:50     Alignment score: 0.393 → 0.414
Behold , there was a man named Joseph , who was a member of the Council . He was a good and righteous man .
Ary indro , nisy lehilahy iray antsoina hoe Josefa , izay mpikambana tao amin ' ny Synedriona . Olona tsara sady marina izy .
LUK 23:51     Alignment score: 0.247 → 0.247
This man had not agreed with their plan and action . He was from Arimathea , a city of the Jews , and he was looking for the kingdom of God .
Io lehilahy io dia tsy nanaiky ny fanapahan - kevitry ny Synedriona sy ny asan'izy ireo . Avy any amin ' ny tanànan
' ny Jodiana tany Armatia izy ; ary izy dia nikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 23:52     Alignment score: 0.493
This man , approaching Pilate , asked for the body of Jesus .
Io lehilahy io , raha nanatona an'i Pilato , dia nangataka ny vatan'i
Jesosy .
LUK 23:53     Alignment score: 0.199 → 0.189
He took it down , wrapped it in fine linen , and placed it in a tomb that was cut in stone , where no one had ever been laid .
Nalainy
nidina izany , norakofany hariry madinika , ary napetrany tao anaty fasana iray izay novakiana tamin ' ny vatolampy , izay tsy mbola nisy olona nalevina mihintsy .
LUK 23:54     Alignment score: 0.371 → 0.415
It was the Day of the Preparation , and the Sabbath was about to begin .
Andron ' ny Fiomanana tamin'izany , ary mbola nazava ratsy ny Sabata .
LUK 23:55     Alignment score: 0.442 → 0.452
The women
who had come with Jesus out of Galilee followed and saw the tomb and how his body was laid .
Ireo vehivavy , izay niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia , dia nanaraka avy ao aoriana ary nahita ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatiny .
LUK 23:56     Alignment score: 0.394 → 0.415
They returned and prepared spices and ointments . Then on the Sabbath they rested according to the commandment
.
Niverina izy ireo , ary nanomana zava - manitra sy menaka manitra . Ary tamin ' ny sabata dia nitsahatra izy ireo araka ny didy .
LUK 23     Average alignment score: 0.37 for 55 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24