Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 22:1     Alignment score: 0.301 → 0.344
Now the Festival of Unleavened Bread was approaching , which is called the Passover .
Ary efa antomotra ny Firavoravoana amin ' ny Mofo tsy misy masirasira , izay antsoina hoe Paska .


LUK 22:2     Alignment score: 0.355 → 0.354
The chief priests and the scribes were seeking how they could put Jesus to death , for they were afraid of the people .
Niady hevitra ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanora - dalàna ny amin ' ny fomba afahan'izy ireo mamono an'i Jesosy , satria natahotra ny olona izy ireo .
LUK 22:3     Alignment score: 0.531 → 0.533
Then Satan entered into Judas , the one called Iscariot , who was one of the twelve .
Avy eo Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota , izay iray tamin'ireo roa ambin
' ny folo .
LUK 22:4     Alignment score: 0.316 → 0.318
Judas went to the chief priests and captains and discussed with them how he would betray Jesus to them .
Jodasy nandeha nankany amin'ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo kapiteny ary niady hevitra tamin'izy ireo ny amin ' ny fomba hamadihany an'i Jesosy eo amin'izy ireo .
LUK 22:5     Alignment score: 0.443
They were glad and agreed to give him money .
Faly izy ireo , ary nanaiky ny hanome vola azy .
LUK 22:6     Alignment score: 0.222
He consented and looked for an opportunity to give
him over to them away from the crowd .
Nanaiky izy , ary nitady kendry tohana mba hanolorany Azy eo amin'izy ireo lavitry ny vahoaka .
LUK 22:7     Alignment score: 0.335 → 0.381
Then came the day of unleavened bread , on which the Passover lamb had to be sacrificed .
Tonga ny andron ' ny mofo tsy misy masirasira , izay tsy maintsy hanaovana sorona ny zanak'ondrin ' ny Paska .
LUK 22:8     Alignment score: 0.577
So Jesus sent Peter and John , saying , " Go and prepare for us the Passover meal , so that we may eat it . "
Jesosy naniraka an'i Petera sy Jaona , nanao hoe : " Mandehana ary homano ho antsika ny sakafon ' ny Paska , mba afahantsika mihinana izany . "
LUK 22:9     Alignment score: 0.33
They said to him , " Where do you want us to make preparations ? "
Izy ireo nanontany Azy hoe : " Aiza no tianao hanaovanay ny fanomanana ? "
LUK 22:10     Alignment score: 0.294 → 0.325
He answered them , " Look , when you have entered the city , a man bearing
a pitcher of water will meet you . Follow him into the house that he goes into .
Namaly azy ireo Izy hoe : " Henoy , rehefa miditra ny tanàna ianareo , dia hisy lehilahy iray mitondra sinin - drano hifanena aminareo . Manaraha azy any amin'izay trano idirany .
LUK 22:11     Alignment score: 0.298
Then say to the master of the house , ' The Teacher says to you , " Where is the guest room , where I will eat the Passover with my disciples ? " '
Dia teneno ny tompon
- trano hoe : ' Ny Mpampianatra milaza aminao hoe : " Aiza ny efi - trano fandraisam - bahiny , izay hihinanako ny sakafon ' ny Paska miaraka amin'ireo mpianatro ? " '
LUK 22:12     Alignment score: 0.338
He will show you a large furnished upper room . Make the preparations there . "
Izy hampiseho anareo efitrano ambony rihana lehibe misy fanaka . Ataovy ao ny fanomanana . "
LUK 22:13     Alignment score: 0.371 → 0.371
So they went , and found everything as he had said to them . Then they prepared the Passover meal .
Koa dia nandeha izy ireo , ary nahita ny zavatra rehetra araka izay nolazainy
tamin'izy ireo . Ary nanomana ny sakafon ' ny Paska izy ireo .
LUK 22:14     Alignment score: 0.516
When the hour came , he sat down with the apostles .
Rehefa tonga ny fotoana , dia nipetraka niaraka tamin'ireo apostoly Izy .
LUK 22:15     Alignment score: 0.308
Then he said to them , " I have greatly desired to eat this Passover with you before I suffer .
Dia niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Naniry mafy ny hihinana ity Paska ity miaraka aminareo Aho mialohan ' ny hijaliako .
LUK 22:16     Alignment score: 0.327 → 0.382
For I say to you , I will not eat it again until it is fulfilled in the kingdom of God . "
Fa lazaiko aminareo , tsy hihinana ity intsony Aho , mandra - pahatanterak'izany any amin ' ny fanjakan
' Andriamanitra . "
LUK 22:17     Alignment score: 0.391
Then Jesus took a cup , and when he had given thanks , he said , " Take this , and share it among yourselves .
Dia nandray kapoaka Jesosy , ary rehefa nisaotra Izy , dia nanao hoe : " Raiso ity , ary zarao
aminareo .
LUK 22:18     Alignment score: 0.393
For I say to you , I will not drink of the fruit of the vine again until the kingdom of God comes . "
Fa lazaiko aminareo , tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho , mandra - pahatongan ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
LUK 22:19     Alignment score: 0.343 → 0.345
Then he took bread , and when he had given thanks , he broke it , and gave to them , saying , " This is my body , which is given for you . Do this in remembrance of me . "
Dia nandray ny mofo Izy , ary rehefa nisaotra , dia notapahiny izany , ary nomeny
azy ireo , dia niteny hoe : " Ity ny vatako izay omena ho anareo . Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy . "
LUK 22:20     Alignment score: 0.32 → 0.319
He took the cup in the same way after supper , saying , " This cup is the new covenant in my blood , which is poured out for you .
Noraisiny
tahaka izany koa ny kapoaka rehefa vita ny sakafo , dia hoy izy hoe : " Ity kapoaka ity dia ilay fanekena vaovao amin ' ny ràko , izay narotsaka ho anareo .
LUK 22:21     Alignment score: 0.294 → 0.317
But pay attention . The hand of the one who betrays me is with me at the table .
Fa mitandrema . Ilay iray izay hamadika Ahy dia miaraka Amiko eto an - databatra .
LUK 22:22     Alignment score: 0.228 → 0.269
For the Son of Man indeed goes as it has been determined . But woe to that man through whom he is betrayed ! "
Fa ny Zanak'Olona dia mandeha tokoa araka izay voatendry . Fa loza ho an'izany lehilahy izay hamadika Azy izany ! "
LUK 22:23     Alignment score: 0.243 → 0.246
They began to discuss among themselves which one of them it might be who would do this .
Nanomboka nifapanontany izy ireo ny amin ' ny iray amin'izy ireo izay mety hanao izany .
LUK 22:24     Alignment score: 0.286 → 0.292
Then there arose also a quarrel among them about which of them was considered to be greatest .
Dia nisy fifandirana nitranga koa teo amin'izy ireo momba izay heverina ho lehibe indrindra amin'izy ireo .
LUK 22:25     Alignment score: 0.261 → 0.272
He said to them , " The kings of the Gentiles are lords over them , and the ones who have authority over them are called doers of good deeds .
Niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Ireo mpanjakan
' ny Jentilisa dia tompon'izy ireo , ary ireo izay manana fahefana amin'izy ireo dia atao ho toy ireo izay manao tsara ho an ' ny vahoakany .
LUK 22:26     Alignment score: 0.282
But it must not be like this with you . Instead , let the greatest among you become
like the youngest and the one who leads like the one who serves .
Fa tsy toy izany mihintsy ny aminareo . Mifanohitra amin'izany , aoka izay lehibe indrindra aminareo ho lasa toy ny kely indrindra , ary aoka izay manan - danja indrindra ho tonga tahaka izay manompo .
LUK 22:27     Alignment score: 0.397
For who is greater , the one who sits at the table , or the one who serves ? Is it not the one who sits at the table ? Yet I am among you as one who serves .
Fa iza no lehibe kokoa , izay mipetraka amin ' ny latabatra , sa izay manompo ? Tsy izay mipetraka eo amin ' ny latabatra ve ? Kanefa Izaho eto aminareo toy ny iray izay manompo .
LUK 22:28     Alignment score: 0.169
But you are the ones who have continued with me in my trials .
Fa ianareo no olona
izay nanohy niaraka tamiko tao amin ' ny fakam - panahy nianjady tamiko .
LUK 22:29     Alignment score: 0.254
I set you over a kingdom , even as my Father has set me over a kingdom ,
Omeko fanjakana ianareo , tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy ,
LUK 22:30     Alignment score: 0.379 → 0.379
that you may eat and drink at my table in my kingdom , and you will sit on thrones judging the twelve tribes of Israel .
mba ho afaka hihinana sy hisotro eo an - databatro
any amin ' ny fanjakako ianareo , ary hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana hitsara ny fokon ' ny Israely roa ambin ' ny folo ianareo .
LUK 22:31     Alignment score: 0.403 → 0.411
" Simon , Simon , be aware , Satan asked to have you , that he might sift you as wheat .
Simona , Simona , mitandrema , mitady ny hahazo anareo Satana , mba afahany manivana anareo toy ny vary .
LUK 22:32     Alignment score: 0.334 → 0.336
But I have prayed for you , that your faith may not fail . After you have turned back again , strengthen your brothers . "
Fa nivavaka ho anao Aho , mba tsy ho faty ny finoanao
. Aorian ' ny hiverenanao indray , dia ampaherezo ireo rahalahinao . "
LUK 22:33     Alignment score: 0.513
Peter said to him , " Lord , I am ready to go with you both to prison and to death . "
Petera niteny taminy hoe : " Tompo , vonona hiaraka Aminao aho na any am - ponja na ho any amin ' ny fahafatesana . "
LUK 22:34     Alignment score: 0.486
Jesus replied , " I tell you , Peter , the rooster will not crow this day before you deny three times that you know me . "
Jesosy namaly hoe : " Lazaiko aminao , ry Petera , tsy haneno ny akoho amin'izay
andro izay , mialohan ' ny handavanao Ahy intelo hoe mahafantatra Ahy ianao . "
LUK 22:35     Alignment score: 0.368
Then Jesus said to them , " When I sent you out without a purse , a bag of provisions , or sandals , did you lack anything ? " They answered , " Nothing . "
Dia niteny tamin'izy ireo Jesosy hoe : " Rehefa nandefa anareo tsy niaraka tamin ' ny fitoeram - bola
, kitapom - batsy , na kiraro Aho , nisy zavatra tsy ampy anareo ve ? " Namaly izy ireo hoe : " Tsy nisy . "
LUK 22:36     Alignment score: 0.355
Then he said to them , " But now , the one who has a purse , let him take it , and likewise a bag of provisions . The one who does not have a sword should sell his cloak and buy one .
Dia niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Fa izao , izay manana fitoeram - bola
, aoka izy haka izany , na kitapom - batsy ihany koa . Izay tsy manana sabatra dia tokony hivarotra ny lambany ary hividy iray .
LUK 22:37     Alignment score: 0.222 → 0.232
For I say to you , what is written about me must be fulfilled , ' He was counted with the lawless ones . ' For what is predicted about me is being fulfilled . "
Fa Izaho miteny aminareo , izay voasoratra momba Ahy dia tsy maintsy tanteraka : ' Izy dia noraisina toy ny iray amin'ireo tsy manara - dalàna . ' Fa izay nolazaina
mialoha momba Ahy dia efa ho tanteraka "
LUK 22:38     Alignment score: 0.448
Then they said , " Lord , look ! Here are two swords . " He said to them , " It is enough . "
Dia niteny izy ireo hoe : " Tompo , jereo ! Ireto misy sabatra roa . " Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Ampy izay . "
LUK 22:39     Alignment score: 0.46 → 0.51
Jesus went , as he often did , to the Mount of Olives , and the disciples followed him .
Taorian ' ny sakafo , dia nandeha Jesosy , toy ny fanaony matetika , tany
an - tendrombohitr'Oliva , ary nanaraka Azy ireo mpianatra .
LUK 22:40     Alignment score: 0.522 → 0.518
When they arrived , he said to them , " Pray that you do not enter into temptation . "
Rehefa tonga izy ireo , dia hoy Izy tamin'izy ireo : " Mivavaha mba tsy hidiranareo amin ' ny fakam - panahy . "
LUK 22:41     Alignment score: 0.337 → 0.337
He went away from them about a stone 's throw , and he knelt down and prayed ,
Niala teo amin'izy ireo teo ho eo amin ' ny indray mitora - bato Izy , dia nandohalika Izy ary nivavaka ,
LUK 22:42     Alignment score: 0.291 → 0.293
saying , " Father , if you are willing , remove this cup from me . Nevertheless not my will , but yours be done . "
nanao hoe : " Ray o , raha sitrakao
, dia esory amiko ity kapoaka ity . Na izany aza tsy ny sitrako , fa ny Anao no hatao " .
LUK 22:43     Alignment score: 0.44
Then an angel from heaven appeared to him , strengthening him .
Dia nisy anjely avy any an - danitra niseho taminy , nampahery Azy .
LUK 22:44     Alignment score: 0.237 → 0.238
Being in agony , he prayed more earnestly , and his sweat became
like great drops of blood falling down upon the ground .
Tao anatin ' ny fangirifiriana , nivavaka tamin - kafanam - po mafy kokoa Izy , ary ny hatsembohany dia lasa toy ny nitete tamin ' ny tany .
LUK 22:45     Alignment score: 0.351 → 0.388
When he rose up from his prayer , he came to the disciples and found them sleeping because of their sorrow
Ary rehefa nitsangana avy nivavaka Izy , dia nankany amin ' ny mpianatra , ary nahita azy ireo natory nohon ' ny alahelon'izy ireo ,
LUK 22:46     Alignment score: 0.508
and asked them , " Why are you sleeping ? Rise
and pray , that you may not enter into temptation . "
ka nanontany azy ireo hoe : " Nahoana no matory ianareo ? Mitsangàna ary mivavaha , mba tsy hidiranareo amin ' ny fakam - panahy . "
LUK 22:47     Alignment score: 0.488 → 0.481
While he was still speaking , behold , a crowd appeared , with Judas , one of the twelve , leading them . He came
near to Jesus to kiss him ,
Raha mbola niteny Izy , indro , nisy vahoaka niseho , niaraka tamin'i Jodasy , iray amin'ireo roa ambin ' ny folo , nitarika azy ireo . Nanakaiky an'i Jesosy izy mba hanoroka Azy ,
LUK 22:48     Alignment score: 0.453 → 0.46
but Jesus said to him , " Judas , are you betraying the Son of Man with a kiss ? "
fa Jesosy niteny taminy hoe : " Jodasy , mamadika ny Zanak'Olona amin ' ny oroka ve ianao ? "
LUK 22:49     Alignment score: 0.532
When those who were around Jesus saw what was happening , they said , " Lord , should we strike with the sword ? "
Rehefa nahita ny zava - nitranga ireo izay nanodidina an'i Jesosy , dia niteny izy ireo hoe : " Tompo , tokony hamely amin ' ny sabatra ve izahay ?
LUK 22:50     Alignment score: 0.373
Then one of them struck the servant of the high priest , and cut off his right ear .
Avy eo ny iray tamin'izy ireo namely ny mpanompon
' ny mpisoronabe , ary nanapaka ny sofiny havanana .
LUK 22:51     Alignment score: 0.452
Jesus said , " That is enough ! " He touched his ear , and healed him .
Jesosy niteny hoe : " Ampy izay ! " Nokasihiny ny sofiny , ary nositraniny izy .
LUK 22:52     Alignment score: 0.467 → 0.468
Jesus said to the chief priests , to the captains of the temple , and to elders who came against him , " Do you come
out as against a robber , with swords and clubs ?
Jesosy niteny tamin ' ny lohan ' ny mpisorona , tamin'ireo kapitenin ' ny tempoly , ary tamin'ireo loholona izay tonga hanohitra Azy hoe : " Tonga toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo , miaraka amin ' ny sabatra sy langilangy ?
LUK 22:53     Alignment score: 0.334 → 0.338
When I was daily with you in the temple , you did not lay your hands on me . But this is your hour , and the authority of darkness . "
Tamin'Izaho niaraka taminareo isan'andro tao an - tempoly , tsy nisambotra Ahy ianareo . Fa izao no oranareo , sy ny fahefan
' ny haizina . "
LUK 22:54     Alignment score: 0.409 → 0.41
Seizing him , they led him away and brought him into the high priest 's house . But Peter followed from a distance .
Teo am - pisamborana Azy , dia notarihan'izy ireo Izy , ary nentin'izy ireo tany
an - tranon ' ny mpisoronabe . Fa Petera nanaraka avy teny lavidavitra .
LUK 22:55     Alignment score: 0.419 → 0.422
After they had kindled a fire in the middle of the courtyard and had sat down together , Peter sat in the midst of them .
Rehefa avy nampirehitra afo teo afovoan ' ny tokontany ary niara - nipetraka izy ireo , dia nipetraka teo afovoan'izy ireo Petera .
LUK 22:56     Alignment score: 0.415
A certain female servant saw him as he sat in the light of the fire and looked straight at him and said , " This man also was with him . "
Nisy mpanompo vavy iray nahita azy raha nipetraka teo amin ' ny fahazavan
' ny afo izy , ary nijery mahitsy azy sy niteny hoe : " Ity lehilahy ity koa niaraka taminy . "
LUK 22:57     Alignment score: 0.408 → 0.499
But Peter denied it , saying , " Woman , I do not know him . "
Fa Petera nandà izany , niteny hoe : " Ry vehivavy , tsy fantatro Izy . "
LUK 22:58     Alignment score: 0.363
After a little while someone else saw him , and said , " You are also one of them . " But Peter said , " Man , I am not . "
Afaka kelikely dia nisy olona hafa nahita azy , ary niteny hoe : " Ianao koa iray amin'izy ireo . " Fa Petera niteny hoe : " Ry lehilahy , tsy izy aho . "
LUK 22:59     Alignment score: 0.34
After about an hour another man insisted and said , " Truly this man also was with him , for he is a Galilean
. "
Nony afaka adiny iray teo ho eo dia nisy lehilahy hafa nanizingizina sy niteny hoe : " Marina fa niaraka taminy koa ity lehilahy ity , fa izy dia Galiliana . "
LUK 22:60     Alignment score: 0.419 → 0.42
But Peter said , " Man , I do not know what you are saying . " Immediately , while he was speaking , a rooster crowed .
Fa Petera niteny hoe : " Ry lehilahy , tsy fantatro izay teneninao . " Teo no ho eo , raha mbola niteny izy , dia nisy akoho naneno .
LUK 22:61     Alignment score: 0.501
Turning , the Lord looked at Peter , and Peter remembered the word of the Lord , when he said to him , " Before a rooster crows today you will deny me three times . "
Niherika , ny Tompo nijery an'i Petera , ary Petera nahatsiaro ny tenin
' ny Tompo , tamin ' ny niteny taminy Izy hoe : " Alohan ' ny hanenoin ' ny akoho anio dia handà Ahy intelo ianao . "
LUK 22:62     Alignment score: 0.563
Peter went outside and wept bitterly .
Nivoaka tany ivelany
Petera ary nitomany mafy .
LUK 22:63     Alignment score: 0.337
Then the men holding Jesus in custody mocked and beat him .
Ary ireo lehilahy niambina an'i Jesosy dia nananihany ary nikapoka Azy .
LUK 22:64     Alignment score: 0.318 → 0.322
They put a cover over him and asked him , saying , " Prophesy ! Who is the one who hit you ? "
Nasian'izy ireo sarona Izy ary nanontany Azy izy ireo , niteny hoe : " Maminania
! Iza ilay olona izay mikapoka Anao ? "
LUK 22:65     Alignment score: 0.458 → 0.46
They spoke many other things against Jesus , blaspheming him .
Niteny zavatra hafa maro hanohitra an'i Jesosy izy ireo , niteny ratsy Azy .
LUK 22:66     Alignment score: 0.406 → 0.406
As soon as it was day , the elders of the people gathered together , both chief priests and scribes . They led him into the Council
Raha vao nazava ny andro , dia niara - niangona ireo loholona , ny lohan ' ny mpisorona sy ny mpanora - dalàna . Nentin'izy ireo tany
amin ' ny Synedriona Izy
LUK 22:67     Alignment score: 0.401
and said , " If you are the Christ , tell us . " But he said to them , " If I tell you , you will not believe ,
ary niteny hoe : " Raha Ianao no Kristy , dia teneno aminay . " Fa Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Raha ho teneniko aminareo , dia tsy hino ianareo " ,
LUK 22:68     Alignment score: 0.401
and if I ask you , you will not answer .
ary raha hanontany anareo Aho , dia tsy hamaly ianareo .
LUK 22:69     Alignment score: 0.198 → 0.234
But from now on , the Son of Man will be seated at the right hand of the power of God . "
Fa manomboka izao , ny Zanak'Olona dia hipetraka eo an - tanana
akavanan ' ny herin'Andriamanitra . "
LUK 22:70     Alignment score: 0.412
They all said , " Then you are the Son of God ? " Jesus said to them , " You say that I am . "
Izy rehetra niteny hoe : " Dia Zanak'Andriamanitra izany Ianao ? " Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Voalazanareo fa Izaho no Izy . "
LUK 22:71     Alignment score: 0.41
They said , " Why do we still need a witness ? For we ourselves have heard from his own mouth . "
Izy ireo niteny hoe : " Nahoana no mbola mila vavolombelona isika ? Fa isika mihitsy no naheno avy tamin ' ny vavany . "
LUK 22     Average alignment score: 0.38 for 71 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24