Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 4:1     Alignment score: 0.463 → 0.466
Then Jesus , being full of the Holy Spirit , returned from the Jordan River and was led by the Spirit in the wilderness ,
Taorian'izany Jesosy , rehefa feno ny Fanahy Masina , dia niverina avy tany amin ' ny reniranon'i Jordana , ary nentin
' ny Fanahy Masina tany an'efitra


LUK 4:2     Alignment score: 0.479 → 0.48
where for forty days he was tempted by the devil . He ate nothing during those
days , and at the end of that time he was hungry .
izay nakan ' ny devoly fanahy Azy nandritry ny efapolo andro . Tsy nihinana na inona na inona Izy nandritra ireo andro ireo , ary tamin ' ny fotoana farany dia noana Izy .
LUK 4:3     Alignment score: 0.445
The devil said to him , " If you are the Son of God , command this stone to become
bread . "
Ny devoly niteny taminy hoe : " Raha zanak'Andriamanitra Ianao , dia didio ho lasa mofo io vato io . "
LUK 4:4     Alignment score: 0.599
Jesus answered him , " It is written , ' Man does not live
on bread alone . ' "
Jesosy namaly azy hoe : " Voasoratra hoe : ' Tsy ny mofo ihany no iveloman ' ny olona . " '
LUK 4:5     Alignment score: 0.389 → 0.396
Then the devil led Jesus up and showed him all the kingdoms of the world in an instant of time .
Avy eo nentin
' ny devoly teny amin ' ny toerana avo Jesosy ary nasehony Azy vetivety avokoa ny fanjakana rehetran'izao tontolo izao .
LUK 4:6     Alignment score: 0.384 → 0.385
The devil said to him , " I will give to you all this authority and all their glory , for they have been given to me , and I can give it to anyone I want .
Ny devoly niteny taminy hoe : " Homeko anao ny fahefana rehetra sy ny famirapiratany
rehetra , satria efa nomena ahy ireo , ary afaka omeko ny olona izay tiako omena azy .
LUK 4:7     Alignment score: 0.33
So then , if you will bow down and worship me , it will be yours . "
Noho izany , raha miankohoka sy manompo ahy Ianao , dia ho lasanao izany . "
LUK 4:8     Alignment score: 0.48 → 0.492
But Jesus answered and said to him , " It is written , ' You will worship the Lord your God , and you will serve only him . ' "
Kanefa Jesosy namaly ka niteny azy hoe : " Voasoratra hoe : ' Hidera ny Tompo Andriamanitrao ianao , ary Izy irery ihany no ho tompoinao . ' "
LUK 4:9     Alignment score: 0.345 → 0.346
Then the devil led Jesus to Jerusalem and put him on the very highest point of the temple building , and said to him , " If you are the Son of God , throw yourself down from here .
Avy eo ny devoly dia nitondra an'i Jesosy tany
Jerosalema ary nataony teny amin ' ny fara - tampon ' ny tempoly , ary niteny taminy hoe : " Raha zanak'Andriamanitra Ianao , dia azerao avy ety ny tenenao .
LUK 4:10     Alignment score: 0.33 → 0.332
For it is written , ' He will give
orders to his angels regarding you , to protect you , '
Satria efa voasoratra hoe : ' Hibaiko ny anjeliny ny aminao Izy , mba hiaro anao , '
LUK 4:11     Alignment score: 0.324
and , ' They will lift you up in their hands , so that you will not strike
your foot against a stone . ' "
ary , ' Izy ireo hanandratra anao amin ' ny tanany , mba tsy ho tafitohan ' ny vato ny tongotrao . ' "
LUK 4:12     Alignment score: 0.46 → 0.463
Answering him , Jesus said , " It is said , ' Do not put the Lord your God to the test . ' "
Namaly azy , Jesosy niteny hoe : " Efa nambara hoe : ' Aza maka fanahy ny Tompo Andriamanitrao . " '
LUK 4:13     Alignment score: 0.411 → 0.435
When the devil had finished tempting Jesus , he went away and left him until another time .
Rehefa vita ny fangalan ' ny devoly fanahy an'i Jesosy , dia lasa izy ary nandao Azy ambara pahatongan ' ny fotoana hafa .
LUK 4:14     Alignment score: 0.486
Then Jesus returned to Galilee in the power of the Spirit , and news about him spread throughout the entire surrounding region .
Avy eo Jesosy niverina tany Galilia tamin ' ny herin
' ny Fanahy , ary ny vaovao momba Azy dia efa niely nanerana ny faritra manodidina rehetra .
LUK 4:15     Alignment score: 0.331
Then he began to teach in their synagogues
and he was praised by all .
Dia nanomboka nampianatra tao amin ' ny Synagogan'izy ireo Izy ary noderain ' ny rehetra .
LUK 4:16     Alignment score: 0.418
He came
into Nazareth , where he had been raised , and , as was his custom , he entered the synagogue on the Sabbath day and he stood up to read aloud .
Nandeha tany Nazareta Izy , ilay tanana nahalehibe azy , ary araka ny fomba fanaony , dia niditra tao amin ' ny Synagoga tamin ' ny andro Sabata Izy ka nitsangana mba hamaky teny mafy .
LUK 4:17     Alignment score: 0.258 → 0.286
The scroll of the prophet Isaiah was handed to him . He opened the scroll and found the place where it was written ,
Natolotra
azy ny horonan - taratasin'Isaia mpaminany . Nosokafany ilay boky ary hitany ny toerana nanoratana azy ,
LUK 4:18     Alignment score: 0.391
" The Spirit of the Lord is upon me , because he anointed me to announce good news to the poor . He has sent me to proclaim freedom to the captives and recovery of sight to the blind , to set free those
who are oppressed ,
" Ny Fanahin ' ny Tompo dia ato amiko , satria Izy nanosotra ahy hilaza ny vaovao mahafaly ho an ' ny mahantra . Izy no nandefa ahy hanambara fahafahana ho an'ireo babo , ary hamerina ny fahitana ho an ' ny jamba , hanafaka ireo izay ampahoriana ,
LUK 4:19     Alignment score: 0.161
to proclaim the year of the Lord 's favor . "
hanambara ny taom - pankasitrahan'Andriamanitra . "
LUK 4:20     Alignment score: 0.312
Then he rolled up the scroll , gave it back to the attendant , and sat down . The eyes of all in the synagogue were fixed on him .
Avy eo dia naoriny ny taratasy , naveriny
tany amin ' ny mpitandrina , ary nipetraka Izy . Ny mason'ireo rehetra tao amin ' ny Synagoga dia nibanjina Azy .
LUK 4:21     Alignment score: 0.348 → 0.348
He began to speak to them : " Today this scripture has been fulfilled in your hearing . "
Nanomboka niresaka tamin'izy ireo Izy hoe : " Androany ity Soratra Masina ity dia tanteraka eo am - pihainoanareo . "
LUK 4:22     Alignment score: 0.299 → 0.315
Everyone there spoke well of him and they were amazed at the gracious words which were coming out of his mouth , and they asked , " Is this not the son of Joseph ? "
Ny rehetra tao dia nilaza tsara ny momba Azy ary gaga tamin ' ny tenim - pahasoavana
izay naloaky ny vavany izy ireo , ary nanontany Izy ireo hoe : " Fa tsy ilay zanak'i Josefa ve ity ? "
LUK 4:23     Alignment score: 0.384
He said to them , " Surely you will say this proverb to me , ' Doctor , heal yourself . Whatever we heard that you did in Capernaum , do the same in your hometown . ' "
Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Azo antoka fa hilaza ity ohabolana ity amiko ianareo hoe : ' Dokotera , sitrano ny tenanao . Na inona na inona renay
fa nataonao tao Kapernaomy , dia manoava toy izany any amin ' ny taninao . " '
LUK 4:24     Alignment score: 0.375
But he said , " Truly I say to you , no prophet is received in his own hometown .
Nefa niteny Izy hoe : " Lazaiko marina aminareo , tsy misy mpaminany voaray ao amin ' ny taniny .
LUK 4:25     Alignment score: 0.365 → 0.366
But in truth I tell you that there were many widows in Israel during the time of Elijah , when the sky was shut up for three years and six months and a great famine came upon all the land .
Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vehivavy mpitondra - tena tany Israely tamin ' ny andron'i
Elia , raha nihidy ny lanitra nandritra ny telo taona sy enim - bolana , ary nisy mosary lehibe tonga teo amin ' ny tany rehetra .
LUK 4:26     Alignment score: 0.317
But Elijah was sent to none of them , but only to Zarephath in Sidon , to a widow living there .
Nefa Elia tsy nalefa na tamin'iray tamin'izy ireo aza , fa tao Zerapata any Sidona ihany , tany amin ' ny mpitondra tena izay nipetraka tany .
LUK 4:27     Alignment score: 0.402
There were many lepers
in Israel during the time of Elisha the prophet , but none of them were cleansed except Naaman the Syrian . "
Fa maro ireo boka tao Israely tamin ' ny andron'i Elisa mpaminany , nefa tsy nisy na dia iray tamin'izy ireo aza sitrana afa - tsy Namàna ilay Syriana . "
LUK 4:28     Alignment score: 0.392
All the people in the synagogue were filled with rage when they heard these
things .
Ny olona rehetra tao amin ' ny Synagoga dia heniky ny hatezerana rehefa nandre ireo zavatra ireo .
LUK 4:29     Alignment score: 0.154 → 0.173
They got up , forced him out of the town , and led him to the cliff of the hill on which their town was built , so they might throw him off the cliff .
Nitsangana izy ireo , nanery Azy hiala ny tanàna , ary nandefa Azy teny
an - tampon ' ny havoana izay niorenan ' ny tananan'izy ireo , mba hanjerana Azy amin ' ny hantsana .
LUK 4:30     Alignment score: 0.185 → 0.188
But he passed through the middle of them and he went to another place .
Nefa nandeha namakivaky teo afovoan'izy ireo Izy dia lasa nandeha tany amin ' ny toeran
- kafa .
LUK 4:31     Alignment score: 0.592
Then he went down to Capernaum , a city in Galilee , and he began to teach them on the Sabbath .
Avy eo Izy dia nidina tany Kapernaomy , tanàna iray any Galilia , ary nanomboka nampianatra azy ireo tamin ' ny Sabata Izy .
LUK 4:32     Alignment score: 0.336
They were astonished at his teaching , because he spoke with authority .
Izy ireo dia nitolagaga tamin ' ny fampianarana nataony , satria niteny tamin ' ny fahefana Izy .
LUK 4:33     Alignment score: 0.428
Now in the synagogue there was a man who had the spirit of an unclean demon , and he cried out with a loud voice ,
Ary tao amin ' ny Synagoga dia nisy lehilahy izay nitoeran ' ny fanahy maloton ' ny demonia , ary izy dia nihikiaka
tamin ' ny feo mafy hoe :
LUK 4:34     Alignment score: 0.427 → 0.424
" Ah ! What do we have to do with you , Jesus of Nazareth ? Have you come
to destroy us ? I know who you are the Holy One of God ! "
" Ah ! Inona no ifandraisanay aminao , ry Jesosy avy any Nazareta ? Tonga mba hamotika anay ve Ianao ? Fantatro hoe iza Ianao - ilay Iray Masin'Andriamanitra ! "
LUK 4:35     Alignment score: 0.27 → 0.393
Jesus rebuked the demon , saying , " Do not speak ! Come
out of him ! " When the demon had thrown the man down in the middle of them , he came out of him , and did not harm him in any way .
Jesosy niteny mafy ilay demony , ka nanao hoe : " Aza miteny ary mialà ao aminy ! " Rehefa nanipy ilay lehilahy hianjera teo afovoan'izy ireo ny demony , dia niala tao aminy , ary tsy nandratra azy akory .
LUK 4:36     Alignment score: 0.269 → 0.277
All the people were very amazed , and they kept talking about it with one another . They said , " What kind of words are these
? He commands the unclean spirits with authority and power and they come out . "
Nitologaga avokoa ny olona rehetra , ary nanohy nifampiresaka ny momba izany . Niteny izy ireo hoe : " Fa teny toy ny ahoana re izany ? " Baikoiny amin ' ny fahefana sy hery ny fanahy maloto dia mivoaka . "
LUK 4:37     Alignment score: 0.254 → 0.279
So news about him began to spread into every part of the surrounding region .
Noho izany dia nanomboka niely nanerana ny faritra manodidina ny lazany .
LUK 4:38     Alignment score: 0.505 → 0.507
Then Jesus left the synagogue and entered into the house of Simon . Now Simon 's mother-in-law was suffering with a high fever , and they pleaded with him on her behalf .
Dia nandao ny synagoga Jesosy ary niditra tao an - tranon'i Simona . Ary nampijalian ' ny tazo mahery ny rafozam - bavin'i Simona , ary niangavy taminy ho azy izy ireo .
LUK 4:39     Alignment score: 0.373
So he stood over her and rebuked the fever , and it left her . Immediately she got up and started serving them .
Ka nijoro teo anoloany
Izy ary niteny mafy ny tazo , dia niala taminy izany . Avy hatrany izy dia nitsangana ary nanomboka nanompo azy ireo .
LUK 4:40     Alignment score: 0.312 → 0.327
When the sun was setting , people brought to Jesus everyone who was sick with various kinds of diseases . He laid his hands on every one of them and healed them .
Rehefa nilentika ny masoandro , dia nitondra ny olon
- drehetra nararin ' ny aretina maro samihafa teo amin ' ny Jesosy ny olona . Nametra - tanana tamin ' ny tsirariray avy amin'izy ireo Izy ka nanasitrana azy ireo .
LUK 4:41     Alignment score: 0.389 → 0.392
Demons also came out from many of them , crying out and saying , " You are the Son of God ! " Jesus rebuked the demons and would not let them speak , because they knew
that he was the Christ .
Ireo demony ihany koa dia niala tao amin ' ny maro tamin'izy ireo , nihiakihaka mafy sy nilaza hoe : " Ianao no Zanak'Andriamanitra ! " Jesosy niteny mafy ireo demonia ka tsy namela azy ireo hiteny , satria fantatr'izy ireo fa Izy no Kristy .
LUK 4:42     Alignment score: 0.172 → 0.173
When daybreak came
, he went out into a solitary place . Crowds of people were looking for him and came to the place where he was . They tried to keep him from going away from them .
Vao mangiran - dratsy , dia nandeha tany amin ' ny toerana mangingina Izy . Vahoaka maro be no nitady Azy ary nakeny amin ' ny toerana izay nisy Azy . Izy ireo dia niezaka ny nihazona Azy mba tsy hiala eo amin'izy ireo .
LUK 4:43     Alignment score: 0.334 → 0.347
But he said to them , " I must also preach the gospel about the kingdom of God to many other cities , because this is the reason I was sent here . "
Fa Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Tsy maintsy mitory ny vaovao mahafaly momba ny fanjakan'Andriamanitra amin ' ny tanàna maro hafa ihany koa Aho , satria izany no antony nanirahina Ahy tety
.
LUK 4:44     Alignment score: 0.454
Then he continued to preach in the synagogues
throughout Judea .
Avy eo Izy dia nanohy nitory tao amin'ireo synagoga manerana an'i Jodia .
LUK 4     Average alignment score: 0.375 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24