Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 15:1     Alignment score: 0.515 → 0.556
Now all the tax collectors and other sinners were coming to Jesus to listen to him .
Ary ireo mpamory hetra rehetra sy ny mpanota sasany dia tonga teo amin'i Jesosy mba hihaino Azy .


LUK 15:2     Alignment score: 0.375 → 0.377
Both the Pharisees and the scribes grumbled to each other , saying , " This man welcomes sinners , and even eats with them . "
Nifampimonomonona ireo Fariseo sy ireo mpanora - dalàna , niteny hoe : " Io lehilahy io dia mandray mpanota , ary miara - mihinana amin'izy ireo mihintsy aza . "
LUK 15:3     Alignment score: 0.404 → 0.401
Jesus spoke this parable to them , saying ,
Jesosy nanao izao fanoharana izao tamin'izy ireo , niteny hoe :
LUK 15:4     Alignment score: 0.364 → 0.352
" Which one of you , if he has a hundred sheep and then loses one of them , will not leave the ninety - nine in the wilderness , and go after the lost one until he finds it ?
" Iza aminareo , raha manana ondry zato izy ary avy eo very ny iray amin'izy ireny , no tsy handao ny sivy amby sivy folo any an - tany efitra , ary handeha hitady ilay iray very mandra - pahitany azy ?
LUK 15:5     Alignment score: 0.293
Then when he has found it , he lays it across his shoulders and rejoices .
Ary rehefa hitany izany , dia apetrany eo an - tsorony ary mifaly izy .
LUK 15:6     Alignment score: 0.278
When he comes to the house , he calls together his friends and his neighbors , saying to them , ' Rejoice with me , for I have found my lost sheep . '
Rehefa tonga ao an - trano izy , dia antsoiny avokoa ireo namany sy ireo mpiara - monina aminy , miteny azy ireo hoe : ' Mifalia
miaraka amiko , fa hitako ilay ondriko very . '
LUK 15:7     Alignment score: 0.407 → 0.407
I say to you that even so , there will be joy in heaven over one sinner who repents , more than over ninety - nine righteous persons who do not need to repent .
Toy izany koa , miteny aminareo Aho , fa hisy fifaliana any an - danitra nohon ' ny mpanota iray izay mibebaka , mihoatra noho ireo olo - marina sivy amby sivy folo izay tsy mila mibebaka .
LUK 15:8     Alignment score: 0.313 → 0.327
" Or what woman who has ten silver coins , if she were to lose one coin , would not light a lamp , sweep the house , and seek diligently until she has found
it ?
Na iza no vehivavy izay manana farantsa kely folo , raha very ny farantsa iray , no tsy andrehitra ny jiro , hamafa ny trano , ary hitady amim - pahazotoana mandra - pahitany izany ?
LUK 15:9     Alignment score: 0.268 → 0.279
When she has found it , she calls together her friends and neighbors , saying , ' Rejoice with me , for I have found
the coin which I lost . '
Rehefa hitany izany , dia antsoiny avokoa ireo namany sy ireo mpiara - monina aminy , ka hiteny hoe : ' Mifalia miaraka amiko , fa itako ilay farantsa kely iray izay very . '
LUK 15:10     Alignment score: 0.342
Even so , I say to you , there is joy in the presence of the angels of God over one sinner who repents . "
Toy izany koa , Izaho milaza aminareo , misy fifaliana eo anatrehan ' ny Anjelin'Andriamanitra amin ' ny mpanota iray izay mibebaka . "
LUK 15:11     Alignment score: 0.453
Then Jesus said , " A certain man had two sons ,
Avy eo Jesosy niteny hoe : " Nisy lehilahy iray nanan - janaka roa lahy ,
LUK 15:12     Alignment score: 0.267 → 0.268
and the younger of them said to his father , ' Father , give me the portion of the wealth that falls to me . ' So he divided his property between them .
ary ny faralahy tamin'izy ireo niteny tamin ' ny rainy hoe : ' Ray ô , omeo ahy ny anjara harena izay tokony ho ahy . ' Koa dia nozarainy tamin'izy ireo ny fananany
.
LUK 15:13     Alignment score: 0.17 → 0.205
Not many days later , the younger son gathered together all he owned and went to a country far away , and there he wasted all his wealth
by living recklessly .
Tsy ela taorian'izay , ilay faralahy nanangona ny anjarany rehetra ka nandeha tamin ' ny firenena iray lavitra teo , ary tany izy no nandany fahatany ireo harenany rehetra tamin ' ny fiainana maditra .
LUK 15:14     Alignment score: 0.266
Now when he had spent everything , a severe famine spread through that country , and he began to be in need .
Ary rehefa laniny avokoa ny rehetra , dia nisy mosary lehibe niely tamin'io firenena io , ka nanomboka tao anatin
' ny tsy fahampiana izy .
LUK 15:15     Alignment score: 0.313 → 0.313
He went and hired himself out to one of the citizens of that country , who sent him into his fields to feed pigs .
Nandeha izy ary nikarama tamin'iray tamin'ireo mponina
tao amin'io firenena io , izay nandefa azy tany amin ' ny sahany mba hamahana kisoa .
LUK 15:16     Alignment score: 0.279 → 0.3
He was longing to eat the carob pods that the pigs ate because no one gave him anything .
Te hihinana mafy ireo sakafo fihinan ' ny kisoa izy , satria tsy nisy olona nanome azy na inona na inona .
LUK 15:17     Alignment score: 0.223 → 0.254
But when the young son came to himself , he said , ' How many of my father 's hired servants have more than enough bread , and I am here , perishing from hunger !
Fa rehefa tonga saina ilay faralahy , dia niteny izy hoe : ' Firy amin'ireo manompon ' ny raiko no manana hanina mihoatra ny sahaza , ary ity izaho , matin ' ny hanohanana
!
LUK 15:18     Alignment score: 0.252 → 0.252
I will get up and leave here and go to my father , and will say to him , " Father , I have sinned against heaven and against you .
Hilaozako eto ka ho any amin ' ny raiko aho , ary izaho hiteny aminy hoe : " Ray ô , efa nanota tamin ' ny lanitra aho , sy teo imasonao
.
LUK 15:19     Alignment score: 0.303 → 0.328
I am no longer worthy to be called your son ; make me as one of your hired servants . " '
Tsy mendrika ny antsoina hoe zanakao intsony aho ; ataovy toy ny iray amin'ireo mpanomponao
aho . "
LUK 15:20     Alignment score: 0.334 → 0.341
So the young son got up and left and came toward his father . While he was still far away , his father saw him and was moved with compassion , and he ran and embraced him and kissed him .
Noho izany nandeha ilay faralahy ka nankany amin ' ny rainy . Raha mbola lavitra izy , dia hitan'ilay rainy , ary tohina nangoraka , ka nihazakazaka , ary namihina sy nanoroka azy .
LUK 15:21     Alignment score: 0.322 → 0.323
The son said to him , ' Father , I have sinned against heaven and against you . I am no longer worthy to be called your son . '
Ilay zanany lahy niteny hoe : ' Ray ô , efa nanota tamin ' ny lanitra sy teo imasonao
aho . Tsy mendrika ny antsoina hoe zanakao aho . '
LUK 15:22     Alignment score: 0.364
" The father said to his servants , ' Bring quickly the best robe , and put it on him , and put a ring on his hand , and sandals on his feet .
Ilay ray niteny tamin ' ny mpanompony
hoe : ' Ento faingana ireo akanjo tsara indrindra , ka ampiakanjoy azy , ary asio peratra ny tanany , sy kapa ny tongony .
LUK 15:23     Alignment score: 0.256 → 0.279
Then bring the fattened calf and kill it . Let us feast and be merry !
Avy eo ento ilay zanak'omby matavy ka vonoy izany . Andao isika hankalaza amin ' ny lanonana !
LUK 15:24     Alignment score: 0.408 → 0.439
For my son was dead , and now he is alive
. He was lost , and now he is found . ' Then they began to be merry .
Satria ny zanako lahy dia maty , ary ankehitriny velona indray . Very Izy , ary ankehitriny dia hita indray . ' Avy eo dia nanomboka nikorana izy ireo .
LUK 15:25     Alignment score: 0.326
" Now his older son was out in the field . As he came
and approached the house , he heard music and dancing .
Ary ilay lahimatoany dia tany an - tsaha . Nony tamy ary nanatona ilay trano izy , dia naheno mozika sy dihy .
LUK 15:26     Alignment score: 0.357 → 0.358
He called to one of the servants and asked what these
things might be .
Niantso ny iray tamin'ireo mpanompo izy ary nanontany azy hoe mety ho inona izany zavatra izany .
LUK 15:27     Alignment score: 0.268 → 0.268
The servant said to him , ' Your brother has come
home and your father has killed the fattened calf because he has received him in good health . '
Ilay mpanompo niteny taminy hoe : ' Nody ato an - trano ny rahalahinao ka novonoin ' ny rainareo ilay zanak'omby matavy , satria tonga soa aman - tsara izy . '
LUK 15:28     Alignment score: 0.302
" The older son was angry and would not go in , and his father came out and pleaded with him .
Tezitra ilay lahimatoa , ary tsy nety niditra , dia nivoaka ny rainy , ary niangavy azy .
LUK 15:29     Alignment score: 0.285 → 0.286
But the older son answered and said to his father , ' Look , these
many years I slaved for you , and I never neglected a command of yours , and yet you never gave me a young goat that I might be merry with my friends ,
Saingy namaly ilay lahimatoa ary niteny tamin ' ny rainy hoe : ' Jereo , efa an - taonany maro no nanompoko anao , ary mbola tsy nandika ny lalànao aho , ary ianao tsy mbola nanome na dia zanak'osy nafahako nikorana niaraka tamin'ireo namako aza ,
LUK 15:30     Alignment score: 0.237 → 0.241
but when your son came , who has devoured your living with prostitutes
, you killed for him the fattened calf . '
kanefa rehefa tonga ny zanakao lahy , izay nandriatra ny fanananao tamin ' ny mpivaro - tena , dia novonoinao ho azy ilay zanak'omby nafahy . '
LUK 15:31     Alignment score: 0.286 → 0.299
" The father said to him , ' Child , you are always with me , and all that is mine is yours .
Hoy ilay ray taminy hoe : ' Anaka , ianao dia miaraka amiko foana , ary izay rehetra ahy dia anao .
LUK 15:32     Alignment score: 0.34
But it was proper for us to be merry and rejoice , for this brother of yours was dead , and is now alive
; he was lost , and has now been found . ' "
Kanefa rariny ho antsika ny mikorana sy mifaly , satria ity rahalahinao dia maty , ary ankehitriny dia velona indray ; very izy , ary ankehitriny dia hita indray . ' "
LUK 15     Average alignment score: 0.32 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24