Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 14:1     Alignment score: 0.454
It happened one Sabbath , when he went into the house of one of the leaders of the Pharisees to eat bread , that they were watching him closely .
Ary indray Sabata , rehefa nankao
amin ' ny tranon ' ny iray tamin'ireo mpitarika ny fariseo hihinana mofo Izy dia nanara - maso Azy akaiky izy ireo .


LUK 14:2     Alignment score: 0.365
Behold , there in front of him was a man who was suffering from edema .
Indro , teo anoloany
nisy lehilahy iray izay nampijalian ' ny edema .
LUK 14:3     Alignment score: 0.399 → 0.401
Jesus asked the experts in the Jewish law and the Pharisees , " Is it lawful to heal on the Sabbath , or not ? "
Jesosy nanontany ireo manam - pahaizana amin ' ny lalàn ' ny Jiosy sy ireo Fariseo hoe : " Azo atao ve ny manasitrana amin ' ny andro Sabata , sa tsia ? "
LUK 14:4     Alignment score: 0.42
But they kept silent . So Jesus took hold
of him , healed him , and sent him away .
Fa izy ireo dia nangina . Noho izany dia noraisin'i Jesosy izy , ary nositraniny , dia nalefany handeha .
LUK 14:5     Alignment score: 0.339 → 0.338
He said to them , " Which of you who has a son or an ox that falls into a well on the Sabbath day will not immediately pull him out ? "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Iza aminareo izay manan - janaka lahy na omby tafalatsaka anaty fatsakana amin ' ny andro Sabata no tsy hisintona azy avy hatrany ? "
LUK 14:6     Alignment score: 0.227
They were not able to give
an answer to these things .
Izy ireo dia tsy nisy nahavita nanome valiny an'ireo zavatra ireo .
LUK 14:7     Alignment score: 0.283 → 0.333
When Jesus noticed how those who were invited chose the seats of honor , he spoke a parable , saying to them ,
Rehefa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'ireo izay nasaina ny toeram - boninahitra
, nanao fanoharana izy , niteny tamin'izy ireo hoe :
LUK 14:8     Alignment score: 0.251 → 0.25
" When you are invited by someone to a wedding feast , do not sit down in the place of honor , because someone may have been invited who is more honored than you .
" Rehefa asaina amin ' ny lanonam - panambadiana ianareo , aza mipetraka eo amin ' ny toeram - boninahitra
, satria mety nisy olona nasaina mbola manam - boninahitra noho ianareo .
LUK 14:9     Alignment score: 0.232 → 0.25
When the person who invited both of you arrives , he will say to you , ' Give this other person your place , ' and then in shame you will proceed to take the lowest place .
Rehefa tonga ilay olona izay nanasa anareo , dia hiteny anareo izy hoe : ' Omeo an'ity olon
- kafa ity ny toeranao , ' ary am - pahamenarana no andehananareo hamonjy ny toerana ambany indrindra .
LUK 14:10     Alignment score: 0.289 → 0.295
But when you are invited , go and sit down in the lowest place , so that when the one who has invited you comes , he may say to you , ' Friend , go up higher . ' Then you will be honored in the presence of all who sit at the table with you .
Fa rehefa asaina ianareo , mandehana dia mipetraha amin ' ny toerana ambany indrindra , amin'izay
rehefa mandalo eo ilay nanasa anao , dia mety hiteny anao izy hoe : ' Ry namana , miakara amin ' ny ambonimbony . ' Ary avy eo dia homem - boninahitra ianareo eo anatrehan'ireo izay rehetra miray latabatra aminareo .
LUK 14:11     Alignment score: 0.25 → 0.234
For everyone who exalts himself will be humbled , and he who humbles himself will be exalted . "
Fa ireo izay manandra - tena dia hahetry
, ary izy izay manetri - tena dia hasandratra . "
LUK 14:12     Alignment score: 0.255 → 0.255
Jesus also said to the man who had invited him , " When you give a dinner or a banquet , do not invite your friends or your brothers or your relatives or your rich neighbors , as they may also invite you in return , and you will be repaid .
Jesosy ihany koa dia niteny tamin'ilay lehilahy nanasa Azy hoe : " Rehefa manome sakafo na fanasana ianao , dia aza manasa ireo namanao
na ireo rahalahinao na ireo akaiky anao na ireo mpanakarena manodidina anao , amin ' ny mety hanasany anao koa ho takalon'izany , ary dia ho voavaly ianao .
LUK 14:13     Alignment score: 0.518
But when you give
a banquet , invite the poor , the crippled , the lame , and the blind ,
Fa rehefa manao fanasana ianao , asao ny mahantra , ny kilemaina , ny mandringa , ary ny jamba ,
LUK 14:14     Alignment score: 0.386
and you will be blessed , because they can not repay you . For you will be repaid in the resurrection of the just . "
dia ho sambatra ianao , satria tsy afaka hamaly anao izy ireo . Fa ianao dia ho voavaly amin ' ny fitsanganan
' ny marina . "
LUK 14:15     Alignment score: 0.496 → 0.496
When one of them who sat at the table with Jesus heard these things , he said to him , " Blessed is he who will eat bread in the kingdom of God ! "
Rehefa naheno ireo zavatra ireo ny iray tamin'ireo niray latabatra tamin'i Jesosy , dia niteny taminy izy hoe : " Sambatra izay hihinana ny mofo ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra ! "
LUK 14:16     Alignment score: 0.341
But Jesus said to him , " A certain man prepared a large dinner and invited many .
Fa Jesosy niteny taminy hoe : " Nisy lehilahy iray nikarakara sakafo lehibe ary nanasa olona
maro .
LUK 14:17     Alignment score: 0.261 → 0.261
At the dinner hour , he sent his servant to say to those who were invited , ' Come
, because everything is now ready . '
Rehefa voakarakara ny sakafo , dia naniraka ny mpanompony izy hiteny an'ireo izay nasaina hoe : ' Mandrosoa , fa ny zava - drehetra dia efa vonona . '
LUK 14:18     Alignment score: 0.304 → 0.313
" They all alike
began to make excuses . The first said to him , ' I have bought a field , and I must go out and see it . Please excuse me . '
Izy rehetra dia nitovy saina ary nanomboka nanao fialan - tsiny . Ilay voalohany niteny taminy hoe : ' Nividy saha aho , ka tokony hivoaka aho ary ijery izany . Miala tsiny aho . '
LUK 14:19     Alignment score: 0.181 → 0.223
" Another said , ' I have bought five pairs of oxen , and I am going to try them out . Please excuse me . '
Iray hafa niteny hoe : ' Nividy omby folo aho , ary andeha hamantatra azy ireo . Miala tsiny aho . '
LUK 14:20     Alignment score: 0.255 → 0.255
" Then another man said , ' I have married a wife , and therefore I can not come
. '
Avy eo nisy lehilahy iray hafa niteny hoe : " Vao avy nampiaka - bady aho , ary noho izany dia tsy afaka ny ho avy aho . '
LUK 14:21     Alignment score: 0.315 → 0.314
" The servant came and told his master these
things . Then the master of the house became angry and said to his servant , ' Go out quickly into the streets and lanes of the town and bring in here the poor , the crippled , the blind , and the lame . '
Dia tonga ilay mpanompo ary niteny tamin ' ny tompony ireo zavatra ireo . Avy eo ilay tompon - trano tezitra ka niteny tamin'ilay mpanompony hoe : " Mandehana faingana eny amin'ireo lalambe sy sakeli - dalana eto an - tanàna dia ento aty ny mahantra , ny mandringa , ny jamba , ary ny kilemaina . '
LUK 14:22     Alignment score: 0.162 → 0.169
" The servant said , ' Master , what you commanded has been done , and yet there is still room . '
Niteny ilay mpanompo hoe : " Tompo , efa vita izay nobaikonao , fa mbola misy toerana ihany . '
LUK 14:23     Alignment score: 0.179 → 0.179
" The master said to the servant , ' Go out into the highways and hedges and compel them to come
in , that my house may be filled .
Hoy ity tompony tamin'ilay mpanompony hoe : " Mandehana eny amin'ireo lalambe sy sisim - boly ary tereo izy ireo ho avy , amin'izay ho feno ny tranoko .
LUK 14:24     Alignment score: 0.234 → 0.255
For I say to you , none of those
men who were invited will taste my dinner . ' "
Fa lazaiko aminareo , tsy hisy hanandrana ny sakafoko ireo lehilahy izay nasaina . ' "
LUK 14:25     Alignment score: 0.268 → 0.268
Now large crowds were going with him , and he turned and said to them ,
Ary vahoaka maro no nandeha niaraka taminy , ary nitodika Izy ary niteny azy ireo hoe :
LUK 14:26     Alignment score: 0.324 → 0.324
" If anyone comes to me and does not hate his own father , mother , wife , children , brothers and sisters , and even his own life , he can not be my disciple
.
" Raha misy aminareo manatona Ahy ary tsy mankahala ny rainy , ny reniny , ny vadiny , ny zanany , ireo rahalahiny sy ireo rahavaviny , ary na ny fiainany aza , dia tsy afaka ny ho mpianatro izy .
LUK 14:27     Alignment score: 0.3
Whoever does not carry his own cross and come
after me can not be my disciple .
Na iza na iza tsy milanja ny hazofijaliany ary manaraka Ahy dia tsy afaka ny ho mpianatro .
LUK 14:28     Alignment score: 0.172 → 0.172
For which of you who desires to build a tower does not first sit down and count the cost to calculate if he has what he needs to complete it ?
Fa iza aminareo , izay maniry ny hanangana tilikambo , no tsy mipetraka aloha ary mikajy ny fandaniana raha manana izay ilaina
hamitana azy izy ?
LUK 14:29     Alignment score: 0.33
Otherwise , when he has laid a foundation and is not able to finish , all who see it will begin to mock him ,
Raha tsy izany , rehefa nametraka ny fototra izy nefa tsy hahavita izany akory , dia hanomboka handatsa azy ireo rehetra izay mahita izany ,
LUK 14:30     Alignment score: 0.211 → 0.251
saying , ' This man began to build
and was not able to finish . '
manao hoe : ' Io lehilahy io no nanomboka nanangana kanefa tsy nahavita akory . '
LUK 14:31     Alignment score: 0.331
Or what king , as he goes to encounter another king in war , will not sit down first and take advice about whether he is able with ten thousand men to fight the other king who comes against him with twenty thousand men ?
Na koa mpanjaka inona , raha handeha hifanehitra amin ' ny mpanjaka hafa amin ' ny ady , no tsy hipetraka aloha ary haka hevitra raha miaraka amin ' ny lehilahy iray alina dia afaka hiady amin ' ny mpanjaka hafa izay tonga manohitra azy miaraka amin ' ny lehilahy roa alina ?
LUK 14:32     Alignment score: 0.323 → 0.323
If not , while the other army is still far away , he sends a delegation and asks for conditions
of peace .
Raha tsy izany , raha mbola lavitra ny tafika hafa , dia mandefa antoko izy ary mangataka fepetra ho amin ' ny fihavanana .
LUK 14:33     Alignment score: 0.227 → 0.257
So therefore , any one of you who does not give
up all his possessions can not be my disciple .
Ka noho izany , na iza na iza aminareo tsy mahafoy izay rehetra hananany dia tsy afaka ny ho mpianatro izy .
LUK 14:34     Alignment score: 0.383 → 0.39
Salt is good , but if the salt has lost its taste
, how can it be made salty again ?
Tsara ny sira , fa raha very ny tsiron'ilay sira , ahoana no hiverenany hasira indray ?
LUK 14:35     Alignment score: 0.183 → 0.201
It is of no use for the soil or even for the manure pile . It is thrown away . He who has ears to hear , let him hear . "
Tsy misy ilan
' ny tany azy na dia ny zezi - tany aza . Ariana fotsiny izany . Izay manan - tsofina ho enti - mihaino , aoka izy hiaino . "
LUK 14     Average alignment score: 0.306 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24