Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 13:1     Alignment score: 0.358 → 0.372
At that time , some people there told him about the Galileans
whose blood Pilate mixed with their own sacrifices .
Tamin'izany andro izany , nisy olona sasany teo nilaza taminy ny momba ireo Galiliana izay ny ràn'izy ireo no nafangaron'i Pilato tamin ' ny sorony manokana .


LUK 13:2     Alignment score: 0.469
Jesus answered and said to them , " Do you think that these
Galileans were more sinful than all the other Galileans because they suffered in this way ?
Namaly Jesosy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Ianareo ve mieritreritra fa ireo Galiliana ireo dia mpanota mihoatra noho ireo Galiliana hafa rehetra satria nijaly tahaka izany ?
LUK 13:3     Alignment score: 0.272
No , I tell you . But if you do not repent , all of you will perish in the same way .
Tsia , Izaho miteny anareo . Fa raha tsy mibebaka ianareo , ianareo rehetra dia ho faty tahaka izany .
LUK 13:4     Alignment score: 0.404 → 0.405
Or those
eighteen people in Siloam on whom a tower fell and killed them , do you think they were worse sinners than other men in Jerusalem ?
Na ireny olona valo ambin ' ny folo tao Siloama izay nianjeran ' ny tilikambo ka nahafaty azy ireo , mieritreritra ve ianareo fa tena mpanota ratsy mihoatra noho ireo lehilahy hafa tao Jerosalema ireny ?
LUK 13:5     Alignment score: 0.396
No , I say . But if you do not repent , all of you will also perish . "
Tsia , hoy Aho . Fa ianareo raha tsy mibebaka , ianareo rehetra ihany koa dia ho faty . "
LUK 13:6     Alignment score: 0.369
Jesus told this parable , " Someone had a fig tree planted in his vineyard and he came and looked for fruit on it but found none .
Jesosy nanao izao fanoharana izao hoe : " Nisy olona nanana hazon'aviavy iray novolena teo amin ' ny tanim - boalobony ary tonga izy ary nizaha voankazo teo aminy nefa tsy nahita na inona na inona .
LUK 13:7     Alignment score: 0.296 → 0.302
The man said to the gardener , ' Look , for three years I have come
and tried to find fruit on this fig tree and found none . Cut it down . Why let it waste the ground ? '
Ilay lehilahy dia niteny tamin ' ny mpanao zaridaina hoe : ' Indro , tonga teto aho nandritra ny telo taona ary niezaka nitady voa tamin'ity hazo aviavy ity kanefa tsy nahita mihitsy . Kapao io . Nahoana io no avela manimba ny tany ? '
LUK 13:8     Alignment score: 0.213 → 0.222
" The gardener answered and said , ' Sir , leave it alone this year while I dig around it and put manure on it .
Namaly ilay mpanao zaridaina ka niteny hoe : ' Avelao ho eo io aloha amin'ity taona ity mandra - pihadiko manodidina azy sy hanasiako zezika eo aminy .
LUK 13:9     Alignment score: 0.339 → 0.341
If it bears fruit next year , good ; but if it does not , cut it down ! ' "
Raha mamoa izy amin ' ny taona manaraka , tsara ; fa raha tsy izany , dia kapao izy ! ' "
LUK 13:10     Alignment score: 0.501
Now Jesus was teaching in one of the synagogues
during the Sabbath .
Ary Jesosy nampianatra tao amin ' ny iray tamin ' ny Synagoga nandritry ny Sabata .
LUK 13:11     Alignment score: 0.312 → 0.305
Behold , a woman was there who for eighteen years had a spirit of weakness . She was bent over and was not able to straighten up completely .
Indro , nisy vehivavy iray izay nanana ny fanahy ratsin ' ny fahalemena
nandritry ny valo ambin ' ny folo taona teo , ary izy dia nivokoka ary tsy nahavita nijoro tsara .
LUK 13:12     Alignment score: 0.351 → 0.414
When Jesus saw her , he called to her and said , " Woman , you are freed from your weakness . "
Nony nahita azy Jesosy , dia niantso azy ka niteny hoe : " Ry vehivavy , afaka amin ' ny fahalemenao
ianao . "
LUK 13:13     Alignment score: 0.128 → 0.129
He placed his hands on her , and immediately she was made straight again and glorified God .
Napetrany teo aminy ny tanany , ary niaraka tamin'izay dia nitraka ilay vehivavy ary nihoby an'Andriamanitra .
LUK 13:14     Alignment score: 0.435 → 0.456
But the synagogue ruler was indignant because Jesus had healed on the Sabbath . So the ruler answered and said to the crowd , " There are six days in which it is necessary to labor . Come and be healed then , not on the Sabbath day . "
Saingy ny mpanapaky
ny Synagoga dia tezitra noho ny fanasitranana nataon'i Jesosy tamin ' ny Sabata . Noho izany dia namaly ilay mpanapaka ary niteny tamin ' ny vahoaka hoe : " Misy enin'andro izay tokony iasana . Tongava ka sitràna , fa kosa tsy amin ' ny andro Sabata . "
LUK 13:15     Alignment score: 0.331 → 0.335
The Lord answered him and said , " Hypocrites ! Does not each of you untie his ox or his donkey from the stall and lead it to drink on the Sabbath ?
Ny Tompo namaly azy ka niteny hoe : " Ry mpiatsaravelatsihy
! Moa ve tsy samy mamaha ny boriky na ny ombiny ao amin ' ny valany ianareo ka mitondra izany hisotro rano amin ' ny Sabata ?
LUK 13:16     Alignment score: 0.447 → 0.458
So too this daughter of Abraham , whom Satan bound
for eighteen long years , should her bonds not be untied on the Sabbath day ? "
Ary toy izany koa ity zanakavavin'i Abrahama , izay voafatotr'i Satana nandritry ny valo ambin ' ny folo taona ity , tsy tokony mba ho vahana ve ny fatorany amin ' ny andro Sabata ? "
LUK 13:17     Alignment score: 0.33
As he said these
things , all those who opposed him were ashamed , but the whole crowd was rejoicing over all the glorious things he did .
Ary raha nilaza izany zavatra rehetra izany Izy , dia menatra ireo rehetra izay nanohitra Azy , fa ny vahoaka iray manontolo dia faly noho ireo zavatra rehetra malaza nataony .
LUK 13:18     Alignment score: 0.408
Then Jesus said , " What is the kingdom of God like , and what can I compare it to ?
Ary Jesosy niteny hoe : " Toy ny ahoana ny fanjakan'Andriamanitra , ary toy ny inona no afaka anoharako izany ? "
LUK 13:19     Alignment score: 0.286 → 0.308
It is like a mustard seed that a man took and threw into his garden , and it grew into a big tree , and the birds of heaven built their nests in its branches . "
Izany dia toy ny voatsinampy izay nalaina sy nafafin ' ny lehilahy iray teo an - jaridainany , ka lasa hazo lehibe iray , ary ny voron
' ny lanitra dia nanamboatra ny tranony teo amin'ireo rantsany . "
LUK 13:20     Alignment score: 0.406
Again he said , " To what can I compare the kingdom of God ?
Mbola niteny ihany Izy hoe : " Inona no afaka hampitahako ny fanjakan'Andriamanitra ?
LUK 13:21     Alignment score: 0.398 → 0.398
It is like yeast that a woman took and mixed with three measures of flour until all the flour was leavened . "
Izany dia toy ny masirasira izay nalain
' ny vehivavy iray ka nafangarony tamin ' ny koba in - telon ' ny famarana mandra - piparitahany ao anatin ' ny koba rehetra . "
LUK 13:22     Alignment score: 0.351
Then Jesus traveled through the towns and villages , teaching and making his way toward Jerusalem .
Jesosy dia nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra tsirairay teny
an - dàlana mankany Jerosalema ary nampianatra azy ireo .
LUK 13:23     Alignment score: 0.355
Someone said to him , " Lord , are only a few people to be saved ? " So he said to them ,
Nisy anankiray niteny taminy hoe : " Tompo , moa ve vitsy ny olona no ho vonjena ? " Ary hoy izy tamin'izy ireo hoe :
LUK 13:24     Alignment score: 0.322 → 0.322
" Struggle to enter through the narrow door , because , I say to you , many will try to enter , but will not be able to enter .
" Miadia
ny hiditra ny varavarana tery ianareo , satria , Izaho miteny aminareo , maro no te - hitsofoka , fa tsy ho afaka ny hiditra .
LUK 13:25     Alignment score: 0.298 → 0.297
Once the owner of the house gets up and locks the door , then you will stand outside and pound the door and say , ' Lord , Lord , let us in . ' " He will answer and say to you , ' I do not know you or where you are from . '
Rehefa injay mitsangana ilay tompon
- trano ary manidy ny varavarana , dia hijoro ao ivelany eo ianareo ka handondona ny varavarana ary hiteny hoe : ' Tompo , Tompo , ampidiro izahay . ' Izy hamaly ka hiteny aminareo hoe : ' Tsy fantatro ianareo na ny fiavianareo . '
LUK 13:26     Alignment score: 0.331
" Then you will say , ' We ate and drank
in front of you and you taught in our streets . '
Ary hiteny ianareo hoe : ' Nihinana sy nisotro teo anoloanao izahay , ary Ianao efa nampianatra teny an - dalambenay . '
LUK 13:27     Alignment score: 0.177
" But he will reply , ' I say to you , I do not know where you are from . Get away from me , all you workers of unrighteousness ! '
Fa Izy dia hamaly hoe : ' Milaza aminareo aho , tsy fantatro izay fiavianareo . Mialà eto amiko , ianareo mpanao ratsy ! '
LUK 13:28     Alignment score: 0.481 → 0.488
There will be crying and the grinding of teeth when you see Abraham , Isaac , Jacob , and all the prophets in God 's kingdom , but you are thrown out .
Hisy fitomaniana sy fikitroha - nify rehefa indro ianareo mahita an'i Abrahama , Isaka , Jakoba , sy ny mpaminany rehetra ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra , saingy voaroaka any ivelany ianareo .
LUK 13:29     Alignment score: 0.53
They will come
from the east , west , north , and south , and be seated at a table in the kingdom of God .
Izy ireo dia ho avy avy any atsinanana , andrefana , avaratra , ary atsimo ka hipetraka eo amin ' ny latabatry ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 13:30     Alignment score: 0.345 → 0.342
Know this , those
who are least important will be first , and those who are most important will be last . "
Fantaro izao , ireo izay tsy dia manan - danja no ho voalohany , ary ireo izay tena manan - danja no ho farany . "
LUK 13:31     Alignment score: 0.398 → 0.425
In that same hour , some Pharisees came and said to him , " Go and leave here because Herod wants to kill you . "
Taoriana
kelin'izany , nisy Fariseo sasany tonga ary nilaza taminy hoe : " Mandehana ilaozy ny eto satria Heroda dia te - hamono Anao . "
LUK 13:32     Alignment score: 0.423
Jesus said , " Go and tell that fox , ' Look , I cast out demons and perform healings today and tomorrow , and the third day I will reach my goal . '
Jesosy niteny hoe : " Mandehana ary lazao izany amboahaolo izany hoe : ' Indro , izaho mandroaka demonia sy manao fanasitranana anio sy rahampitso , ary amin ' ny andro fahatelo dia ho tratrako ny tanjoko . '
LUK 13:33     Alignment score: 0.358 → 0.364
In any case
, it is necessary for me to continue on today , tomorrow , and the following day , since it is not acceptable for a prophet to be destroyed outside of Jerusalem .
Na inona na inona mitranga , zava - dehibe amiko ny manohy anio , rahampitso , sy ny andro manaraka , satria tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminany lavitra an'i jerosalema .
LUK 13:34     Alignment score: 0.39 → 0.391
Jerusalem , Jerusalem , who kills the prophets and stones those sent to you . How often I desired to gather your children the way a hen gathers her brood under her wings , but you did not desire this .
" Ry Jerosalema , ry Jerosalema , izay mamono ny mpaminany sy mitora - bato
ireo izay nirahina tany aminareo . Impiry aho no naniry ny hanangona ny zanakareo tahaka ny akoho vavy manangona ny zanany ambany elany , kanefa tsy naniry izany ianareo .
LUK 13:35     Alignment score: 0.366 → 0.365
See , your house is abandoned . I say to you , you will not see me until you say , ' Blessed is he who comes in the name of the Lord . ' "
Indro , nilaozana ny tranonareo . Izaho dia miteny aminareo , tsy ho hitanareo Aho ambara - pitenenanareo hoe : " Sambatra izay avy amin ' ny anaran
' ny Tompo . " '
LUK 13     Average alignment score: 0.365 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24