Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 7:1     Alignment score: 0.332 → 0.381
After Jesus had finished everything he was saying in the hearing of the people , he entered Capernaum .
Rehefa nahavita niteny ny zavatra rehetra teo anatrehan
' ny vahoaka Jesosy , dia niditra tao Kapernaomy Izy .


LUK 7:2     Alignment score: 0.295
Now a centurion had a slave who was highly regarded by him , and he was sick and about to die .
Ary nisy kapiteny iray nanana mpanompo izay tena najainy , ary narary sy efa akaiky ho faty izy .
LUK 7:3     Alignment score: 0.535
When the centurion heard about Jesus , he sent to him elders of the Jews , asking him to come
and heal his servant .
Rehefa nandre ny momban'i Jesosy ilay kapiteny , dia naniraka loholon ' ny Jiosy ho any Aminy izy , hangataka Azy mba ho avy ary hanasitrana ny mpanompony .
LUK 7:4     Alignment score: 0.43 → 0.431
When they had come
to Jesus , they asked him earnestly , saying , " He is worthy to have you do this for him ,
Ary rehefa tonga teo amin'i Jesosy izy ireo , dia nangataka mafy taminy , niteny hoe : " Mendrika ny hanaovanao izany ho azy izy ,
LUK 7:5     Alignment score: 0.379
because he loves our nation , and he is the one who built the synagogue for us . "
satria tiany ny firenenay
, ary izy ilay nanamboatra ny Synagoga ho anay . "
LUK 7:6     Alignment score: 0.387 → 0.389
So Jesus continued on his way with them . But when he was not far from the house , the centurion sent friends to say to him , " Lord , do not trouble yourself , because I am not worthy for you to come
under my roof .
Koa dia nanohy ny lalany niaraka tamin'izy ireo Jesosy . Fa raha mbola tsy lavitra ny trano Izy , dia nandefa namana ilay kapiteny niteny taminy hoe : " Tompo o , aza manahira - tena Ianao , satria tsy mendrika hidiranao ao ambanin ' ny tafon - tranoko aho .
LUK 7:7     Alignment score: 0.305 → 0.305
For this reason I did not even consider myself worthy to come
to you , but just say a word and my servant will be healed .
Noho izany dia tsy nihevitra ny tenako ho mendrika hankeo aminao aho , fa mitenena teny iray ihany dia ho sitrana ny mpanompoko .
LUK 7:8     Alignment score: 0.32
For I also am a man who is under authority , with soldiers under me . I say to this one , ' Go , ' and he goes , and to another one , ' Come , ' and he comes , and to my servant , ' Do this , ' and he does it . "
Koa satria izao koa dia lehilahy izay ambany fahefana , manana
miaramila ao ambaniko koa . Hoy aho amin'ity iray ity hoe : ' Mandehana , ' dia mandeha izy , ary amin ' ny iray hafa : ' Avia , ' dia tamy izy , ary amin ' ny mpanompoko hoe : ' Ataovy ity , ' ary dia ataony izany . "
LUK 7:9     Alignment score: 0.42 → 0.428
When Jesus heard this , he was amazed at him , and turning to the crowd following him said , " I say to you , not even in Israel have I found such faith . "
Rehefa nandre izany Jesosy , dia talanjona taminy Izy , ary nitodika tamin'ireo vahoaka izay nanaraka Azy dia nanao hoe : " Lazaiko aminareo , fa na dia tany Israely aza tsy nahitako finoana toy izao . "
LUK 7:10     Alignment score: 0.395 → 0.411
When those who had been sent returned to the house , they found the servant was healthy .
Rehefa niverina tany an - trano ireo izay nirahana , dia nahita fa salama tsara ilay mpanompo .
LUK 7:11     Alignment score: 0.398
Soon after that , Jesus went to a town called Nain , and his disciples and a great crowd went with him .
Taoriana
kelin'izany , dia nandeha tany amin ' ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy , ary niaraka taminy ireo mpianany sy ireo vahoaka maro be .
LUK 7:12     Alignment score: 0.366
As he came
near to the gate of the town , behold , a man who had died was being carried out , the only son of his mother ( who was a widow ) , and a rather large crowd from the town was with her .
Raha nanakaiky ny vavahadin ' ny tanàna Izy , indro , nisy lehilahy iray efa maty nentina nivoaka , zanaka lahy tokan ' ny reniny ( izay mpitondratena ) , ary vahoaka maro be avy ao amin ' ny tanàna no niaraka taminy .
LUK 7:13     Alignment score: 0.304
When the Lord saw her , he was deeply moved with compassion for her and said to her , " Do not cry . "
Nony nahita azy ny Tompo , dia honena tanteraka azy ka nanao taminy hoe : " Aza mitomany . "
LUK 7:14     Alignment score: 0.231 → 0.268
Then he went up and touched the wooden frame on which they carried the body , and those
carrying it stood still . He said , " Young man , I say to you , arise . "
Avy eo dia niakatra Izy ary nikasika an'ilay vata izay nitondran'izy ireo ilay razana , ary nijanona ireo nitondra izany . Hoy Izy hoe : " Ry tovolahy , hoy Aho aminao , miarena . "
LUK 7:15     Alignment score: 0.426
The dead man sat up and began to speak , and Jesus gave him to his mother .
Dia niarina ilay maty ka nanomboka niteny , ary Jesosy nanolotra azy teo amin ' ny reniny .
LUK 7:16     Alignment score: 0.329 → 0.332
Then fear overcame
all of them , and they kept praising God , saying , " A great prophet has been raised among us " and " God has looked upon his people . "
Nandresy azy rehetra ny tahotra , ka nanohy nidera an'Andriamanatra hatrany izy ireo , niteny hoe : " Mpaminany lehibe no natsangana eto amintsika " ary " Andriamanitra nitsinjo ny olony . "
LUK 7:17     Alignment score: 0.379 → 0.412
This news about Jesus spread throughout the whole of Judea and all the neighboring regions .
Ity vaovao momban'i Jesosy ity dia niely nanerana an'i Jodia sy ireo faritra manodidina rehetra .
LUK 7:18     Alignment score: 0.282
John 's disciples told him about all these
things . Then John called two of his disciples
Ireo mpianatr'i Jaona niteny taminy ny momba ireo zavatra ireo .
LUK 7:19     Alignment score: 0.347 → 0.348
and sent them to the Lord to say , " Are you the one who is to come
, or should we look for another ? "
Dia niantso anankiroa tamin'ireo mpianany Jaona ka naniraka azy ireo ho any amin ' ny Tompo mba hiteny hoe : " Ianao ve ilay ho avy , sa tokony mbola hijery hafa izahay ? "
LUK 7:20     Alignment score: 0.438 → 0.44
When they had come
near to Jesus , the men said , " John the Baptist has sent us to you to say , ' Are you the one who is coming , or should we look for another ? ' "
Ary rehefa nanatona akaiky an'i Jesosy izy ireo , dia hoy ireo lehilahy hoe : " Jaona mpanao batisa no naniraka anay aty aminao hanontany hoe : ' Ianao ve ilay ho avy , sa tokony mbola hijery hafa izahay ? " '
LUK 7:21     Alignment score: 0.327 → 0.358
In that hour he healed many people from sicknesses and afflictions and from evil spirits , and to many blind people he gave sight .
Ary tamin'izany ora izany dia nahasitrana olona maro tamin ' ny aretina sy fahoriana ary fanaintainana avy amin'ireo fanahy ratsy Izy , ary olona jamba maro no napahiratiny .
LUK 7:22     Alignment score: 0.265 → 0.31
Jesus answered and said to them , " After you have gone on your way , report to John what you have seen and heard . Blind people are receiving sight , lame people are walking , lepers
are being cleansed , deaf people are hearing , people who have died are being raised back to life , and the poor are being told good news .
Jesosy namaly ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Rehefa avy nandeha tamin ' ny lalanareo ianareo , tatero amin'i Jaona izay hitanareo sy renareo . Nahiratra ny jamba , nandeha ny malemy , ireo nadio ny boka , nandre ny marenina , nitsangan - ko velona ny maty , ary nitoriana ny filazantsara ny olona anatin ' ny tsy fahmapiana .
LUK 7:23     Alignment score: 0.218
The person who does not stop believing in me because of my actions is blessed . "
Sambatra ny olona izay tsy mitsahatra ny mino Ahy nohon ' ny ataoko . "
LUK 7:24     Alignment score: 0.334 → 0.352
After John 's messengers
had gone away , Jesus began to say to the crowds about John , " What did you go out into the desert to see ? A reed shaken by the wind ?
Ary nony lasa ireo irak'iJaona , dia nanomboka niteny tamin ' ny vahoaka Jesosy ny momban'i Jaona hoe : " Hijery inona no nivoahanareo tany an'efitra ? Volotara nahozongozon ' ny rivotra ve ?
LUK 7:25     Alignment score: 0.159 → 0.161
But what did you go out to see ? A man dressed in soft clothes ? Look , those
who wear splendid clothing and who live in luxury are in kings ' palaces .
Fa hijery inona no nivohanareo tany ? Lehilahy miakanjo soa ve ? Jereo , ireo izay mitafy akanjo lafo vidy sy ireo miaina ao amin ' ny fiainana soa dia ao amin ' ny lapan ' ny mpanjaka .
LUK 7:26     Alignment score: 0.379
But what did you go out to see ? A prophet ? Yes , I say to you , and more than a prophet .
Fa hijery inona no nivohanareo tany
? Mpaminany ve ? Eny , hoy Aho aminareo , ary mihoatra lavitra noho ny mpaminany .
LUK 7:27     Alignment score: 0.292 → 0.299
This is he of whom it is written , ' See , I am sending my messenger
before your face , who will prepare your way before you . '
Izy no ilay voasoratra hoe : ' Indro , alefako mialoha anao ny mpitondra hafatro , izay hanomana ny lalanao mialoha anao . '
LUK 7:28     Alignment score: 0.364
I say to you , among those born of women
none is greater than John . Yet the one who is least in the kingdom of God is greater than he is . "
Lazaiko aminareo , fa aminareo izay natera - behivavy dia tsy misy lehibe noho Jaona . Nefa ilay kely indrindra ao amin ' ny fanjakan ' Andriamanitra dia lehibe noho izy . "
LUK 7:29     Alignment score: 0.608 → 0.609
( When all the people heard this , including the tax collectors , they declared that God is righteous , because they had been baptized with the baptism of John .
( Rehefa naheno izany ny olona rehetra , anisan'izany ireo mpamory hetra , dia nanambara fa marina Andriamanitra , satria natao batisa tamin ' ny batisan'i
Jaona izy ireo .
LUK 7:30     Alignment score: 0.476 → 0.479
But the Pharisees and the experts in the law rejected God 's purpose for themselves , because they had not been baptized by John . )
Fa ireo Fariseo sy ireo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon
' Andriamanitra ho an ' ny tenan'izy ireo , satria tsy nataon'i Jaona batisa . )
LUK 7:31     Alignment score: 0.328
" To what , then , can I compare the people of this generation ? What are they like ?
" Amin ' ny ionana , ary , no afahako mampitaha ny olona amin'ity taranaka ity ? Tahaka ny inona moa izy ireo ?
LUK 7:32     Alignment score: 0.264 → 0.281
They are like children playing in the marketplace
, who sit and call to one another and say , ' We played a flute for you , and you did not dance . We sang a funeral song , and you did not cry . '
Tahaka ny ankizy milalao eny an - tsena izy ireo , izay mipetraka sy mifampiantso ary miteny hoe : ' Nitsoka sodina ho anareo izahay , dia tsy nandihy ianareo . Nanao hira fisaonana ho anareo izahay , dia tsy nitomany ianareo . '
LUK 7:33     Alignment score: 0.474
For John the Baptist came eating no bread and drinking no wine , and you say , ' He has a demon . '
Fa Jaona mpanao Batisa tonga tsy nihinana mofo ary tsy nisotro divay , dia hoy ianareo hoe : ' Misy demonia izy . '
LUK 7:34     Alignment score: 0.353 → 0.347
The Son of Man came eating and drinking , and you say , ' Look , he is a gluttonous man and a drunkard
, a friend of tax collectors and sinners ! '
Ny Zanak'Olona tonga nihinana sy nisotro , dia hoy ianareo hoe : ' Jereo , fa tenda - kanina sy mpisotro Izy , naman'ireo mpamory hetra sy mpanota ! "
LUK 7:35     Alignment score: 0.498
But wisdom is justified by all her children . "
Fa ny fahendrena dia voamarina amin ' ny zanany rehetra . "
LUK 7:36     Alignment score: 0.521
Now one of the Pharisees invited Jesus to eat with him . So after Jesus entered into the Pharisee
's house , he reclined at the table to eat .
Ary ny iray tamin'ireo Fariseo nanasa an'i Jesosy hisakafo miaraka taminy . Koa rehefa avy niditra tao an - tranon'ilay Fariseo Jesosy , dia nipetraka hihinana teo amin ' ny latabatra .
LUK 7:37     Alignment score: 0.484 → 0.484
Behold , there was a woman in the city who was a sinner . When she found
out that he was reclining at the table in the Pharisee 's house , she brought an alabaster jar of perfumed oil .
Indro , nisy vehivavy tao an - tanàna izay mpanota . Ary rehefa nahatsikaritra izy fa nipetraka teo amin ' ny latabatra tao an - tranon'ilay Fariseo Izy , dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy .
LUK 7:38     Alignment score: 0.383
As she stood behind him near his feet , weeping , she began to wet his feet with her tears , and she wiped them with her hair and kissed them and anointed them with perfumed oil .
Ary raha nitsangana taoriany
teo akaikin ' ny tongony izy , dia nitomany , ka nanomboka nandena ny tongony tamin ' ny ranomasony , ka dia nofafany tamin ' ny volon - dohany ireo sady nanoroka ny tongony ary nanosotra ireo tamin ' ny menaka manitra .
LUK 7:39     Alignment score: 0.337
When the Pharisee
who had invited Jesus saw this , he thought to himself , saying , " If this man were a prophet , then he would know who and what type of woman is touching him , that she is a sinner . "
Rehefa nahita izany ilay Fariseo nanasa an'i Jesosy , dia nieritreritra , niteny hoe : " Raha mpaminany ito lehilahy ito , dia tokony ho fantany hoe karazana vehivavy manao ahoana io mikitika Azy io , fa mpanota io . "
LUK 7:40     Alignment score: 0.401 → 0.402
Jesus responded and said to him , " Simon , I have something to say to you . " He said , " Say it , Teacher ! "
Jesosy namaly ka niteny taminy hoe : " Simona , misy zavatra ho teneniko aminao . " Hoy izy hoe : " Lazao izany , Mpampiantra
o ! "
LUK 7:41     Alignment score: 0.363 → 0.366
Jesus said , " A certain moneylender had two debtors . The one owed five hundred denarii , and the other fifty .
Jesosy niteny hoe : " Nisy mpampindra - bola nanana mpitrosa roa lahy . Ny iray dia tokony andoa diman - jato denaria , ny iray dimam - polo .
LUK 7:42     Alignment score: 0.293 → 0.292
When they could not pay him , he forgave them both . Therefore , which of them will love him more ? "
Rehefa tsy afaka nanefa izany taminy izy ireo , dia samy navelany izy roa lahy . Noho izany , iza amin'izy roa lahy no ho tia Azy kokoa ? "
LUK 7:43     Alignment score: 0.365 → 0.377
Simon answered him and said , " I suppose the one whom he forgave the most . " Jesus said to him , " You have judged correctly . "
Simona namaly Azy ka niteny hoe : " Heveriko fa ilay namoizany be . " Dia hoy Jesosy taminy hoe : " Marina ny fitsaranao
. "
LUK 7:44     Alignment score: 0.372
Jesus turned to the woman and said to Simon , " You see this woman
. I have entered into your house . You gave me no water for my feet , but she has wet my feet with her tears and wiped them with her hair .
Ary Jesosy nitodika tany amin'ilay vehivavy ka niteny tamin'i Simona hoe : " Hitanao io vehivevy io . Niditra tato an - tranonao Aho . Tsy nanome rano hanasana ny tongotro ianao , fa izy nahakotsa ireo tongotro tamin ' ny ranomasony ary namafa azy ireo tamin ' ny volon - dohany .
LUK 7:45     Alignment score: 0.179 → 0.188
You did not give
me a kiss , but from the time I came in she did not stop kissing my feet .
Tsy nanoroka Ahy ianao , fa hatr'izay nidirako tato dia tsy nitsahatra nanoroka ny tongotro izy .
LUK 7:46     Alignment score: 0.49
You did not anoint my head with oil , but she has anointed my feet with perfumed oil .
Tsy nosoranao diloilo ny lohako , fa izy nanosotra ny tongotro
tamin ' ny menaka manitra .
LUK 7:47     Alignment score: 0.29 → 0.303
For this reason I say to you , her sins , which were many , have been forgiven for she loved much . But the one who is forgiven little , loves little . "
Noho izany dia milaza aminao Aho fa , ireo fahotany
, izay maro , dia voavela _ satria izy be fitiavana . Fa izay navela kely , dia tia kely . "
LUK 7:48     Alignment score: 0.392
Then he said to her , " Your sins are forgiven . "
Dia hoy Izy taminy hoe : " Voavela ireo fahotanao
. "
LUK 7:49     Alignment score: 0.275 → 0.283
Those
reclining together began to say among themselves , " Who is this that even forgives sins ? "
Ireo niara - nipetraka nihinana teo dia nanomboka nifampiresaka teo amin'izy ireo hoe : " Iza moa Ity no dia mamela ireo heloka ? "
LUK 7:50     Alignment score: 0.44 → 0.47
Then Jesus said to the woman , " Your faith has saved you . Go in peace . "
Avy eo hoy Jesosy tamin - dravehivavy hoe : " Ny finoanao
no nahavonjy anao . Mandehana am - piadanana . "
LUK 7     Average alignment score: 0.368 for 50 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24