Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 20:1     Alignment score: 0.519 → 0.52
It came
about one day as Jesus was teaching the people in the temple and preaching the gospel that the chief priests and the scribes came to him with the elders .
Ary indray andro , raha nampianatra ny vahoaka tao amin ' ny tempoly Jesosy ary nitory ny filazantsara , dia nanatona Azy ireo lohan ' ny mpisorona sy mpanora - dalàna niaraka tamin'ireo loholona .


LUK 20:2     Alignment score: 0.354
They spoke , saying to him , " Tell us by what authority you do these
things , or who it is who gave you this authority . "
Niteny izy ireo , nanao taminy hoe : " Lazao anay hoe amin ' ny fahefana inona no hanaovanao ireo zavatra ireo ? Na koa iza no nanome anao izao fahefana izao ? "
LUK 20:3     Alignment score: 0.334
He answered and said to them , " I will also ask you a question
, and you tell me .
Namaly Izy ary niteny azy ireo hoe : " Izaho koa dia hametraka fanontaniana aminareo . Teneno Ahy ny mahakasika
LUK 20:4     Alignment score: 0.478
The baptism of John : Was it from heaven or from men ? "
ny batisan'i
Jaona . Moa ve izany avy any an - danitra sa avy amin ' ny olombelona ? "
LUK 20:5     Alignment score: 0.273
They reasoned with themselves , saying , " If we say , ' From heaven , ' he will say , ' Then why did you not believe him ? '
Niady hevitra izy ireo , niteny hoe : " Raha hamaly isika hoe : ' Avy any an - danitra ' dia hiteny Izy hoe : ' Koa nahaona ianareo no tsy nino Azy ? '
LUK 20:6     Alignment score: 0.427
But if we say , ' From men , ' all the people will stone us , for they are persuaded that John was a prophet . "
Fa raha miteny isika hoe : ' Avy amin ' ny olombelona , ' dia hitora - bato
antsika ny vahoaka rehetra , satria izy ireo dia resy lahatra fa Jaona dia mpaminany . "
LUK 20:7     Alignment score: 0.349
So they answered that they did not know where it came
from .
Noho izany dia namaly izy ireo fa tsy fantatr'izy ireo izay niaviny .
LUK 20:8     Alignment score: 0.354
Jesus said to them , " Neither will I tell you by what authority I do these
things . "
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana hanaovako izao zavatra rehetra izao . "
LUK 20:9     Alignment score: 0.338
He told the people this parable : " A man planted a vineyard , rented it out to vine growers , and went into another country for a long time .
Noteneniny tamin ' ny vahoaka izao fanoharana izao : " Nisy lehilahy iray nanao tanim - boaloboka , nampanofa izany tamin ' ny mpamboly voaloboka , ary nandeha tany
amin ' ny firenena hafa nandritra ny fotoana maharitra .
LUK 20:10     Alignment score: 0.361 → 0.38
At the appointed time he sent a servant to the vine growers , that they should give him of the fruit of the vineyard . But the vine growers beat him , and sent him away empty - handed .
Tamin ' ny ora voatondro dia nandefa mpanompo izy ho any amin'ireo mpamboly voaloboka , fa tokony hanome azy ny voankazon'ilay tanim - boaloboka izy ireo . Nokapohin'ireo mpamboly anefa izy , ary nalefany niverina tanam - polo .
LUK 20:11     Alignment score: 0.29
He then sent yet another servant and they also beat him , treated him shamefully , and sent him away empty - handed .
Avy eo dia nandefa mpanompo hafa indray izy ary dia nokapohin'izy ireo ihany koa , nalainy
baraka , ary nalefan'izy ireo tanam - polo .
LUK 20:12     Alignment score: 0.374 → 0.309
He also sent yet a third and they also wounded him , and threw him out .
Mbola nandefa fanintelony izy ary noratrain'izy ireo koa izy , ary noroahiny .
LUK 20:13     Alignment score: 0.3 → 0.301
So the lord of the vineyard said , ' What will I do ? I will send
my beloved son . Maybe they will respect him . '
Noho izany dia niteny ny tompon'ilay tanim - boaloboka hoe : ' Inona no ho ataoko ? Halefako any ny zanaka lahy malalako . Mety mba ho hajain'izy ireo izy . "
LUK 20:14     Alignment score: 0.427
" But when the vine growers saw him , they discussed among themselves , saying , ' This is the heir . Let us kill him , that the inheritance may be ours . '
Fa rehefa tazan'ireo mpamboly voaloboka izy , dia nifampiresaka izy ireo , niteny hoe : ' Io ilay mpandova . Ndeha ho vonointsika izy , mba ho lasantsika ny lova . '
LUK 20:15     Alignment score: 0.305
They threw him out of the vineyard and killed him . What then will the lord of the vineyard do to them ?
Noroahin'izy ireo niala ny tanim - boaloboka izy ary novonoin'izy ireo . Inona ary no ho ataon
' ny tompon'ilay tanim - boaloboka amin'izy ireo ?
LUK 20:16     Alignment score: 0.438
He will come
and destroy these vine growers , and will give the vineyard to others . " When they heard it , they said , " May it never be ! "
Ho avy izy ary hamotika ireo mpamboly voaloboka , ary hanome ilay tanim - boaloboka ho an ' ny hafa . " Rehefa naheno izany izy ireo , dia niteny hoe : " Sanatria amin'Andriamanitra ! "
LUK 20:17     Alignment score: 0.436 → 0.458
But Jesus looked at them , and said , " What is the meaning of that which is written : ' The stone that the builders rejected has become the cornerstone ' ?
Fa nijery azy ireo Jesosy , niteny hoe : " Inona no hevitr'ilay voasoratra hoe : ' Ny vato izay nolavin'ireo mpanorin
- trano no tonga vato fehizoro ' ?
LUK 20:18     Alignment score: 0.241 → 0.241
Everyone who falls on that stone will be broken to pieces , and the one on whom it falls will be crushed . "
Ny tsirairay izay mianjera eo amin'io vato io dia ho torotoro . Fa na iza na iza hianjerany , dia ho potika . "
LUK 20:19     Alignment score: 0.34
So the scribes and the chief priests sought to lay hands on him in that very hour , for they knew
that he had spoken this parable against them . But they were afraid of the people .
Koa nitady hisambotra Azy tamin'io ora io ireo mpanora - dalàna sy ireo mpisorona , fa fantatr'izy ireo fa nolazainy io fanoharana io hanohitra azy ireo . Kanefa natahotra ny vahoaka izy ireo .
LUK 20:20     Alignment score: 0.272 → 0.283
Watching him carefully , they sent out spies who pretended to be righteous , that they might find fault with his speech , so as to deliver him up to the rule and to the authority of the governor .
Teo am - pandinihina Azy tsara , dia nandefa mpitsikilo mody ho marina izy ireo , mba afahan'izy ireo mahita tsiny amin ' ny teneniny , ka hanolotra Azy eo amin ' ny fanapahana
sy ny fahefan ' ny governora .
LUK 20:21     Alignment score: 0.307 → 0.307
They asked him , saying , " Teacher , we know that you say and teach rightly , and are not partial to anyone , but you teach the truth about the way of God .
Nanontany Azy izy ireo , niteny hoe : " Mpampianatra ô , fantatray
Ianao fa miteny sy mampianatra am - pahamarinana , ary tsy voasariky ny hevitr'iza na iza , fa ianao dia mampianatra ny fahamarinana momban ' ny lalan'Andriamanitra .
LUK 20:22     Alignment score: 0.412 → 0.407
Is it lawful for us to pay taxes to Caesar , or not ? "
Ara - dalàna ho anay ve ny mandoa hetra amin'i Kaisara , sa tsia ? "
LUK 20:23     Alignment score: 0.521
But Jesus understood their craftiness , and said to them ,
Fa Jesosy dia nahatakatra ny hafetsen'izy ireo , ary niteny tamin'izy ireo hoe :
LUK 20:24     Alignment score: 0.329
" Show me a denarius . Whose image and name is on it ? " They said , " Caesar 's . "
" Mampisehoa
denaria iray Amiko . An'iza io sary sy anarana eo aminy io ? " Niteny izy ireo hoe : " An'i Kaisara . "
LUK 20:25     Alignment score: 0.382 → 0.496
He said to them , " Then give to Caesar the things that are Caesar 's , and to God the things that are God 's . "
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Noho izany omeo an'i Kaisara ny zavatra izay an'i Kaisara , ary an'Andriamanitra , ireo zavatra izay an'Andriamanitra . "
LUK 20:26     Alignment score: 0.188 → 0.186
They were not able to find
fault with what he had said in front of the people , but marveling at his answer , they were silent .
Tsy nahita tsiny tamin'izay nolazainy teo anatrehan ' ny vahoaka izy ireo , fa dia nitolagaga tamin ' ny valin - teniny ka nangina .
LUK 20:27     Alignment score: 0.469 → 0.469
When some of the Sadducees came to him , the ones who say that there is no resurrection ,
Rehefa tonga teo aminy ny sasany tamin'ireo Sadoseo , ireo izay niteny fa tsy misy ny fitsanganana amin ' ny maty ,
LUK 20:28     Alignment score: 0.356 → 0.362
they asked him , saying , " Teacher , Moses wrote to us that if a man 's brother dies , having a wife , and being childless , the man should take the brother 's wife , and raise up children for his brother .
nanontany Azy izy ireo , niteny hoe : " Mpampianatra ô , Mosesy dia nanoratra ho antsika fa raha maty ny rahalahin
' ny lehilahy iray , manam - bady , ary tsy manan - janaka , dia tokony haka vady an'ilay vadin - drahalahiny ilay lehilahy , ary hanome zanaka ho an ' ny rahalahiny .
LUK 20:29     Alignment score: 0.408 → 0.417
There were seven brothers and the first took a wife , and died
childless ,
Nisy mpirahalahy fito ary ny voalohany nanam - bady , ary maty tsy nanan - janaka ,
LUK 20:30     Alignment score: 0.432
and the second as well .
ary ny faharoa koa torak'izay .
LUK 20:31     Alignment score: 0.256 → 0.279
The third took her , and in the same way the seven also left no children and died
.
Nampakatra azy ny fahatelo , ary toy izany avokoa izy fito samy tsy nanan - janaka , ary maty .
LUK 20:32     Alignment score: 0.413
Afterward the woman also died
.
Taorian'izay dia maty koa ilay vehivavy .
LUK 20:33     Alignment score: 0.389
In the resurrection , then , whose wife will she be ? For the seven had her as their wife . "
Amin ' ny fitsanganana amin ' ny maty , ho vadin'iza ary izy ? Fa samy efa nanambady azy izy fito . "
LUK 20:34     Alignment score: 0.239 → 0.246
Jesus said to them , " The sons of this age marry and are given in marriage .
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Ireo zanak'izao tontolo izao dia mampaka - bady sy ampakarina
.
LUK 20:35     Alignment score: 0.292
But those
who are regarded as worthy in that age to receive the resurrection from the dead will neither marry nor be given in marriage .
Fa ireo izay hita amin'izao andro izao fa mendrika ny handray ny fitsanganana amin ' ny maty dia tsy hampaka - bady na hampakarina .
LUK 20:36     Alignment score: 0.326 → 0.328
Neither can they die anymore , for they are equal to the angels and are sons of God , being sons of the resurrection .
Tsy ho faty intsony izy ireo , satria mitovy amin'ireo anjely sy ireo zanak'Andriamanitra , izay zanaky
ny fitsanganana amin ' ny maty .
LUK 20:37     Alignment score: 0.499 → 0.517
But that the dead are raised , even Moses showed , in the place concerning the bush , where he calls the Lord the God of Abraham and the God of Isaac and the God of Jacob .
Fa ny maty dia natsangana , na Mosesy aza dia nampiseho , teo amin'ilay toerana izay nisy ny voaroy , izay niantsoany
ny Tompo ho Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba .
LUK 20:38     Alignment score: 0.4
Now he is not the God of the dead , but of the living , because all live to him . "
Ary Izy dia tsy Andriamanitry ny maty , fa ny velona , satria ny rehetra dia velona ao aminy . "
LUK 20:39     Alignment score: 0.576 → 0.578
Some of the scribes answered , " Teacher , you have answered well . "
Ny sasany tamin'ireo mpanora - dalàna namaly hoe : " Mpampianatra ô , namaly tsara Ianao . "
LUK 20:40     Alignment score: 0.259
For they did not dare ask him any more questions
.
Satria tsy sahy nametraka fanontaniana hafa taminy intsony izy ireo .
LUK 20:41     Alignment score: 0.607
Jesus said to them , " How do they say that the Christ is David 's son ?
Jesosy niteny azy ireo hoe : " Ahoana no ilazan'izy ireo fa Kristy dia zanaka lahin'i Davida ?
LUK 20:42     Alignment score: 0.403 → 0.416
For David himself says in the Book of Psalms , The Lord said to my Lord , ' Sit at my right hand ,
Fa Davida tenany no niteny tao amin ' ny bokin'i
Salamo hoe : Ny Tompo niteny tamin ' ny Tompoko hoe : ' Mipetraha eo an - tanana ankavanako ,
LUK 20:43     Alignment score: 0.433 → 0.433
until I make your enemies your footstool . '
mandra - panaovako ny fahavalonao
ho fitoeran - tongotrao . '
LUK 20:44     Alignment score: 0.574 → 0.577
David therefore calls the Christ ' Lord , ' so how is he David 's son ? "
Noho izany Davida dia niantso an'i Kristy hoe : ' Tompo ' , koa ahoana no maha
zanak'i Davida Azy ? "
LUK 20:45     Alignment score: 0.367 → 0.37
In the hearing of all the people he said to his disciples ,
Teo anatrehan
' ny olona rehetra dia niteny tamin'ireo mpianany Izy hoe :
LUK 20:46     Alignment score: 0.275
" Beware of the scribes , who desire to walk in long robes and love special greetings
in the marketplaces and chief seats in the synagogues and places of honor at feasts .
" Mitandrema amin ' ny mpanora - dalàna , izay maniry handeha miaraka amin ' ny akanjo lava , sy tia fiarahabana manokana eny an - tsena , sy seza voalohany ao anaty synagoga , ary toerana voalohany any amin ' ny fanasana .
LUK 20:47     Alignment score: 0.301 → 0.317
They also devour widows ' houses , and for a show they make long prayers . Men like this will receive greater condemnation . "
Izy ireo koa dia mandany
ny tranon'ireo mpitondra - tena , ary manao vavaka lavareny ho fisehosehoana . Ny lehilahy tahaka izany dia hahazo fanamelohana lehibe kokoa . "
LUK 20     Average alignment score: 0.37 for 47 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24