Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 5:1     Alignment score: 0.327
Now it happened while the people were crowding around Jesus and listening to the word of God , that he was standing by the lake of Gennesaret .
Ary izao no nitranga , raha nitangorona nanodidina an'i Jesosy ireo olana
ary nihaino ny tenin ' Andriamanitra , dia nitsangana teo amoron ' ny farihin'i Genesareta Izy .


LUK 5:2     Alignment score: 0.322
He saw two boats pulled up by the edge of the lake . The fishermen had gotten out of them and were washing their nets .
Nahita sambokely roa nijanona teo amoron ' ny farihy Izy . Efa nivoaka tao ireo mpanjono ary nanasa ireo haratony .
LUK 5:3     Alignment score: 0.384 → 0.384
Jesus got into one of the boats , which was Simon 's , and asked him to put it out in the water a short distance from the land . Then he sat down and taught the people out of the boat .
Niditra tao amin ' ny iray tamin'ireo sambokely Jesosy , izay an'i Simona , ary nangataka azy mba handefa izany eny amin ' ny rano lavidavitry ny tanety . Avy eo dia nipetraka Izy ka nampianatra ireo olona teny
ivelan ' ny sambokely .
LUK 5:4     Alignment score: 0.327 → 0.336
When he had finished speaking , he said to Simon , " Take the boat out into the deeper water and let down your nets for a catch . "
Rehefa nitsahatra niteny Izy , dia niteny tamin'i Simona Izy hoe : " Ento ny ho any amin ' ny rano lalina kokoa ny sambokely dia halatsao ny haratonareo mba ahazoanareo hazandrano . "
LUK 5:5     Alignment score: 0.328 → 0.329
Simon answered and said , " Master , we have labored all night and caught nothing , but at your word , I will let down the nets . "
Simona namaly Azy ka niteny hoe : " Tompo o , efa niasa ny alina tontolo izahay , fa tsy nahazo na inona na inona , fa nohon ' ny teninao
, dia ho halatsako ireo harato . "
LUK 5:6     Alignment score: 0.287
When they had done this , they gathered a very large number of fish , and their nets were breaking .
Rehefa nataon'izy ireo izany , dia nahangona hazandrano maro dia maro izy ireo , ary nitriatra ireo haraton'izy ireo .
LUK 5:7     Alignment score: 0.35
So they motioned to their partners in the other boat that they should come
and help them . They came and filled both the boats , so that they began to sink .
Koa nanao fihetsika tamin'ireo namany izay tao anatin'ilay sambokely iray hafa izy ireo fa izy ireo fa tokony ho avy ary hanampy azy ireo . Dia tonga izy ireo ka nameno ny sambokely roa , ka dia nanomboka nilentika izy ireo .
LUK 5:8     Alignment score: 0.402 → 0.401
But Simon Peter , when he saw it , fell down at Jesus ' knees , saying , " Depart from me , for I am a sinful man , Lord . "
Fa Simona Petera , raha vao nahita izany , dia niankohoka teo an - tongotr'i
Jesosy , niteny hoe : " Mialà amiko , fa lehilahy mpanota aho . "
LUK 5:9     Alignment score: 0.297
For he and all who were with him were amazed at the catch of fish which they had taken .
Fa gaga izy , sy ireo izay rehetra niaraka taminy , nohon ' ny haben ' ny hazandrano izay azon'izy ireo .
LUK 5:10     Alignment score: 0.466
And so also were James and John , sons of Zebedee , who were partners with Simon . Jesus said to Simon , " Do not be afraid , because from now on you will catch men . "
Tao anatin'izany Jakoba sy Jaona , zanak'i
Zebedio , izay mpiara miasa amin'i Simona . Jesosy niteny tamin'i Simona hoe : " Aza matahotra , fa manomboka izao dia hanarato olona ianao . "
LUK 5:11     Alignment score: 0.387
When they had brought their boats to land , they left everything and followed him .
Rehefa nentin'izy ireo teny
an - tanety ny sambokelin'izy ireo , dia namela ny zavatra rehetra izy ireo ka nanaraka Azy .
LUK 5:12     Alignment score: 0.374 → 0.378
It came
about that while he was in one of the cities , a man full of leprosy was there . When he saw Jesus , he fell on his face and begged him , saying , " Lord , if you are willing , you can make me clean . "
Dia nitranga izao raha mbola tao amin ' ny iray tamin'ireo tanàna Izy , dia nisy lehilahy feno habokana teo . Nony nahita an'i Jesosy izy , dia niankohoka teo Aminy ary nitalaho taminy , nanao hoe : " Tompo , raha mety ianao , dia afaka manadio ahy . "
LUK 5:13     Alignment score: 0.447 → 0.451
Then Jesus reached out his hand and touched him , saying , " I am willing . Be clean . " Immediately the leprosy left him .
Ary dia naninjitra ny tanany Jesosy ary nikasika azy , niteny hoe : " Mety aho . Madiova . " Teo noho eo dia afaka taminy ny habokana .
LUK 5:14     Alignment score: 0.373 → 0.375
He instructed him to tell no one but told him , " Go on your way , and show yourself to the priest and offer a sacrifice for your cleansing , according to what Moses commanded , for a testimony to them . "
Norarany izy mba tsy hilaza na amin'iza
na amin'iza , fa nolazainy taminy hoe : " Zory ny lalanao , misehoa amin ' ny mpisorona ary manolora sorona ho an ' ny fanadiovana anao , araka izay nandidian'i Mosesy , mba ho fijoroana vavolombelona amin'izy ireo . "
LUK 5:15     Alignment score: 0.249 → 0.251
But the report about him spread even farther , and large crowds of people came together to hear him teach and to be healed of their sicknesses .
Kanefa ny tatitra momba Azy dia niely lavitra kokoa aza , ary vaohaka
maro be no niara - tonga mba hihaino Azy nampianatra ary mba ho sitrana amin ' ny aretin'izy ireo .
LUK 5:16     Alignment score: 0.337
But he often withdrew into the deserted places and prayed .
Kanefa matetika Izy dia niala nankany any amin ' ny tany
foana ary nivavaka .
LUK 5:17     Alignment score: 0.41 → 0.428
It came
about on one of those days that he was teaching , and there were Pharisees and teachers of the law sitting there who had come from every village of Galilee and Judea and from Jerusalem . The power of the Lord was with him to heal .
Ary tamin ' ny andro iray tamin'ireo andro nampianarany , dia nisy Fariseo sy mpampiana - dalàna nipetraka teo izay avy amin ' ny tanàna samihafa ao amin ' ny faritry Galilia sy Jodia , ary ihany koa avy ao amin ' ny tanànan'i Jerosalema . Ny herin ' ny Tompo no tao aminy mba hanasitranana .
LUK 5:18     Alignment score: 0.247
Now some men came carrying on a mat a man who was paralyzed , and they looked for a way to bring him inside in order to lay him down in front of Jesus .
Ary nisy lehilahy sasany tonga , nitondra lehilahy anankiray izay voan
' ny paralisisa teo amin ' ny fandriana , ary izy ireo dia nitady fomba hitondrana azy ao anatiny mba hametrahana azy ho eo anoloan'i Jesosy .
LUK 5:19     Alignment score: 0.211 → 0.212
They could not find
a way to bring him in because of the crowd , so they went up to the housetop and let the man down through the tiles , on his mat , into the midst of the people , right in front of Jesus .
Tsy nahita fomba hampidirana azy tao anatiny izy ireo noho ireo vahoaka , noho izany dia nankany amin ' ny tampo - trano izy ireo ary nampidina ny fandrian'ilay lehilahy avy eo an - tafo trano , tamin ' ny fandriany , teo afovoan ' ny olona , teo anoloan'i Jesosy .
LUK 5:20     Alignment score: 0.41
Seeing their faith , Jesus said , " Man , your sins are forgiven you . "
Rehefa nahita ny finoan'izy ireo , dia hoy Jesosy hoe : " Ralehilahy , voavela ny helokao
. "
LUK 5:21     Alignment score: 0.345 → 0.364
The scribes and the Pharisees began to question
this , saying , " Who is this who speaks blasphemies ? Who can forgive sins but God alone ? "
Nanomboka nanontany ireo mpanora - dalàna sy ireo Fariseo , ka niteny hoe : " Iza moa ity izay miteny ratsy ity ? Iza no afaka mamela ny fahotana afa - tsy Andriamanitra irery ihany ? "
LUK 5:22     Alignment score: 0.459
But Jesus , knowing what they were thinking , answered and said to them , " Why are you questioning this in your hearts ?
Fa Jesosy , nahalala izay noeritreretin'izy ireo , namaly ary niteny azy ireo hoe : " Nahoana ianareo no manontany izany ao am - ponareo ?
LUK 5:23     Alignment score: 0.257 → 0.258
Which is easier : to say , ' Your sins are forgiven you ' or to say , ' Get up and walk ' ?
Inona no mora lazaina kokoa : ' Voavela ny helokao
' sa ny miteny hoe : ' Mitsangana ary mandehana ? '
LUK 5:24     Alignment score: 0.147 → 0.15
But that you may know that the Son of Man has authority on earth to forgive sins , " he said to the paralyzed man " I tell you , get up , pick up your mat and go to your house . "
Nefa mba hahafantaranareo fa ny Zanak'Olona dia manam - pahefana hamela heloka eto an - tany , dia lazaiko aminao , mitsangàna , ento ny fandrianao ary mandehana any an - tranonao
. "
LUK 5:25     Alignment score: 0.202
Immediately he got up in front of them and picked up the mat on which he was lying . Then he went away to his house , glorifying God .
Teo noho eo dia nitsangana teo anoloan'izy ireo izy ary naka ilay fandriana izay nandriany . Avy eo dia niala nankany an - tranony
izy , nanome voninahitra an'Andriamanitra .
LUK 5:26     Alignment score: 0.286 → 0.286
Everyone was amazed and they glorified God . They were filled with fear , saying , " We have seen extraordinary things today . "
Talanjona ny rehetra ary nanome voninahitra an'Andriamanitra izy ireo . Feno tahotra izy ireo , niteny hoe : " Nahita zava - mahagaga isika androany . "
LUK 5:27     Alignment score: 0.484
After these things happened , Jesus went out from there and saw a tax collector
named Levi sitting at the tax collector 's tent . He said to him , " Follow me . "
Taorian ' ny nitrangan'ireo zavatra ireo , dia niala teo i Jesosy ka nahita mpamory hetra iray izay antsoina hoe Levy nipetraka teo amin ' ny trano lain ' ny mpamory hetra . Niteny taminy Izy hoe : " Manaraha Ahy . "
LUK 5:28     Alignment score: 0.369
So Levi got up and followed him , leaving everything behind .
Dia nitsangana i Levy ka nanaraka Azy , ka namela ny zava - drehetra .
LUK 5:29     Alignment score: 0.433 → 0.449
Then Levi gave a big banquet in his house for Jesus . There were many tax collectors there and other people who were reclining at the table and eating with them .
Dia nanao fanasana lehibe tao an - tranony
ho an'i Jesosy i Levy . Betsaka ireo mpamory hetra sy ireo olona hafa izay nipetraka teo amin ' ny latabatra ary nihinana niaraka tamin'izy ireo .
LUK 5:30     Alignment score: 0.538 → 0.552
But the Pharisees and their scribes were complaining to his disciples , saying , " Why do you eat and drink with tax collectors and sinners ? "
Kanefa ireo Fariseo sy ireo mpanora - dalàna dia nitaraina tamin'ireo mpianany , niteny hoe : " Nahoana ianao no mihinana sy misotro miaraka amin'ireo mpamory hetra sy ny olona
mpanota hafa ? "
LUK 5:31     Alignment score: 0.379 → 0.399
Jesus answered them , " People who are well do not need a physician ; only those
who are sick .
Namaly azy ireo Jesosy hoe : " Tsy mila dokotera ny olona salama ; fa ireo marary ihany .
LUK 5:32     Alignment score: 0.474
I did not come
to call the righteous , but sinners to repentance . "
Tsy tonga hiantso ny olo - marina ho amin ' ny fibebahana Aho , fa hiantso ny mpanota ho amin ' ny fibebahana . "
LUK 5:33     Alignment score: 0.455
They said to him , " The disciples of John often fast and pray , and the disciples of the Pharisees do the same . But your disciples eat and drink . "
Dia hoy izy ireo taminy hoe : " Ireo mpianatr'i
Jaona dia matetika mifady hanina sy mivavaka , ary ireo mpianatr'ireo Fariseo dia manao toy izany koa . Kanefa ny mpianatrao dia mihinana sy misotro . "
LUK 5:34     Alignment score: 0.214 → 0.286
Jesus said to them , " Can anyone make the wedding attendants of the bridegroom fast while the bridegroom is still with them ?
Jesosy niteny azy ireo hoe : " Moa ve misy olona mahavita mampifady hanina ny havan
' ny mpampakatra raha toa ka mbola mitoetra eo amin'izy ireo ny mpampakatra ?
LUK 5:35     Alignment score: 0.292 → 0.326
But the days will come
when the bridegroom will be taken away from them , then in those days they will fast . "
Fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra eo amin'izy ireo , ary amin'izany andro izany dia hifady hanina izy ireo . "
LUK 5:36     Alignment score: 0.269 → 0.271
Then Jesus also spoke a parable to them . " No one tears a piece of cloth from a new garment and uses it to mend an old garment . If he does that , he will tear the new garment , and the piece of cloth from the new garment will not fit with the cloth of the old garment .
Dia nanao fanoharana tamin'izy ireo koa Jesosy . " Tsy misy olona mandrovitra tapa - damba avy amin ' ny lamba vaovao ary mampiasa izany mba hanamboarana ny lamba tonta . Raha manao izany izy , dia hanimba ilay lamba vaovao , ary ilay tapa - damba avy amin'ilay lamba vaovao dia tsy hifanaraka amin'ilay lamba tonta .
LUK 5:37     Alignment score: 0.395 → 0.404
No one puts new wine into old wineskins . If he does that , the new wine
will burst the skins , and the wine will be spilled , and the wineskins will be destroyed .
Tsy misy olona manisy divay vaovao ao anatin ' ny siny hoditra tonta . Raha manao izany izy , dia hampitriatra ny hoditra ilay divay vaovao , ary dia ho raraka ny divay , ary ho simba ilay siny hoditra .
LUK 5:38     Alignment score: 0.428 → 0.429
But new wine must be put into fresh wineskins .
Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy atao ao anatin
' ny siny hoditra vaovao .
LUK 5:39     Alignment score: 0.302
No one after drinking old wine wants the new , for he says , ' The old is better . ' "
Tsy misy olona avy nisotro ny divay taloha ka haniry ny vaovao , fa hoy izy hoe : ' Ilay taloha no tsara . " '
LUK 5     Average alignment score: 0.355 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24