Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 21:1     Alignment score: 0.288
Jesus looked up and saw the rich men who were putting their gifts into the treasury .
Jesosy nanopy maso ka nahita ireo lehilahy manan - karena izay nandrotsaka ny fanatitr'izy ireo tao amin ' ny fandatsahan - drakitra
.


LUK 21:2     Alignment score: 0.326 → 0.335
He saw a certain poor widow putting in two mites .
Nahita mpitondra - tena mahantra iray nandrotsaka farantsa roa tao Izy .
LUK 21:3     Alignment score: 0.355
So he said , " Truly I say to you , this poor widow put in more than all of them .
Ka hoy Izy hoe : " Lazaiko marina aminareo , ity mpitondra - tena mahantra ity dia nandrotsaka betsaka noho izy rehetra .
LUK 21:4     Alignment score: 0.216
All of these
gave gifts out of their abundance . But this widow , out of her poverty , put in all she had to live on . "
Ireo rehetra ireo dia nanome fanatitra araky ny haben ' ny hareny . Fa ity mpitondra - tena ity , tamin ' ny fahantrany , dia nandrotsaka ny fivelomany rehetra . "
LUK 21:5     Alignment score: 0.405 → 0.406
As some spoke of the temple , how it was decorated with beautiful stones and offerings
, he said ,
Raha nisy maro niresaka momba ny tempoly , fa voaravaka vato tsara tarehy sy fanatitra izany , dia hoy Izy hoe :
LUK 21:6     Alignment score: 0.273 → 0.273
" As for these
things that you see , the days will come when not one stone will be left on another which will not be torn down . "
" Fa ny amin'ireo zavatra hitanareo ireo , mbola ho avy ny andro izay tsy hisy na vato iray aza hijanona amin ' ny hafa ka tsy ho ravaina . "
LUK 21:7     Alignment score: 0.532
So they asked him , saying , " Teacher , when will these
things happen ? What will be the sign when these things are about to happen ? "
Koa nanontany Azy izy ireo , nanao hoe : " Ry mpampianatra , rahoviana ireo zavatra ireo no hitranga ? Inona no famantarana rehefa hitranga ireo zavatra ireo ? "
LUK 21:8     Alignment score: 0.449
Jesus answered , " Be careful that you are not deceived . For many will come
in my name , saying , ' I am he , ' and , ' The time is near . ' Do not go after them .
Jesosy namaly hoe : " Mitandrema mba tsy ho voafitaka ianareo . Fa maro no ho avy amin ' ny anarako , hanao hoe : ' Izaho no izy , ' ary , ' Efa akaiky ny fotoana . ' Aza manaraka azy ireo .
LUK 21:9     Alignment score: 0.422
When you hear of wars and riots , do not be terrified , for these
things must happen first , but the end will not happen immediately . "
Rehefa mandre ady sy fikomiana ianareo , dia aza mihorohoro , fa ireo zavatra ireo dia tsy maintsy hitranga aloha , fa ny farany dia tsy hitranga eo noho eo . "
LUK 21:10     Alignment score: 0.456
Then he said to them , " Nation will rise against nation , and kingdom against kingdom .
Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Ny firenena dia hitsangana hanohitra firenena , ary fanjakana hanohitra fanjakana .
LUK 21:11     Alignment score: 0.396
There will be great earthquakes
, and in various places famines and plagues . There will be terrifying events and great signs from heaven .
Hisy horohoron - tany lehibe , ary mosary sy areti - mandringana any amin ' ny toerana samihafa . Hisy tranga mampatahotra ary famantarana lehibe avy any an - danitra .
LUK 21:12     Alignment score: 0.193 → 0.198
But before all of these things , they will lay their hands on you and will persecute you , delivering you over to the synagogues
and prisons , bringing you before kings and governors because of my name .
Fa mialohan'ireo zavatra rehetra ireo , dia hisambotra anareo izy ireo ary hanenjika anareo , hanolotra anareo ao amin ' ny synagoga sy ny figadrana , hitondra anareo eo anoloan'ireo mpanjaka sy ireo mpanapaka nohon ' ny anarako .
LUK 21:13     Alignment score: 0.173
It will lead to an opportunity for your testimony .
Izany dia hanome fahafahana ho amin ' ny fijoroanareo vavolombelona .
LUK 21:14     Alignment score: 0.249
Therefore resolve in your hearts not to prepare your defense ahead of time ,
Noho izany dia manapaha hevitra ao am - ponareo mba tsy hanomana ny fiarovanareo mialohan ' ny fotoana ,
LUK 21:15     Alignment score: 0.203 → 0.218
for I will give you words and wisdom that all your adversaries will not be able to resist or contradict .
fa Izaho hanome teny sy fahendrena anareo , izay tsy afaka toherina sy lavin'ireo mpanohitra anareo .
LUK 21:16     Alignment score: 0.325 → 0.343
But you will be given over also by parents , brothers , relatives , and friends , and they will put some of you to death .
Fa ianareo koa dia ho atolotry ny ray aman - dreny , ireo rahalahy , ireo havana
sy ireo namana , ary izy ireo dia hamono ho faty ny sasany aminareo .
LUK 21:17     Alignment score: 0.196 → 0.19
You will be hated by everyone because of my name .
Ho halan ' ny tsirairay noho ny anarako Ianareo .
LUK 21:18     Alignment score: 0.17 → 0.195
But not a hair from your head will perish .
Fa tsy hisy ho very na dia singam - bolo
iray eo amin ' ny lohanareo aza .
LUK 21:19     Alignment score: 0.053
In your endurance you will gain your lives .
Amin ' ny faharetanareo no hamonjenareo ny fanahinareo .
LUK 21:20     Alignment score: 0.345 → 0.353
" When you see Jerusalem surrounded by armies , then recognize that its desolation is near .
Rehefa hitanareo voadidina miaramila Jerosalema , dia fantaro fa efa akaiky ny faharavany
.
LUK 21:21     Alignment score: 0.38
Then let those in Judea flee to the mountains
, let those who are in the city leave it , and those who are out in the country must not enter the city .
Dia aoka ireo izay any Jodia handositra any an - tendrombohitra , ary aoka ireo izay any afovoan ' ny tanàna hiala , ary aza avela hiditra ao ireo izay any ambanivohitra .
LUK 21:22     Alignment score: 0.408
For these
are days of vengeance , so that all the things that are written will be fulfilled .
Fa ireo no andron ' ny valifaty , mba ho tanteraka ireo zavatra rehetra efa voasoratra .
LUK 21:23     Alignment score: 0.267
Woe to those who are pregnant and to those who are nursing in those
days ! For there will be great distress upon the land , and wrath to this people .
Loza ho an'ireo izay mitondra vohoka sy ho an'ireo mampinono amin'izany andro izany ! Fa hisy fahoriana lehibe eo amin ' ny tany , ary hatezerana amin'io vahoaka io .
LUK 21:24     Alignment score: 0.416 → 0.47
They will fall by the edge of the sword , and they will be led captive into all the nations , and Jerusalem will be trampled by the Gentiles until the times of the Gentiles are fulfilled .
Ho lavon ' ny sabatra izy ireo ary ho entina ho babo any amin ' ny firenena rehetra , ary Jerosalema dia ho voahosihosin'ireo Jentilisa , mandrapa - tanteraky ny andron
' ny Jentilisa .
LUK 21:25     Alignment score: 0.361
" There will be signs in the sun , in the moon , and in the stars , and on the earth . The nations will be in distress , anxious because of the roar of the sea and waves .
Hisy famantarana eny amin ' ny masoandro , eny amin ' ny volana , sy eny amin ' ny kintana , ary eto an - tany . Ho tra - pahoriana ireo firenena , hitaintaina nohon ' ny eron - dranomasina sy ireo onja .
LUK 21:26     Alignment score: 0.251 → 0.251
There will be men fainting from fear and from expectation of the things which are coming upon the world . For the powers of the heavens will be shaken .
Hisy lehilahy ho toran ' ny tahotra sy ny fiandrasana ireo zavatra izay ho avy eto an - tany
. Fa ho voahozongozona ny herin ' ny lanitra .
LUK 21:27     Alignment score: 0.341
Then they will see the Son of Man coming in a cloud with power and great glory .
Avy eo dia ho hitan'izy ireo ny Zanak'Olona tonga eny amin ' ny rahona miaraka amin ' ny hery sy voninahitra lehibe .
LUK 21:28     Alignment score: 0.27 → 0.299
But when these
things begin to happen , stand up and lift up your heads , because your redemption is coming near . "
Fa rehefa manomboka mitranga ireo zavatra ireo , dia mitsangàna ary hasandrato ny lohanareo , satria efa akaiky ny fanafahana anareo . "
LUK 21:29     Alignment score: 0.494 → 0.516
Jesus told them a parable , " Look at the fig tree , and all the trees .
Nanao fanoharana tamin'izy ireo Jesosy hoe : " Jereo ny hazon'aviavy , sy ireo hazo rehetra .
LUK 21:30     Alignment score: 0.24
When they sprout buds , you see for yourselves and know
that summer is already near .
Rehefa manaroka ireo , dia ho hitanareo manokana fa efa akaiky ny lohataona .
LUK 21:31     Alignment score: 0.397
So also , when you see these
things happening , recognize that the kingdom of God is near .
Toy izany ihany koa , rehefa hitanareo mitranga ireo zavatra ireo , dia fantatrareo fa efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 21:32     Alignment score: 0.273 → 0.275
Truly I say to you , this generation will not pass
away until all these things take place .
Lazaiko aminareo , marina tokoa , ity taranaka ity dia tsy ho faty mandra - pisehon'ireo zavatra ireo .
LUK 21:33     Alignment score: 0.253 → 0.255
Heaven and earth will pass away , but my words will never pass away .
Ny lanitra sy ny tany dia ho levona , fa ireo teniko dia tsy ho levona mandrakizay .
LUK 21:34     Alignment score: 0.28 → 0.282
" But pay attention to yourselves , so that your hearts are not burdened with excessive drinking and drunkenness and the worries of life , and that day does not close on you suddenly
Fa mitandrema amin ' ny tenanareo , mba tsy ho vesaran ' ny vokatry ny fisotroana sy ny fahamamoana ny fonareo , sy ireo ahiahin ' ny fiainana , ka avy eo dia hikatona tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany .
LUK 21:35     Alignment score: 0.077
like a trap . For it will come
upon everyone living on the face of the whole earth .
Fa izany dia ho tonga amin ' ny tsirairay izay miaina maneran - tany .
LUK 21:36     Alignment score: 0.229 → 0.257
But be alert at all times , praying that you may be strong enough to escape all these
things that will take place , and to stand before the Son of Man . "
Fa mba mailo amin ' ny fotoana rehetra , mivavaha mba ho ampy hery ianareo handosirana ireo zavatra rehetra izay hiseho , ary hitsanganana eo anoloan ' ny Zanak'Olona . "
LUK 21:37     Alignment score: 0.394 → 0.432
So during the days he was teaching in the temple , and at night he went out and stayed on the mountain
that is called Olives .
Koa nandritry andro dia nampianatra tao amin ' ny tempoly Izy , ary ny alina dia nandeha nivoaka Izy ary nijanona teo an - tendrombohitr'Oliva .
LUK 21:38     Alignment score: 0.266 → 0.265
All of the people came early in the morning to hear him in the temple .
Ireo vahoaka rehetra dia tonga vao mangiran - dratsy mba hihaino Azy tao amin ' ny tempoly .
LUK 21     Average alignment score: 0.326 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24