Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 11:1     Alignment score: 0.389 → 0.401
It happened one day that Jesus was praying in a certain place . When he had finished , one of his disciples said to him , " Lord , teach us to pray just as John taught his disciples . "
Dia izao no nitranga rehefa nivavaka tao amin ' ny toerana iray Jesosy , nisy iray tamin'ireo mpianany niteny taminy hoe : " Tompo , mba hampianaro
mivavaka izahay toy ny nampianaran'i Jaona ireo mpianany . "


LUK 11:2     Alignment score: 0.386 → 0.411
Jesus said to them , " When you pray say , ' Father , may your name be honored as holy . May your kingdom come
.
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Rehefa mivavaka ianareo dia teneno hoe : ' Ray o , ho hamasinina anie ny anaranao . Ho tonga anie ny fanjakanao .
LUK 11:3     Alignment score: 0.243
Give us our daily bread each day .
Omeo anay ny haninay isan'andro .
LUK 11:4     Alignment score: 0.258 → 0.266
Forgive us our sins , as we forgive everyone who is in debt to us . Do not lead us into temptation . ' "
Avelao
ny fahotanay , tahaka ny namelanay izay meloka taminay . Aza mitondra anay ho any amin ' ny fakam - panahy . " '
LUK 11:5     Alignment score: 0.283 → 0.299
Jesus said to them , " Which of you will have a friend , and will go to him at midnight , and say to him , ' Friend , lend to me three loaves of bread ,
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Iza aminareo no hanana namana
, ary handeha ho any aminy amin ' ny misasakalina , ary hanao aminy hoe : ' Ry namana , mba ampidramo mofo telo aho ,
LUK 11:6     Alignment score: 0.123
since a friend of mine just came in from the road , and I do not have anything to set before him ' ?
fa misy namako iray vao tonga avy lavitra , ary tsy manana na inona na inona haroso azy aho . '
LUK 11:7     Alignment score: 0.23 → 0.249
Then the one inside who answered him may say , ' Do not bother me . The door is already shut , and my children , along with me , are in bed . I am not able to get up and give bread to you . '
Ary mety hamaly azy ny iray tao an - trano ka hanao hoe : ' Aza manelingelina ahy . ' Efa mihidy ny varavarana , ary ny zanako , efa eo ampandrina , miaraka amiko . Tsy afaka mitsangana aho hanome mofo anao . '
LUK 11:8     Alignment score: 0.238 → 0.252
I say to you , even if he does not get up and give bread to you because you are his friend , yet because of your shameless persistence , he will get up and give you as many loaves of bread as you need .
Milaza aminareo Aho , fa na dia tsy mitsangana sy manome mofo anareo aza izy satria namany ianareo , dia nohon ' ny fikirizanareo tsy misy henatra , dia hitsangana izy ary hanome anareo ny mofo rehetra izay ilainareo .
LUK 11:9     Alignment score: 0.258 → 0.263
I also say to you , ask , and it will be given to you ; seek , and you will find ; knock , and it will be opened to you .
Mbola milaza aminareo koa aho , Mangataha , dia homena anareo izany ; mitadiava , dia hahita ianareo ; dondomy , dia ho vohana ianareo .
LUK 11:10     Alignment score: 0.192 → 0.205
For every asking person receives ; and the seeking person finds ; and to the person who knocks , it will be opened .
Fa ny olona rehtetra izay mangataka dia mahazo , ary izay mitady dia mahita ; ary izay olona mandodona , dia ho vohana .
LUK 11:11     Alignment score: 0.302 → 0.303
Which father among you , if your son asks for a fish , will give him a snake instead of a fish ?
Iza aminareo raim - pianakavina ireo no , raha mangataka trondro ny zanakareo , dia hanome azy bibilava fa tsy trondro ?
LUK 11:12     Alignment score: 0.373
Or if he asks for an egg , will you give
a scorpion to him ?
Na raha mangataka atody izy , dia homenareo maingoka ve izy ?
LUK 11:13     Alignment score: 0.278
Therefore , if you who are evil know
how to give good gifts to your children , how much more will your Father from heaven give the Holy Spirit to those who ask him ? "
Noho izany , raha ianareo ratsy fanahy aza mahay manome fanomezana tsara ho an ' ny zanakareo , dia ohatrin ' ny ahoana ny halehiben ' ny Fanahy Masina homen ' ny rainareo izay any an - danitra ho an'ireo izay mangataka aminy ? "
LUK 11:14     Alignment score: 0.47 → 0.485
Now Jesus was driving out a demon that was mute . When the demon had gone out , the man who had been mute spoke , and the crowd was amazed .
Ary Jesosy nandroaka demonia moana . Rehefa nivoka ilay demonia , dia lasa nahay niteny ilay lehilahy izay moana , ary dia gaga ny vahoaka .
LUK 11:15     Alignment score: 0.391
But some of the people said , " By Beelzebul , the ruler of demons , he is driving out demons . "
Fa ny olona sasany nilaza fa : " Amin ' ny alalan'i Belzeboba , izay mpitarika ny demonia , no androahany demonia . "
LUK 11:16     Alignment score: 0.433
Others tested him and sought from him a sign from heaven .
Ny sasany nitsapa Azy ary nitady famantarana avy any an - danitra taminy .
LUK 11:17     Alignment score: 0.296 → 0.296
But Jesus knew
their thoughts and said to them , " Every kingdom divided against itself is made desolate , and a house divided against itself falls .
Nefa fantatr'i Jesosy izay tao an - tsain'izy ireo ka niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " ireo fanjakana rehetra izay mizarazara dia ho rava , ary ny trano izay mizarazara dia hirodana . "
LUK 11:18     Alignment score: 0.368 → 0.379
If Satan is divided against himself , how will his kingdom stand ? For you say I cast out demons by Beelzebul .
Koa raha miady an - trano ary Satana , ahoana no hampaharitra ny fanjakany
? Fa hoy ianareo hoe mandroaka demonia amin ' ny alalan'i Belzeboba Aho .
LUK 11:19     Alignment score: 0.269
If I drive out demons by Beelzebul , by whom do your followers
drive them out ? Because of this , they will be your judges .
Fa raha mandroaka demonia amin ' ny alalan'i Belzeboba ary Aho , amin ' ny alalan'iza kosa no androahan ' ny mpanara - dia anareo azy ? Noho izany , dia izy ireo no hitsara anareo .
LUK 11:20     Alignment score: 0.321 → 0.318
But if I drive out demons by the finger of God , then the kingdom of God has come
to you .
Fa raha mandroaka ny demonia amin ' ny alalan ' ny ratsan - tananan ' Andriamanitra Aho , dia tonga aminareo ny fanjakan ' Andriamanitra .
LUK 11:21     Alignment score: 0.147 → 0.148
When a strong man who is fully
armed guards his own palace , his possessions are safe ,
Rehefa ampy fitaovana tsara ny lehilahy mahery iray miandry ny tranony , dia voaaro ny hareny ,
LUK 11:22     Alignment score: 0.128 → 0.152
but when a stronger man overcomes him , the stronger man takes away the armor in which the man trusted and plunders the man 's possessions
.
nefa kosa raha mahery noho izy ny lehilahy iray ka mandresy azy , dia alain'ilay lehilahy mahery kokoa amin'ilay lehilahy ny fiadiana , ary ho robainy ny fananan'ilay lehilahy .
LUK 11:23     Alignment score: 0.27
The one who is not with me is against me , and the one who does not gather with me scatters .
Izay tsy miaraka amiko dia manohitra Ahy , ary izay tsy miangona miaraka amiko dia misaraka .
LUK 11:24     Alignment score: 0.227 → 0.257
When an unclean spirit has gone away from a man , it passes
through waterless places and looks for rest . Finding none , it says , ' I will return to my house from which I came . '
Rehefa miala amin ' ny olona iray ny fanahy ratsy , dia lasa izy mamakivaky toerana tsy misy rano ary mitady fitsaharana . Ary rehefa tsy mahita , dia hoy izy hoe : ' Andeha hiverina any amin ' ny trano niaviako aho . '
LUK 11:25     Alignment score: 0.117
Having returned , it finds the house had been swept clean and put in order .
Rehefa tafaverina , izy dia mahita izany trano izany voadio sy voalamina .
LUK 11:26     Alignment score: 0.272 → 0.272
Then it goes and takes along with it seven other spirits more evil than itself and they all come
in to live there . Then the final condition of that man becomes worse than the first . "
Avy eo dia lasa izy ary maka fanahy hafa ratsy mihoatra ny tenany miisa fito miaraka aminy izy ary dia miditra mba hitoetra ao izy rehetra . Ka ratsy kokoa noho ilay voalohany ny fiafaran ' ny izany olona izany . "
LUK 11:27     Alignment score: 0.319
It happened that , as he said these
things , a certain woman raised her voice above the crowd and said to him , " Blessed is the womb that bore you and the breasts that nursed you . "
Ary raha niteny ireo zavatra ireo Izy , dia nisy vehivavy iray nanandratra ny feony tao anaty vahoaka ary nanao taminy hoe : " Sambatra ny kibo izay niteraka Anao sy ny nono izay ninonoanao . "
LUK 11:28     Alignment score: 0.331
But he said , " Rather , blessed are they who hear the word of God and keep it . "
Fa hoy kosa Izy hoe : " Sambatra , kokoa aza , ireo izay mihaino
ny tenin'Andriamanitra sy mihazona izany . "
LUK 11:29     Alignment score: 0.422 → 0.433
As the crowds were increasing , Jesus began to say , " This generation is an evil generation . It seeks a sign , though no sign will be given to it except the sign of Jonah .
Ary raha mbola mitombo ny vahoaka , dia nanomboka niteny Jesosy hoe : " Ity taranaka ity dia taranaka ratsy . Mitady famantarana izy , nefa tsy hisy famantarana aseho azy afa - tsy ny famantaran'i
Jona .
LUK 11:30     Alignment score: 0.446
For just as Jonah became
a sign to the Ninevites , so too the Son of Man will be a sign to this generation .
Fa tahaka ny nahatonga an'i Jona ho famantarana tamin'ireo Ninivita , toy izany koa dia ho famantarana ny Zanak'Olona amin'ity taranaka ity .
LUK 11:31     Alignment score: 0.447
The Queen of the South will rise up at the judgment with the men of this generation and condemn them , for she came from the ends of the earth to hear the wisdom of Solomon , and see , someone greater than Solomon is here .
Ny Mpanjaka vavin
' ny Atsimo dia hitsangana amin ' ny fitsarana miaraka amin'ireo lehilahy amin'ity taranaka ity ka hanameloka azy ireo , fa tonga avy any amin ' ny faran ' ny tany izy mba hiaino ny fahendren'i Solomona , ary indro , eto ny olona lehibe noho Solomona .
LUK 11:32     Alignment score: 0.455 → 0.463
The men of Nineveh will stand up at the judgment with this generation of people and will condemn it , for they repented at the preaching of Jonah , and see , someone greater than Jonah is here .
Ny lehilahin'i Ninive dia hiara hitsangana amin'ity taranaka ity amin ' ny fitsarana ary hanameloka azy , satria nibebaka tamin ' ny nitorian'i Jona izy ireo , ary indro , misy olona lehibe noho Jona eto .
LUK 11:33     Alignment score: 0.308 → 0.317
No one , after lighting a lamp , puts it in a hidden place or under a basket , but on a lampstand , so that those
who enter may see the light .
Tsy misy olona iray , raha avy nandrehitra Jiro , dia mametraka izany amin ' ny toerana takona na ao ambanin ' ny harona , fa atao eo amin ' ny fitoeran - jiro , mba ho hitan'izay miditra ny hazavana .
LUK 11:34     Alignment score: 0.332 → 0.339
Your eye is the lamp of the body . When your eye is good , the whole body is filled with light . But when your eye is bad , your body is full of darkness .
Ny masonao no jiron ' ny vatana . Rehefa tsara ny masonao , dia rakotra hazavana ny tena rehetra . Fa raha ratsy kosa ny masonao , dia feno haizina
ny tenanao .
LUK 11:35     Alignment score: 0.29
Therefore , watch out that the light in you is not darkness .
Noho izany , mitandrema ianareo mba tsy ho maizina ny hazavana ao aminareo .
LUK 11:36     Alignment score: 0.236 → 0.245
If then your whole body is full of light , not having any member in darkness , then your whole body will be like when a lamp shines its brightness on you . "
Ary , raha feno hazavana ary ny tenanao rehetra , ka tsy misy ampahan'izany ao anaty haizina
, dia ho tahaka ny jiro izay mampamiratra ny hazavany eo aminao ny tenanao manontolo .
LUK 11:37     Alignment score: 0.321 → 0.329
When he had finished speaking , a Pharisee
asked him to eat with him at his house , so Jesus went in and reclined .
Rehefa vita ny resany , dia nisy Fariseo nanasa azy hiara - hisakafo aminy any an tranony , dia niditra Jesosy ka nipetraka .
LUK 11:38     Alignment score: 0.307 → 0.307
The Pharisee
was surprised that Jesus did not first wash before dinner .
Gaga ilay fariseo fa tsy nisasa aloha Jesosy alohan ' ny hihinana .
LUK 11:39     Alignment score: 0.392 → 0.393
But the Lord said to him , " Now then , you Pharisees clean the outside of cups and bowls , but the inside of you is filled with robbery and evil .
Fa hoy ny Tompo taminy hoe : " Ankehitriny , Ianareo Fariseo , dia manadio ny ivelan
' ny kaopy sy ny lovia , nefa ny ao anatinareo dia feno rombaka sy faharatsiana . "
LUK 11:40     Alignment score: 0.208 → 0.297
You senseless men ! Did not the one who made the outside also make the inside ?
Ianareo ry kely saina ! Tsy nanao izay ao anatiny
ihany koa ve izay nanao ny ivelany ?
LUK 11:41     Alignment score: 0.307 → 0.304
Give what is inside as alms , and then all things will be clean for you .
Omeo ny mahantra izay ao anatiny
, dia ho madio ho anareo avokoa ny zavatra rehetra .
LUK 11:42     Alignment score: 0.28 → 0.281
" But woe to you Pharisees , because you tithe mint and rue and every other garden herb , but you neglect justice and the love of God . It is necessary to act justly and love God , without failing to do the other things also .
Fa loza ho anareo ry Fariseo , satria mandoa ny ampahafolon ' ny solila sy ny rota ary ny hazo hafa eny an - tsaha ianareo , nefa tsy norarahinareo ny fahamarinana sy ny fitiavan'Andriamanitra . Ilaina ny manao ny marina sy mitia an'Andriamanitra , no sady tsy manadino ny manao ireo zavatra hafa ihany koa .
LUK 11:43     Alignment score: 0.267 → 0.281
Woe to you Pharisees , for you love the front seats in the synagogues
and respectful greetings in the marketplaces .
Loza ho anareo ry Fariseo , fa tianareo ny toerana voalohany eny amin ' ny synagoga sy ny fiarahabana feno fanajana anareo eny an tsena .
LUK 11:44     Alignment score: 0.21 → 0.21
Woe to you , for you are like unmarked graves that people walk over without knowing it . "
Loza ho anareo , fa ianareo dia tahaka ny fasana tsy misy famantarana izay hitsahin ' ny olona fa tsy fantany izany .
LUK 11:45     Alignment score: 0.304 → 0.304
One of the experts in the law said to him , " Teacher , what you say insults us too . "
Ny iray tamin'ireo mpampianatra lalàna niteny taminy hoe : " Mpampianatra o , izany lazainao izany dia maniratsira anay koa . "
LUK 11:46     Alignment score: 0.295 → 0.298
Jesus said , " Woe to you , teachers of the law ! For you put people under burdens that are hard to carry , but you do not touch the burdens with one of your own fingers .
Jesosy niteny hoe : " Loza ho anareo , ry mpampiana - dalàna ! Fa mampitondra enta - mavesatra tsy zakan ' ny olona ianareo , nefa tsy mikasika izany enta - mavesatra izany akory na dia ny ratsan - tananareo iray aza .
LUK 11:47     Alignment score: 0.346
Woe to you , because you build tombs for the prophets , and it was your ancestors who killed them .
Loza ho anareo , satria manorina fasana ho an'ireo mpaminany ianareo , nefa ny razambenareo no namono azy ireo .
LUK 11:48     Alignment score: 0.291
So you are witnesses
and you consent to the works of your ancestors , for they indeed killed them and you build their tombs .
Koa vavolombelona ary manaiky ny asan ' ny razanareo ianareo , fa namono azy ireo tokoa izy ireo ary ianareo no manorina ny fasany .
LUK 11:49     Alignment score: 0.453
For this reason also , God 's wisdom said , ' I will send to them prophets and apostles , and they will persecute and kill some of them . '
Noho izany ihany koa , no nanambaran ' ny fahendren'Andriamanitra hoe : ' Handefa mpaminany sy apostoly amin'izy ireo Aho , ary izy ireo hamono sy hanenjika ny sasany amin'izy ireo . "
LUK 11:50     Alignment score: 0.332 → 0.344
As a result , this generation will be charged for all the blood of the prophets shed since the foundation of the world ,
Ity taranaka ity , izany , no ho tompon'andraikitra amin ' ny ràn'ireo mpaminany rehetra nilatsaka
hatramin ' ny naharian'izao tontolo izao ,
LUK 11:51     Alignment score: 0.448
from Abel 's blood to the blood of Zechariah , who was killed between the altar and the temple . Yes , I say to you , this generation will be held
responsible .
nanomboka teo amin ' ny ràn'i Abela ka hatramin ' ny ràn'i Zakaria , izay novonoina teo anelanelan ' ny alitara sy ny fitoerana masina . Eny , lazaiko marina aminareo , fa ity taranaka ity no ho tompon'antoka .
LUK 11:52     Alignment score: 0.348 → 0.376
Woe to you experts in the law , because you have taken away the key of knowledge ; you do not enter in yourselves , and you hinder those
who are entering . "
Loza ho anareo ry mpampianatra ny lalàn ' ny Jiosy , satria nalainareo ny fanalahidin ' ny fahalalana ; tsy miditra ao ny tenanareo , ary sakananareo ireo izay miditra . "
LUK 11:53     Alignment score: 0.513
After Jesus left there , the scribes and the Pharisees opposed him and argued with him about many things ,
Taorian ' ny nialan'i Jesosy teo , dia nanohitra Azy ny mpanora - dalàna sy ny Fariseo ary niady hevitra taminy mahakasika ny zavatra maro ,
LUK 11:54     Alignment score: 0.03 → 0.048
lying in wait to catch him in something he might say .
sady niezaka ny hamandrika Azy tamin ' ny teniny
ihany .
LUK 11     Average alignment score: 0.321 for 54 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24