Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 6:1     Alignment score: 0.329
Now it happened on a Sabbath that Jesus was going through the grainfields , and his disciples were picking the heads of grain , rubbing them between their hands , and eating the grain .
Ary tamin ' ny Sabata dia nandeha nankany an - tanimbary Jesosy ary ireo mpianatra naka ny salohim - bary
, nikosoka izany tamin ' ny tanan'izy ireo ary nihinana ny voa .


LUK 6:2     Alignment score: 0.481 → 0.478
But some of the Pharisees said , " Why are you doing something that is not lawful to do on the Sabbath day ? "
Fa ny sasany tamin'ireo Fariseo kosa niteny hoe : " Nahoana ianareo no manao zavatra tsy ara - dalàna ny manao azy amin ' ny andro Sabata ? "
LUK 6:3     Alignment score: 0.586 → 0.585
Answering them , Jesus said , " Have you not even read what David did when he was hungry , he and the men who were with him ?
Namaly azy ireo , Jesosy niteny hoe : " Mbola tsy novakianareo akory ve izay nataon'i Davida rehefa noana izy , izy sy ireo lehilahy izay niaraka taminy ?
LUK 6:4     Alignment score: 0.317 → 0.316
He went into the house of God and took the bread of the presence and ate some of it , and also gave some to the men who were with him to eat , even though it was only lawful for the priests to eat it . "
Nandeha nakao an - tranon'Andriamanitra izy , ary nandray ny mofon ' ny fanatrehana
sy nihinana ny ampahany tamin'izany , ary nomeny apahany koa ny lehilahy izay niaraka taminy mba hihinana , na dia ny mpisorona ihany aza no araka ny lalàna raha mihinana izany . "
LUK 6:5     Alignment score: 0.392
Then he said to them , " The Son of Man is Lord of the Sabbath . "
Avy eo Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Ny Zanak'Olona dia Tompon ' ny Sabata . "
LUK 6:6     Alignment score: 0.362
It happened on another Sabbath that he went into the synagogue and taught the people there . A man was there whose right hand was withered .
Ary tamin ' ny Sabata hafa dia nandeha tao amin ' ny synagoga Izy dia nampianatra ny vahoaka tao . Nisy lehilahy iray maty tanana
havanana tao .
LUK 6:7     Alignment score: 0.367 → 0.364
The scribes and the Pharisees were watching him closely to see whether he would heal someone on the Sabbath , so that they might find a reason to accuse him .
Njery akaiky Azy tsara ireo mpanora - dalana sy ireo fariseo mba hahita raha hanasitrana olona amin ' ny Sabata Izy , mba afahan'izy ireo mahita antony hiampangana
Azy .
LUK 6:8     Alignment score: 0.223 → 0.223
But he knew
what they were thinking and he said to the man whose hand was withered , " Get up and stand here in the middle of everyone . " So the man got up and stood there .
Kanefa fantany izay tao an - tsain'ireo ary nilaza tamin'ilay lehilahy izay maty tanana Izy hoe : " Mitsangàna , ary mankanesa eto afovoan ' ny olon - drehetra eto . " Koa nitsangana ilay lehilahy ary nitsangana teo .
LUK 6:9     Alignment score: 0.336 → 0.335
Jesus said to them , " I ask you , is it lawful on the Sabbath to do good or to do harm , to save a life or to destroy it ? "
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Manontany anareo aho , ara - dalàna amin ' ny Sabata ve ny fanaovana ny tsara sa ny fanaovana ny ratsy , ny manavotra aina
sa ny mamotika azy ? "
LUK 6:10     Alignment score: 0.382
Then he looked around at them all and said to the man , " Stretch out your hand . " He did so , and his hand was restored .
Ary nijery ny manodidina azy rehetra Izy ka niteny tamin'ilay lehilahy hoe : " Ahinjiro ny tananao
. " Nanao izany izy , ary sitrana ny tanany .
LUK 6:11     Alignment score: 0.265 → 0.259
But they were filled with senseless rage , and they talked to each other about what they might do to Jesus .
Nefa feno hatezerana izy ireo ary nifampiresaka momba izay mety ho hataon'izy ireo amin'i Jesosy .
LUK 6:12     Alignment score: 0.271 → 0.271
It happened in those days that he went out to the mountain
to pray . He continued all night in prayer to God .
Tamin'izany andro izany dia nandeha nankany an - tendrombohitra Izy mba hivavaka . Notohizany nandritra ny alina tontolo ny fivavahana tamin'Andriamanitra .
LUK 6:13     Alignment score: 0.496 → 0.484
When it was day , he called his disciples to him , and he chose twelve of them , whom he also named apostles .
Rehefa tonga ny andro , niantso ny mpianany ho eo aminy Izy , ary nifidy roa ambin ' ny folo tamin'ireo Izy , izay nantsoiny
ihany koa hoe Apostoly .
LUK 6:14     Alignment score: 0.673 → 0.671
The names of the apostles were Simon ( whom he also named Peter ) and his brother Andrew , James , John , Philip , Bartholomew ,
Ny anaran'ireo Apostoly ireo dia Simona ( izy izay antsoina ihany koa hoe Petera ) ary ny rahalahiny Andrea , Jakoba , Jaona , Filipo , Bartelemeo
,
LUK 6:15     Alignment score: 0.732
Matthew , Thomas , James son of Alphaeus , Simon who was called the Zealot ,
Matio , Tomasy , Jakoba zanaka lahin'i Alfeo , Simona izay antsoina hoe Zelota ,
LUK 6:16     Alignment score: 0.586
Judas son of James , and Judas Iscariot , who became
a traitor .
Jodasy zanak'i Jakoba , ary Jodasy Iskariota , izay tonga mpamadika .
LUK 6:17     Alignment score: 0.474 → 0.474
Then Jesus came down the mountain
with them and stood on a level place with a large crowd of his disciples and a large number of the people from Judea and Jerusalem and the seacoast of Tyre and Sidon .
Avy eo Jesosy nidina ny tendrombohitra niaraka tamin'izy ireo dia nitsangana tamin ' ny tany marina niaraka tamin ' ny mpianany maro sy vahoaka maro avy any Jodia sy Jerosalema ary ny sisin - tanin ' ny Tyro sy Sidona .
LUK 6:18     Alignment score: 0.272 → 0.33
They had come
to listen to him and to be healed of their diseases . People who were troubled with unclean spirits were also healed .
Tonga ireo mba hihaino Azy ary mba ho sitranina amin ' ny aretin'izy ireo . Sitrana ihany koa ny vahoaka izay korontanin ' ny fanahy maloto .
LUK 6:19     Alignment score: 0.278 → 0.293
Everyone in the crowd kept trying to touch him because power to heal was coming out from him , and he healed them all .
Ny olon
- drehetra tamin'ireo vahoaka dia niezaka ny hikasika Azy hatrany satria nivoaka avy taminy ny hery manasitrana , ary sitrany avokoa izy rehetra .
LUK 6:20     Alignment score: 0.507
Then he looked at his disciples and said , " Blessed are you who are poor , for yours is the kingdom of God .
Dia nijery ny mpianany Izy , ary niteny hoe : " Sambatra ianareo izay mahantra , fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 6:21     Alignment score: 0.4
Blessed are you who hunger
now , for you will be filled . Blessed are you who weep now , for you will laugh .
Sambatra ianareo izay noana ankehitriny , fa ho voky ianareo . Sambatra ianareo izay mitomany ankehitriny , fa hiomehy ianareo .
LUK 6:22     Alignment score: 0.378 → 0.38
Blessed are you when people hate you , and when they exclude you and insult you and reject your name as evil , because of the Son of Man .
Sambatra ianareo rehefa mankahala anareo ny olona ary rehefa ahilik'izy ireo sy haratsian'izy ireo ianareo , nohon ' ny amin ' ny Zanak'Olona .
LUK 6:23     Alignment score: 0.305 → 0.315
Rejoice in that day and leap for joy , because you will surely have a great reward in heaven , for their ancestors treated the prophets in the same way .
Mifalia
amin'izany andro izany ary mibitaha an - kafaliana , satria azo antoka fa hahazo valisoa lehibe any an - danitra ianareo , fa mitovy amin'izany no nitondran ' ny razan'ireo an'ireo mpaminany .
LUK 6:24     Alignment score: 0.256 → 0.255
But woe to you who are rich , for you have already received your comfort .
Fa loza ho anareo izay manan
- karena , fa efa azonareo izay mahafa - po anareo .
LUK 6:25     Alignment score: 0.462 → 0.461
Woe to you who are full now , for you will be hungry later . Woe to you who laugh now , for you will mourn and weep later .
Loza ho anareo izay voky ankehitriny , fa mbola ho noana ianareo any aoriana any . Loza ho anareo izay mihomehy ankehitriny , fa hisaona sy hitomany ianareo any aoriana any .
LUK 6:26     Alignment score: 0.321 → 0.322
Woe to you when all men speak well of you , for that is how their ancestors treated the false prophets .
Loza ho anareo , rehefa milaza tsara momba anareo ny olona rehetra , fa mitovy amin'izany ny nataon
' ny razan'izy ireo tamin'ireo mpaminany sandoka .
LUK 6:27     Alignment score: 0.304
" But I say to you who are listening , love your enemies and do good to those
who hate you .
Fa milaza aminareo izay mihaino Aho , tiavo ny fahavalonareo ary manaova ny tsara amin'izay mankahala anareo .
LUK 6:28     Alignment score: 0.316
Bless those who curse you and pray for those who mistreat you .
Tahio izay manozona anareo ary mivavaha ho an'ireo izay manao tsinontsinona anareo .
LUK 6:29     Alignment score: 0.178 → 0.181
To him who strikes you on the one cheek , offer him also the other . If someone takes away your coat , do not withhold your tunic either .
Raha misy mamelaka ny takolakao
iray , dia omeo azy koa ny ilany . Raha misy olona maka ny lambanao , aza mihazona na dia ny akanjonao koa aza .
LUK 6:30     Alignment score: 0.211 → 0.224
Give to everyone who asks you . If someone takes away something that belongs to you , do not ask him to give
it back to you .
Omeo izay rehetra mangataka aminao . Raha misy olona maka ny zavatra izay anao , aza mangataka ny hamerenany izany aminao .
LUK 6:31     Alignment score: 0.241 → 0.24
As you want people to do to you , you should do the same to them .
Tahaka izay tianao hataon ' ny olona aminao , dia tokony hataonao amin'izy ireo koa izany .
LUK 6:32     Alignment score: 0.326
If you only love people who love you , what reward is there for you ? For even sinners love those
who love them .
Raha izay olona tia anao ihany no tiavinao , inona no soa ho azonao amin'izany ? Fa na ny mpanota aza mba tia an'izay tia azy koa .
LUK 6:33     Alignment score: 0.242
If you do good only to people who do good to you , what reward is there for you ? For even sinners do the same .
Raha amin'izay
olona manao soa anao ihany ianao no manao soa , inona no soa ho azonao amin'izany ? Fa na ny mpanota aza dia manao toy izany .
LUK 6:34     Alignment score: 0.246 → 0.247
If you only lend to people from whom you hope to be repaid , what reward is there for you ? Even sinners lend to sinners , to receive back the same amount .
Raha tsy mampindrana afa - tsy amin'izay
olona handrasana fa hamerina izany aminao ihany ianao , inona no soa ho azonao amin'izany ? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota , mba hahazoana torak'izany koa .
LUK 6:35     Alignment score: 0.217 → 0.246
But love your enemies and do good to them . Lend , expecting nothing in return , and your reward will be great , and you will be sons of the Most High , for he himself is kind toward unthankful and evil people .
Fa tiavo ny fahavalonareo ary manaova ny tsara ho azy ireny . Mampindrama ka aza miandry valiny
ary ho lehibe ny valisoanareo ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo , fa Izy tenany dia tsara fanahy amin'izay tsy misaotra sy ny olona ratsy fanahy .
LUK 6:36     Alignment score: 0.227
Be merciful , just as your Father is merciful .
Manàna famindram - po , tahaka ny Rainareo mpamindra fo .
LUK 6:37     Alignment score: 0.342 → 0.361
Do not judge , and you will not be judged . Do not condemn , and you will not be condemned . Forgive others , and you will be forgiven .
Aza mitsara , ary tsy ho tsaraina ianareo . Aza manameloka , ary tsy ho melohina ianareo . Mamelà ny hafa , ary ho avela
ianareo .
LUK 6:38     Alignment score: 0.1 → 0.103
Give , and it will be given to you . A good amount pressed down , shaken together and spilling over will pour into your lap . For with the measure you use , it will be measured back to you . "
Manomeza , dia omena anareo izany . Fahafoizana be _ izay atafotafo , miara - voahontsana ary mitobaka _ no hararaka eo am - pofoanao . Araka ny famaharanareo , no hamaharana anareo toy izany koa . "
LUK 6:39     Alignment score: 0.295 → 0.301
Then he also told them a parable . " Can a blind person guide another blind person ? If he did , they would both fall into a pit , would they not ?
Avy eo Izy nanao fanoharana tamin'izy ireo koa . " Moa ve ny olona jamba afaka mitarika olona jamba hafa ? Raha manao izany izy , dia mety hilatsaka any an - kady izy roa , sa tsia ?
LUK 6:40     Alignment score: 0.283 → 0.304
A disciple
is not greater than his teacher , but everyone when he is fully trained will be like his teacher .
Ny mpianatra iray dia tsy lehibe noho ny mpampianany , fa izay rehetra nahatanteraka ny fiofanana dia hitovy amin ' ny mpampianany .
LUK 6:41     Alignment score: 0.216 → 0.21
Why do you look at the tiny piece of straw that is in your brother 's eye , but you do not notice the log that is in your own eye ?
Fa nahoana ianao no mijery ny sombin - kazo kely izay ao anatin
' ny mason ' ny rahalahinao , kanefa tsy mahatsikaritra ny vatan - kazo ao anaty masonao ?
LUK 6:42     Alignment score: 0.213 → 0.218
How can you say to your brother , ' Brother , let me take out the piece of straw that is in your eye , ' when you yourself do not even see the log that is in your own eye ? You hypocrite ! First take the log out of your own eye , and then you will see clearly to take out the piece of straw that is in your brother 's eye .
Ahoana no itenenanao ny rahalahinao
hoe : ' Ry rahalahy , mamelà ahy hanala ny sombin - kazo eo amin ' ny masonao eo io , ' rehefa tsy hitanao akory ny vatan - kazo eo amin ' ny masonao ? Ry mpiatsaravelatsihy ! Esory eo amin ' ny masonao aloha ny vatan - kazo , avy eo dia hahita tsara ianao ka afaka hanala ny sombin - kazo eo amin ' ny mason ' ny rahalahinao .
LUK 6:43     Alignment score: 0.374 → 0.397
For there is no good tree that produces rotten fruit , nor is there a rotten tree that produces good fruit .
Fa tsy misy hazo tsara hamokatra voankazo lo , na hoe hazo lo hamokatra voankazo tsara .
LUK 6:44     Alignment score: 0.29 → 0.292
For each tree is known by the kind of fruit it produces . For people do not gather figs from a thornbush , nor do they gather grapes from a briar bush .
Fa ny hazo tsirairay dia fantatra amin ' ny karazam
- boankazo izay vokariny . Fa tsy afaka ny hioty aviavy amin ' ny tsilo ny olona , na haka voaloboka amin ' ny hazona voaroy .
LUK 6:45     Alignment score: 0.272 → 0.282
The good man from the good treasure of his heart produces what is good , and the evil man from the evil treasure of his heart produces what is evil . For out of the abundance of the heart his mouth speaks .
Ny olona tsara mamokatra izay tsara avy amin ' ny harena soan ' ny fony , ary ny olona ratsy mamokatra izay ratsy avy amin ' ny haren
- dratsin ' ny fony . Fa izay aloaky ny fony no tenenin ' ny vavany .
LUK 6:46     Alignment score: 0.429 → 0.431
" Why do you call me , ' Lord , Lord , ' and yet you do not obey the things that I say ?
Fa maninona ianareo no miantso Ahy hoe : ' Tompo , Tompo , ' kanefa ianareo tsy mankatoa izay zavatra teneniko ?
LUK 6:47     Alignment score: 0.271
Every person who comes to me and hears my words and obeys them , I will tell you what he is like .
Ny olona rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ary mankatoa izany , dia ho lazaiko anareo hoe toy ny inona izy .
LUK 6:48     Alignment score: 0.338 → 0.339
He is like a man building a house , who dug down deep in the ground and built the house 's foundation on solid rock . When a flood came , the torrent of water flowed against that house but could not shake it , because it had been well built .
Tahaka ny olona izay nanangana trano izy , izay nandavaka lalina teo amin ' ny tany ary nanorina ny fototry
ny trano teo ambony vatolampy . Rehefa tonga ny tondra - drano , dia nandriaka nanohitra izany trano izany ny rano be , fa tsy nampiontsona azy , satria tsara orina ilay izy .
LUK 6:49     Alignment score: 0.279 → 0.278
But the person who hears my words and does not obey them , he is like a man who built a house on top of the ground without a foundation . When the torrent of water flowed against that house , it immediately collapsed , and the ruin of that house was complete . "
Ary izay olona mandre ny teniko nefa tsy mankatoa izany , dia mitovy amin ' ny olona izay nanorina trano teo ambonin ' ny tany ka tsy nanisy fototra . Rehefa nandriaka namely io trano io ny rano be , dia nianjera avy hatrany izany , ary rava tanteraka izany trano izany . "
LUK 6     Average alignment score: 0.332 for 49 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24