Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 2:1     Alignment score: 0.285 → 0.366
Now in those days , it came
about that Caesar Augustus sent out a decree ordering that a census be taken of all the people living in the world .
Ary tamin'izany andro izany , dia nandefa didy mibaiko izay mibaiko ny hanisana ny olona rehetra miaina eto amin'izao tontolo izao Aogosto Kaisara .


LUK 2:2     Alignment score: 0.385
This was the first census made while Quirinius was governor of Syria .
Izany no fanisam - bahoaka natao voalohany tamin'i Kyrenio no mpanapaka tany
Syria .
LUK 2:3     Alignment score: 0.259 → 0.26
So everyone went to his own city to be registered for the census .
Noho izany ny olon
- drehetra dia nankany amin ' ny tanàna niaviny avy mba hisoratra anarana ho an ' ny fanisam - bahoaka .
LUK 2:4     Alignment score: 0.594
Joseph also went up from Galilee , from the city of Nazareth , to Judea , to the city of David , which is called Bethlehem , because he was of the house and family line of David .
Dia nandeha niakatra avy tany
Galilia koa Josefa , avy tany an - tanànan ' ny Nazareta , ho any Jodia , tanànan'i Davida izay antsoina hoe Betlehema , satria izy avy amin ' ny trano sy fianakavian'i Davida .
LUK 2:5     Alignment score: 0.273
He went there to register along with Mary , who was engaged to him and was pregnant .
Nandeha tany izy mba hisoratra anarana
niaraka tamin'i Maria , izay fofom - badiny ary nitoe - jaza .
LUK 2:6     Alignment score: 0.214 → 0.214
Now it came
about that while they were there , the time came for her to deliver her baby .
Ary raha mbola tany izy ireo , dia tonga ny fotoana hiterahany ny zanany .
LUK 2:7     Alignment score: 0.198 → 0.224
She gave birth to a son , her firstborn child , and she wrapped him in long strips of cloth and laid him in a manger , because there was no room for them in the inn .
Niteraka zaza lahy izy , zanany voalohany , ary izy nandrakotra lamban - jaza Azy sy nampandry Azy teo amin ' ny fihinanam - bilona , satria tsy nisy toerana ho azy ireo tao amin ' ny hotely .
LUK 2:8     Alignment score: 0.303 → 0.327
There were shepherds
in that region who were staying in the fields , guarding their flock at night .
Nisy mpiandry ondry tamin ' izany faritra izany izay nijanona tany an - tsaha , niandry ny andian'ondriny tamin ' ny alina .
LUK 2:9     Alignment score: 0.541
An angel of the Lord appeared to them , and the glory of the Lord shone around them , and they were filled with great fear .
Nisy anjelin
' ny tompo niseho tamin'izy ireo , ary ny voninahitry ny Tompo namirapiratra manodidina azy , ary feno tahotra lehibe izy ireo .
LUK 2:10     Alignment score: 0.423 → 0.424
Then the angel said to them , " Do not be afraid , because I bring you good news that will bring great joy to all the people .
Dia niteny tamin'izy ireo ny anjely nanao hoe : " Aza matahotra , fa hitondra vaovao tsara izay hitondra hafaliana lehibe ho an ' ny olona rehetra aho .
LUK 2:11     Alignment score: 0.534
Today a Savior was born for you in the city of David ! He is Christ the Lord !
Androany dia nisy mpanavotra izay teraka ho anareo any an - tanànan'i Davida ! Izy no Kristy Tompo !
LUK 2:12     Alignment score: 0.199 → 0.199
This is the sign that will be given to you : You will find
a baby wrapped in strips of cloth and lying in a manger . "
Izao no famantarana izay homena anareo : Hahita zazakely mirakotra lamban - jaza ary mandry eo amin ' ny fihinanam - bilona ianareo . "
LUK 2:13     Alignment score: 0.343 → 0.343
Suddenly there was together with the angel a great multitude from heaven , praising God and saying ,
Tampoka teo niaraka tamin'ilay anjely , dia nisy tafiky
ny lanitra lehibe nidera an'Andriamanitra nanao hoe :
LUK 2:14     Alignment score: 0.303
" Glory to God in the highest , and may there be peace on earth among people with whom he is pleased . "
" Voninahitra ho an'Andriamanitra any amin ' ny avo indrindra , ary hisy fiadanana anie eto an - tany eo amin ' ny olona izay ankasitrahany
. "
LUK 2:15     Alignment score: 0.355 → 0.362
It came
about that when the angels had gone away from them into heaven , the shepherds said to each other , " Let us now go to Bethlehem and see this thing that has happened , which the Lord has made known to us . "
Ary rehefa niala teo amin'izy ireo nankany an - danitra ireo anjely , ny mpiandry ondry nifampiteny hoe : " Andeha isika izao ho any Betlehema , ary hijery izany zava - nitranga izany , izay nampahafantarin ' ny Tompo antsika izany . "
LUK 2:16     Alignment score: 0.396
They hurried there and found Mary , Joseph , and the baby , who was lying in a manger .
Nandeha faingana tany izy ireo ary nahita an'i Maria sy Josefa , ary nahita ny zazakely nandry teo amin ' ny fihinanam - bilona .
LUK 2:17     Alignment score: 0.237 → 0.238
After they had seen him , they made known what had been said to them about this child .
Taorian ' ny nahitan
' izy ireo Azy , dia nampahafantarin'izy ireo ny zavatra rehetra nolazaina azy ireo momba io zaza io .
LUK 2:18     Alignment score: 0.429 → 0.431
All who heard it were amazed at what was spoken to them by the shepherds
.
Izay rehetra nandre izany dia gaga ny amin ' ny nolazain ' ny mpiandry ondry tamin'izy ireo .
LUK 2:19     Alignment score: 0.302
But Mary kept thinking about all the things she had heard , treasuring them in her heart .
Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny zavatra rehetra izay reny
, ary nitahiry ireny tao am - pony .
LUK 2:20     Alignment score: 0.311 → 0.311
The shepherds
returned , glorifying and praising God for everything that they had heard and seen , just as it had been spoken to them .
Niverina ireo mpiandry ondry , nanome voninahitra sy nankalaza an ' Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay ren'izy ireo sy hitan'ireo , araka izay nolazaina tamin ' izy ireo .
LUK 2:21     Alignment score: 0.329 → 0.335
When it was the end of the eighth day , when he was circumcised , he was named Jesus , the name he had been given by the angel before he was conceived in the womb .
Nony tapitra ny andro fahavalo , rehefa noforàna Izy , dia nomena anarana hoe Jesosy , ilay anarana
nomen ' ny anjely Azy talohan ' ny nametrahana Azy tao an - kibo .
LUK 2:22     Alignment score: 0.446
When the required number of days for their purification had passed , according to the law of Moses , they brought him up to the temple in Jerusalem to present him to the Lord .
Ary rehefa dila ny isan ' ny andro notakiana
hidiovany , araka ny lalàn'i Mosesy , dia nitondra Azy niakatra ho any an - tempoly tao Jerosalema i Maria sy Josefa mba hanolotra Azy eo amin ' ny Tompo .
LUK 2:23     Alignment score: 0.36 → 0.36
As it is written in the law of the Lord , " Every male who opens the womb will be set apart to the Lord . "
Araka izay voasoratra ao amin ' ny lalàn ' ny Tompo hoe : " Ny lahy rehetra izay voaloha - teraka dia hatokana ho an ' ny Tompo . "
LUK 2:24     Alignment score: 0.402 → 0.406
So they offered a sacrifice according to what was said in the law of the Lord , " a pair of doves or two young pigeons . "
Noho izany dia nanolotra sorona araka izay voalaza ao amin ' ny lalàn ' ny Tompo izy ireo , " domohina roa na zanaka
voromailala roa . "
LUK 2:25     Alignment score: 0.323
Behold , there was a man in Jerusalem whose name was Simeon
, and this man was righteous and devout . He was waiting for the consolation of Israel , and the Holy Spirit was upon him .
Ary indro , nisy lehilahy tany Jerosalema , Simona no anarany , ary izany lehilahy izany dia marina sy mafana fo . Nitady ny fampiononana an'Israely izy , ary tao aminy ny Fanahy Masina .
LUK 2:26     Alignment score: 0.321 → 0.4
It had been revealed to him by the Holy Spirit that he would not see death before he had seen the Lord 's Christ .
Nambaran ' ny Fanahy Masina taminy fa tsy hahita fahafatesana mialohan ' ny ahitany ny Kristin ' ny Tompo izy .
LUK 2:27     Alignment score: 0.414 → 0.416
Led by the Spirit , Simeon
came into the temple . When the parents brought in the infant Jesus , to do for him according to the custom of the law ,
Notarihin ' ny Fanahy , nankany an - tempoly Simona . Rehefa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman - dreniny , mba hanao Azy araka ny fomba ao amin ' ny lalàna ,
LUK 2:28     Alignment score: 0.24
he took him into his arms and praised God , and he said ,
dia noraisiny
ho eny an - tsandriny Izy sady nidera an ' Andriamanitra ary nanao hoe :
LUK 2:29     Alignment score: 0.459 → 0.459
" Now let your servant depart in peace , Lord , according to your word .
" Ankehitriny avelao andeha am - piadanana ny mpanomponao , ry Tompo , araka ny teninao
.
LUK 2:30     Alignment score: 0.365
For my eyes have seen your salvation ,
Fa ny masoko nahita ny famonjenao
,
LUK 2:31     Alignment score: 0.388
which you have prepared in the presence of all peoples :
izay nomaninao
teo amin ' ny fanatrehan ' ny olona rehetra :
LUK 2:32     Alignment score: 0.461
A light for revelation to the Gentiles and glory to your people Israel . "
Dia fahazavana
ho fanambarana ho an ' ny Jentilisa ary voninahitra ho an'Israely olonao . "
LUK 2:33     Alignment score: 0.174 → 0.213
His father and mother were amazed at what was said about him .
Ny ray sy renin
' ilay zaza dia talanjona tamin ' ny zavatra nolazaina mahakasika Azy .
LUK 2:34     Alignment score: 0.299 → 0.315
Simeon
blessed them and said to Mary his mother , " Behold , this child is appointed for the downfall and rising up of many people in Israel and for a sign that is rejected
Nitso - drano azy ireo Simona ary niteny tamin ' i Maria reniny hoe : " Indro , ity zaza ity dia voatendry ho amin ' ny fandavoana sy fanandratana ny olon'Israely maro ary ho famantarana izay nolavina -
LUK 2:35     Alignment score: 0.278 → 0.282
and a sword will pierce your own soul so that the thoughts of many hearts may be revealed . "
ary hisy sabatra handoaka ny fanahinao
- mba ho voambara ny hevitry ny fo maro . "
LUK 2:36     Alignment score: 0.389 → 0.424
A prophetess named Anna was there . She was the daughter of Phanuel from the tribe of Asher . She was advanced in her days . She had lived with her husband for seven years after her virginity ,
Nisy mpaminany vavy iray antsoina hoe Ana teo . Zanakavavin'i Fanoela avy amin ' ny foko Asera izy . Tena antitra izy . Nipetraka niaraka tamin ' ny vadiny fito taona taorian ' ny nahavirijiny azy izy ,
LUK 2:37     Alignment score: 0.441 → 0.449
and was a widow for eighty - four years . She never left the temple but was serving with fastings and prayers , night and day .
ary mpitondra tena nandritry
ny efatra amby valopolo taona . Tsy nandao ny tempoly mihitsy izy fa nanompo tamin ' ny fifadian - kanina sy vavaka , andro aman'alina .
LUK 2:38     Alignment score: 0.358
At that very hour she came near to them and began giving thanks to God , and she spoke about the child to everyone who had been waiting for the redemption of Jerusalem .
Tamin ' izany ora izany indrindra dia nanatona akaiky azy ireo izy ary nanomboka nanome fisaorana an'Andriamanitra sy nilaza ny momban'ilay zaza tamin ' ny olona rehetra izay niandry ny fanavotana an'i Jerosalema .
LUK 2:39     Alignment score: 0.436
When they had finished everything they were required to do according to the law of the Lord , they returned to Galilee , to their own town of Nazareth .
Rehefa nahavita ny zavatra rehetra nasaina nataony
araka ny lalàn ' ny Tompo izy ireo , dia niverina tany Galilia , any amin ' ny tanànan'izy ireo any Nazareta .
LUK 2:40     Alignment score: 0.322 → 0.373
The child grew and became
strong ; he was full of wisdom , and the grace of God was upon him .
Nihalehibe ny zaza ary nihanatanjaka , nitombo fahendrena , ary ny fahasoavan'Andriamanitra dia tao aminy .
LUK 2:41     Alignment score: 0.465 → 0.465
His parents went every year to Jerusalem for the Festival of the Passover .
Ny ray aman - dreniny dia nankany Jerosalema isan - taona hamonjy ny Firavoravoan
' ny Paska .
LUK 2:42     Alignment score: 0.379 → 0.369
When he was twelve years old , they again went up at the customary time for the festival .
Rehefa roa ambin ' ny folo taona Izy , dia nandeha nankany araka ny fomba fanao amin ' ny fety indray izy ireo .
LUK 2:43     Alignment score: 0.339
After they had stayed the full
number of days for the feast , they began to return home . But the boy Jesus stayed behind in Jerusalem and his parents did not know it .
Ary rehefa avy nitoetra tany nandritry ny andron ' ny fety manontolo izy ireo , dia nanomboka niverina nody izy ireo . Fa Jesosy zazalahy nijanona tany Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman - dreniny izany .
LUK 2:44     Alignment score: 0.25 → 0.252
They assumed that he was with the group that was traveling with them , so they traveled a day 's journey . Then they started to search carefully for him among their relatives and friends .
Nataon'izy ireo fa niaraka tamin ' ny olona
niara - dia tamin'izy ireo Izy , dia nandeha nandritry ny andro iray manontolo izy ireo . Ary avy eo dia nanomboka nitady Azy tany amin'ireo havany sy ireo namany izy ireo .
LUK 2:45     Alignment score: 0.432 → 0.436
When they did not find
him , they returned to Jerusalem and started to search carefully for him there .
Rehefa tsy hitan'izy ireo Izy , dia niverina tany Jerosalema izy ireo ka nanomboka nitady Azy tany .
LUK 2:46     Alignment score: 0.32
It came
about that after three days they found him in the temple , sitting in the middle of the teachers , listening to them and asking them questions .
Nony afaka telo andro , dia hitan'izy ireo tao an - tempoly Izy , nipetraka teo afovoan'ireo mpampianatra , nihaino azy ireo sy nametraka fanontaniana tamin'izy ireo .
LUK 2:47     Alignment score: 0.304
All who heard him were amazed at his understanding and his answers .
Izay rehetra naheno Azy dia gaga tamin ' ny fahalalany
sy ireo valinteniny .
LUK 2:48     Alignment score: 0.327 → 0.329
When they saw him , they were astonished . His mother said to him , " Son , why have you treated us this way ? Look , your father and I have been anxiously searching for you . "
Rehefa nahita Azy izy ireo , dia talanjona . Ny reniny niteny taminy hoe : " Anaka , nahoana ianao no nanao toa izao anay ? Henoy , izaho sy ny rainao
nitady anao tamin - tebiteby . "
LUK 2:49     Alignment score: 0.308 → 0.307
He said to them , " Why were you searching for me ? Did you not know that I had to be about my Father 's business ? "
Izy niteny tamin ' izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no nitady Ahy ? Tsy fantatrareo ve fa tsy maintsy ho ao an - tranon
' ny Raiko Aho ? "
LUK 2:50     Alignment score: 0.207 → 0.202
But they did not understand what he meant by those
words .
Fa tsy azon'izy ireo izay tiany holazaina tamin ' izany teny izany .
LUK 2:51     Alignment score: 0.309 → 0.32
Then he went back home with them to Nazareth and was obedient to them . His mother treasured all these
things in her heart .
Dia nody niaraka tamin'izy ireo tany Nazareta Izy sady nankatoa azy ireo . Ny reniny dia nitahiry izany zavatra rehetra izany tao am - pony .
LUK 2:52     Alignment score: 0.338 → 0.343
But Jesus continued to grow
in wisdom and stature , and increased in favor with God and people .
Fa Jesosy niha - nitombo fahendrena sy nitombo tena , ary nitombo fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona .
LUK 2     Average alignment score: 0.363 for 52 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24