Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 17:1     Alignment score: 0.263 → 0.262
Jesus said to his disciples , " It is certain there will be stumbling blocks , but woe to that person through whom they come
!
Jesosy niteny tamin'ireo mpianany hoe : " Azo antoka fa hisy zavatra afaka hanosika antsika hanota , fa loza ho an ' ny olona izay hiavian'izany !


LUK 17:2     Alignment score: 0.21 → 0.246
It would be better for him if a millstone were hung around his neck and he were thrown into the sea than that he should cause
one of these little ones to stumble .
Tsara ho azy kokoa raha asiana vato be eo amin ' ny vozony ka atsipy any an - dranomasina , toy izay hahatafintohina ny iray amin'ireo madinika ireo .
LUK 17:3     Alignment score: 0.351
Watch yourselves . If your brother sins , rebuke him , and if he repents , forgive him .
Mitandrema ianareo . Raha manota ny rahalahinareo , teneno mafy izy , ary raha mibebaka izy , mamelà azy .
LUK 17:4     Alignment score: 0.341 → 0.369
If he sins against you seven times in the day , and seven times returns to you , saying , ' I repent , ' you must forgive him ! "
Raha manota aminao impito ao anatin
' ny iray andro izy , ka impito miverina aminao izy , miteny hoe : ' Mibebaka aho , ' dia tsy maintsy mamela azy ianao ! "
LUK 17:5     Alignment score: 0.428
The apostles said to the Lord , " Increase our faith . "
Ireo apostoly niteny tamin ' ny Tompo hoe : " Ampitomboy ny finoanay
. "
LUK 17:6     Alignment score: 0.275 → 0.277
The Lord said , " If you had faith like a mustard seed , you would say to this mulberry tree , ' Be uprooted , and be planted in the sea , ' and it would obey you .
Ny Tompo niteny hoe : " Raha manana
finoana ohatran ' ny voatsinampy ianareo , dia afaka miteny amin'io voroihazo io hoe : ' Miongota , ary maniria any an - dranomasina , ' dia hanaiky anareo izy .
LUK 17:7     Alignment score: 0.322 → 0.325
But which of you , who has a servant plowing or keeping sheep , will say to him when he has come
in from the field , ' Come immediately and sit down to eat ' ?
Fa iza aminareo , no manana mpanompo miasa tany na miandry ondry , ka hiteny aminy rehefa tonga avy any an - tsaha izy hoe : ' Avia haingana ka mipetraha mba hihinana ' ?
LUK 17:8     Alignment score: 0.223 → 0.279
Will he not say to him , ' Prepare something for me to eat , and put a belt around your clothes and serve me until I have finished eating and drinking . Then afterward you will eat and drink ' ?
Fa tsy hiteny aminy ve izy hoe : ' Hikarakarao
zavatra hohaniko aho , ka asio fehikibo manodidina ny ankanjonao dia manompoa ahy mandrapahalanin ' ny haniko sy fisotroako . Dia avy eo ianao mihinana sy misotro ' ?
LUK 17:9     Alignment score: 0.28
He does not thank the servant because he did the things that were commanded , does he ?
Tsy misaotra ilay mpanompo izy satria nanao ireo izay nibaikoana azy izy , sa misaotra ve izy ?
LUK 17:10     Alignment score: 0.324 → 0.347
Even so you also , when you have done everything that you are commanded , should say , ' We are unworthy servants . We have only done what we ought to do . ' "
Na dia ianareo koa aza , rehefa nahavita ireo zavatra rehetra izay nandidiana
anareo ianareo , dia tokony hiteny hoe : ' Izahay dia mpanompo tsy mendrika . Izay tokony nataonay ihany no nataonay . " '
LUK 17:11     Alignment score: 0.524 → 0.529
It came
about that as he traveled to Jerusalem , he went along the border between Samaria and Galilee .
Ary raha nandeha ho any Jerosalema Izy , dia nandeha teo amin ' ny sisin - tany teo anelanelan'i Samaria sy Galilia .
LUK 17:12     Alignment score: 0.376
As he entered into a certain village , there he was met by ten men who were lepers
. They stood far away from him
Rehefa niditra tao amin ' ny tanàna iray izy , dia nisy boka folo lahy nifanena taminy tao . Nitsangana lavitra Azy izy ireo
LUK 17:13     Alignment score: 0.33 → 0.332
and they lifted up their voices , saying , " Jesus , Master , have mercy on us . "
ary nanandratra avo ny feon'izy ireo , niteny hoe : " Jesosy , Tompo o , mamindrà fo aminay . "
LUK 17:14     Alignment score: 0.38 → 0.413
When he saw them , he said to them , " Go and show yourselves to the priests . " As they went away they were cleansed .
Rehefa nahita azy ireo Izy , dia niteny tamin'izy ireo hoe : " Mandehana dia ampisehoy amin'ireo mpisorona ny tenanareo . " Raha iny lasa iny izy ireo dia nadio .
LUK 17:15     Alignment score: 0.38
When one of them saw that he was healed , he turned back , with a loud voice glorifying God .
Rehefa nahita ny iray tamin'izy ireo fa sitrana izy , dia niverina , niaraka tamin ' ny feo avo nankalaza an'Andriamanitra .
LUK 17:16     Alignment score: 0.411 → 0.408
He fell on his face at Jesus ' feet , giving him thanks . Now he was a Samaritan
.
Niankohoka teo an - tongotr'i Jesosy izy , nanolotra fisaorana ho Azy . Izy dia Samaritana .
LUK 17:17     Alignment score: 0.531
Then Jesus said , " Were not the ten cleansed ? Where are the nine ?
Ary Jesosy niteny hoe : " Tsy efa voadio ve izy folo ? Fa aiza ny sivy ?
LUK 17:18     Alignment score: 0.365
Were there no others who returned to give glory to God , except this foreigner ? "
Tsy nisy hafa niverina hanome voninahitra an'Andriamanitra ve , afa - tsy ity vahiny ity ? "
LUK 17:19     Alignment score: 0.374
He said to him , " Arise , and go . Your faith has made you well . "
Ary hoy Izy taminy : " Mitsangàna , ka mandehana . Ny finoanao
no nahasitrana anao . "
LUK 17:20     Alignment score: 0.346 → 0.391
Being asked by the Pharisees when the kingdom of God would come
, Jesus answered them and said , " The kingdom of God does not come with careful observing .
Raha nanontanian'ireo Fariseo hoe rahoviana ny fanjakan'Andriamanitra no ho tonga , dia namaly azy ireo Jesosy ka niteny hoe : " Tsy taza - maso ny fiavian ' ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 17:21     Alignment score: 0.298 → 0.327
Neither will they say , ' Look , here it is ! ' or ' There it is ! ' For look , the kingdom of God is within you . "
Tsy hiteny koa izy ireo hoe : ' Jereo , Inty ilay izy ! ' na hoe : ' Iry ilay izy ! ' Fa indro , ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo . "
LUK 17:22     Alignment score: 0.25 → 0.257
He said to the disciples , " The days are coming when you will desire to see one of the days of the Son of Man , but you will not see it .
Hoy izy tamin'ireo mpianatra : " Avy ny andro hanirianareo ny hahita ny iray amin ' ny andron ' ny Zanak'Olona , fa tsy hahita izany ianareo .
LUK 17:23     Alignment score: 0.264
Then they will say to you , ' Look , there ! Look , here ! ' But do not go out or run after them ,
Ary izy ireo dia hiteny aminareo hoe : ' Jereo , ery ! Jereo , ety ! ' Fa aza mivoaka na manenjika azy ireo ,
LUK 17:24     Alignment score: 0.26 → 0.26
for as the lightning shines brightly when it flashes from one part of the sky to another part of the sky , so will the Son of Man be in his day .
fa tahaka ny tselatra mamiratra mazava rehefa mitaratra avy any amin ' ny ilany ny lanitra ka hatrany any amin ' ny ilany iray , dia toy izany ny Zanak'Olona amin ' ny androny
.
LUK 17:25     Alignment score: 0.333
But first he must suffer many things and be rejected by this generation .
Fa vaolohany
dia tsy maintsy hijaly amin ' ny zavatra maro Izy ary ho lavin'ity taranaka ity .
LUK 17:26     Alignment score: 0.369 → 0.374
As it happened in the days of Noah , even so will it also happen in the days of the Son of Man .
Tahaka izay nitranga tamin ' ny andron'i Noa , no hiseho koa amin ' ny andron ' ny Zanak'Olona .
LUK 17:27     Alignment score: 0.485
They ate , they drank
, they married , and they were given in marriage until the day that Noah entered into the ark and the flood came and destroyed them all .
Nihinana izy ireo , nisotro , nanambady , natolotra ho ampakarina , mandra - pihavin ' ny andro izay nidiran'i Noa tao amin ' ny sambofiara _ ary tonga ny Safo - drano ka nandringana azy rehetra .
LUK 17:28     Alignment score: 0.222 → 0.222
In the same way , even as it happened in the days of Lot they were eating and drinking , buying and selling , planting and building .
Tahaka izay nitranga tamin ' ny andron'i Lota _ nihinana sady nisotro izy ireo , nividy sy nivarotra , namboly sy nanao trano .
LUK 17:29     Alignment score: 0.527 → 0.533
But in the day that Lot went out from Sodom , it rained fire and sulfur from heaven and destroyed them all .
Fa tamin ' ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma , dia afo sy solifara no nilatsaka
avy tany an - danitra ka nandringana azy rehetra .
LUK 17:30     Alignment score: 0.176 → 0.214
After the same manner it will be in the day that the Son of Man is revealed .
Dia ohatran'izany koa ny amin ' ny andro hisehoan ' ny Zanak'Olona .
LUK 17:31     Alignment score: 0.23 → 0.232
In that day let him who is on the housetop not go down to get his goods out of the house , and in the same way let him who is in the field not return .
Amin'izany andro izany , aza avela hidina haka ireo entany
ho eny ivelan ' ny trano izay eny amin ' ny tampon - trano ; ary aza avela hiverina izay any an - tsaha .
LUK 17:32     Alignment score: 0.563
Remember Lot 's wife .
Tadidio ny vadin'i
Lota .
LUK 17:33     Alignment score: 0.353
Whoever seeks to gain his life will lose it , but whoever loses his life will save it .
Na iza na iza mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy , fa na iza na iza hahavery ny ainy dia hamonjy azy .
LUK 17:34     Alignment score: 0.274 → 0.284
I tell you , in that night there will be two people in one bed . One will be taken , and the other will be left .
Milaza aminareo Aho , fa amin'izany alina izany dia hisy olona roa eo ambonin ' ny fandriana iray . Ny iray dia horaisina , ary ny iray ho avela .
LUK 17:35     Alignment score: 0.232 → 0.232
There will be two women
grinding grain together . One will be taken , and the other will be left . "
Ary hisy roa vavy miara - mitoto vary . Ny anankiray ho raisina , ary ny anankiray ho avela . "
LUK 17:37     Alignment score: 0.33
They asked him , " Where , Lord ? " He said to them , " Where there is a body , there will the vultures also be gathered together . "
Nanontany Azy izy ireo hoe : " Aiza , Tompo ? " ary Izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Izay hitoeran ' ny faty , dia any koa no hisy votoro hiara - miangona . "
LUK 17     Average alignment score: 0.337 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24