Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 19:1     Alignment score: 0.612
Jesus entered and was passing through Jericho .
Niditra Jesosy ary nandalo an'i Jeriko .


LUK 19:2     Alignment score: 0.485 → 0.485
Behold , there was a man there named Zacchaeus . He was a chief tax collector
and was rich .
Indro , nisy lehilahy izay nantsoina hoe Zakaiosy teo . Izy dia lehiben ' ny mpamory hetra sady nanan - karena .
LUK 19:3     Alignment score: 0.335 → 0.339
He was trying to see who Jesus was , but could not see over the crowd , because he was small in height .
Niezaka ny hahita izy hoe iza Jesosy , kanefa tsy afaka nahita tao anaty vahoaka , satria fohy izy .
LUK 19:4     Alignment score: 0.43
So he ran on ahead of the people and climbed up into a sycamore tree to see him , because Jesus was about to pass that way .
Koa nihazakazaka nialoha ireo olona izy ary nihanika hazon'aviavy anankiray mba hahita Azy , satria handalo amin'izany lalana izany Jesosy .
LUK 19:5     Alignment score: 0.462
When Jesus came to the place , he looked up and said to him , " Zacchaeus , come
down quickly , for today I must stay at your house . "
Nony tonga teo amin'ilay toerana Jesosy , dia niandrandra Izy ka niteny taminy hoe : " Ry Zakaiosy , midina faingana , fa anio dia tsy maintsy hijanona ao an - tranonao Aho . "
LUK 19:6     Alignment score: 0.29 → 0.287
So he hurried and came down and welcomed him joyfully
.
Dia nidina faingana izy ary nandray Azy tamim - pifaliana .
LUK 19:7     Alignment score: 0.404 → 0.418
When everyone saw this , they all complained , saying , " He has gone in to visit a man who is a sinner . "
Rehefa nahita izany ny rehetra , dia nitaraina avokoa , niteny hoe : " Niditra hamangy lehilahy izay mpanota Izy "
LUK 19:8     Alignment score: 0.401 → 0.401
Zacchaeus stood and said to the Lord , " Look , Lord , the half of my possessions I give to the poor , and if I have cheated anyone of anything , I will restore four times the amount . "
Nitsangana Zakaiosy ka niteny tamin ' ny Tompo hoe : " Jereo , ry Tompo , ny atsasaky ny fananako dia omeko ho an ' ny mahantra , ary raha toa ka nisy zavatra nanambakako olona , dia honerako avo efatra heny . "
LUK 19:9     Alignment score: 0.449 → 0.45
Jesus said to him , " Today salvation has come
to this house , because he too is a son of Abraham .
Jesosy niteny taminy hoe : " Androany ny famonjena no tonga ato amin'ity tokantrano ity , satria izy koa dia zanak'i Abrahama .
LUK 19:10     Alignment score: 0.38
For the Son of Man came to seek and to save the people who are lost . "
Fa ny Zanak'Olona dia tonga mba hitady sy hamonjy ireo olona izay very . "
LUK 19:11     Alignment score: 0.436 → 0.436
As they heard these
things , he continued speaking and told a parable , because he was near to Jerusalem , and they thought that the kingdom of God was about to appear immediately .
Raha nandre izany zavatra izany izy ireo , dia nanohy niteny Izy ary nanao fanoharana anankiray , satria teo akaikin'i Jerosalema Izy , ary izy ireo nieritreritra fa hiseho teo noho eo ny fanjakan'Andriamanitra .
LUK 19:12     Alignment score: 0.353 → 0.355
He said therefore , " A certain nobleman went into a far country to receive for himself a kingdom and then to return .
Noho izany Izy dia niteny hoe : " Nisy tandapa iray nandeha tany
an - tany lavitra mba hahazo fanjakana ho an ' ny tenany ary hiverina avy eo .
LUK 19:13     Alignment score: 0.353 → 0.366
He called ten of his servants and gave them ten minas and said to them , ' Conduct business until I come
back . '
Niantso folo lahy tamin'ireo mpanompony izy , ary nanome farantsa folo azy ireo , ary niteny tamin'izy ireo hoe : ' Manaova raharaham - barotra mandra - piveriko . "
LUK 19:14     Alignment score: 0.217
" But his citizens hated him and sent a delegation after him , saying , ' We will not have this man reign over us . '
Kanefa ireo vahoakany
nankahala azy ary nandefa solontena nanaraka azy , niteny hoe : ' Tsy ilainay ny hanjakan'io lehilahy io eto aminay . '
LUK 19:15     Alignment score: 0.323
It happened when he returned , having received the kingdom , he commanded the servants to whom he had given the money to be called to him , that he might know
what profit they had made by doing business .
Ary rehefa niverina indray izy , avy nandray ny fanjakana , dia nandidy ireo mpanompony izay nomeny vola mba ho eo aminy izy , mba hahafatarany izay tombony azon'izy ireo tamin ' ny fanaovana raharaham - barotra .
LUK 19:16     Alignment score: 0.46 → 0.459
" The first came before him , saying , ' Lord , your mina has made ten minas more . '
Tonga teo anoloany
ny voalohany , niteny hoe : ' Tompo , ny farantsanao dia nahazo tombony farantsa folo mihoatra . '
LUK 19:17     Alignment score: 0.262
" The nobleman said to him , ' Well done , good servant . Because you were faithful in very little , you will have authority over ten cities . '
Niteny azy ilay tandapa hoe : ' Tsara izany , ry mpanompo tsara . Noho ianao nahatoky tamin ' ny kely dia kely , dia hanam - pahefana amin ' ny tanàna folo ianao . '
LUK 19:18     Alignment score: 0.582
" The second came , saying , ' Your mina , lord , has made five minas . '
Tonga ilay faharoa , niteny hoe : ' Ny farantsanao , tompo , dia nahavita farantsa dimy . '
LUK 19:19     Alignment score: 0.411
" The nobleman said to him , ' You take charge over five cities . '
Ary niteny taminy ilay tandapa hoe : ' Hiandraikitra tanàna dimy ianao . '
LUK 19:20     Alignment score: 0.363
" Another came , saying , ' Lord , here is your mina , which I kept safely in a cloth ,
Tonga ny iray hafa , niteny hoe : ' Tompo , indro ny farantsanao , izay notehiriziko tsara tao anaty lamba ,
LUK 19:21     Alignment score: 0.317
for I was afraid of you , because you are a demanding person . You take up what you did not put in , and you reap what you did not sow . '
fa natahotra anao aho , satria lehilahy masiaka ianao . Ka maka izay tsy napetrakao , ary mijinja izay tsy nafafinao . '
LUK 19:22     Alignment score: 0.243 → 0.271
" The nobleman said to him , ' By your own words I will judge you , you wicked servant . You knew
that I am a demanding person , taking up what I did not put in , and reaping what I did not sow .
Niteny taminy ilay tandapa hoe : ' Amin ' ny teninao manokana no hitsarako anao , ianao ry mpanompo ratsy fanahy . Fantatrao fa izaho dia lehilahy masiaka , maka izay tsy napetrako , ary mijinja izay tsy nafafiko .
LUK 19:23     Alignment score: 0.347 → 0.348
Then why did you not put my money in the bank , so that when I returned I would have collected it with interest ? '
Koa nahoana no tsy napetrakao tany amin ' ny mpitahiry vola ny volako , ka rehefa niverina aho dia ho nandray izany niaraka tamin ' ny zanany ? '
LUK 19:24     Alignment score: 0.278
The nobleman said to them that stood by , ' Take away from him the mina , and give it to him that has the ten minas . '
Ilay tandapa niteny tamin'ireo izay nijoro teo akaiky teo hoe : ' Esory aminy ny farantsa , ary omeo an'ilay manana ny farantsa folo . '
LUK 19:25     Alignment score: 0.458 → 0.482
" They said to him , ' Lord , he has ten minas . '
Ary hoy izy ireo taminy hoe : " Tompo , manana farantsa folo izy . '
LUK 19:26     Alignment score: 0.247 → 0.249
" ' I say to you , that everyone who has will be given more , but from him that has not , even that which he has will be taken away .
' Izaho miteny aminareo , fa izay rehetra manana dia homena mihoatra , fa izay tsy manana , na dia izay ananany aza dia ho alaina .
LUK 19:27     Alignment score: 0.305 → 0.316
But these
enemies of mine , those who did not want me to reign over them , bring them here and kill them before me . ' "
Fa ireo fahavaloko , ireo izay tsy naniry ahy hanjaka eo amin ' izy ireo , ento aty izy ireo ary vonoy eto anoloako . ' "
LUK 19:28     Alignment score: 0.415
When he had said these
things , he went on ahead , going up to Jerusalem .
Rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo izy , dia nandeha nialoha , niakatra ho any Jerosalema .
LUK 19:29     Alignment score: 0.539 → 0.553
It came about that when he came near to Bethphage and Bethany , to the mountain
that is called Olives , he sent two of the disciples ,
Ary nony tonga teo akaikin'i Betifaga sy Betania Izy , teo amin ' ny tendrombohitra antsoina hoe Oliva , dia naniraka ny roa tamin'ireo mpianany Izy ,
LUK 19:30     Alignment score: 0.335
saying , " Go into the next village . As you enter , you will find a colt that has never been ridden . Untie it and bring it to me .
niteny hoe : " Mandehana any amin ' ny tanàna manaraka . Rehefa miditra ianareo , dia hahita zana - boriky iray mbola tsy notaingenan'olona mihitsy . Vahao izany dia ento aty amiko .
LUK 19:31     Alignment score: 0.468
If anyone asks you , ' Why are you untying it ? ' say , ' The Lord has need of it . ' "
Raha misy manontany anareo hoe : ' Nahoana no vahanareo io ? ' dia lazao hoe : ' Misy ilàn ' ny Tompo azy . '
LUK 19:32     Alignment score: 0.429
Those
who were sent went and found the colt just as Jesus had told them .
Ireo izay nirahina dia nandeha ary nahita ilay zana - boriky araka ny nolazain'i Jesosy tamin'izy ireo .
LUK 19:33     Alignment score: 0.46 → 0.461
As they were untying the colt , the owners said to them , " Why are you untying the colt ? "
Raha teo am - pamahana ny zana - boriky izy ireo , dia hoy ireo tompony tamin'izy ireo hoe : " Nahoana no vahanareo ny zana - boriky ? "
LUK 19:34     Alignment score: 0.545
They said , " The Lord has need of it . "
Niteny izy ireo hoe : " Misy ilàn ' ny Tompo azy . "
LUK 19:35     Alignment score: 0.398
They brought it to Jesus , and they threw their cloaks upon the colt and set Jesus on it .
Noentin'izy
ireo tany amin'i Jesosy izany , ary napetrak'izy ireo teo ambonin ' ny zana - boriky ny lambany ary nametraka an'i Jesosy teo amboniny .
LUK 19:36     Alignment score: 0.317 → 0.324
As he went , they spread their cloaks on the road .
Raha nandeha iny Izy , dia novelarin'izy ireo teo amin ' ny lalana ny lamban'izy ireo .
LUK 19:37     Alignment score: 0.228 → 0.273
As he was now approaching the place where the Mount of Olives descends , the whole multitude of the disciples began to rejoice and praise God with a loud voice for all the mighty works which they had seen , saying ,
Ary rehefa nanakaiky an'ilay toerana fidinana amin ' ny Tendrombohitr'Oliva Izy , dia nanomboka nifaly ireo mpianany maro be ary nidera an'Andriamanitra tamin ' ny feo mafy nohon ' ny asa lehibe rehetra izay hitan'izy ireo ,
LUK 19:38     Alignment score: 0.437 → 0.44
" Blessed is the king who comes in the name of the Lord ! Peace in heaven and glory in the highest ! "
niteny hoe : " Deraina
anie ny mpanjaka izay avy amin ' ny anaran ' ny Tompo ! Fiadanana any an - danitra ary voninahitra any amin ' ny avo indrindra ! "
LUK 19:39     Alignment score: 0.415
Some of the Pharisees in the multitude said to him , " Teacher , rebuke your disciples . "
Ny Fariseo sasany teo amin ' ny vahoaka dia nilaza taminy hoe : " Mpampianatra ô , teneno mafy ireo mpianatrao
. "
LUK 19:40     Alignment score: 0.428 → 0.429
Jesus answered and said , " I tell you , if these
were silent , the stones would cry out . "
Namaly Jesosy ary niteny hoe : " Lazaiko aminareo , fa raha mangina ireo , dia hikiaka ny vato . "
LUK 19:41     Alignment score: 0.71
When Jesus approached the city , he wept over it ,
Rehefa nanatona ny tanàna Jesosy , dia nitomany azy ,
LUK 19:42     Alignment score: 0.324
saying , " If only you had known in this day , even you , the things which bring you peace ! But now they are hidden from your eyes .
niteny hoe : " Raha mba fantatrao
mantsy amin'izao andro izao , eny ianao , ireo zavatra izay mitondra fiadanana ho anao ! Nefa ankehitriny ireny dia miafina amin ' ny masonao .
LUK 19:43     Alignment score: 0.243 → 0.275
For the days will come
upon you when your enemies will build a barricade around you and surround you and press in on you from every side .
Fa ho avy aminao ireo andro , izay hananganan ' ny fahavalonao manda manodidina anao , ary hanodidina anao , ary hanery anao amin ' ny lafiny rehetra .
LUK 19:44     Alignment score: 0.19 → 0.192
They will strike
you down to the ground , and your children with you . They will not leave one stone upon another because you did not recognize the time of your visitation . "
Izy ireo dia hampianjera anao amin ' ny tany miaraka amin ' ny zanakao . Tsy hamela na dia vato iray mifanaingina aza izy ireo , satria ianao tsy nahafantra izany fony Andriamanitra niezaka ny hamonjy anao . "
LUK 19:45     Alignment score: 0.359
Jesus entered the temple and began to cast out those
who were selling ,
Niditra tao an - tempoly Jesosy ary nanomboka nandroaka ireo izay nivarotra ,
LUK 19:46     Alignment score: 0.261
saying to them , " It is written , ' My house will be a house of prayer , ' but you have made it a den of robbers . "
niteny tamin'izy ireo hoe : " Efa voasoratra hoe : ' Ny tranoko dia natao trano fivavahana , ' fa ianareo kosa nanao izany ho zohy fieren'ireo jiolahy . "
LUK 19:47     Alignment score: 0.467 → 0.474
So Jesus was teaching daily in the temple . The chief priests and the scribes were seeking to destroy him , as were the leaders of the people ,
Koa dia nampianatra isan'andro tao an - tempoly Jesosy . Ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanora - dalàna ary ireo mpitarika ny vahoaka dia nitady hamono azy ,
LUK 19:48     Alignment score: 0.24
but they could not find
a way to do it because all the people were listening to him intently .
fa tsy nahita fomba hanaovana izany izy ireo , satria nazoto nihaino Azy avokoa ny vahoaka rehetra .
LUK 19     Average alignment score: 0.37 for 48 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24