Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 8:1     Alignment score: 0.325
It happened soon afterward that Jesus began traveling around to different cities and villages , preaching and proclaiming the good news about the kingdom of God . The twelve were with him ,
Ary taoriana
kelin'izany dia nanomboka nandeha nitety tanàna sy vohitra samihafa Jesosy , nitory sy nanambara ny filazantsara mahakasika ny fanjakan'Andriamanitra . Niaraka taminy ireo roa ambin ' ny folo lahy ,


LUK 8:2     Alignment score: 0.442 → 0.445
as well as certain women
who had been healed of evil spirits and diseases : Mary who was called Magdalene , from whom seven demons had been driven out ;
tahaka ireo vehivavy sasany izay sitrana tamin ' ny fanahy ratsy sy ny aretina : Maria izay nantsoina hoe Magdalena , izay efa namoahana demonia fito ;
LUK 8:3     Alignment score: 0.325 → 0.483
Joanna , the wife of Chuza , Herod 's manager ; Susanna ; and many others , who , out of their possessions
, provided for their needs .
Johana , vadin'i Koza , izay mpitan - draharahan'i Heroda , ary Sosana ; sy ireo maro hafa koa , izay , tamin ' ny fananan'izy ireo , dia nanome izay nilain'izy ireo .
LUK 8:4     Alignment score: 0.207 → 0.206
While a large crowd of people was gathering , and people were coming to him from town after town , he told a parable :
Raha mbola nisy vahoaka maro nihangona , dia tamy nanatona Azy ireo olona avy tamin ' ny isan - tanàna , Dia nanao fanoharana izy hoe :
LUK 8:5     Alignment score: 0.341 → 0.342
" A farmer went out to sow his seed . As he sowed , some fell beside the road and it was trampled underfoot , and the birds of the sky devoured it .
" Nisy mpamboly nivoaka mba hamafy ny voany . Raha izy namafy iny , dia voafafy teny
amoron - dalana ny sasany ary dia voahitsakitsaka izany , ary lanin ' ny voron ' ny lanitra .
LUK 8:6     Alignment score: 0.455 → 0.456
Some fell on the rock , and as soon as it grew up , it withered away , because it had no moisture .
Ny sasany kosa voafafy teny amin ' ny vatolampy , ka raha vao nitsimoka , dia nalazo izany , satria tsy nisy hamandoana .
LUK 8:7     Alignment score: 0.363 → 0.429
Some fell among thorns , and the thorns grew up together with the seed and choked it .
Ary ny sasany dia voafafy teo amin ' ny tsilo , ary ny tsilo niara - naniry tamin ' ny voa ka nangeja izany .
LUK 8:8     Alignment score: 0.313 → 0.314
But some fell on good soil and produced a crop that was a hundred times greater . " After Jesus had said these
things , he called out , " Whoever has ears to hear , let him hear . "
Ny sasany voafafy teny amin ' ny tany lonaka ka namoa vokatra izay tsara lavitra avo zato heny . " Taorian'i Jesosy niteny ireo zavatra ireo , dia niantso mafy Izy hoe : " Izay manan - tsofina hihainoana , aoka izy hihaino . "
LUK 8:9     Alignment score: 0.472
His disciples asked him what this parable meant .
Nanontany Azy ireo mpianany ny amin ' ny tian'izany fanoharana izany hambara .
LUK 8:10     Alignment score: 0.302 → 0.312
He said , " The knowledge of the secrets of the kingdom of God has been given to you , but for others I speak in parables , so that ' seeing they may not see , and hearing they may not understand . '
Hoy Izy hoe : " Ny fahalalana ny zava - miafin
' ny fanjakan'Andriamanitra dia nomena anareo , fa ho an ' ny hafa dia miresaka amin ' ny fanoharana Aho , mba tsy ahita izy ireo na dia mahita aza , ary tsy hahalala na dia mandre aza . "
LUK 8:11     Alignment score: 0.402
Now this is the meaning of the parable : The seed is the word of God .
Ary izao no dikan'ilay fanoharana : ny voa dia ny tenin'Andriamanitra .
LUK 8:12     Alignment score: 0.291 → 0.292
The ones along the road are those
who have heard , but then the devil comes and takes away the word from their hearts so they may not believe and be saved .
Ireo voafafy teny amin ' ny sisin - dalana dia ireo izay mandre , saingy avy eo dia tonga ny devoly ka maka ilay teny tao am - pony , mba tsy hino sy ho voavonjy izy ireo .
LUK 8:13     Alignment score: 0.331 → 0.336
The ones on the rock are those who , when they hear the word , receive it with joy . But they have no root ; they believe for a while , and in a time of testing they fall away .
Ary ireo teo amin ' ny vatolampy kosa dia ireo izay , rehefa mandre ny teny , dia mandray izany amin - kafaliana . Nefa tsy misy fakany ireo ; vetivety foana ny finoan'izy ireo , ary amin ' ny fotoana fitsapana dia lavo izy ireo .
LUK 8:14     Alignment score: 0.276
The seeds that fell among the thorns are people who hear the word , but as they go on their way , they are choked by the cares and riches and pleasures of this life , and their fruit does not mature .
Ireo voa voafafy teo amin ' ny tsilo dia ireo olona mandre ny teny , fa rehefa mandeha amin ' ny lalany izy ireo , dia voagejan ' ny fiahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan'izao fiainana izao , ka tsy matoy ny voany .
LUK 8:15     Alignment score: 0.206 → 0.229
But the seed that fell on the good soil , these
are the ones who , hearing the word with an honest and good heart , hold it securely and bear fruit with patient endurance .
Fa ny voa voafafy tamin ' ny tany tsara , dia ireo no , mandre ny teny tamin ' ny fo marina sy tsara , ary izy ireo mihazona azy tsara ary namokatra am - paharetana .
LUK 8:16     Alignment score: 0.285 → 0.285
" No one lights a lamp and covers it with a bowl or puts it under a bed . Rather , he puts it on a lampstand so that everyone who enters may see the light .
Ary , tsy misy olona , rehefa nandrehitra jiro , dia manarona azy amin ' ny sarony na mametraka izany ao ambany fandriana . Fa kosa , mametraka azy eo amin ' ny fanaovan - jiro , mba ho hitan
' ny olona rehetra izay miditra ny hazavana .
LUK 8:17     Alignment score: 0.267
For nothing is hidden that will not be made known , nor is anything secret that will not be known and come
into the light .
Satria tsy misy takona izay tsy ho ampahafantarina , na zavatra miafina izay tsy ho fantatra ary hiseho eo amin ' ny hazavana .
LUK 8:18     Alignment score: 0.233 → 0.236
So listen carefully , for to the one who has , more will be given to him , but the one who does not have , even what he thinks he has will be taken away from him . "
Koa mihainoa tsara , izay manana , dia mbola homena bebe kokoa , fa ho an'izay
tsy manana kosa , na izay heveriny hanany aza dia ho esorina aminy . "
LUK 8:19     Alignment score: 0.333 → 0.357
Then his mother and brothers came to him , but they could not get near him because of the crowd .
Avy eo ny reniny sy ny rahalahiny nanatona Azy , nefa tsy afaka nanankaiky Azy nohon ' ny vahoaka .
LUK 8:20     Alignment score: 0.277
He was told , " Your mother and your brothers are standing outside , wanting to see you . "
Nisy nilaza taminy hoe : " Ny reninao
sy ny rahalahinao dia mijoro ao ivelany , te hahita anao . "
LUK 8:21     Alignment score: 0.485
But Jesus answered and said to them , " My mother and my brothers are those
who hear the word of God and do it . "
Fa Jesosy namaly sy niteny tamin'izy ireo hoe : " Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy manao izany . "
LUK 8:22     Alignment score: 0.274
Now one day he got into a boat with his disciples , and he said to them , " Let us go over to the other side of the lake . " They set sail .
Ary indray andro dia nandeha an - tsambo kely Izy niaraka tamin'ireo mpianany , ary Izy nilaza tamin'izy ireo hoe : " Andeha isika ho eny ampitan ' ny farihy . " Dia lasa izy ireo .
LUK 8:23     Alignment score: 0.257 → 0.257
But as they sailed he fell
asleep . A terrible windstorm came down on the lake , and their boat was filling with water , and they were in danger .
Fa raha nandeha iny izy ireo dia resi - tory Jesosy . Ary nisy tafio - drivotra tonga teo amin ' ny farihy , ka feno rano ny sambo kely , ary notandindonin - doza izy ireo .
LUK 8:24     Alignment score: 0.378 → 0.378
Then Jesus ' disciples came over to him and woke him up , saying , " Master ! Master ! We are about to die ! " He awoke
and rebuked the wind and the raging of the water , and they ceased , and there was a calm .
Avy eo nankeo aminy ka namoha Azy ireo mpianatr'i Jesosy , nanao hoe : " Tompo o ! Tompo o ! Ho faty isika ! " Ary nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny rano manonja , ary nitsahatra ireo , ka nisy fitoniana teo .
LUK 8:25     Alignment score: 0.302 → 0.333
Then he said to them , " Where is your faith ? " But they were afraid and amazed , and they asked one another , " Who then is this , that he commands even the winds and the water , and they obey him ? "
Ary niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Aiza ny finoanareo ? " ary natahotra mafy izy ireo . Ary natahotra no sady gaga ihany koa izy ireo , ary nifampanontany hoe : " Iza moa ilay io , no mandidy na ny rivotra sy ny rano aza , ary manaiky Azy ireo ? "
LUK 8:26     Alignment score: 0.349
They sailed to the region of the Gerasenes , which is across the lake from Galilee .
Izy ireo dia nihazo ny faritr'i
Gerasena , izay tandrifin ' ny farihin'i Galilea .
LUK 8:27     Alignment score: 0.354 → 0.375
When Jesus stepped on the land , he was met by a certain man from the city who had demons . For a long time he had worn no clothes , and he did not live
in a house but among the tombs .
Ary rehefa niakatra hankeny an - tanety Jesosy , dia nifanena tamin ' ny lehilahy iray avy tao an - tanàna izay nisy demonia . Ary efa ela izy no tsy niakanjo , ary tsy nipetraka tao an - trano fa teny amin ' ny fasana .
LUK 8:28     Alignment score: 0.408 → 0.409
When he saw Jesus , he cried out and fell down before him and he said with a loud voice , " What have you to do with me , Jesus , Son of the Most High God ? I beg you , do not torment me . "
Rehefa nahita an'i Jesosy izy , dia nihiaka mafy sy niankohoka teo anoloany
ka niteny tamin ' ny feo mafy hoe : " Inona no iraisanao amiko , ry Jesosy , zanak'Andriamanitra Avo indrindra o ? Miangavy Anao aho , aza mampijaly ahy . "
LUK 8:29     Alignment score: 0.311 → 0.32
For Jesus had commanded the unclean spirit to come
out of the man . For many times it had seized him , and though he was bound with chains and shackles and kept under guard , he had broken his chains and he would be driven by the demon into the wilderness .
Fa Jesosy nandidy ny fanahy maloto hiala tao amin'ilay lehilahy . Fa efa nandritry ny fotoana maro no nangeja azy izany , ka na dia nofatorana tamin ' ny rojo sy gadra vy ary nambenana aza izy , dia nopotehiny ireo rojony ary nentin ' ny demonia tany an'efitra izy .
LUK 8:30     Alignment score: 0.548 → 0.548
Then Jesus asked him , " What is your name ? " He said , " Legion , " for many demons had entered into him .
Jesosy nanontany azy hoe : " Iza no anaranao
? Ary hoy izy hoe : " Legiona , " fa maro ny demonia izay efa nidira tao aminy .
LUK 8:31     Alignment score: 0.103 → 0.11
They kept begging him not to command them to go away into the abyss .
Izy ireo niangavy Azy hatrany mba tsy handefa azy ho any amin ' ny lavaka tsy hita noanoa .
LUK 8:32     Alignment score: 0.205 → 0.215
Now a large herd of pigs was there feeding on the hillside . The demons begged him to let them go into them , and he gave them permission .
Ary nisy andian
- kisoa maro nisakafo teo akaikin ' ny havoana . Ka niangavyAzy ilay demonia mba hamela azy ireo ho ao amin'ireo , ka namela azy Izy .
LUK 8:33     Alignment score: 0.297 → 0.298
So the demons came out of the man and went into the pigs , and the herd rushed down the steep slope into the lake and was drowned .
Koa nivoaka tao amin'ilay lehilahy ireo demonia ary nifindra tao amin'ireo kisoa , ary nitratrevatreva tany
amin ' ny hantsana nankao amin ' ny farihy ireo andian - kisoa ka maty .
LUK 8:34     Alignment score: 0.355 → 0.358
When those
tending the pigs saw what had happened , they ran off and told about it in the city and countryside .
Ary nohon ' ny nahita ny zavatra nitranga ireo mpiambina ny kisoa , dia nihazakazaka ka nilaza izany tao an - tanàna sy tany an - tsaha .
LUK 8:35     Alignment score: 0.334 → 0.336
So the people went out to see what had happened , and they came to Jesus and found the man from whom the demons had gone out . He was sitting at the feet of Jesus , clothed and in his right mind ; and they were afraid .
Noho izany dia nivoaka ny mponina
tao an - tanàna mba hijery ny zavatra nitranga , ary nanatona an'i jesosy izy ireo ka nahita ilay lehilahy izay nivoahan ' ny demonia . Ary izy nipetraka teo an - tongotr'i Jesosy , nitafy ary vory saina ; ary raiki - tahotra izy ireo .
LUK 8:36     Alignment score: 0.282 → 0.299
Then those
who had seen it told them how the man who had been possessed by demons had been healed .
Avy eo ireo izay nahita izany nilaza azy ireo ny fomba nahasitrana ilay lehilahy nanjakan ' ny demonia .
LUK 8:37     Alignment score: 0.269 → 0.298
Then all the people of the region of the Gerasenes asked Jesus to depart from them , for they were overwhelmed with great fear . So he got into the boat and returned .
Ary ny vahoaka rehetra teo amin ' ny faritanin'i Gerasena dia nangataka an'i Jesosy mba hiala eo amin'izy ireo , satria heniky ny tahotra mafy izy ireo . Noho izany dia nandeha an - tsambo kely Izy mba afahan'izy ireo miverina
.
LUK 8:38     Alignment score: 0.339 → 0.338
The man from whom the demons had gone out begged him to let him go with him , but Jesus sent him away , saying ,
Ilay lehilahy nivoahan ' ny demonia dia niangavy taminy mba hamela azy handeha hiaraka aminy , fa Jesosy nandefa azy , niteny hoe :
LUK 8:39     Alignment score: 0.303 → 0.307
" Return to your home and give a full account of what God has done for you . " The man went on his way , proclaiming throughout the whole city what Jesus had done for him .
" Miverena
any an - tranonao ka manomeza tatitra feno momba izay nataon'Andriamanitra taminao . " Ary ilay lehilahy nandeha tamin ' ny lalany , dia nanambara manerana ny tanàna rehetra izay nataon'i Jesosy taminy .
LUK 8:40     Alignment score: 0.468
Now when Jesus returned , the crowd welcomed him , for they were all expecting him .
Ary rehefa niverina Jesosy , dia nandray azy ny vahoaka , fa izy ireo dia efa niandry Azy .
LUK 8:41     Alignment score: 0.423 → 0.424
Behold , a man named Jairus , who was one of the leaders of the synagogue , came and fell down at Jesus ' feet , and he begged him to come
to his house
Indro , nisy lehilahy iray atao hoe Jairo , izay iray tamin'ireo mpitarika tao amin ' ny Synagoga , nanatona sy niankohoka teo an - tongotr'i Jesosy , ka niangavy azy mba ho any an - tranony ,
LUK 8:42     Alignment score: 0.344 → 0.339
because his only daughter
, a girl of about twelve years of age , was dying . As Jesus was on his way , the crowds of people pressed together around him .
satria ny zanany vavy tokana , izay zazavavy teo amin ' ny roa ambin ' ny folo taona teo ho eo , dia eo ambavahoanan ' ny fahafatesana . Raha nandeha tamin ' ny lalany Jesosy , dia niara - nifaneritery nanodidina Azy ny vahoaka maro be .
LUK 8:43     Alignment score: 0.293 → 0.284
Now a woman was there who had been bleeding for twelve years and could not be healed by anyone .
Ary nisy vehivavy iray teo izay efa nadeha nandritry
ny roa ambin ' ny folo taona ary efa nandany ny volany rehetra , ary tsy nisy nahasitrana azy na iza na iza .
LUK 8:44     Alignment score: 0.393 → 0.393
She came behind Jesus and touched the edge of his coat , and immediately her bleeding stopped .
Ary izy dia nankeo aorian'i
Jesosy ka nikasika ny rambon - dambany , dia nitsahatra avy hatrany ny ràny .
LUK 8:45     Alignment score: 0.473
Jesus said , " Who was it who touched me ? " When all denied it , Peter said , " Master , the crowds of people are all around you and they are pressing in against you . "
Jesosy niteny hoe : " Iza ilay nikasika Ahy teo ? " Rehefa nandà ny rehetra , dia hoy Petera hoe : " Tompo , manodidina Anao avokoa ny vahoaka rehetra ary manery Anao . "
LUK 8:46     Alignment score: 0.286 → 0.318
But Jesus said , " Someone did touch me , for I know that power has gone out from me . "
Fa Jesosy niteny hoe : " Nisy nikasika Aho , satria fantatro fa nisy hery niala avy tato amiko . "
LUK 8:47     Alignment score: 0.229 → 0.246
When the woman saw that she could not escape notice , she came
trembling and fell down before him . In the presence of all the people she declared why she had touched him and how she had been immediately healed .
Rehefa hitan'ilay vehivavy fa tsy takona izy , dia nangovitra izy ary niankohoka teo Aminy . Nambarany teo imason ' ny olona ny antony nikasihany Azy , sy ny fomba nahasitrana azy avy hatrany .
LUK 8:48     Alignment score: 0.308
Then he said to her , " Daughter , your faith has made you well . Go in peace . "
Ary Izy niteny taminy hoe : " Ry zanaka vavy , ny finoanao
no nahasitrana anao . Mandehana am - piadanana . "
LUK 8:49     Alignment score: 0.383 → 0.385
While he was still speaking , someone came from the synagogue leader 's house , saying , " Your daughter
is dead . Do not trouble the teacher any longer . "
Avy eo raha mbola niteny izy , dia nisy olona iray avy amin ' ny tranon ' ny mpitarika synagoga , nanao hoe : " Maty ny zanakao vavy . Aza manahirana ny mpampianatra intsony . "
LUK 8:50     Alignment score: 0.625 → 0.625
But when Jesus heard this , he answered Jairus , " Do not be afraid ; only believe , and she will be healed . "
Fa rehefa nandre izany Jesosy , dia namaly an'i Jairo Izy hoe : " Aza matahotra ; minoa
fotsiny ihany , dia ho sitrana izy . "
LUK 8:51     Alignment score: 0.487 → 0.487
When he came
to the house , he allowed no one to enter with him , except Peter and John and James , and the father of the child and her mother .
Rehefa nankao an - trano Izy , dia tsy namela na dia olona iray aza hiara - hiditra aminy ankoatran'i Petera sy Jaona sy Jakoba , sy ny rain'ilay zaza ary ny reniny .
LUK 8:54     Alignment score: 0.283
But he took her by the hand and called out , saying , " Child , get up ! "
Fa noraisiny
tamin ' ny tanana izy ka niantso mafy , niteny hoe : " Anaka , mitsangàna ! "
LUK 8:55     Alignment score: 0.235
Her spirit returned , and she rose
up immediately . He ordered them to get her something to eat .
Ary niverina ny fanahiny , ka niharina avy hatrany izy . Ary nibaiko azy ireo Izy mba hanome hanina ho azy .
LUK 8:56     Alignment score: 0.271 → 0.268
Her parents were astonished , but he ordered them to tell no one what had happened .
Ary gaga ny Ray aman - dreniny , fa Izy kosa nandrara azy ireo mba tsy hilaza na amin'iza
na iza ny zavatra izay nitranga .
LUK 8     Average alignment score: 0.342 for 54 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24