Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 18:1     Alignment score: 0.452
David counted the soldiers who were with him and appointed captains of thousands
and captains of hundreds over them .
Nanisa ireo miaramila izay niaraka taminy i Davida ary nanendry kapitenin ' ny arivo sy kapitenin ' ny zato teo amin'izy ireo .


2SA 18:2     Alignment score: 0.446 → 0.449
Then David sent out the army , one - third under the command of Joab , another third under the command of Abishai son of Zeruiah , Joab 's brother , and still another third under the command of Ittai the Gittite . The king said to the army , " I will certainly go out with you myself , too . "
Avy eo dia nalefan'i
Davida ny tafika , ny ampahatelony teo ambany fifehezan'i Joaba , ny ampahatelony iray hafa teo ambany fifehezan'i Abisay zanaka lahin'i Zeroia , rahalahin'i Joaba , ary ampahatelony iray hafa teo ambany fifehezan'Itahy Gatita . Hoy ny mpanjaka tamin ' ny tafika hoe : " Izaho ihany koa dia handeha hiaraka aminareo tokoa . "
2SA 18:3     Alignment score: 0.309 → 0.324
But the men said , " You must not go to battle , for if we flee away they will not care about us , or if half of us die they will not care . But you are worth
ten thousand of us ! Therefore it is better that you be ready to help us from the city . "
Fa hoy ireo lehilahy hoe : " Aoka tsy handeha amin ' ny ady ianao , fa raha mandositra amin ' ny ady izahay dia tsy hiraharaha izay momba anay izy ireo , na raha maty ny antsasakay dia tsy hiraharaha izy ireo . Fa ianao dia mendrika ny iray alina aminay ! Noho izany dia tsara raha vonona hanampy anay avy aty amin ' ny tanàna ianao . "
2SA 18:4     Alignment score: 0.349 → 0.374
So the king answered them , " I will do whatever seems best to you . " The king stood by the city gate while all the army went out by hundreds and by thousands
.
Ka namaly azy ireo ny mpanjaka hoe : " Ho ataoko izay mety ho tsara aminareo . " Dia nitsangana teo amin ' ny vavahady ny mpanjaka mandra - pivoaka isan - jatony sy isan'arivony ny tafika .
2SA 18:5     Alignment score: 0.445 → 0.447
The king commanded Joab , Abishai , and Ittai saying , " Deal gently for my sake with the young man , with Absalom . " All the people heard that the king had given the captains this command about Absalom .
Nandidy an'i Joaba , Abisay , ary Itahy ny mpanjaka nanao hoe : " Nohon ' ny amiko dia mifanaraha amin - katsaram - panahy amin'ilay tovolahy , amin'i Absaloma . " Ny vahoaka rehetra dia nandre fa nanome izany baiko izany an'ireo kapiteny momban'i Absaloma ny mpanjaka .
2SA 18:6     Alignment score: 0.45
So the army went out into the countryside against Israel ; the battle spread into the forest of Ephraim .
Ka lasa nankany ambanivohitra nanohitra an'Israely ny tafika ; niparitaka tamin ' ny alan'i
Efraima ny ady .
2SA 18:7     Alignment score: 0.309 → 0.309
The army of Israel was defeated there before the servants of David ; there was a great slaughter there that day of twenty thousand men .
Resy tany teo anatrehan'ireo miaramilan'i
Davida ny tafik'Israely ; nisy famonoana olona roa alina tany tamin'io andro io .
2SA 18:8     Alignment score: 0.287
The battle spread throughout the whole countryside , and more men were consumed by the forest than by the sword .
Niparitaka
eraky ny faritra iray manontolo ny ady , ary maro kokoa ny olona ravan ' ny ala noho ny sabatra .
2SA 18:9     Alignment score: 0.283 → 0.303
Absalom happened to meet some of David 's servants . Absalom was riding his mule , and the mule went under the thick branches of a large oak tree , and his head was caught up in the tree branches . He was left dangling between the ground and the sky while the mule he was riding kept going .
Ary nifanehatra tamin ' ny sasany tamin'ireo miaramilan'i
Davida i Absaloma . Nitaingina ny ampondrany izy , ary nandeha tao ambany sampana matevin ' ny hazo terebinta lehibe ny ampondrany , ka voahazona tao amin ' ny rantsan ' ny hazo ny lohany . Tavela nikiraviravy teo anelanelan ' ny tany sy ny lanitra izy raha lasa ny ampondra notaingenany .
2SA 18:10     Alignment score: 0.48
Someone saw this and told Joab , " Look , I saw Absalom hanging in an oak tree ! "
Nisy olona iray nahita izany ka niteny tamin'i Joaba hoe : " Indro , hitako nihantona tamin ' ny hazo terebinta i Absaloma . "
2SA 18:11     Alignment score: 0.393 → 0.393
Joab said to the man who told him about Absalom , " Look ! You saw him ! Why did you not strike
him down to the ground ? I would have given you ten silver shekels and a belt . "
Hoy i Joaba tamin'ilay olona izay niteny taminy ny momban'i Absaloma : " Indro , Hitanao izy ! Nahoana no tsy novelesinao hianjera amin ' ny tany izy ? Mety ho nomeko sekela volafotsy folo sy fehinkibo ianao . "
2SA 18:12     Alignment score: 0.427 → 0.452
The man replied to Joab , " Even if I received a thousand silver shekels , still I would not have reached out my hand against the king 's son , because we all heard the king command you , Abishai , and Ittai , saying , ' No one must touch the young man Absalom . '
Namaly an'i Joaba ilay olona hoe : " Na dia nandray sekela
volafotsy arivo aza aho , dia mbola tsy haninjitra ny tanako amin ' ny zanaky ny mpanjaka , satria renay rehetra fa ny mpanjaka dia nibaiko anao , an'i Abisay , sy an'Itahy , nanao hoe : ' Aoka tsy hisy na iza na iza hikasika an'ilay tovolahy dia i Absaloma . '
2SA 18:13     Alignment score: 0.413
If I had risked my life by a falsehood ( and there is nothing hidden from the king ) , you would have abandoned me . "
Raha nahafoy ny aiko tamin ' ny lainga aho ( ary tsy misy zavatra miafina amin ' ny mpanjaka ) , dia mety ho nanary ahy ianao . "
2SA 18:14     Alignment score: 0.466 → 0.473
Then Joab said , " I will not wait for you . " So Joab took three javelins in his hand and thrust them through the heart of Absalom , while he was still alive
and hanging from the oak .
Dia hoy i Joaba hoe : " Tsy hiandry anao aho . " Ka naka lefona telo teny an - tanany i Joaba ary nandetika ireo tao amin ' ny fon'i Absaloma , raha mbola velona sy nihantona teo amin ' ny hazo terebinta izy .
2SA 18:15     Alignment score: 0.449
Then ten young men who carried Joab 's armor surrounded Absalom , attacked him , and killed him .
Avy eo ireo tovolahy folo izay nilanja ny fitaovam - piadian'i Joaba nanodidina an'i Absaloma , namely azy , ary namono azy .
2SA 18:16     Alignment score: 0.459
Then Joab blew the ram 's horn , and the army returned from pursuing Israel , for Joab held
back the army .
Avy eo i Joaba nitsoka ny trompetra , ary niverina avy tamin ' ny fanenjehana an'Israely ny tafika , satria i Joaba no nifehy ny tafika .
2SA 18:17     Alignment score: 0.352 → 0.363
They took Absalom and threw him into a large pit in the forest ; they buried his body under a very large pile of stones , while all Israel fled , every man to his own tent .
Nalain'izy ireo i Absaloma ka natsipin'izy ireo tany
anaty lavaka lehibe tao an'ala ; nalevin'izy ireo tao ambany antontam - bato lehibe ny vatany , raha toa ka nandositra ny Israely rehetra , ny olon - drehetra ho any an - tranony avy .
2SA 18:18     Alignment score: 0.267 → 0.268
Now Absalom , while still alive
, had built for himself a large stone pillar in the King 's Valley , for he said , " I have no son to carry along the memory of my name . " He named the pillar after his own name , so it is called Absalom 's Monument to this very day .
Ary i Absaloma , raha mbola velona , dia nanangana antontam - bato lehibe tao amin ' ny Lohasahan ' ny Mpanjaka ho azy , fa hoy izy hoe : " Tsy manan - janaka lahy hitondra ny anarako aho . " Nomeny ny anarany ilay antontam - bato , ka tamin'io andro io ihany dia nantsoina hoe : Tsangam - baton'i Absaloma izany .
2SA 18:19     Alignment score: 0.46 → 0.479
Then Ahimaaz son of Zadok said , " Let me now run to the king with the good news , how Yahweh has rescued him from the hand of his enemies . "
Ary hoy i Ahimaza zanak'i Zadoka hoe : " Avelao hihazakazaka hitondra vaovao mahafaly ho any amin ' ny mpanjaka aho , dia ny fomba namonjen'i Yaveh azy teo an - tanan'ireo fahavalony . "
2SA 18:20     Alignment score: 0.43
Joab answered him , " You will not be the bearer of news today ; you must do it another day . Today you will bear no news because the king 's son is dead . "
Namaly azy i Joaba hoe : " Tsy ianao no ho mpitondra vaovao anio ; aoka amin ' ny andro manaraka ianao no manao izany . Tsy hitondra vaovao ianao anio satria maty ny zanaka lahin
' ny mpanjaka . "
2SA 18:21     Alignment score: 0.531 → 0.532
Then Joab said to a Cushite , " Go , tell the king what you have seen . " The Cushite bowed down to Joab , and ran .
Ary hoy i Joaba tamin'ilay Kosita iray hoe : " Mandehana , lazao amin ' ny mpanjaka izay hitanao
. " Dia niankohoka teo amin'i Joaba ilay Kosita , ary lasa nihazakazaka .
2SA 18:22     Alignment score: 0.504 → 0.505
Then Ahimaaz son of Zadok said again to Joab , " Regardless of what may happen , please let me also run and follow the Cushite . " Joab replied , " Why do you want to run , my son , seeing that you will have no reward for the news ? "
Avy eo i Ahimaza zanak'i Zadoka mbola niteny tamin'i Joaba indray hoe : " Na inona na inona mety hitranga , dia avelao hihazakazaka ihany koa aho ka hanaraka ilay Kosita . " Joaba namaly hoe : " Nahoana ianao no te - hihazakazaka , ry zanako , nefa mahita fa tsy hahazo valisoa amin'ireo vaovao ianao ? "
2SA 18:23     Alignment score: 0.511 → 0.548
" Whatever happens , " said Ahimaaz , " I will run . " So Joab answered him , " Run . " Then Ahimaaz ran by the way of the plain , and outran the Cushite .
" Na inona na inona mitranga , " hoy i Ahimaza , " Dia hihazakazaka aho . " Ka namaly azy i Joaba hoe : " Mihazakazaha . " Ary nihazakazaka tamin ' ny tany
lemaka i Ahimahaza , ka nihoatra an'ilay Kosita .
2SA 18:24     Alignment score: 0.428 → 0.432
Now David was sitting between the inner and outer gates . The watchman had gone up to the roof of the gate to the wall and raised his eyes . As he looked , he saw a man approaching , running alone .
Ary i Davida nipetraka teo anelanelan ' ny anatiny sy ivelan
' ny vavahady . Nandeha teny amin ' ny tafon ' ny vavahady teny amin ' ny manda ilay mpiambina ary nanandratra ny masony . Raha nijery izy , dia nahita lehilahy nanatona , nihazakazaka irery .
2SA 18:25     Alignment score: 0.411 → 0.433
The watchman shouted out and told the king . Then the king said , " If he is alone , there is news in his mouth . " The runner came closer and neared the city .
Nihiakiaka ilay mpiambina ary niteny tamin ' ny mpanjaka . Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Raha irery izy , dia misy vaovao ao am - bavany
. " Nanatona akaiky ilay mpihazakazaka ary nanakaiky ny tanàna .
2SA 18:26     Alignment score: 0.303 → 0.32
Then the watchman
noticed another man running , and the watchman called to the gatekeeper ; he said , " Look , there is another man running alone . " The king said , " He is also bringing news . "
Avy eo dia nahita mpihazakazaka iray hafa ilay mpiambina , ka nampiantso ny mpiandry vavahady izy ; hoy izy hoe : " Indro , misy olona iray hafa mihazakazaka irery . " Hoy ny mpanjaka hoe : " Mitondra vaovao ihany koa izy . "
2SA 18:27     Alignment score: 0.352 → 0.351
So the watchman said , " I think the running of the man in front is like the running of Ahimaaz son of Zadok . " The king said , " He is a good man and is coming with good news . "
Ka niteny ilay mpiambina hoe : " Tahaka ny fihazakazak'i Ahimaza zanak'i Zadoka no fahitako ny fihazakazak'ilay olona iray eo aloha . " Hoy ny mpanjaka hoe : " Lehilahy tsara izy ary tonga miaraka amin ' ny vaovao mahafaly . "
2SA 18:28     Alignment score: 0.376 → 0.38
Then Ahimaaz called out and said to the king , " All is well . " He bowed himself before the king with his face to the ground and said , " Blessed be Yahweh your God ! He has delivered the men who lifted up their hand against my master the king . "
Dia niantso mafy i Ahimahaza ary niteny tamin ' ny mpanjaka hoe : " Mety ny zava - drehetra . " Nampiankohoka ny tenany tamin ' ny tavany teo amin ' ny tany teo anatrehan
' ny mpanjaka izy ary nanao hoe : " Deraina anie Yaveh Andriamanitrao ! Nanafaka ny olona izay nanandratra ny tanan'izy ireo nanohitra ny mpanjaka tompoko Izy . "
2SA 18:29     Alignment score: 0.531 → 0.533
So the king replied , " Is it well with the young man Absalom ? " Ahimaaz answered , " When Joab sent me , the king 's servant , to you , king , I saw a great disturbance , but I did not know what it was . "
Ka namaly ny mpanjaka hoe : " Mety tsara ve ny amin'ilay tovolahy Absaloma ? " Namaly i Ahimaza hoe : " Rehefa nandefa ahy , mpanompon
' ny mpanjaka , hakaty aminao i Joaba , ry mpanjaka , dia nahita korontana lehibe aho , fa tsy fantatro hoe inona izany . "
2SA 18:30     Alignment score: 0.423
Then the king said , " Turn aside and stand here . " So Ahimaaz turned aside , and stood still .
Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Mitodiha kely ary mitsangàna eto . " Ka nitodika kely Ahimaza , ary nitsangana .
2SA 18:31     Alignment score: 0.399
Immediately then the Cushite arrived and said , " There is good news for my master the king , for Yahweh has avenged you today from all who rose up against you . "
Dia tonga teo no ho eo ilay Kosita ka niteny hoe : " Misy vaovao mahafaly ho anao ry mpanjaka tompoko , fa ankehitriny Yaveh dia namaly faty anao tamin'ireo rehetra izay nitsangana nanohitra anao . "
2SA 18:32     Alignment score: 0.469 → 0.47
Then the king said to the Cushite , " Is it well with the young man Absalom ? " The Cushite answered , " The enemies of my master the king , and all who rise up against you to do harm to you , should be as that young man is . "
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay Kosita hoe : " Mety tsara ve ny amin'ilay tovolahy Absaloma ? " Namaly ilay Kosita hoe : " Ireo fahavalon
' ny mpanjaka tompoko , sy ireo rehetra izay mitsangana manohitra anao mba handratra anao , dia tokony ho tahaka an'io tovolahy io . "
2SA 18     Average alignment score: 0.414 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24