Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 16:1     Alignment score: 0.365
When David had gone a short distance over the summit of the hill , Ziba the servant of Mephibosheth met him with a couple of saddled donkeys ; on them were two hundred loaves of bread , one hundred clusters of raisins , and one hundred bunches of figs , and a skin of wine .
Rehefa niala tsy lavitra ny tampon ' ny tendrombohitra i Davida , dia tonga nitsena azy i Ziba mpanompon'i
Mefiboseta niaraka tamin'ireo ampondra roa misy lasely ; izy ireo dia nitondra mofo roanjato , sampam - boaloboka zato sy fehezan'aviavy zato , ary divay iray tavoara .


2SA 16:2     Alignment score: 0.336 → 0.374
The king said to Ziba , " Why did you bring these
things ? " Ziba replied , " The donkeys are for the king 's household to ride on , the bread and fig cakes are for your young men to eat , and the wine is for anyone who is faint in the wilderness to drink . "
Nilaza tamin'i Ziba ny Mpanjaka hoe : " Nahoana no nitondra ireo zavatra ireo ianao ? " Namaly i Ziba hoe : " Ny ampondra dia natao ho taingenan ' ny ankohonan ' ny mpanjaka , ny mofo sy ny mofo mamy misy aviavy dia natao ho hanin'ireo olonao , ary ny divay dia natao ho sotroin'ireo izay torovana tany an - tany hay . "
2SA 16:3     Alignment score: 0.455 → 0.458
The king said , " Then where is your master 's grandson ? " Ziba replied to the king , " Look , he has stayed behind in Jerusalem , for he said , ' Today the house of Israel will restore my father 's kingdom to me . ' "
Hoy ny mpanjaka hoe : " Aiza ary ny zafy lahin
' ny tomponao ? " Namaly ny mpanjaka i Ziba : " Indro , nijanona tany Jerosalema izy , fa hoy izy hoe : ' Anio dia ho averin ' ny ankohonan'Israely amiko ny fanjakan ' ny raiko . ' "
2SA 16:4     Alignment score: 0.507 → 0.506
Then the king said to Ziba , " Look , all that belonged to Mephibosheth now belongs to you . " Ziba answered , " I bow in humility to you , my master , king . Let me find favor in your eyes . "
Dia niteny tamin'i Ziba ny mpanjaka hoe : " Indro , izay an'i Mefiboseta rehetra dia lasanao ankehitriny . " Namaly i Ziba hoe : " Miondrika am - panetre - tena eo anatrehanao aho , ry mpanjaka , tompoko . Aoka hahita sitraka eo imasonao
aho . "
2SA 16:5     Alignment score: 0.53
When King David approached Bahurim , a man from the family of the clan of Saul came
out from there . His name was Shimei son of Gera , and he cursed as he came out .
Rehefa nanatona an'i Bahorima i Davida Mpanjaka , dia nisy lehilahy avy amin ' ny fokon'i Saoly nipoitra avy any , antsoina hoe : Simey zanak'i Gera . Nivoaka nanozona teny am - pandehanana izy .
2SA 16:6     Alignment score: 0.362 → 0.368
He threw stones at David and at all of the king 's servants , in spite of the people and mighty men who were on the king 's right and left .
Notorahany vato i Davida sy ireo manam - pahefan
' ny mpanjaka rehetra , na dia teo aza ireo tafika sy ireo mpiambina izay teo an - kavia sy havanan ' ny mpanjaka .
2SA 16:7     Alignment score: 0.289 → 0.289
Shimei called out in cursing , " Go away , get out of here , you man of blood , you worthless man !
Niantso fanozonana i Simey : " Mandehana any , mandehana mivoaka eto , ianao izay mpanao ratsy , ianao izay olona mpandatsa - drà !
2SA 16:8     Alignment score: 0.393 → 0.428
Yahweh has repaid all of you for the blood you shed within the family of Saul , in whose place you have reigned . Yahweh has given the kingdom into the hand of Absalom your son . You have come
to ruin because you are a man of blood . "
Novalian'i Yaveh taminareo rehetra ny ràn ' ny fianakavian'i Saoly izay nalatsakareo , tamin ' ny toerana izay nanjakanareo . Nomen'i Yaveh teo an - tanan'i Absaloma zanakao ny fanjakana . Tonga amin ' ny faharavana ianao satria olon ' ny . "
2SA 16:9     Alignment score: 0.443 → 0.441
Then Abishai son of Zeruiah , said to the king , " Why should this dead dog curse my master the king ? Please let me go over and take off his head . "
Dia hoy i Abisay zanaka lahin'i Zeroia , tamin ' ny mpanjaka hoe : " Nahoana io alika maty io no manozona ny mpanjaka tompoko ? Avelao re aho handeha ary hanapaka ny lohany . "
2SA 16:10     Alignment score: 0.444
But the king said , " What have I to do with you , sons of Zeruiah ? Perhaps he is cursing me because Yahweh has said to him , ' Curse David . ' Who then could say to him , ' Why are you cursing the king ? ' "
Fa niteny ny mpanjaka hoe : " Mpifaninona moa izaho sy ianao , ry zanaka lahin'i Zeroia ? Manozona ahy angamba izy satria nilaza taminy i Yaveh hoe : ' Ozony
i Davida . ' Iza izany no afaka hiteny aminy hoe : ' Nahoana ianao no manozona ny mpanjaka ? ' "
2SA 16:11     Alignment score: 0.344 → 0.364
So David said to Abishai and to all his servants , " Look , my son , who was born
from my body , wants to take my life . How much more may this Benjamite now desire my ruin ? Leave him alone and let him curse , for Yahweh has commanded him to do it .
Ka hoy i Davida tamin'i Abisay sy ny mpanompony rehetra hoe : " Indro , ny zanako lahy , izay naterako , dia te - hifofo ny aiko . Koa maika fa ny fanirian'ity Benjamina ity ny amin ' ny faharavako ? Avelao izy ary avelao izy hanozona , satria nibaiko azy hanao izany Yaveh .
2SA 16:12     Alignment score: 0.335
Perhaps Yahweh will look at the misery unleashed on me , and repay me with good for his cursing me today . "
Hijery ny fahoriana mianjady amiko angamba i Yaveh , ary hamaly soa ahy nohon ' ny ozona nataony
tamiko anio . "
2SA 16:13     Alignment score: 0.283 → 0.291
So David and his men traveled on the road , while Shimei went beside him up on the hillside , cursing and throwing dust and stones at him as he went .
Koa nandeha teny
an - dalana i Davida sy ny olony , ary Simey kosa nanaraka azy ireo avy eny ampita teny an - tampon ' ny havoana , nanozona sy namafy vovoka ary nitora - bato azy raha nandeha izy .
2SA 16:14     Alignment score: 0.425
Then the king and all the people who were with him became
weary , and he rested when they stopped for the night .
Avy eo dia reraka ny mpanjaka sy ny olona rehetra izay niaraka taminy , ka naka aina izy rehefa nijanona izy ireo ny alina .
2SA 16:15     Alignment score: 0.558 → 0.553
As for Absalom and all the people of the men of Israel who were with him , they came to Jerusalem , and Ahithophel was with him .
Ary i Absaloma sy ny olon'Israely rehetra izay niaraka taminy , dia tonga tao Jerosalema , ary niaraka taminy i Ahitofela .
2SA 16:16     Alignment score: 0.519
It came about when Hushai the Arkite , David 's friend , had come
to Absalom , that Hushai said to Absalom , " Long live the king ! Long live the king ! "
Ary rehefa tonga teo amin'i Absaloma , i Hosay ilay Arkita , naman'i Davida , dia nilaza tamin'i Absaloma i Hosay hoe : " Ho ela velona anie ny mpanjaka ! Ho ela velona anie ny mpanjaka ! "
2SA 16:17     Alignment score: 0.434
Absalom said to Hushai , " Is this your loyalty to your friend ? Why did you not go with him ? "
Hoy i Absaloma tamin'i Hosay hoe : " Izao ve no fahatokianao
asehonao amin ' ny namanao ? Nahoana ianao no tsy nandeha niaraka taminy ? "
2SA 16:18     Alignment score: 0.381
Hushai said to Absalom , " No ! The one whom Yahweh and this people and all the men of Israel have chosen , that is the man to whom I will belong , and I will stay with him .
Hoy i Hosay tamin'i Absaloma hoe : " Tsia ! Fa ilay iray izay nofidian'i Yaveh sy ity vahoaka ity ary ny olon'Israely rehetra kosa , no lehilahy izay hombako , ary hitoetra eo aminy aho .
2SA 16:19     Alignment score: 0.434 → 0.465
Also , what man should I serve ? Should I not serve in the presence of his son ? As I have served in your father 's presence , I will serve in your presence . "
Iza ihany koa , no olona tokony ho tompoiko ? Tsy tokony hanompo eo amin ' ny fanatrehan
' ny zanany lahy ve aho ? Tahaka ny nanompoko teo amin ' ny fanatrehan ' ny rainao , dia hanompo eo amin ' ny fanatrehanao aho . "
2SA 16:20     Alignment score: 0.511
Then Absalom said to Ahithophel , " Give us your advice about what we should do . "
Dia hoy i Absaloma tamin'i Ahitofela hoe : " Omeo ny torohevitrao
izahay ny amin ' ny tokony ho ataonay . "
2SA 16:21     Alignment score: 0.304
Ahithophel answered Absalom , " Go to your father 's concubines , whom he has left to keep the palace , and all Israel will hear that you have become
a stench to your father . Then the hands of all who are with you will be strong . "
Namaly an'i Absaloma i Ahitofela hoe : " Mandehana mandry miaraka amin'ireo vady mpanompon ' ny rainao izay navelany hiambina ny lapa , ary ho ren'Israely rehetra fa nanamaimbo tena teo amin ' ny rainao ianao . Avy eo dia hatanjaka ny tanan'ireo rehetra miaraka aminao . "
2SA 16:22     Alignment score: 0.455 → 0.452
So they spread for Absalom a tent on the top of the palace , and Absalom went to his father 's concubines in the sight of all Israel .
Ary namelatra lay ho an'i Absaloma teo an - tampon ' ny lapa izy ireo , ka niara - nandry tamin'ireo vady andevon
' ny rainy teo imason'Israely rehetra i Absaloma .
2SA 16:23     Alignment score: 0.418 → 0.427
Now the advice of Ahithophel that he gave in those
days was as if a man heard from the mouth of God himself . That was how all of Ahithophel 's advice was viewed by both David and Absalom .
Ary ilay torohevitra izay nomen'i Ahitofela tamin'izany andro izany dia toy ny hoe ren'olona avy tamin ' ny vavan'Andriamanitra mihitsy . Izany no fahitan'i Davida sy Absaloma ny torohevitr'i Ahitofela rehetra .
2SA 16     Average alignment score: 0.414 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24