Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 9:1     Alignment score: 0.442 → 0.455
David said , " Is there anyone left in Saul 's family to whom I may show kindness for Jonathan 's sake ? "
Hoy i Davida hoe : " Misy olona tafajanona izay azoko anehoana hatsaram - panahy nohon ' ny amin'i Jonatana ve ao amin ' ny fianakavian'i
Saoly ? "


2SA 9:2     Alignment score: 0.552 → 0.552
There was in Saul 's family a servant whose name was Ziba , and they called him to David . The king said to him , " Are you Ziba ? " He replied , " Yes . I am your servant . "
Nisy mpanompo iray antsoina hoe : Ziba tao amin ' ny fianakavian'i
Saoly , ary niantso azy ho any amin'i Davida izy ireo . Hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Ianao ve no Ziba ? " Dia namaly izy hoe : " Eny , mpanomponao aho . "
2SA 9:3     Alignment score: 0.46 → 0.469
So the king said , " Is there not anyone left of Saul 's family to whom I may show the kindness of God ? " Ziba replied to the king , " Jonathan still has a son , who is lame in his feet
. "
Ka hoy ny mpanjaka hoe : " Tsy misy olona tavela izay azoko anehoana ny hatsaram - panahin'Andriamanitra ve avy ao amin ' ny fianakavian'i Saoly ? " Namaly ny mpanjaka i Ziba hoe : " Jonatana dia mbola manan - janaka lahy , izay malemy tongotra . "
2SA 9:4     Alignment score: 0.581 → 0.578
The king said to him , " Where is he ? " Ziba replied to the king , " Look , he is in the house of Makir son of Ammiel in Lo Debar . "
Hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Aiza izy ? " Dia namaly ny mpanjaka i Ziba hoe : " Indro , ao an - tranon'i Makira zanaka
lahin'i Amiela any Lo - debara izy . "
2SA 9:5     Alignment score: 0.597 → 0.594
Then King David sent and had him brought out of the house of Makir son of Ammiel from Lo Debar .
Avy eo i Davida mpanjaka naniraka azy sy nampamoaka azy tao an - tranon'i Makira zanaka
lahin'i Amiela avy any Lo - debara .
2SA 9:6     Alignment score: 0.616 → 0.647
So Mephibosheth son of Jonathan son of Saul , came to David and bowed down his face to the floor in honor of David . David said , " Mephibosheth . " He answered , " See , I am your servant ! "
Noho izany Mefiboseta zanak'i Jonatana zanaka lahin'i Saoly , dia nankeo amin'i Davida ary nampiankohoka ny tavany teo amin ' ny tany
ho voninahitr'i Davida . Hoy i Davida hoe : " Mefiboseta . " Dia namaly izy hoe : " Indro , mpanomponao aho ! "
2SA 9:7     Alignment score: 0.518 → 0.519
David said to him , " Do not be afraid , for I will surely show you kindness for Jonathan your father 's sake , and I will restore to you all the land of Saul your grandfather , and you will always eat at my table . "
Hoy i Davida taminy hoe : " Aza matahotra , fa haneho hatsaram - panahy aminao ho an'i Jonatana nohon ' ny amin ' ny rainao
tokoa aho , ary hamerina aminao ny tanin'i Saoly raibenao rehetra aho , ary hihinana eo an - databatro mandrakariva ianao . "
2SA 9:8     Alignment score: 0.391 → 0.386
Mephibosheth bowed and said , " What is your servant , that you should look with favor on such a dead dog as I am ? "
Niankohoka i Mefiboseta ary nanao hoe : " Inona ity mpanomponao , no tokony hijery amin - tsitraka amboa maty tahaka ahy ianao ? "
2SA 9:9     Alignment score: 0.485
Then the king called to Ziba , Saul 's servant , and said to him , " All that belonged to Saul and his family I have given to your master 's grandson .
Avy eo ny mpanjaka dia nampiantso an'i Ziba , mpanompon'i
Saoly , ary nanao taminy hoe : " Izay an'i Saoly sy ny fianakaviany rehetra dia nomeko ny zafin ' ny tomponao .
2SA 9:10     Alignment score: 0.363 → 0.373
You , your sons , and your servants must till the land for him and you must harvest the crops so that your master 's grandson will have food to eat . For Mephibosheth , your master 's grandson , must always eat at my table . " Now Ziba had fifteen sons and twenty servants .
Ianao , ireo zanakao lahy , ary ireo mpanomponao dia tsy maintsy miasa ny tany ho azy ary tsy maintsy mijinja ny vokatra ianao mba hananan ' ny zafin
' ny tomponao hanina ho hanina . Fa i Mefiboseta , zafin ' ny tomponao , dia tsy maintsy hihinana mandrakariva eo an - databatro . " Ary Ziba dia nanan - janaka lahy dimy ambin ' ny folo sy mpanompo roapolo .
2SA 9:11     Alignment score: 0.328 → 0.356
Then Ziba said to the king , " Your servant will do all that my master the king commands his servant . " The king added , " As for Mephibosheth he will eat at my table , as one of the king 's sons . "
Avy eo Ziba niteny tamin ' ny mpanjaka hoe : " Ho ataon
' ny mpanomponao izay rehetra andidian'ilay mpanjaka tompoko ny mpanompony . " Dia nampian ' ny mpanjaka hoe :
2SA 9:13     Alignment score: 0.486
So Mephibosheth lived in Jerusalem , and he always ate at the king 's table , though he was lame in both his feet .
Koa dia nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta , ary nihinana teo an - databatry ny mpanjaka mandrakariva izy , na dia nalemy aza ny tongony roa .
2SA 9     Average alignment score: 0.486 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24