Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 13:1     Alignment score: 0.517
It came
about after this that David 's son Absalom had a beautiful sister whose name was Tamar , and David 's son Amnon loved her .
Ary taorian'izany i Amnona zanaka lahin'i Davida , dia tena voasarika tamin'i Tamara anabaviny tsara tarehy , izay tena anabavin'i Absaloma , zanaka lahin'i Davida hafa .


2SA 13:2     Alignment score: 0.392 → 0.392
Amnon was so frustrated that he became
sick because of his sister Tamar . She was a virgin , and it seemed impossible to Amnon to do anything to her .
Niady saina be i Amnona ary nanjary narary izy nohon ' ny amin'i Tamara anabaviny . Virijiny izy , ary toa tsy nety tamin'i Amnona mihitsy ny hanao zavatra aminy .
2SA 13:3     Alignment score: 0.494 → 0.502
But Amnon had a friend whose name was Jonadab son of Shimeah
, David 's brother . Jonadab was a very shrewd man .
Fa i Amnona dia nanana namana izay Jonadaba ny anarany zanaka lahin'i Simea , rahalahin'i Davida . Jonadaba dia lehilahy fetsy tokoa .
2SA 13:4     Alignment score: 0.548 → 0.55
Jonadab said to Amnon , " Why , son of the king , are you depressed every morning ? Will you not tell me ? " So Amnon answered him , " I love Tamar , my brother Absalom 's sister . "
Hoy Jonadaba tamin'i Amnona hoe : " Nahoana , ry zanaky
ny mpanjaka , no ketraka isa - maraina ianao ? Tsy hiteny amiko ve ianao ? " Dia namaly azy Amnona hoe : " Tiako i Tamara , anabavin'i Absaloma rahalahiko . "
2SA 13:5     Alignment score: 0.341 → 0.341
Then Jonadab said to him , " Lie down on your bed and pretend to be sick . When your father comes to see you , ask him , ' Would you please send my sister Tamar to give me something to eat and cook it before me , so that I may see it and eat it from her hand ? ' "
Dia hoy i Jonadaba taminy hoe : " Mandria eo amin ' ny fandrianao ary modia marary . Rehefa tonga hijery anao ny rainao
, dia anontanio izy hoe : ' Afaka alefanao aty amiko ve i Tamara anabaviko azafady mba hanome zavatra ho haniko sy hahandro izany eto anoloako , ka mba ahafahako mahita izany sy mihinana izany avy amin ' ny tanany ? ' "
2SA 13:6     Alignment score: 0.454 → 0.454
So Amnon lay down and pretended to be sick . When the king came to see him , Amnon said to the king , " Please send my sister Tamar to make some food for my sickness in front of me so that I may eat from her hand . "
Noho izany dia nandry Amnona ka nody narary . Rehefa tonga nijery azy ny mpanjaka , dia hoy Amnona tamin ' ny mpanjaka hoe : " Mba alefaso re Tamara anabaviko mba hanao sakafo eto anoloako amin'izao aretiko izao mba ahafahako mihinana izay avy amin ' ny tanany . "
2SA 13:7     Alignment score: 0.53
Then David sent word to Tamar at his palace , saying , " Go now to your brother Amnon 's house and prepare food for him . "
Dia nandefa teny ho an'i Tamara tao an - dapany
i Davida , nanao hoe : " Mandehana any amin ' ny tranon'i Amnona anadahinao izao ka manomàna sakafo ho azy . "
2SA 13:8     Alignment score: 0.375
So Tamar went to her brother Amnon 's house where he was lying down . She took dough and kneaded it and formed bread in his sight , and then she baked it .
Dia nandeha tany amin ' ny tranon'i Amnona anadahiny tany
amin'izay nandriany i Tamara . Naka koba izy ary namolavola izany ka nanamboatra mofo teo imasony , ary dia nahandro izany izy avy eo .
2SA 13:9     Alignment score: 0.41
She took the pan and gave the bread to him , but he refused to eat . Then Amnon said to the others present , " Send
everyone out , away from me . " So everyone went out from him .
Nalainy ny lasitra ka nomeny azy ny mofo , fa nandà tsy hihinana izy . Avy eo dia hoy i Amnona tamin'ireo hafa izay teo hoe : " Avohay any ivelany ny olona rehetra , ho lavitra ahy . " Ka nandeha niala teo aminy ny olona rehetra .
2SA 13:10     Alignment score: 0.48 → 0.486
So Amnon said to Tamar , " Bring the food into my room that I may eat from your hand . " So Tamar took the bread that she had made , and brought it into the room of Amnon her brother .
Ary hoy i Amnona tamin'i Tamara hoe : " Ento ao amin ' ny efitranoko ny sakafo mba hihinanako azy avy amin ' ny tananao
. " Dia nalain'i Tamara ny mofo izay efa nataony , ka nentiny tao amin ' ny efitranon'i Amnona anadahiny .
2SA 13:11     Alignment score: 0.387
When she had brought the food to him , he took hold of her and said to her , " Come , lie with me , my sister . "
Rehefa nitondra ny sakafo teo aminy izy , dia nihazona azy izy ka niteny taminy hoe : " Avia , mandria miaraka amiko , ry anabaviko . "
2SA 13:12     Alignment score: 0.344 → 0.348
She answered him , " No , my brother , do not force me , for nothing like this should be done in Israel . Do not do this disgraceful thing !
Namaly azy izy hoe : " Tsia , ry anadahiko , aza terena aho , fa tsy tokony atao eto Israely ny zavatra tahaka izany . Aza manao izany zavatra maharikoriko izany !
2SA 13:13     Alignment score: 0.312 → 0.339
How could I be rid of my shame ? What about you ? You would be like one of the fools in Israel ! Now , please speak to the king , for he would not keep me from you . "
Ahoana no hialako amin ' ny fahamenarako ? Ary ny aminao ? Ho tahaka ny iray amin'ireo adala eto Israely ianao ! Ankehitriny , mba miresaha amin ' ny mpanjaka , fa tsy hisakana ahy tsy ho anao izy . "
2SA 13:14     Alignment score: 0.246
However Amnon would not listen to her , and he was stronger than she was , and he overpowered her , and he lay with her .
Fa na izany aza dia tsy nihaino azy Amnona . Satria natanjaka noho Tamara izy , dia nisambotra azy izy ary nandry niaraka taminy .
2SA 13:15     Alignment score: 0.343 → 0.342
Then Amnon hated Tamar with extreme hatred . The hatred with which he hated her was even greater than the love with which he had loved her . Amnon said to her , " Get up and go . "
Ary nankahala an'i Tamara tamin ' ny fankahalana tafahoatra i Amnona . Nankahala azy lavitra noho ny naniriany azy izy . Hoy i Amnona taminy hoe : " Mitsangàna ary mandehana . "
2SA 13:16     Alignment score: 0.344 → 0.347
But she responded to him , " No ! Because this great evil of making me leave is even worse than what you did to me ! " But Amnon did not listen to her .
Fa izy namaly azy hoe : " Tsia ! Satria izao faharatsiana lehibe amin ' ny fandroahanao ahy izao dia ratsy noho ny nataonao
tamiko ! " Nefa tsy nihaino azy i Amnona .
2SA 13:17     Alignment score: 0.297
Instead , he called his personal servant and said , " Take this woman away from me , and bolt the door after her . "
Fa kosa , niantso ireo mpanompony
izy ka nanao hoe : " Esory tsy ho eto amiko ity vehivavy ity , ary hidio ny varavarana rehefa tafavoaka izy . "
2SA 13:18     Alignment score: 0.268
Then his servant brought her out and bolted the door after her . Tamar was wearing a beautifully
decorated garment because the king 's daughters who were virgins dressed in such robes .
Dia navoakan ' ny mpanompony tany ivelany izy ary nidiny ny varavarana rehefa tafavoaka izy . Nitafy akanjo lava voaravaka tsara i Tamara satria ireo zanaka vavin ' ny mpanjaka izay virijiny dia niakanjo toy izany .
2SA 13:19     Alignment score: 0.319
Tamar put ashes on her head and tore her beautifully
decorated garment . She put her hands on her head and walked away , crying aloud as she went .
Nasian'i Tamara lavenona teo amin ' ny lohany ary norovitiny ny akanjony . Niloloha ny tanany tamin ' ny lohany izy ary nandeha , nitomany mafy teny am - pandehanana .
2SA 13:20     Alignment score: 0.419
Absalom her brother said to her , " Has Amnon your brother been with you ? But now keep quiet , my sister . He is your brother . Do not take this thing to heart . " So Tamar remained alone in her brother Absalom 's house .
Hoy i Absaloma anadahiny taminy hoe : " Niaraka taminao ve i Amnona anadahinao ? Nefa mangina , ry anabaviko . Anadahinao izy . Aza mandray izany zavatra izany am - po . " Dia nitoetra irery tao amin ' ny tranon'i Absaloma anadahiny i Tamara .
2SA 13:21     Alignment score: 0.593
But when King David heard of all these
things , he was very angry .
Fa rehefa henon'i Davida mpanjaka izany zavatra rehetra izany , dia tezitra mafy izy .
2SA 13:22     Alignment score: 0.497 → 0.497
Absalom said nothing to Amnon , for Absalom hated him for what he had done to her and how he had disgraced his sister Tamar .
Ary i Absaloma tsy niteny na inona na inona tamin'i Amnona , satria i Absaloma nankahala azy noho izay efa nataony taminy sy ny fomba nanalany baraka an'i Tamara anabaviny .
2SA 13:23     Alignment score: 0.54
It came
about after two full years that Absalom had sheep shearers working at Baal Hazor , which is near Ephraim , and Absalom invited all the king 's sons to visit there .
Ary nony afaka roa taona katroka dia nanana mpanety ondry niasa tao Bala - hazora i Absaloma , izay akaikin'i Efraima , ary Absaloma nanasa ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka rehetra mba hitsidika ao .
2SA 13:24     Alignment score: 0.508
Absalom went to the king and said , " See now , your servant has sheep shearers . Please , may the king and his servants go with me , your servant . "
Nankany amin ' ny mpanjaka Absaloma ka nanao hoe : " Indro ankehitriny , ny mpanomponao dia manana mpanety ondry . Koa , aoka ny mpanjaka sy ireo mpanompony hiaraka amiko , mpanomponao . "
2SA 13:25     Alignment score: 0.381
The king answered Absalom , " No , my son , all of us should not go because we would be a burden to you . " Absalom begged the king , but he would not go , but he gave him his blessing .
Dia namaly an'i Absaloma ny mpanjaka hoe : " Tsia , ry zanako , tsy tokony handeha hiaraka aminao avokoa izahay rehetra satria ho enta - mavesatra ho anao . " Namporisika ny mpanjaka i Absaloma , nefa tsy nandeha izy , kanefa nitso - drano an'i Absaloma izy .
2SA 13:26     Alignment score: 0.544 → 0.545
Then Absalom said , " If not , please let my brother Amnon go with us . " So the king said to him , " Why should Amnon go with you ? "
Dia hoy i Absaloma hoe : " Raha tsy izany , avelao re i Amnona rahalahiko andeha hiaraka aminay . " Dia hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Fa nahoana i Amnona no tokony hiaraka aminareo ? "
2SA 13:27     Alignment score: 0.485
Absalom pressed David , and so he let Amnon and all the king 's sons go with him .
Noteren'i
Absaloma i Davida , ka dia namela an'i Amnona sy ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka rehetra andeha hiaraka aminy izy .
2SA 13:28     Alignment score: 0.462 → 0.466
Absalom commanded his servants saying , " Listen closely . When Amnon begins to be affected by the wine , and when I say to you , ' Attack Amnon , ' then put him to death . Do not be afraid . Have I not commanded you ? Be courageous and brave . "
Nandidy ireo mpanompony i Absaloma nanao hoe : " Mihainoa tsara . Rehefa manomboka mamon ' ny divay i Amnona , ary rehefa miteny aminareo aho hoe : ' Tafiho i Amnona , ' dia vonoy izy . Aza matahotra . Tsy efa nandidy anareo ve aho ? Mahereza ary manàna herim - po . "
2SA 13:29     Alignment score: 0.426
So Absalom 's servants did to Amnon as he had commanded them . Then all the king 's sons arose
, and every man mounted his mule and fled .
Koa dia nataon'ireo mpanompon'i Absaloma tamin'i Amnona araka izay efa nandidiany azy ireo . Dia nitsangana ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka rehetra , ary nitaingina ny ampondrany ny olona rehetra ka nandositra .
2SA 13:30     Alignment score: 0.476 → 0.475
So it came
about , while they were on the road , that the news came to David saying , " Absalom has killed all the king 's sons , and there is not one of them left . "
Ary raha mbola teny an - dalana izy ireo , dia tonga tany amin'i Davida ny vaovao manao hoe : " Novonoin'i Absaloma ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka rehetra , ka tsy nisy na dia iray aza niangana tamin'izy ireo . "
2SA 13:31     Alignment score: 0.339 → 0.344
Then the king arose
and tore his clothes , and lay on the floor ; all his servants stood by with their clothes torn .
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny fitafiany , dia nandry teo amin ' ny tany ; ary ireo mpanompony rehetra nijoro teo akaiky teo niaraka tamin ' ny fitafiana rovitra .
2SA 13:32     Alignment score: 0.543 → 0.543
Jonadab son of Shimeah
, David 's brother , answered and said , " Let not my master believe that they have killed all the young men who are the king 's sons , for Amnon only is dead . Absalom has planned this from the day that Amnon violated his sister Tamar .
Ary i Jonadaba zanak'i Simea , rahalahin'i Davida , namaly ary nanao hoe : " Aoka ny tompoko tsy hino fa namono ny tovolahy rehetra izay zanaky ny mpanjaka izy ireo , satria i Amnona irery no maty . Absaloma efa nanomana izao nanomboka tamin ' ny andro izay nanolanan'i Amnona an'i Tamara anabaviny .
2SA 13:33     Alignment score: 0.462
So therefore let not my master the king take this report to heart , so as to believe that all the king 's sons are dead , for Amnon only is dead . "
Noho izany aoka ny tompoko mpanjaka tsy handray izany tatitra izany am - po , ka hino fa ny zanaky
ny mpanjaka rehetra no maty , satria Amnona irery ihany no maty . "
2SA 13:34     Alignment score: 0.4
Absalom fled away . A servant keeping watch raised his eyes and saw many people coming on the road on the hillside west of him .
Nandositra lavitra i Absaloma . Nisy mpanompo mpiambina nanandratra ny masony ka nahita olona maro tamy teny
amin ' ny lalana teny amin ' ny havoana andrefany .
2SA 13:35     Alignment score: 0.413 → 0.415
Then Jonadab said to the king , " Look , the king 's sons are coming . It is just as your servant said . "
Dia hoy i Jonadaba tamin ' ny mpanjaka hoe : " Indro , tamy ireo zanaka lahin
' ny mpanjaka . Tahaka izay nolazain'ireo mpanomponao mihitsy izany . "
2SA 13:36     Alignment score: 0.431 → 0.433
So it came about when he finished speaking , the king 's sons arrived and raised their voices and wept . The king and all his servants also wept bitterly .
Ary rehefa tapitra ny teniny
, dia tonga ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka ka nanandratra ny feon'izy ireo ary nitomany . Ny mpanjaka sy ny mpanompony rehetra koa dia nitomany mafy .
2SA 13:37     Alignment score: 0.669
But Absalom fled and went to Talmai son of Ammihud , the king of Geshur . David mourned for his son every day .
Fa i Absaloma nandositra ary nankany amin'i Talmay , zanaka lahin'i Amihoda , ilay mpanjakan'i Gesora . Nisaona ny zanany isan'andro i Davida .
2SA 13:38     Alignment score: 0.653
So Absalom fled and went to Geshur , where he was for three years .
Noho izany i Absaloma dia nandositra ary nankany Gesora , izay nitoerany telo taona .
2SA 13:39     Alignment score: 0.538
The mind of King David longed to go out to see Absalom , for he was comforted concerning Amnon and his death .
Fa ny sain'i
Davida Mpanjaka naniry hivoaka hijery an'i Absaloma , fa nionona mahakasika ny amin'i Amnona sy ny fahafatesany izy .
2SA 13     Average alignment score: 0.438 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24