Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 11:1     Alignment score: 0.5 → 0.506
It came about in the spring of the year , at the time when kings normally go to war , that David sent out Joab , his servants , and all the army of Israel . They destroyed the army of Ammon and besieged Rabbah . But David stayed in Jerusalem .
Ary rehefa tonga ny lohataona , amin ' ny fotoana izay fandehanan'ireo mpanjaka hiady , dia nirahin'i Davida i Joaba , mpanompony , sy ireo tafik'Israely rehetra . Nandringana ny tafik'i
Amona ary nanao fahirano an'i Raba izy ireo . Saingy nijanona tany Jerosalema i Davida .


2SA 11:2     Alignment score: 0.334 → 0.342
So it came about one evening that David got up from his bed and walked on the roof of his palace . From there he happened to see a woman who was bathing , and the woman was very beautiful to look at .
Nony tonga ny hariva dia nifoha teo am - pandriany i Davida ary nandeha tany
amin ' ny tafon ' ny lapany . Avy eny izy no nahatazana vehivavy iray izay teo am - pandroana , ary tena mahafinaritra jerena ilay vehivavy .
2SA 11:3     Alignment score: 0.574
So David sent and he asked people who would know about the woman . Someone said , " Is not this Bathsheba , the daughter of Eliam , and is she not the wife of Uriah the Hittite ? "
Noho izany dia nandefa sy nanontany olona izay mahalala ny momba ilay vehivavy i Davida . Nisy olona iray niteny hoe : " Tsy i Batseba , zanaka vavin'i Eliama ve izany , ary tsy ilay vadin'i
Oria ilay Hetita ve izy ? "
2SA 11:4     Alignment score: 0.409 → 0.412
David sent messengers and took her ; she came to him , and he lay with her ( for she had just purified herself from her uncleanness ) . Then she returned to her house .
Dia nandefa mpitondra hafatra i Davida ary naka azy ; dia tonga tany aminy izy , ary niara - nandry taminy izy ( satria vao avy nanadio ny tenany tamin ' ny fadim - bolana
izy ) . Avy eo dia niverina tany an - tranony izy .
2SA 11:5     Alignment score: 0.556
The woman conceived , and she sent and told David ; she said , " I am pregnant . "
Nitoe - jaza ilay vehivavy , ary nampaniraka sy niteny an'i Davida izy ; hoy izy hoe : " Bevohoka aho . "
2SA 11:6     Alignment score: 0.665
Then David sent to Joab saying , " Send me Uriah the Hittite . " So Joab sent Uriah to David .
Avy eo i Davida nampaniraka tany amin'i Joaba nanao hoe : " Alefaso aty amiko i Oria ilay Hetita . " Dia nalefan'i
Joaba tany amin'i Davida i Oria .
2SA 11:7     Alignment score: 0.569 → 0.601
When Uriah arrived , David asked him how Joab was , how the army was doing , and how the war was going .
Rehefa tonga i Oria , dia nanontany azy i Davida hoe nanao ahoana Joaba , nanao ahoana ny tafika , ary nanao ahoana ny fandehan ' ny ady .
2SA 11:8     Alignment score: 0.497 → 0.562
David said to Uriah , " Go down to your house and wash your feet . " So Uriah left the king 's palace , and the king sent a gift for Uriah after he left .
Dia hoy i Davida tamin'i Oria hoe : " Midìna any amin ' ny tranonao
, ary sasao ny tongotrao . " Ka dia niala tao amin ' ny lapan ' ny mpanjaka i Oria , ary nandefa fanomezana ho an'i Oria ny mpanjaka taorian ' ny nandehanany .
2SA 11:9     Alignment score: 0.434
But Uriah lay down at the door of the king 's palace with all the servants of his master , and he did not go down to his house .
Fa nandry teo am - baravaran
' ny lapan ' ny mpanjaka niaraka tamin'ireo mpanompon ' ny tompony rehetra i Oria , ary tsy nidina tany an - tranony izy .
2SA 11:10     Alignment score: 0.516 → 0.516
When they told David , " Uriah did not go down to his house , " David said to Uriah , " Have you not come
from a journey ? Why did you not go down to your house ? "
Rehefa niteny tamin'i Davida izy ireo hoe : " Tsy nidina tany an - tranony i Oria " , dia hoy i Davida tamin'i Oria hoe : " Tsy avy nandeha ve ianao ? Nahoana ianao no tsy nandeha nidina tany an - tranonao ? "
2SA 11:11     Alignment score: 0.401 → 0.406
Uriah answered David , " The ark , and Israel and Judah are staying in tents , and my master Joab and my master 's servants are camped in an open field . How then can I go into my house to eat and to drink and to lie with my wife ? As sure as you are alive
, I will not do this . "
Namaly an'i Davida i Oria hoe : " Ilay fiara , sy Israely ary Joda dia mijanona ao amin'ireo lay , ary Joaba tompoko sy tompon'ireo mpanompoko dia nitoby tany an - dohasaha . Ahoana ary no ahafahako mankany an - tranoko mba hihinana sy hisotro ary hatory hiaraka amin ' ny vadiko ? Raha mbola velona tokoa ianao , dia tsy hanao izany aho . "
2SA 11:12     Alignment score: 0.507 → 0.508
So David said to Uriah , " Stay here today also , and tomorrow I will let you leave . " So Uriah stayed in Jerusalem that day and the next day .
Ka hoy i Davida tamin'i Oria hoe : " Mijanòna eto aloha androany , fa rahampitso ianao havelako handeha . " Ka nijanona tao Jerosalema tamin'io andro io sy ny ampitso i Oria .
2SA 11:13     Alignment score: 0.476 → 0.476
When David called him , he ate and drank
before him , and David made him drunk . At evening Uriah went out to lie on his bed with the servants of his master ; he did not go down to his house .
Rehefa niantso azy i Davida , dia nihinana sy nisotro teo anatrehany izy , ary nomamoin'i Davida izy . Ny hariva i Oria dia nivoaka mba hatory miaraka amin'ireo mpanompon ' ny tompony eo am - pandriany ; tsy nandeha nidina tany an - tranony izy .
2SA 11:14     Alignment score: 0.625
So in the morning David wrote a letter to Joab , and sent it by the hand of Uriah .
Ary nony maraina dia nanoratra taratasy ho an'i Joaba i Davida , ary nandefa izany tamin ' ny alalan ' ny tanan'i
Oria .
2SA 11:15     Alignment score: 0.335 → 0.335
David wrote in the letter saying , " Set Uriah at the very front of the most severe battle , and then withdraw from him , that he may be hit and die . "
Davida nanoratra tao amin ' ny taratasy nilaza hoe : " Apetraho eo anoloan ' ny ady mafy indrindra i Oria , ary mialà eo aminy avy eo , mba mety ho voavely sy voavono izy . "
2SA 11:16     Alignment score: 0.393 → 0.413
So as Joab watched the siege upon the city , he assigned Uriah to the place where he knew
the strongest enemy soldiers would be fighting .
Koa raha nanao fahirano tamin ' ny tanàna i Joaba , dia nanendry an'i Oria tamin ' ny toerana izay nahafantarany ireo miaramila fahavalo matanjaka indrindra hiadiana izy .
2SA 11:17     Alignment score: 0.578
When the men of the city went out and fought against Joab 's army , some of the servants of David fell
, and Uriah the Hittite was also killed there .
Rehefa nivoaka ireo lehilahin ' ny tanàna ary niady tamin ' ny tafik'i Joaba , dia lavo ny sasany tamin'ireo miaramilan'i Davida , ary Oria ilay Hetita ihany koa dia voavono tany .
2SA 11:18     Alignment score: 0.603 → 0.607
When Joab sent word to David about everything concerning the war ,
Rehefa nandefa teny tany amin'i Davida momba ny zavatra mahakasika ny ady i Joaba ,
2SA 11:19     Alignment score: 0.419 → 0.436
he commanded the messenger
, saying , " When you have finished telling all the things concerning the war to the king ,
dia nandidy ny mpitondra hafatra izy , nilaza hoe : " Rehefa voateninao amin ' ny mpanjaka ny zavatra rehetra mahakasika ilay ady ,
2SA 11:20     Alignment score: 0.36
it may happen that the king will become
angry , and he will say to you , ' Why did you go so near to the city to fight ? Did you not know that they would shoot from the wall ?
ny mety hiseho dia hoe ho tezitra ny mpanjaka , ka hiteny aminao izy hoe : ' Nahoana no nanakaiky loatra ny tanàna ianao no niady ? Tsy fantatrao ve fa mety avy eny amin ' ny manda izy ireo no hitifitra ?
2SA 11:21     Alignment score: 0.4 → 0.413
Who killed Abimelek son of Jerub - Besheth ? Did not a woman cast an upper millstone on him from the wall , so that he died at Thebez ? Why did you go so near the wall ? ' Then you must answer , ' Your servant Uriah the Hittite is dead also . ' "
Iza no namono an'i Abimeleka zanak'i Jerobeseta ? Moa tsy vehivavy iray ve no nandefa vato fikosoham - bary
taminy avy eny amin ' ny manda , izay nahafaty azy tany Tebeza ? Nahoana ianao no teny amin'izay akaiky dia akaikin ' ny manda no nandeha ? ' Ary tsy maintsy hamaly ianao hoe : " Oria ilay Hetita mpanomponao ihany koa dia maty . " '
2SA 11:22     Alignment score: 0.414
So the messenger
left and went to David and told him everything that Joab had sent him to say .
Noho izany dia lasa ilay mpitondra hafatra ary nandeha tany amin'i Davida sy niteny taminy ny zavatra rehetra izay nanirahan'i Joaba azy ho lazaina .
2SA 11:23     Alignment score: 0.363 → 0.363
Then the messenger
said to David , " The enemy were stronger than we were at first ; they came out to us into the field , but we drove them back to the entrance of the gate .
Ary hoy ilay mpitondra hafatra tamin'i Davida hoe : " Natanjaka noho izahay ny fahavalo tany am - boalohany ; nivoaka nankeo aminay teo an - tsaha izy ireo , fa noroasinay niverina tany amin ' ny fidirana amin ' ny vavahady .
2SA 11:24     Alignment score: 0.393 → 0.433
Then their shooters shot at your soldiers from off the wall , and some of the king 's servants were killed , and your servant Uriah the Hittite was killed too . "
Avy eo nitifitra tany amin'ireo miaramilanao avy eny amin ' ny manda ny mpitifitr'izy ireo , ary voavono ny sasany tamin'ireo mpanompon
' ny mpanjaka , ary maty ihany koa Oria ilay Hetita mpanomponao . "
2SA 11:25     Alignment score: 0.308 → 0.323
Then David said to the messenger
, " Say this to Joab , ' Do not let this displease you , for the sword devours one as well as another . Make your battle even stronger against the city , and overthrow it , ' and encourage him . "
Dia hoy i Davida tamin'ilay mpitondra hafatra hoe : " Lazao an'i Joaba izao : ' Aza atao mahatezitra anao ity , fa ny sabatra dia handevona iray sy iray hafa . Hamafiso kokoa hanoherana ilay tanàna ny adinao , ka ravao izany , ' ary amporisiho izy . "
2SA 11:26     Alignment score: 0.504
So when the wife of Uriah heard that Uriah her husband was dead , she lamented deeply for her husband .
Ka rehefa ren ' ny vadin'i
Oria fa maty i Oria vadiny , dia nisaona tanteraka ny vadiny izy .
2SA 11:27     Alignment score: 0.392 → 0.407
When her sorrow passed , David sent and took her home to his palace , and she became
his wife and bore him a son . But what David had done displeased Yahweh .
Rehefa nisinda ny alahelony , dia nampaniraka sy nampody azy tany amin ' ny lapany i Davida , ka lasa vadiny izy ary niteraka zazalahy taminy . Kanefa tsy nankasitrahan'i Yaveh ny nataon'i Davida .
2SA 11     Average alignment score: 0.46 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24