Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 24:1     Alignment score: 0.462 → 0.504
Again the anger of Yahweh was kindled against Israel , and he moved David against them saying , " Go , count Israel and Judah . "
Dia nirehitra tamin'Israely indray ny fahatezeran'i
Yaveh , ka nataony nanohitra azy ireo i Davida nanao hoe : " Mandehana , isao Israely sy Joda . "


2SA 24:2     Alignment score: 0.473 → 0.472
The king said to Joab the commander of the army , who was with him , " Go throughout all the tribes of Israel , from Dan to Beersheba , and count all the people , so that I may know
the total number of men fit for battle . "
Niteny tamin'i Joaba mpifehy ny tafika , izay niaraka taminy ny mpanjaka hoe : " Mandehana manerana ny fokon'Israely rehetra , manomboka any Dana ka hatrany Beri - sheba , ary isao ny olona rehetra , mba hahafantarako ny fitambaran ' ny isan'ireo lehilahy sahaza ho an ' ny ady . "
2SA 24:3     Alignment score: 0.416 → 0.429
Joab said to the king , " May Yahweh your God multiply the number of people a hundred times , and may the eyes of my master the king see it take place . But why does my master the king want this ? "
Hoy i Joaba tamin ' ny mpanjaka hoe : " Afaka mampitombo ny isan ' ny vahoaka injato ve Yaveh Andriamanitrao , ary afaka mijery
ny fitrangan'izany ve ny mason ' ny mpanjaka tompoko . Nefa nahoana no maniry izany ny mpanjaka tompoko ? "
2SA 24:4     Alignment score: 0.494
Nevertheless , the king 's word was final
against Joab and against the commanders of the army . So Joab and the commanders went out from the king 's presence to count the people of Israel .
Na dia izany aza , ny tenin ' ny mpanjaka dia nanohitra an'i Joaba sy nanohitra ireo mpifehy ny tafika ny farany . Ka nivoaka teo amin ' ny fanatrehan ' ny mpanjaka i Joaba sy ireo mpifehy mba hanisa ny vahoakan'Israely .
2SA 24:5     Alignment score: 0.52 → 0.529
They crossed over the Jordan and encamped near Aroer , south of the city in the valley . Then they traveled on through Gad to Jazer .
Niampita an'i Jordana ary nitoby tao akaikin'i
Aroera , atsimon ' ny tanàna any an - dohasaha izy ireo . Dia nandroso hatrany Gada ka hatrany Jazera izy ireo .
2SA 24:6     Alignment score: 0.546
They came to Gilead and to the land of Tahtim Hodshi , then on to Dan Jaan and around toward Sidon .
Tonga tany Gileada sy tany
amin ' ny tanin'i Tatima - hodsy izy ireo , avy eo dia tany Danajana ary nanodidina hatrany Sidona .
2SA 24:7     Alignment score: 0.571 → 0.574
They reached the stronghold of Tyre and all the cities of the Hivites and the Canaanites . Then they went out to the Negev in Judah at Beersheba .
Tonga tany
amin ' ny fiarovana mafin'i Tyro sy ny tanànan ' ny Hivita sy ny Kananita rehetra izy ireo . Avy eo dia nivoaka nankany Negeva any Joda ao Beri - sheba izy ireo .
2SA 24:8     Alignment score: 0.491 → 0.492
When they had gone throughout all the land , they came back to Jerusalem at the end of nine months and twenty days .
Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra izy ireo , dia niverina tany
Jerosalema izy ireo tamin ' ny faran ' ny sivy volana sy roapolo andro .
2SA 24:9     Alignment score: 0.411 → 0.411
Then Joab reported the total of the census of the fighting men to the king . There were in Israel 800,000 brave men who drew the sword , and the men of Judah were 500,000 men .
Dia nitatitra ny fitambaran'isan'ireo lehilahy mpiady tany
amin ' ny mpanjaka i Joaba . Nisy lehilahy be herim - po 800 . 000 izay nanatsoaka sabatra tao amin'Israely , ary ireo lehilahin'i Joda dia lehilahy 500 . 000 .
2SA 24:10     Alignment score: 0.427 → 0.438
Then David 's heart afflicted him after he had counted the men . So he said to Yahweh , " I have greatly sinned by doing this . Now , Yahweh , take away your servant 's guilt , for I have acted very foolishly . "
Dia nampahory azy ny fon'i
Davida rehefa avy nanisa ireo lehilahy izy . Ka niteny tamin'i Yaveh izy hoe : " Nanota tanteraka tamin ' ny fanaovana izany aho . Ankehitriny , ry Yaveh , esory ny heloky ny mpanomponao , fa efa nanao fahadalana tokoa aho . "
2SA 24:11     Alignment score: 0.553 → 0.582
When David rose up in the morning , the word of Yahweh came to the prophet Gad , David 's seer , saying ,
Rehefa nifoha i Davida ny maraina , dia tonga tamin'i Gada mpaminany , mpahitan'i Davida ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
2SA 24:12     Alignment score: 0.49 → 0.514
" Go say to David : ' This is what Yahweh says : " I am giving you three choices . Choose one of them . " ' "
" Andeha lazao amin'i Davida hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : " Manome safidy telo anao Aho . Ka misafidiana iray amin'ireo . ' ""
2SA 24:13     Alignment score: 0.413 → 0.452
So Gad went to David and said to him , " Will three years of famine come
to you in your land ? Or will you flee three months from your enemies while they pursue you ? Or will there be three days of plague in your land ? Now decide what answer I should return to him who sent me . "
Dia nankany amin'i Davida i Gada ka niteny taminy hoe : " Mosary telo taona ve no ho tonga aminao ao amin ' ny taninao ? Sa handositra telo volana ireo fahavalonao ve ianao raha manenjika anao izy ireo ? Sa hisy areti - mandringana telo andro ao amin ' ny taninao ? Ankehitriny manapaha hevitra ny amin'izay valiny tokony havaliko Azy ilay naniraka ahy . "
2SA 24:14     Alignment score: 0.352 → 0.352
Then David said to Gad , " I am in deep trouble . Let us fall into Yahweh 's hands rather than into the hand of man , for his merciful actions are very great . "
Dia hoy i Davida tamin'i Gada hoe : " Ao anaty fikorontanana tanteraka aho . Aoka isika ho lavo eo an - tanan'i
Yaveh toy izay eo an - tanan ' ny olona , satria tena lehibe ny famindram - pony . "
2SA 24:15     Alignment score: 0.468 → 0.467
So Yahweh sent a plague on Israel from the morning to a fixed time , and seventy thousand people died
from Dan to Beersheba .
Ka nandefa ny areti - mandringana teo amin ' Israely nanomboka ny maraina ka hatramin ' ny fotoana voatondro i Yaveh , ary olona fito alina no maty nanomboka tao Dana ka hatrany Beri - sheba .
2SA 24:16     Alignment score: 0.385 → 0.386
When the angel reached out with his hand toward Jerusalem to destroy it , Yahweh changed his mind because of the harm it would cause
, and he said to the angel who was destroying people , " Enough ! Now draw back your hand . " At that time the angel of Yahweh was standing at the threshing floor of Araunah the Jebusite .
Rehefa naninjitra ny tanany nankany Jerosalema mba hamotika izany ny anjely , dia niova hevitra nohon ' ny ratsy izay haterak'izany Yaveh , ka niteny tamin ' ny anjely izay namotika ny olona Izy hoe : " Ampy izay ! Ahemory ny tananao izao . " Tamin'io fotoana io ny anjelin'i Yaveh dia nitsangana teo am - pamoloan'i Araona Jebosita .
2SA 24:17     Alignment score: 0.404
Then David spoke to Yahweh when he saw the angel who had attacked the people , and said , " I have sinned , and I have acted perversely . But these
sheep , what have they done ? Please let your hand punish me and my father 's family ! "
Dia niresaka tamin'i Yaveh Davida rehefa nahita ny anjely izay namely ny vahoaka , ary nanao hoe : " Efa nanota aho , ary ratsy fitondran - tena . Nefa ireo ondry ireo , inona no nataony ? " Aoka re mba izaho sy ny ankohonan - draiko no ho sazian ' ny tananao ! "
2SA 24:18     Alignment score: 0.478 → 0.481
Then Gad came that day to David and said to him , " Go up and build an altar for Yahweh at the threshing floor of Araunah the Jebusite
. "
Avy eo dia tonga teo amin'i Davida tamin'io andro io i Gada ary niteny taminy hoe : " Miakara ary manamboara alitara ho an'i Yaveh eo am - pamoloan'i Araona ilay Jebosita . "
2SA 24:19     Alignment score: 0.527
So David went up as Gad instructed him to do , as Yahweh had commanded .
Dia niakatra araka izay nandidian'i Gada azy ho ataony Davida , araka izay nandidian'i Yaveh .
2SA 24:20     Alignment score: 0.481 → 0.482
Araunah looked out and saw the king and his servants approaching . So Araunah went out and bowed to the king with his face to the ground .
Nijery tany
ivelany Araona ary nahita ny mpanjaka sy ireo mpanompony nanatona . Dia nivoaka i Araona ary nampiankohoka ny tavany teo amin ' ny tany teo amin ' ny mpanjaka .
2SA 24:21     Alignment score: 0.505 → 0.518
Then Araunah said , " Why has my master the king come
to me , his servant ? " David replied , " To buy your threshing floor , so I can build an altar for Yahweh , so that the plague may be removed from the people . "
Dia hoy i Araona hoe : " Nahoana no tonga eto amiko , mpanompony , ny mpanjaka tompoko ? " Namaly i Davida hoe : " Hividy ny famoloanao , mba hahafahako manamboatra alitara ho an'i Yaveh , mba hialan ' ny areti - mandringana eo amin ' ny vahoaka . "
2SA 24:22     Alignment score: 0.375 → 0.375
Araunah said to David , " Take it as your own , my master the king . Do with it what is good in your sight . Look , here are oxen for the burnt offering and threshing sledges and ox yokes for the wood .
Hoy i Araona tamin'i Davida hoe : " Ataovy toy ny anao izany , ry mpanjaka tompoko . Ataovy amin'izany izay tsara eo imasonao
. Indro , indreto misy omby atao fanatitra dorana sy fivelezam - bary ary ziogan'omby atao kitay .
2SA 24:23     Alignment score: 0.466
All this , my king , I , Araunah , will give to you . " Then he said to the king , " May Yahweh your God accept you . "
Ireo rehetra ireo , ry mpanjakako , izaho , Araona , dia hanome anao izany . " Dia hoy izy tamin'ilay mpanjaka hoe : " Hanaiky anao anie Yaveh Andriamanitrao . "
2SA 24:24     Alignment score: 0.539 → 0.541
The king said to Araunah , " No , I insist on buying it at a price . I will not offer as a burnt offering to Yahweh anything that costs me nothing . " So David bought the threshing floor and the oxen for fifty shekels of silver .
Hoy ny mpanjaka tamin'i Araona hoe : " Tsia , hovidiko amin ' ny vidiny izany . Tsy hanolotra fanatitra dorana ho an'i Yaveh amin ' ny zavatra izay tsy nisasarako aho . " Koa novidian'i
Davida sekely volafotsy dimampolo ny famoloana sy ireo omby .
2SA 24:25     Alignment score: 0.45
David built an altar for Yahweh there and offered on it burnt offerings
and fellowship offerings . So Yahweh answered the prayer on behalf of the land , and the plague on Israel was confined .
Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh tao Davida ary nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana teo amin'izany . Dia nitalaho tamin'i Yaveh ho an ' ny tany izy ireo , ka nampitsahatra ny areti - mandringana nanerana an'Israely Izy .
2SA 24     Average alignment score: 0.464 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24