Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 19:1     Alignment score: 0.378 → 0.38
Then the king was deeply unnerved , and he went up to the room over the gate and wept . As he went he grieved , " My son Absalom , my son , my son Absalom ! I wish I had died
instead of you , Absalom , my son , my son ! "
Dia ketraka fatratra ny mpanjaka , ka niakatra tany amin ' ny efitrano ambonin ' ny vavahady izy ary nitomany . Sady nandeha izy no nitaraina hoe : " Absaloma zanako , ny zanako , Absaloma zanako ! Tokony ho izaho no maty fa tsy ianao , ry Absaloma , ny zanako , ny zanako ! "


2SA 19:2     Alignment score: 0.529 → 0.531
Joab was told , " Look , the king is weeping and mourning for Absalom . "
Nolazaina tamin'i Joaba hoe : " Indro , mitomany sy misaona ho an'i Absaloma ny mpanjaka . "
2SA 19:3     Alignment score: 0.421 → 0.431
So the victory that day was turned into mourning for all the army , for the army heard it said that day , " The king is mourning for his son . "
Ka dia nivadika fisaonana ho an ' ny tafika rehetra ilay fandresena tamin'io andro io , fa ny tafika nahare izany tamin'io andro io hoe : " Misaona ho an ' ny zanany lahy ny mpanjaka . "
2SA 19:4     Alignment score: 0.279
The soldiers had to sneak quietly into the city that day , like people who are ashamed sneak away when they run from battle .
Tsy maintsy niala mangingina ny tanàna tamin'io andro io ireo miaramila , tahaka ny vahoaka menatra miala moramora raha handeha an'ady izy ireo .
2SA 19:5     Alignment score: 0.506
The king covered his face and cried in a loud voice , " My son Absalom , Absalom , my son , my son ! "
Nanarona ny tavany ny mpanjaka ary nitomany tamin ' ny feo mafy hoe : " Ry Absaloma zanako , Absaloma , ny zanako , ny zanako ! "
2SA 19:6     Alignment score: 0.335 → 0.348
Then Joab entered into the house to the king and said to him , " You have shamed
the faces of all your servants today , who have saved your life today , and the lives of your sons and of your daughters , and the lives of your wives , and the lives of your concubines ,
Ary niditra tao an - trano tao amin ' ny mpanjaka i Joaba ary niteny taminy hoe : " Nanala baraka ireo tavan ' ny miaramilanao rehetra anio , izay nanavotra ny ainao androany , ny ain'ireo zanakao lahy sy ireo zanakao vavy , sy ny ain'ireo vadinao ary ny ain'ireo vadin ' ny andevonao ianao ,
2SA 19:7     Alignment score: 0.347 → 0.352
because you love those
who hate you , and you hate those who love you . For today you have shown that commanders and servants are nothing to you . Today I believe that if Absalom had lived , and we all had died , then that would have pleased you .
satria ianao dia tia ireo izay mankahala anao , ary mankahala ireo izay tia anao . Fa androany dia nasehonao fa tsinontsinona aminao ireo mpifehy sy miaramila . Ankehitriny dia mino aho fa raha velona i Absaloma , ary maty daholo isika , dia ho nahafaly anao izany .
2SA 19:8     Alignment score: 0.292 → 0.294
Now therefore get up and go out and speak kindly to your servants , for I swear by Yahweh , if you do not go , not one man will remain with you tonight . That would be worse for you than all the disasters
that have ever happened to you from your youth until now . "
Koa noho izany mitsangàna ka mivoaha ary resaho am - pahatsorana ireo miaramilanao , fa mianiana amin'i Yaveh aho , fa raha tsy mandeha ianao , dia tsy hisy olona na iray aza hijanona miaraka aminao anio alina . Ho ratsy kokoa aminao noho ny loza rehetra izay efa nihatra taminao hatramin ' ny fahatanoranao ka hatramin'izao izany . "
2SA 19:9     Alignment score: 0.364
So the king got up and sat in the city gate , and all the people were told , " Look , the king is sitting in the gate , " and all the people came before the king . So Israel fled , every man to his tent .
Koa nitsangana ny mpanjaka ary nipetraka teo am - bavahadin
' ny tanàna , ary ny vahoaka rehetra nilazana hoe : " Indro , mipetraka eo am - bavahady ny mpanjaka , " ary nankeo anoloany ny vahoaka rehetra . Dia nitsoaka ny Israely , samy nankany an - tranony avy ny olona rehetra .
2SA 19:10     Alignment score: 0.374 → 0.375
All the people were arguing with each other throughout all the tribes of Israel saying , " The king rescued us out of the hand of our enemies , and he saved us out of the hand of the Philistines , but now he has run out of the land because of Absalom .
Ary ny vahoaka rehetra niady hevitra ny amin ' ny fokon'Israely rehetra nanao hoe : " Namonjy antsika teo an - tanan'ireo fahavalontsika ny mpanjaka , ary nanavotra antsika teo an - tanan'ireo Filistina izy , fa ankehitriny dia nitsoaka ny tany izy noho i Absaloma .
2SA 19:11     Alignment score: 0.4 → 0.405
Absalom , whom we anointed over us , has died
in battle . So why do you say nothing about bringing the king back ? "
Absaloma , izay nohosorantsika hanjaka teto amintsika , dia efa maty tany an'ady . Koa nahoana ianareo no tsy miteny na inona na inona ny amin ' ny fampodiana ny mpanjaka ? "
2SA 19:12     Alignment score: 0.481 → 0.481
King David sent to Zadok and to Abiathar the priests saying , " Speak to the elders of Judah saying , ' Why are you the last to bring the king back to his palace , since the talk of all Israel favors the king , to bring him back to his palace ?
Davida mpanjaka naniraka tany amin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona nanao hoe : " Ilazao
ireo loholon'i Joda hoe : ' Nahoana no ianareo indray no farany amin ' ny fampodiana ny mpanjaka any amin ' ny lapany , nefa ny resaky ny Israely rehetra dia mankasitraka ny mpanjaka , mba hitondra azy hiverina any amin ' ny lapany ?
2SA 19:13     Alignment score: 0.397 → 0.41
You are my brothers , my flesh and bone . Why then are you the last to bring back the king ? '
Rahalahiko ianareo , nofoko sy taolako . Koa nahoana no ianareo indray no farany amin ' ny fampodiana ny mpanjaka ? '
2SA 19:14     Alignment score: 0.327 → 0.327
Then say to Amasa , ' Are you not my flesh and my bone ? God do so to me , and more also , if you are not captain of my army from now on in the place of Joab . ' "
Ary ilazao
i Amasa hoe : ' Moa ve ianao tsy nofoko sy taolako ? Hataon'Andriamanitra amiko anie izany , ary mihoatra noho izany aza , raha tsy kapitenin ' ny tafiko eo amin ' ny toeran'i Joaba ianao manomboka izao . "
2SA 19:15     Alignment score: 0.403
So he won the hearts of all the men of Judah as one man . They sent to the king saying , " Return , you and all your servants . "
Ary dia babony toy ny olona iray ireo fon ' ny lehilahin'i Joda rehetra . Naniraka tany amin ' ny mpanjaka izy ireo nanao hoe : " Miverena
, ianao sy ny olonao rehetra . "
2SA 19:16     Alignment score: 0.607
So the king returned and came to the Jordan . Now the men of Judah came to Gilgal to go to meet the king and then to bring the king across the Jordan .
Dia niverina ny mpanjaka ka tonga teo amin ' ny Jordana . Ary ny vahoakan'i
Joda tonga teo Gilgala mba hitsena ny mpanjaka ary avy eo hitondra ny mpanjaka hiampita ny jordana .
2SA 19:17     Alignment score: 0.657
Shimei son of Gera , the Benjamite
, who was from Bahurim , hurried down with the men of Judah to meet King David .
Simey zanaka lahin'i Gera , ilay Benjamita , izay avy any Bahorima , dia nidina faingana niaraka tamin ' ny vahoakan'i Joda mba hitsena an'i Davida Mpanjaka .
2SA 19:18     Alignment score: 0.512
There were one thousand men from Benjamin with him , and Ziba the servant of Saul , and his fifteen sons and twenty servants with him . They crossed through the Jordan in the presence of the king .
Nisy arivo lahy avy any Benjamina niaraka taminy , ary Ziba ilay mpanompon
' i Saoly , sy ireo zanany lahy dimy ambin ' ny folo ary ireo mpanompony roapolo niaraka taminy . Niampita ny jordana teo anatrehan ' ny mpanjaka izy ireo .
2SA 19:19     Alignment score: 0.44 → 0.44
They crossed to bring over the king 's family and to do whatever he thought good . Shimei son of Gera bowed down before the king just before he began to cross the Jordan .
Niampita mba hitondra ny fianakavian
' ny mpanjaka sy hanao izay rehetra noheveriny fa tsara izy ireo . Niankohoka teo anatrehan ' ny mpanjaka i Simey zanaka lahin'i Gera mialohan ' ny hiampitany ny Jordana .
2SA 19:20     Alignment score: 0.379 → 0.391
Shimei said to the king , " Do not , my master , find
me guilty or call to mind the wrong your servant did the day my master the king left Jerusalem . Please , may the king not take it to heart .
Hoy i Simey tamin ' ny mpanjaka hoe : " Tsia , ry tompoko , aza manameloka ahy na mahatsiaro izay nataon ' ny mpanomponao tamim - pahamafisan - doha tamin ' ny andro nialan ' ny mpanjaka tompoko tao Jerosalema . Miangavy , aoka tsy handray izany am - po anie ny mpanjaka .
2SA 19:21     Alignment score: 0.535 → 0.535
For your servant knows that I have sinned . See , that is why I have come
today as the first from all the family of Joseph to come down to meet my master the king . "
Fa ireo mpanomponao dia mahalala fa efa nanota aho . Indro , izany no antony nahatongavako voalohany tamin'ireo fianakavian'i Josefa rehetra androany mba hidina hitsena ny mpanjaka tompoko . "
2SA 19:22     Alignment score: 0.601 → 0.604
But Abishai son of Zeruiah answered and said , " Should not Shimei be put to death for this , because he cursed Yahweh 's anointed ? "
Fa i Abisay zanaka lahin'i Zeroia namaly ary nanao hoe : " Tsy tokony ho vonoina ve i Simey noho izany , satria nanozona an'ilay voahosotr'i
Yaveh izy ? "
2SA 19:23     Alignment score: 0.338 → 0.341
Then David said , " What have I to do with you , you sons of Zeruiah , that you should today be adversaries to me ? Will any man be put to death today in Israel ? For do I not know that today I am king over Israel ? "
Ary i Davida niteny hoe : " Moa mpifaninona izaho sy ianao , ry zanaka lahin'i Zeroia , no tokony ho mpanohitra ahy ianareo ankehitriny ? Tokony hisy lehilahy ho vonoina ve eto Israely anio ? Fa moa tsy fantatro ve fa izaho no mpanjakan'Israely anio ? "
2SA 19:24     Alignment score: 0.475
So the king said to Shimei , " You will not die . " So the king promised him with an oath .
Koa niteny tamin'i Simey ny mpanjaka hoe : " Tsy ho faty ianao . " Dia nampanantena azy tamim
- pianianana ny mpanjaka .
2SA 19:25     Alignment score: 0.359 → 0.369
Then Mephibosheth son of Saul came down to meet the king . He had not dressed his feet , or trimmed his beard , or washed his clothes from the day the king left until the day he came
home in peace .
Ary Mefiboseta zanaka lahin'i Saoly nidina mba hitsena ny mpanjaka . Tsy nanisy kapa ny tongony izy , na nanala ny volom - bavany , na nanasa ireo lambany nanomboka tamin ' ny andro nandehanan ' ny mpanjaka ka hatramin ' ny andro nahatongavany soa aman - tsara tao an - trano .
2SA 19:26     Alignment score: 0.634
So when he came from Jerusalem to meet the king , the king said to him , " Why did you not go with me , Mephibosheth ? "
Koa rehefa tonga avy tany Jerosalema izy mba hitsena ny mpanjaka , dia hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko , ry Mefiboseta ? "
2SA 19:27     Alignment score: 0.455 → 0.455
He answered , " My master the king , my servant deceived me , for I said , ' I will saddle a donkey so I may ride on it and go with the king , because your servant is lame . '
Namaly izy hoe : " Ry mpanjaka tompoko , namitaka ahy ny mpanompoko , fa hoy aho hoe : ' Hanisy lasely ny ampondrako aho mba hahafahako mitaingina izany sy miaraka amin ' ny mpanjaka , satria mandringa ny mpanomponao .
2SA 19:28     Alignment score: 0.458 → 0.501
My servant Ziba has slandered me , your servant , to my master the king . But my master the king is like an angel of God . Therefore , do what is good in your eyes .
Ziba mpanompoko dia efa nanendrikendrika ahy , mpanomponao , tamin ' ny mpanjaka tompoko . Fa ny mpanjaka tompoko dia toy ny anjelin'Andriamanitra . Noho izany , ataovy izay tsara eo imasonao
.
2SA 19:29     Alignment score: 0.357 → 0.359
For all my father 's house were dead men before my master the king , but you set your servant among those who ate at your own table . What right therefore have I that I should still cry any more to the king ? "
Satria ny taranaky
ny raiko rehetra dia efa lehilahy maty eo anatrehan ' ny mpanjaka tompoko , kanefa ianao nametraka ny mpanomponao ho isan'ireo izay nihinana teo amin ' ny latabatrao manokana . Koa inona intsony noho izany no rariny ho ahy izay tokony mbola hitarainako amin ' ny mpanjaka ? "
2SA 19:30     Alignment score: 0.463 → 0.462
Then the king said to him , " Why explain anything further ? I have decided that you and Ziba will divide the fields . "
Dia hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Nahoana no manazava zavatra mihoatra ? " Efa nanapa - kevitra aho fa ianao sy Ziba no hizara ireo saha . "
2SA 19:31     Alignment score: 0.513
So Mephibosheth replied to the king , " Yes , let him take it all , since my master the king has come
safely to his own home . "
Ary Mefiboseta namaly ny mpanjaka hoe : " Eny , aoka izy haka azy rehetra , satria ny mpanjaka tompoko dia efa tonga soa aman - tsara ato an - tranony . "
2SA 19:32     Alignment score: 0.626
Then Barzillai the Gileadite
came down from Rogelim to cross over the Jordan with the king , and he accompanied the king over the Jordan .
Ary Barzilay ilay Gileadita dia nidina avy any Rogelima mba hiampita ny Jordana miaraka amin ' ny mpanjaka , ary nanatitra ny mpanjaka niampita ny Jordana izy .
2SA 19:33     Alignment score: 0.395 → 0.409
Now Barzillai was a very old man , eighty years old . He had furnished the king with provisions while he stayed at Mahanaim , for he was a very wealthy
man .
Barzilay dia lehilahy efa tena antitra , valopolo taona . Efa nanome vatsy ny mpanjaka izy fony izy nipetraka tao Mahanaima , satria lehilahy tena mpanefoefo izy .
2SA 19:34     Alignment score: 0.333 → 0.341
The king said to Barzillai , " Come
over with me , and I will provide for you to stay with me in Jerusalem . "
Hoy ny mpanjaka tamin'i Barzilay hoe : " Ndeha hiara - mita amiko , ary hanome anao toerana miaraka amiko any Jeroselama aho . "
2SA 19:35     Alignment score: 0.461 → 0.467
Barzillai replied to the king , " How many days are left in the years of my life
, that I should go up with the king to Jerusalem ?
Barzilay namaly ny mpanjaka hoe : " Hafiriana moa sisa no andro hiainako , no mbola tokony hiara - hiakatra amin ' ny mpanjaka any Jerosalema aho ?
2SA 19:36     Alignment score: 0.322
I am eighty years old . Can I distinguish between good and bad ? Can your servant taste
what I eat or what I drink ? Can I hear any more the voice of singing men and singing women ? Why then should your servant be a burden to my master the king ?
Valopolo taona aho . Mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy ve aho ? Mahavita mihinana izay haniko sy sotroiko ve ny mpanomponao ? Moa ve aho mahare ny feon ' ny mpihira lahy sy mpihira vavy intsony ? Koa nahoana ny mpanomponao no mbola ho vesatra ho an ' ny mpanjaka tompoko ?
2SA 19:37     Alignment score: 0.375 → 0.376
Your servant would like to just go over the Jordan with the king . Why should the king repay me with such a reward ?
Te - hiampita an'i Jordana miaraka amin ' ny mpanjaka fotsiny ny mpanomponao . Koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy tahaka izany ?
2SA 19:38     Alignment score: 0.379 → 0.384
Please let your servant return back home , so I may die in my own city by the grave of my father and my mother . But see , here is your servant Kimham . Let him cross over with my master the king , and do for him what seems good to you . "
Aoka re ny mpanomponao hody , mba ho faty any amin ' ny tanànako eo akaikin ' ny fasan
' ny raiko sy ny reniko aho . Fa indro , inty i Kimama mpanomponao . Aoka izy hiara - mita amin ' ny tompoko mpanjaka , ary ataovy aminy izay heverinao fa tsara aminao . "
2SA 19:39     Alignment score: 0.382
The king answered , " Kimham will go over with me , and I will do for him what seems good to you , and whatever you desire from me , I do that for you . "
Dia namaly ny mpanjaka hoe : " Hiara - mita amiko i Kimama , ary hataoko aminy izay heverinao fa tsara , ary na inona na inona irinao
aty amiko , dia hataoko izany ho anao . "
2SA 19:40     Alignment score: 0.537 → 0.54
Then all the people crossed the Jordan , and the king crossed over , and the king kissed Barzillai and blessed him . Then Barzillai returned to his own home .
Ary dia niampita an'i Jordana ny vahoaka rehetra , niampita ny mpanjaka , dia nanoroka an'i Barzilay izy ary nitso - drano azy . Dia nody tany an - tranony i Barzilay .
2SA 19:41     Alignment score: 0.523
So the king crossed over to Gilgal , and Kimham crossed over with him . All the army of Judah brought the king over , and also half the army of Israel .
Dia nita an'i Gilgala ny mpanjaka , ary Kimama nita niaraka taminy . Ny tafik'i
Joda rehetra dia nitondra ny mpanjaka niampita , ary koa ny antsasa - tafiky ny Israely .
2SA 19:42     Alignment score: 0.493
Soon all the men of Israel began to come
to the king and say to the king , " Why have our brothers , the men of Judah , stolen you away and brought the king and his family over the Jordan , and all David 's men with him ? "
Vetivety dia nanomboka tonga teo amin ' ny mpanjaka ny lehilahin'Israely rehetra ary niteny tamin ' ny mpanjaka hoe : " Nahoana ireo rahalahintsika , ireo lehilahin'i Joda , no nangalatra anao ary nitondra ny mpanjaka sy ny fianakaviany nita an'i Jordana , ary ny lehilahin'i Davida rehetra niaraka taminy ? "
2SA 19:43     Alignment score: 0.408 → 0.408
So the men of Judah answered the men of Israel , " It is because the king is more closely related to us . Why then are you angry about this ? Have we eaten anything that the king had to pay for ? Has he given us any gifts ? "
Dia namaly ny lehilahin'Israely ny lehilahin'i Joda hoe : " Izany dia satria ny mpanjaka akaiky anay kokoa . Koa nahoana ianareo no tezitra amin'izany ? Efa nandany izay novidin ' ny mpanjaka ve izahay ? Efa nanome fanomezana ho anay ve izy ? "
2SA 19:44     Alignment score: 0.334 → 0.353
The men of Israel answered the men of Judah , " We have ten tribes related to the king , so we have even more right to David than you . Why then did you despise us ? Was not our proposal to bring back our king the first to be heard ? " But the words of the men of Judah were even more severe than the words of the men of Israel .
Dia namaly ny lehilahin'i Joda ny lehilahin'Israely hoe : " Manana foko folo mifandray amin ' ny mpanjaka izahay , noho izany manan
- jo kokoa ny amin'i Davida noho ianareo izahay . Koa nahoana ianareo no manao tsinontsinona anay ? Moa ve tsy ny tolo - kevitray ny amin ' ny hitondrana ny mpanjakanay hiverina no voalohany ? " Fa ireo tenin ' ny lehilahin'i Joda dia mahery kokoa noho ireo tenin ' ny lehilahin'Israely .
2SA 19     Average alignment score: 0.424 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24