Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 20:1     Alignment score: 0.305 → 0.305
There also happened to be at the same place a worthless man whose name was Sheba son of Bikri , a Benjamite
. He blew the ram 's horn and said , " We have no part in David , neither have we any inheritance in the son of Jesse . Let every man go back to his tent , Israel ! "
Sendra nisy mpanakorontana iray teo amin'ilay toerana ary Seba no anarany zanaka lahin'i Bikry , Benjamita iray izy . Nitsoka ny trompetra izy sady niteny hoe : " Tsy manana anjara any amin'i Davida isika , no sady tsy mahazo lova any amin ' ny zanaka lahin'i Jese . Avelao ny lehilahy rehetra hody any an - tranony , ry Israely . "


2SA 20:2     Alignment score: 0.531 → 0.531
So all the men of Israel deserted David and followed Sheba son of Bikri . But the men of Judah followed closely their king , from the Jordan all the way to Jerusalem .
Noho izany dia nandao an'i Davida ireo lehilahin'Israely rehetra ary nanaraka an'i Seba
zanaka lahin'i Bikry . Nefa ireo vahoakan'i Joda nifikitra nanaraka ny mpanjakan'izy ireo , avy amin ' ny lalan'i Jordana rehetra ka hatrany Jerosalema .
2SA 20:3     Alignment score: 0.311 → 0.324
When David came to his palace at Jerusalem , he took the ten concubines whom he had left to keep the palace , and he put them in a house under guard . He provided for their needs , but he did not go to them any longer . So they were shut up to the day of their death , living as if they were widows .
Rehefa tonga tao amin ' ny lapany
tao Jerosalema i Davida , dia naka ireo vady andevo folo izay navelany hiandry ny lapa izy , ary napetrany tao amin ' ny trano iray voambina izy ireo . Nanome izay rehetra nilainy izy , fa tsy niara - nandry tamin'izy ireo intsony . Ka nihidy tao izy ireo mandra - pahatongan ' ny andro nahafatesany , niaina tahaka ny mpitondratena izy ireo .
2SA 20:4     Alignment score: 0.46 → 0.463
Then the king said to Amasa , " Call the men of Judah together within three days ; you must be here , too . "
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Amasa hoe : " Vorio ao anatin ' ny telo andro ireo lehilahin'i Joda ; tsy maintsy eto ihany koa ianao . "
2SA 20:5     Alignment score: 0.234 → 0.249
So Amasa went to call Judah , but he was delayed beyond the time that the king had appointed for him .
Dia lasa Amasa namory ireo lehilahin'i Joda , nefa naharitra ela kokoa noho ny fe - potoana
izay nandidian ' ny mpanjaka azy izy .
2SA 20:6     Alignment score: 0.435 → 0.439
So David said to Abishai , " Now Sheba son of Bikri will do us more harm than Absalom did . Take your master 's servants and pursue after him , or he will find fortified cities and escape out of our sight . "
Ka hoy i Davida tamin'i Abisay hoe : " Ankehitriny i Seba
zanaka lahin'i Bikry dia hanao ratsy antsika mihoatra noho ny nataon'i Absaloma . Ento ireo mpanompon ' ny tomponao , ireo miaramilako , ka enjeho izy , raha tsy izany hahita tanàna mimanda izy ka tsy ho hitantsika . "
2SA 20:7     Alignment score: 0.538
Then Joab 's men went out after him , along with the Kerethites and the Pelethites and all the mighty warriors . They left Jerusalem to pursue Sheba son of Bikri .
Dia lasa nanenjika azy ireo lehilahin'i Joaba , niaraka tamin'ireo Keretita sy ireo Peletita ary ireo mpiady mahery rehetra . Niala tao Jerosalema izy ireo mba hanenjika an'i Seba
zanaka lahin'i Bikry .
2SA 20:8     Alignment score: 0.323 → 0.339
When they were at the great stone which is at Gibeon , Amasa came to meet them . Joab was wearing the battle armor that he had put on , which included a belt around his waist with a sheathed sword fastened to it . As he walked forward , the sword fell
out .
Rehefa teo amin'ilay vato lehibe izay tao Gibeona izy ireo , dia tonga i Amasa mba hitsena azy ireo . Efa nanaovan'i Joba teny aminy ny akanjo fiadiana , izay nisy fehinkibo teny am - balahany niaraka tamin ' ny fitoeran - tsabany nifatotra tamin'izany . Ary raha nandeha izy , dia latsaka ilay sabatra .
2SA 20:9     Alignment score: 0.5 → 0.503
So Joab said to Amasa , " Is it well with you , my cousin ? " Joab took Amasa by the beard with his right hand to kiss him .
Ka hoy i Joaba tamin'i Amasa hoe : " Salama tsara ve ianao , ry rahalahiko ? Noraisin'i Joaba tamim
- pitiavana tamin ' ny tanany havanana ny volombavan'i Amasa mba horohany .
2SA 20:10     Alignment score: 0.467 → 0.49
Amasa did not notice the dagger that was in Joab 's left hand . Joab stabbed Amasa in the stomach and his bowels spilled out to the ground . Joab did not strike
him again , and Amasa died . So Joab and Abishai his brother pursued Sheba son of Bikri .
Tsy tsikaritr'i Amasa ny sabatra kely izay teny an - tanan - kavian'i Joaba . Notsindromin'i Joaba teo amin ' ny kibony i Amasa , ka nivaroraka tamin ' ny tany ireo tsinainy , tsy namely azy intsony Joaba , ary maty Amasa . Noho izany dia nanenjika an'i Seba zanaka lahin'i Bikry i Joaba sy Abisay rahalahiny .
2SA 20:11     Alignment score: 0.508 → 0.524
Then one of Joab 's young men stood by Amasa , and the man said , " He who favors Joab , and he who is for David , let him follow Joab . "
Avy eo dia nijanona teo amin'i Amasa ny iray tamin'ireo lehilahin'i Joaba , ary hoy ilay lehilahy hoe : " Izay momba an'i Joaba , sy izay momba an'i Davida , avelao izy hanaraka an'i Joaba . "
2SA 20:12     Alignment score: 0.313 → 0.32
Amasa lay wallowing in his blood in the middle of the road . When the man saw that all the people stood still , he carried Amasa off of the road and into a field . He threw a garment over him because he saw that everyone who came
by him stood still .
Nihosona ny ràny teo afovoan ' ny lalana i Amasa . Rehefa hitan'ilay lehilahy fa nijanona ny olona rehetra , dia nafindrany niala teo amin ' ny lalana ho any amin ' ny saha i Amasa . Nosaromany lamba teo amboniny satria hitany fa izay olona mandalo eo aminy dia mijanona .
2SA 20:13     Alignment score: 0.488
After Amasa was taken off the road , all the men followed on after Joab in pursuit of Sheba son of Bikri .
Rehefa avy nesorina teo amin ' ny lalana i Amasa , dia nanaraka an'i Joaba hanenjika an'i Seba
zanaka lahin'i Bikry ny lehilahy rehetra .
2SA 20:14     Alignment score: 0.493 → 0.494
Sheba passed through all the tribes of Israel to Abel Beth Maakah , and through all the land of the Bikrites , who gathered together and also pursued Sheba .
Seba
dia namakivaky ireo fokon'Israely rehetra tany Abela any Beti - maka , sy nanerana ny tanin ' ny Berita rehetra , izay niangona ary nanenjika an'i Seba ihany koa .
2SA 20:15     Alignment score: 0.357 → 0.367
They caught up with him and besieged him in Abel Beth Maakah . They built up a siege ramp against the city against the wall . All the army who were with Joab were wreaking destruction to break down the wall .
Tratra izy ka nataon'izy ireo fahirano tany Abela tany Beti - maka . Nanandratra tovo - tany
iray manoloana ny manda teo amin ' ny tanàna izy ireo . Ny tafika rehetra izay nanaraka an'i Joaba dia nandrava ny manda mba hampianjera izany .
2SA 20:16     Alignment score: 0.431 → 0.431
Then a wise woman cried out of the city , " Listen , please listen , Joab ! Come
near me so I may speak with you . "
Avy eo dia nisy vehivavy hendry iray niantso ny tao an - tanàna hoe : " Henoy , mba henoy re , ry Joaba ! Mankanesa eto akaikiko mba ho afaka hiresaka aminao aho . "
2SA 20:17     Alignment score: 0.513 → 0.515
So Joab came near to her , and the woman said , " Are you Joab ? " He answered , " I am . " Then she said to him , " Listen to the words of your servant . " He answered , " I am listening . "
Ka nanatona azy i Joaba , hoy ilay vehivavy hoe : " Ianao ve no Joaba ? " Dia namaly izy hoe : " Izaho no izy . " Ary hoy izy taminy hoe : " Henoy ny tenin ' ny mpanomponao . " Dia namaly izy hoe : " Mihaino aho . "
2SA 20:18     Alignment score: 0.222 → 0.243
Then she spoke , " They used to say in old times , ' Surely seek advice at Abel , ' and that advice would end the matter .
Dia hoy izy hoe : " Fitenin'ireo taloha ny hoe : ' Mitadiava hevitra any amin'i Abela , ' ary izany hevitra izany no hampitsahatra ny olana .
2SA 20:19     Alignment score: 0.35 → 0.36
We are a city that is one of the most peaceful and faithful in Israel . You are trying to destroy a city that is a mother in Israel . Why do you want to swallow up the inheritance of Yahweh ? "
Izahay dia tanàna iray amin'ireo izay tena milamina sy mahatoky indrindra eto Israely . Mikasa hamotika tanàna iray izay reny eto Israely ianao . Nahoana ianao no mitady hihinana ny lovan'i
Yaveh ? "
2SA 20:20     Alignment score: 0.358
So Joab answered and said , " Far be it , far be it from me , that I should swallow up or destroy .
Ka namaly i Joaba ary niteny hoe : " Sanatria , dia sanatria amiko , ny haka na hanimba .
2SA 20:21     Alignment score: 0.492 → 0.494
That is not true . But a man from the hill country of Ephraim , named Sheba son of Bikri , has lifted up his hand against the king , against David . Give
up him alone , and I will withdraw from the city . " The woman said to Joab , " His head will be thrown to you over the wall . "
Tsy marina izany . Fa misy lehilahy iray avy any amin ' ny tany havoan'i Efraima , antsoina hoe Seba zanaka lahin'i Bikry , nanandratra ny tanany hanohitra ny mpanjaka , hanohitra an'i Davida . Izy irery no atolory , dia hiala eto amin ' ny tanàna aho . " Hoy ravehivavy tamin'i Joaba hoe : " Ho atsipy eo aminao hihoatra ny manda ny lohany .
2SA 20:22     Alignment score: 0.436
Then the woman went to all the people in her wisdom . They cut off the head of Sheba son of Bikri , and threw it out to Joab . Then he blew the ram 's horn and Joab 's men left the city , every man to his tent . Then Joab returned to Jerusalem to the king .
Ary tamim
- pahendreny no nanatonan'ilay vehivavy ny olon - drehetra . Notapahan'izy ireo ny lohan'i Seba zanaka lahin'i Bikry ary natsipin'izy ireo teo amin'i Joaba . Avy eo nitsoka ny trompetra izy ary nandao ny tanàna ireo lehilahin'i Joaba , ny lehilahy rehetra ho any an - tranony avy . Avy eo i Joaba dia niverina tany Jerosalema ho any amin ' ny mpanjaka .
2SA 20:23     Alignment score: 0.614
Now Joab was over all the army of Israel , and Benaiah son of Jehoiada was over the Kerethites and over the Pelethites .
Ary i Joaba dia ambonin'ireo tafiky
ny Israely rehetra , ary Benaia zanaka lahin'i Joiada dia ambonin'ireo Keretita sy ireo Peletita .
2SA 20:24     Alignment score: 0.47 → 0.47
Adoniram was over the men who did forced labor , and Jehoshaphat son of Ahilud was the recorder .
Adorama dia ambonin'ireo lehilahy izay nanao asa an - terivozona . Ary Josafata zanaka lahin'i Ahiloda no mpitahiry .
2SA 20:25     Alignment score: 0.779
Sheva was scribe and Zadok and Abiathar were priests .
Seva no mpanora - dalàna , ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona .
2SA 20:26     Alignment score: 0.535
Ira the Jairite was David 's priest .
Ira ilay Jairita no mpanolo - tsaina
an'i Davida .
2SA 20     Average alignment score: 0.426 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24