Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 2:1     Alignment score: 0.596 → 0.595
After this David asked Yahweh and said , " Should I go up to one of the cities of Judah ? " Yahweh replied to him , " Go up . " David said , " To which city should I go ? " Yahweh replied , " To Hebron . "
Taorian'izany dia nanontany an'i Yaveh i Davida ary niteny hoe : " Tokony hiakatra any amin ' ny iray amin'ireo tanànan'i Joda ve aho ? " Namaly azy i Yaveh hoe : " Miakàra . " Hoy i Davida hoe : " Any amin ' ny tanàna aiza no tokony halehako ? " Dia namaly Yaveh hoe : " Any Hebrona . "


2SA 2:2     Alignment score: 0.575
So David went up with his two wives , Ahinoam from Jezreel , and Abigail from Carmel , the widow of Nabal .
Noho izany dia niakatra niaraka tamin'ireo vadiny roa i Davida , dia i Ahinoama avy any Jezirelita , sy Abigaila avy any Karmela , ilay mpitondratena navelan'i
Nabala .
2SA 2:3     Alignment score: 0.482 → 0.462
David brought the men who were with him , who each brought his family , to the cities of Hebron , where they began to live
.
Nitondra ireo olona izay niaraka taminy , izay samy nitondra ny fianakaviany avy , ho any amin'ireo tanànan'i Hebrona , izay nanomboka nonenan'izy ireo i Davida .
2SA 2:4     Alignment score: 0.633
Then men from Judah came and anointed David king over the house of Judah . They told David , " The men of Jabesh Gilead have buried Saul . "
Avy eo tonga ireo lehilahy avy any Joda ary nanosotra an'i Davida ho mpanjaka eo amin ' ny ankohonan'i Joda . Hoy izy ireo tamin'i Davida hoe : " Ireo olon'i Jabesi
- gileada no nandevina an'i Saoly . "
2SA 2:5     Alignment score: 0.48
So David sent messengers to the men of Jabesh Gilead and said to them , " You are blessed by Yahweh , since you have shown this loyalty to your master Saul and have buried him .
Noho izany dia naniraka mpitondra hafatra ho any amin'ireo olon'i Jabesi
- gileada i Davida ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Tahian'i Yaveh ianareo , satria ianareo dia nampiseho izany tsy fivadihana izany tamin'i Saoly tomponareo sy nandevina azy .
2SA 2:6     Alignment score: 0.321 → 0.331
Now may Yahweh show you steadfast love and faithfulness . I also will show you this goodness because you have done this thing .
Ankehitriny haneho fanekem - pihavanana tsy mivadika sy fahatokiana aminareo anie Yaveh . Izaho ihany koa dia haneho izany fahatsarana izany aminareo satria nanao izany zavatra izany ianareo .
2SA 2:7     Alignment score: 0.47 → 0.47
Now then , let your hands be strong ; be courageous for Saul your master is dead , and the house of Judah has anointed me king over them . "
Koa ankehitriny ary , aoka hatanjaka ny tananareo ; manàna herim - po fa maty i Saoly tomponareo , ary ny fokon'i
Joda nanosotra ahy ho mpanjaka eo amin'izy ireo . "
2SA 2:8     Alignment score: 0.71
But Abner son of Ner , commander of Saul 's army , took Ish - Bosheth son of Saul and brought him to Mahanaim .
Fa Abnera zanaka lahin'i Nera , mpifehy ny tafik'i
Saoly , dia naka an'Isboseta zanaka lahin'i Saoly ary nitondra azy tany Mahanaima .
2SA 2:9     Alignment score: 0.664 → 0.668
He made Ish - Bosheth king over Gilead , Asher , Jezreel , Ephraim , Benjamin , and over all Israel .
Nanao an'Isboseta ho mpanjakan'i Gileada , Asorita , Jezirela , Efraima , Benjamina , ary amin'Israely rehetra izy .
2SA 2:10     Alignment score: 0.602
Ish - Bosheth son of Saul , was forty years old when he began to reign over Israel , and he reigned two years . But the house of Judah followed David .
Efapolo taona Isboseta zanaka lahin'i Saoly no nanomboka nanjaka teo amin'Israely , ary nanjaka nandritra ny roa taona izy . Fa nanaraka an'i Davida ny fokon'i
Joda .
2SA 2:11     Alignment score: 0.434 → 0.516
The time that David was king in Hebron over the house of Judah was seven years and six months .
Fito taona sy enim - bolana ny fotoana nanjakan'i
Davida tamin ' ny fokon'i Joda tao Hebrona .
2SA 2:12     Alignment score: 0.711
Abner son of Ner , and the servants of Ish - Bosheth son of Saul , went out from Mahanaim to Gibeon .
Abnera zanaka lahin'i Nera , ary ireo mpanompon
' Isboseta zanaka lahin'i Saoly , dia niala tao Mahanaima ho any Gibeona .
2SA 2:13     Alignment score: 0.461 → 0.463
Joab son of Zeruiah and the servants of David went out and met them by the pool of Gibeon . There they sat down , one group on one side of the pool and the other on the other side .
Ary Joaba zanaka lahin'i Zeroia sy ireo mpanompon'i
Davida dia nivoaka ary nihaona tamin'izy ireo teo amin ' ny farihin'i Gibeona . Teny izy ireo no nipetraka , ny vondrona iray teo ankilan ' ny farihy ary ny vondrona iray hafa teo andaniny .
2SA 2:14     Alignment score: 0.51
Abner said to Joab , " Let the young men arise
and compete before us . " Then Joab said , " Let them arise . "
Hoy Abnera tamin'i Joaba hoe : " Aoka hitsangana sy hifaninana eo anoloantsika ireo tovolahy . " Dia hoy Joaba hoe : " Aoka hitsangana izy ireo . "
2SA 2:15     Alignment score: 0.566 → 0.566
Then the young men got up and gathered together , twelve for Benjamin and Ish - Bosheth son of Saul , and twelve from servants of David .
Dia nitsangana sy niara - niangona ireo tovolahy , roa ambin ' ny folo avy tamin'i Benjamina sy Isboseta zanak'i Saoly , ary roa ambin ' ny folo avy tamin'ireo mpanompon'i
Davida .
2SA 2:16     Alignment score: 0.374 → 0.388
Each man seized his opponent by the head and thrust his sword into the side of his opponent , and they fell
down together . Therefore that place was called " Helkath Hazzurim , " or " Field of Swords , " which is in Gibeon .
Ny lehilahy tsirairay dia samy nisambotra ny mpifanandrina taminy tamin ' ny lohany sy nanatsatoka ny sabany teo amin ' ny andilan ' ny mpifanandrina taminy , ary dia niara - lavo izy ireo . Koa dia nantsoina tamin ' ny teny Hebreo hoe : " Helkata - hazorima " na " Sahan - tsabatra " izany toerana izany , izay any Gibeona .
2SA 2:17     Alignment score: 0.379 → 0.379
The battle was very severe that day and Abner and the men of Israel were defeated before the servants of David .
Tena mafy ny ady tamin'io andro io ary resy teo anoloan'ireo mpanompon'i
Davida i Abnera sy ireo lehilahin'Israely .
2SA 2:18     Alignment score: 0.695 → 0.695
The three sons of Zeruiah were there : Joab , and Abishai , and Asahel . Asahel was swift in his feet like a wild gazelle .
Teo ireo zanak'i
Zeroia telo lahy : Joaba , sy Abisay , ary Asahela . Ny tongotr'i Asahela dia haingam - pandeha tahaka ny gazela - dia .
2SA 2:19     Alignment score: 0.441 → 0.458
Asahel closely pursued Abner and followed him without turning away in any direction .
Ary Asahela nanenjika akaiky an'i Abnera sy nanaraka azy tsy nivilivily tamin ' ny lalany
rehetra .
2SA 2:20     Alignment score: 0.537 → 0.538
Abner looked behind him and said , " Is that you Asahel ? " He answered , " It is I . "
Nijery ny tao aoriany Abnera ary nanao hoe : " Ianao ve io ry Asahela ? " Namaly izy hoe : " Izaho ity . "
2SA 2:21     Alignment score: 0.461 → 0.469
Abner said to him , " Turn aside to your right or to your left , and seize one of the young men and take his armor . " But Asahel would not turn aside .
Dia hoy Abnera taminy hoe : " Mivilia
any amin ' ny ankavananao na ny ankavianao , ary misambora iray amin'ireo tovolahy ka alaivo ny fiadiany . " Fa tsy nivily Asahela .
2SA 2:22     Alignment score: 0.499 → 0.5
So Abner said again to Asahel , " Stop pursuing me . Why should I strike you to the ground ? How then could I hold
up my face to Joab , your brother ? "
Dia hoy indray Abnera tamin'i Asahela hoe : " Ajanony ny fanenjehana ahy . Nahoana aho no tokony hamely anao amin ' ny tany ? Ataoko ahoana ny hanatri - tava an'i Joaba , rahalahinao ? "
2SA 2:23     Alignment score: 0.327 → 0.33
But Asahel refused to turn aside , and so Abner stabbed him in the body with the blunt end of his spear , so that the spear came out the other side . Asahel fell
down and died there . So it came about that anyone who arrived at the place where Asahel fell down and died , he stopped and stood still .
Fa tsy nanaiky ny hivily i Asahela , ary dia notrobaran'i Abnera ny antsin - defony ny vatany , ka nivoaka avy tao an - damosiny ilay lefona . Nikarapoka ary maty teo Asahela . Koa izay olona tonga teo amin'ilay toerana izay nampikarapoka sy nahafaty an'i Asahela , dia nijanona sy tsy nihetsika teo .
2SA 2:24     Alignment score: 0.501 → 0.578
But Joab and Abishai pursued Abner . When the sun was going down , they came to the hill of Ammah , which is near Giah by the road to the wilderness of Gibeon .
Fa nenjehan'i Joaba sy Abisay i Abnera . Rehefa nilentika ny masoandro , dia tonga teo amin ' ny havoan'i
Ama , izay akaikin'i Gia eo amoron ' ny lalana mankany amin ' ny efitr'i Gibeona izy ireo .
2SA 2:25     Alignment score: 0.477 → 0.479
The men of Benjamin gathered themselves together behind Abner and stood on the top of the hill .
Niara - niangona tao aorian'i
Abnera ireo lehilahin'i Benjamina ary nitsangana teo an - tampon'ilay havoana .
2SA 2:26     Alignment score: 0.403 → 0.403
Then Abner called to Joab and said , " Must the sword devour forever ? Do you not know it will be bitter in the end ? How long will it be before you tell your men to stop pursuing their brothers ? "
Avy eo dia niantso an'i Joaba i Abnera ary niteny hoe : " Tsy maintsy handrapaka mandrakizay ve ny sabatra ? Tsy fantatrao
ve fa hangidy izany any amin ' ny farany ? Mandra - pahoviana ianao vao hiteny ny olonao mba hitsahatra tsy hanenjika ny rahalahiny izy ireo ?
2SA 2:27     Alignment score: 0.445 → 0.445
Joab replied , " Just as God lives , if you had not said that , my soldiers would have pursued their brothers until the morning ! "
Dia namaly Joaba hoe : " Raha mbola velona koa Andriamanitra , raha tsy niteny izany ianao , dia ho nanenjika ireo rahalahin'izy ireo mandra - maraina ireo miaramilako ! "
2SA 2:28     Alignment score: 0.391
So Joab blew the ram 's horn , and all his men stopped and did not pursue Israel anymore , nor did they fight
anymore .
Dia nitsoka ny anjomara Joaba , ary nijanona ny olony rehetra ka tsy nanenjika ny Israely intsony , na niady intsony izy ireo .
2SA 2:29     Alignment score: 0.474
Abner and his men traveled all that night through the Arabah . They crossed the Jordan , marched all the next morning , and then reached Mahanaim .
Nanditra izany alina izany dia nandeha namakivaky an'i Arabà i Abnera sy ny olony
. Niampita an'i Jordana izy ireo , nandeha nandritra ny ampitso maraina tontolo , ary dia tonga tao Mahanaima .
2SA 2:30     Alignment score: 0.435 → 0.456
Joab returned from pursuing Abner . He assembled all his people , from whom were missing Asahel and nineteen of David 's servants .
Niverina avy nanenjika an'i Abnera i Joaba . Nanangona ny olony
rehetra izy , ka i Asahela sy miaramila sivy ambin ' ny folo avy amin'i Davida no tsy teo .
2SA 2:31     Alignment score: 0.361 → 0.652
But the servants of David had slaughtered from Benjamin and of Abner 's men 360 men who died
.
Fa ireo olon'i Davida dia namono 360 lahy tamin ' ny olon'i Benjamina izay niaraka tamin'i Abnera .
2SA 2:32     Alignment score: 0.414 → 0.425
Then they took up Asahel and buried him in the tomb of his father , which was in Bethlehem . Joab and his men traveled all night , and the day dawned on them at Hebron .
Avy eo dia nalain'izy ireo i Asahela ary naleviny
tao amin ' ny fasan - drainy , izay tao Betlehema . Ary Joaba sy ireo olony nandeha ny alina tontolo , ary vao nangiran - dratsy izy ireo no tonga tao Hebrona .
2SA 2     Average alignment score: 0.5 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24