Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 14:1     Alignment score: 0.513 → 0.514
Now Joab son of Zeruiah knew
that the king 's heart went out to Absalom .
Ary i Joaba zanaka lahin'i Zeroia dia nahafantatra fa naniry ny hahita an'i Absaloma ny fon ' ny mpanjaka .


2SA 14:2     Alignment score: 0.416 → 0.425
So Joab sent word to Tekoa and had a wise woman brought to him . He said to her , " Please pretend you are a mourner and put on mourning clothes . Please do not anoint yourself with oil , but be like a woman who has mourned a long time for the dead .
Noho izany dia nandefa teny ho any Tekoa i Joaba ary nitondra vehivavy hendry tany
aminy . Hoy izy tamin - dravehivavy hoe : " Mba miangavy re ataovy ohatran ' ny hoe misaona ianao ary mitafia akanjo fisaonana . Mba miangavy re aza hosorana diloilo ny tenanao , fa manaova toy ny vehivavy izay nisaona ny maty efa ela .
2SA 14:3     Alignment score: 0.331
Then go to the king and speak to him about what I will describe . " So Joab told her the words she was to say to the king .
Avy eo dia mandehana mankany amin ' ny mpanjaka ary resaho aminy ny momba izay ho faritako . " Dia nolazain'i Joaba taminy ireo teny izay tokony ho lazainy
amin ' ny mpanjaka .
2SA 14:4     Alignment score: 0.543 → 0.543
When the woman from Tekoa spoke to the king , she lay facedown on the ground and said , " Help me , king . "
Rehefa niresaka tamin ' ny mpanjaka ilay vehivavy avy any Tekoa , dia nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany izy ary nanao hoe : " Ampio aho , ry mpanjaka . "
2SA 14:5     Alignment score: 0.436
The king said to her , " What is wrong ? " She answered , " The truth is that I am a widow , and my husband is dead .
Dia hoy ilay mpanjaka taminy hoe : " Inona no olana
? " Namaly izy hoe : " Ny marina dia mpitondratena aho , ary maty ny vadiko . "
2SA 14:6     Alignment score: 0.32 → 0.334
I , your servant , had two sons , and they fought with each other in the field , and there was no one to separate them . One struck the other and killed him .
Izaho , mpanomponao , dia manan
- janaka roa lahy , ary niady teny an - tsaha izy ireo , ka tsy nisy nanasaraka azy ireo . Ny anankiray namely ilay iray ka nahafaty azy .
2SA 14:7     Alignment score: 0.27 → 0.277
Now the whole clan has risen against your servant , and they say , ' Give
into our hand the man who struck his brother , so that we may put him to death , to pay for the life of his brother whom he killed . ' So they would also destroy the heir . Thus they will put out the burning coal that I have left , and they will leave for my husband neither name nor descendant on the surface of the earth . "
Ankehitriny dia mitsangana manohitra ny mpanomponao ny fianakaviambe manontolo , ary hoy izy ireo hoe : ' Atolory ilay lehilahy izay namely ny rahalahiny , mba hamonoanay azy ho faty , mba hanonitra ny ain ' ny rahalahiny izay novonoiny . ' Koa dia ho vonoin'izy ireo koa ny mpandova . Dia toy izany koa no hanesoran'izy ireo ny vain'afo mirehitra izay navelako , ary tsy hamela anarana na taranaka eto ambonin ' ny tany ho an ' ny vadiko izy ireo . "
2SA 14:8     Alignment score: 0.333
So the king said to the woman , " Go to your house , and I will command something to be done for you . "
Koa dia hoy ny mpanjaka tamin - dravehivavy hoe : " Mandehana any an - tranonao
, ary handidy zavatra hatao ho anao aho . "
2SA 14:9     Alignment score: 0.414 → 0.414
The woman
of Tekoa replied to the king , " My master , king , may the guilt be on me and on my father 's family . The king and his throne are guiltless . "
Dia namaly ny mpanjaka ilay vehivavin'i Tekoa hoe : " Ry mpanjaka , tompoko , aoka ho amiko sy ho amin ' ny fianakavian - draiko ny heloka . Tsy manan - tsiny ny mpanjaka sy ny seza fiandrianany . "
2SA 14:10     Alignment score: 0.41 → 0.41
The king replied , " Whoever says anything to you , bring him to me , and he will not touch you anymore . "
Namaly ny mpanjaka hoe : " Na iza na iza milaza zavatra aminao , dia ento aty amiko izy , ary tsy hikasika anao intsony izy . "
2SA 14:11     Alignment score: 0.411 → 0.417
Then she said , " Please , may the king call to mind Yahweh your God , so that the avenger of blood will not destroy anyone further , so that they will not destroy my son . " The king replied , " As Yahweh lives , not one hair of your son will fall
to the ground . "
Dia hoy izy hoe : " Mba miangavy re , aoka ny mpanjaka hahatsiaro an'i Yaveh Andriamanitrao , ka tsy hamotika na iza na iza bebe kokoa ny mpamaly , mba tsy hamotehan'izy ireo ny zanako lahy . " Dia namaly ilay mpanjaka hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia tsy hisy na dia singam - bolo iray amin ' ny zanakao aza hihintsana amin ' ny tany . "
2SA 14:12     Alignment score: 0.406
Then the woman said , " Please let your servant speak a further word to my master the king . " He said , " Speak on . "
Dia hoy ravehivavy hoe : " Mba miangavy re avelao ny mpanomponao mba hilaza teny fanampiny amin ' ny tompoko ilay mpanjaka . " Dia hoy izy hoe : " Mitenena . "
2SA 14:13     Alignment score: 0.323
So the woman said , " Why then have you devised such a thing against the people of God ? For in saying this thing , the king is like someone who is guilty , because the king has not brought back home again his banished son .
Dia hoy ravehivavy hoe : " Koa nahoana ary ianao no mihevitra zavatra tahaka izany amin ' ny vahoakan'Andriamanitra ? Fa amin ' ny fitenenana izany zavatra izany , dia toy ny olona izay meloka ny mpanjaka , satria tsy mbola nampody indray ny zanany lahy voaroaka ny mpanjaka .
2SA 14:14     Alignment score: 0.274 → 0.276
For we all must die , and we are like water spilled on the ground , which can not be gathered up again . But God will not take away life . Rather , he devises a way for those who were driven away not to remain outcast .
Fa tsy maintsy ho faty isika rehetra , ary toy ny rano araraka amin ' ny tany isika , izay tsy afaka raofina intsony . Fa Andriamanitra tsy haka ny aina
; fa kosa , mahita lalana ho an'ireo izay voaroaka Izy mba ho averina indray .
2SA 14:15     Alignment score: 0.404 → 0.425
Now then , seeing that I have come
to speak this thing to my master the king , it is because the people have made me afraid . So your servant said to herself , ' I will now speak to the king . It may be that the king will perform the request of his servant .
Koa ankehitriny ary , tonga hiresaka izany zavatra izany amin ' ny mpanjaka tompoko aho , izany dia satria nampitahotra ahy ny vahoaka . Koa niteny tamin ' ny tenany ny mpanomponao hoe : ' Hiresaka amin ' ny mpanjaka aho izao . Angamba hanatanteraka ny fangatahan ' ny mpanompony ny mpanjaka .
2SA 14:16     Alignment score: 0.241 → 0.254
Perhaps the king will listen to me and deliver his servant from the hand of the man who would destroy me and my son together , out of the inheritance God gave us . '
Satria hihaino ahy ny mpanjaka , mba hanolorana ny mpanompony
ho afaka amin ' ny tanan'ilay lehilahy izay hamotika ahy sy ny zanako lahy , ho afaka amin ' ny lovan'Andriamanitra . '
2SA 14:17     Alignment score: 0.463
Then your servant prayed , ' Yahweh , please let the word of my master the king give
me relief , for as an angel of God , so is my master the king in telling good from evil . ' May Yahweh your God be with you . "
Avy eo dia nivavaka ny mpanomponao hoe : " Ry Yaveh , aoka hanamaivana ahy ny tenin ' ny mpanjaka tompoko , satria toy ny anjelin'Andriamanitra , dia toy izany koa ny mpanjaka tompoko amin ' ny fitenenana ny tsara avy amin ' ny ratsy . ' Homba anao anie Yaveh Andriamanitrao . "
2SA 14:18     Alignment score: 0.396 → 0.4
Then the king answered and said to the woman , " Please do not hide from me anything that I will ask you . " The woman replied , " Let my master the king now speak . "
Avy eo dia namaly ny mpanjaka ka niteny tamin - dravehivavy hoe : " Mba miangavy re aza afenina amiko izay rehetra hanontaniako anao . " Dia namaly ravehivavy hoe : " Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko ankehitrin . "
2SA 14:19     Alignment score: 0.419 → 0.42
The king said , " Is not the hand of Joab with you in all this ? " The woman answered and said , " As you live , my master the king , no one can escape to the right hand or to the left from anything that my master the king has spoken . It was your servant Joab who commanded me and told me to say these
things that your servant has spoken .
Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Moa ve tsy miaraka aminao amin'izao rehetra izao ny tanan'i Joaba ? " Dia namaly ravehivavy ka nanao hoe : " Raha mbola velona koa ianao , ry mpanjaka tompoko , dia tsy misy afaka mandositra mankany ankavanana na ankavia amin ' ny zavatra rehetra izay nolazain ' ny mpanjaka tompoko . I Joaba mpanomponao no nandidy ahy sy niteny tamiko mba hilaza ireo zavatra izay notenenin ' ny mpanomponao ireo .
2SA 14:20     Alignment score: 0.388 → 0.389
Your servant Joab has done this to change the course of what is happening . My master is wise , like the wisdom of an angel of God , and he knows everything that is happening in the land . "
Efa nanao izany i Joaba mpanomponao mba hampiova ny zava - mitranga . Hendry ny tompoko , toy ny fahendren
' ny anjelin'Andriamanitra , ary fantany ny zavatra rehetra izay mitranga eo amin ' ny tany . "
2SA 14:21     Alignment score: 0.509 → 0.509
So the king said to Joab , " See now , I will do this thing . Go then , and bring the young man Absalom back . "
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Joaba hoe : " Indro ary , hanao izany zavatra izany aho . Mandehana , ary ento miverina ilay tovolahy Absaloma . "
2SA 14:22     Alignment score: 0.376 → 0.382
So Joab lay facedown on the ground in honor and gratitude to the king . Joab said , " Today your servant knows that I have found favor in your eyes , my master , king , in that the king has performed the request of his servant . "
Noho izany i Joaba dia nampiankohoka ny tavany
tamin ' ny tany ho voninahitra sy fisaorana ny mpanjaka . Hoy i Joaba hoe : " Ankehitriny dia fantatry ny mpanomponao fa nahita sitraka teo imasonao aho , ry mpanjaka tompoko , amin ' ny fanatanterahan ' ny mpanjaka ny fangatahan ' ny mpanompony . "
2SA 14:23     Alignment score: 0.649
So Joab arose
, went to Geshur , and brought Absalom back to Jerusalem .
Dia nitsangana i Joaba , ka nankany Gesora , ary nitondra an'i Absaloma niverina tany Jerosalema .
2SA 14:24     Alignment score: 0.443 → 0.443
The king said , " He may return to his own house , but he may not see my face . " So Absalom returned to his own house , but did not see the king 's face .
Hoy ny mpanjaka hoe : " Aoka izy hiverina any an - tranony , fa aza atao mahita ny tavako . " Noho izany dia niverina tany an - tranony
manokana i Absaloma , fa tsy nahita ny tavan ' ny mpanjaka .
2SA 14:25     Alignment score: 0.279 → 0.281
Now in all Israel there was no one praised for his handsomeness more than Absalom . From the sole of his foot
to the top of his head there was no blemish in him .
Ary nanerana an'Israely dia tsy nisy olona noderaina tamin ' ny hatsaran - tarehiny mihoatra noho i Absaloma . Avy any am - paladiany ka hatrany an - tampon - dohany dia tsy nisy kilema tany aminy .
2SA 14:26     Alignment score: 0.365 → 0.381
When he cut the hair of his head at the end of every year , because it was heavy on him , he weighed his hair ; it would weigh about two hundred shekels , which is measured by the weight of the king 's standard .
Rehefa manapaka ny volon - dohany izy isaky ny faran ' ny taona , satria navesatra taminy izany , dia nolanjainy ny volony
; milanja eo amin ' ny roanjato sekely eo izany , izay lanjaina amin ' ny fandanjan ' ny mpanjaka .
2SA 14:27     Alignment score: 0.507 → 0.511
To Absalom were born
three sons and one daughter , whose name was Tamar . She was a beautiful woman .
I Absaloma dia niteraka telo lahy sy iray vavy , Tamara no anarany . Vehivavy tsara tarehy izy .
2SA 14:28     Alignment score: 0.572
Absalom lived two full years in Jerusalem , without seeing the king 's face .
Nipetraka roa taona feno tao Jerosalema i Absaloma , fa tsy nahita ny tavan
' ny mpanjaka .
2SA 14:29     Alignment score: 0.579
Then Absalom sent word for Joab to send him to the king , but Joab would not come
to him . So Absalom sent word a second time , but Joab still did not come .
Avy eo i Absaloma dia nandefa teny ho an'i Joaba mba handefa azy any amin ' ny mpanjaka , saingy tsy tonga tany aminy i Joaba . Dia nandefa teny fanindroany i Absaloma , kanefa tsy mbola tonga ihany i Joaba .
2SA 14:30     Alignment score: 0.418 → 0.422
So Absalom said to his servants , " See , Joab 's field is near mine , and he has barley there . Go and set it on fire
. " So Absalom 's servants set the field on fire .
Dia hoy i Absaloma tamin'ireo mpanompony hoe : " Indro , eo akaikin ' ny ahy ny tanimbarin'i Joaba , ary manana vary hordea ao izy . Mandehana ary dory izany . " Koa nodoran'ireo mpanompon'i Absaloma ilay tanimbary .
2SA 14:31     Alignment score: 0.444 → 0.444
Then Joab arose
and came to Absalom at his house , and said to him , " Why have your servants set my field on fire ? "
Avy eo dia nitsangana i Joaba ary nankany amin'i Absaloma tany an - tranony , ka nanao taminy hoe : " Nahoana no nodoran'ireo mpanomponao ny tanimbariko ? "
2SA 14:32     Alignment score: 0.453
Absalom answered Joab , " Look , I sent word to you saying , ' Come here so I may send
you to the king to say , " Why did I come from Geshur ? It would be better for me to still be there . Now therefore let me see the king 's face , and if I am guilty , let him kill me . " ' "
Dia namaly an'i Joaba i Absaloma hoe : " Indro , nandefa teny taminao aho nanao hoe : ' Tongava aty mba hahafahako maniraka anao ho any amin ' ny mpanjaka mba hilaza hoe : " Nahoana aho no niala tany Gesora ? Tsara kokoa ho ahy ny mbola mijanona any . Noho izany ary dia aoka aho hijery ny tavan ' ny mpanjaka , ka raha meloka aho , dia aoka izy hamono ahy . " ' "
2SA 14:33     Alignment score: 0.504 → 0.508
So Joab went to the king and told him . When the king called for Absalom , he came to the king and bowed low to the ground before the king , and the king kissed Absalom .
Dia lasa nankany amin ' ny mpanjaka i Joaba ary niteny taminy . Rehefa nampiantso an'i Absaloma ny mpanjaka , dia nanatona ny mpanjaka izy ary niankohoka ambany teo amin ' ny tany nanoloana ny mpanjaka , ary norohan ' ny mpanjaka i Absaloma .
2SA 14     Average alignment score: 0.409 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24