Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 21:1     Alignment score: 0.478 → 0.524
There was a famine in David 's time for three years in a row , and David sought the face of Yahweh . So Yahweh said , " This famine is on you because of Saul and his murderous family , because he put the Gibeonites to death . "
Nisy mosary nandritra
ny telo taona nisesy tamin ' ny andron'i Davida , ary nitady ny tavan'i Yaveh i Davida . Ka hoy Yaveh hoe : " Eo aminareo io mosary io noho i Saoly sy ny fianakaviany mpamono olona , satria namono ireo Gibeonita izy . "


2SA 21:2     Alignment score: 0.387 → 0.402
So the king called together the Gibeonites and spoke to them . Now the Gibeonites were not from the people of Israel ; they were from what remained of the Amorites . The people of Israel had sworn not to kill them , but Saul tried to kill them all anyway in his zeal for the people of Israel and Judah .
Ary ireo Gibeonita dia tsy avy amin ' ny vahoakan
' Israely ; fa avy amin ' ny sisan'ireo Amorita izy ireo . Efa nianiana tsy hamono azy ireo ny vahoakan'Israely , saingy niezaka hamono azy ireo tamin ' ny zotom - pony ihany i Saoly ho an'ireo vahoakan'Israely sy Joda .
2SA 21:3     Alignment score: 0.314 → 0.313
David said to them , " What should I do for you ? How can I make atonement , so that you may bless the people of Yahweh , who inherit his goodness and promises ? "
Noho izany i Davida Mpanjaka dia niantso niaraka ireo Gibeonita ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Inona no tokony hataoko ho anareo ? Ahoana no hahafahako manao fanavotana , mba hanomezanareo tso - drano ireo vahoakan'i
Yaveh , izay mandova ny hatsaràny sy ireo fampanantenany ? "
2SA 21:4     Alignment score: 0.397 → 0.426
The Gibeonites responded to him , " It is not a matter of silver or gold between us and Saul or his family . In the same way it is not for us to put to death any man in Israel . " David replied , " What are you saying that I should do for you ? "
Namaly azy ireo Gibeonita hoe : " Tsy resaka volafotsy na volamena eo aminay sy Saoly na ny fianakaviany
izany . Tahaka izany koa no tsy hamonoanay olona ao Israely . " Dia namaly i Davida hoe : " Inona no lazainareo fa tokony hataoko ho anareo ? "
2SA 21:5     Alignment score: 0.367 → 0.366
They answered the king , " The man who tried to kill us all , who schemed against us , so that we are now destroyed and have no place within the borders of Israel
Namaly ny mpanjaka izy ireo hoe : " Ilay lehilahy izay niezaka hamono anay rehetra , izay nanao tetika hanoherana anay , mba ho potika izahay izao ary tsy hanana toerana ao amin'ireo sisin - tanin'Israely
2SA 21:6     Alignment score: 0.457
let seven men from his descendants be handed over to us , and we will hang them before Yahweh in Gibeah of Saul , the one chosen by Yahweh . " So the king said , " I will give them to you . "
aoka hisy lehilahy fito avy amin ' ny taranany hatolotra anay , ary hanantona azy ireo eo anatrehan'i Yaveh any Gibean'i Saoly , ilay iray nosafidian'i Yaveh izahay . " Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Homeko anareo izy ireo . "
2SA 21:7     Alignment score: 0.588 → 0.619
But the king spared Mephibosheth son of Jonathan son of Saul , because of Yahweh 's oath between them , between David and Jonathan son of Saul .
Fa namindra fo tamin'i Mefiboseta zanaka lahin'i Jonatana zanaka lahin'i Saoly ny mpanjaka , nohon ' ny fianianan'i Yaveh teo amin'izy ireo , teo amin'i Davida sy Jonatana , zanaka lahin'i Saoly .
2SA 21:8     Alignment score: 0.566 → 0.608
But the king took the two sons of Rizpah daughter of Aiah , sons whom she bore to Saul the two sons were named Armoni and Mephibosheth ; and David also took the five sons of Merab daughter of Saul , whom she bore to Adriel son of Barzillai the Meholathite .
Kanefa nalain
' ny mpanjaka ireo zanaka roa lahy an'i Rizpa zanaka vavin'i Aia , zanany avy amin'i Saoly Armony sy Mefiboseta no anaran'ireo roa lahy ; ary nalain'i Davida ihany koa ireo zanaka dimy lahy an'i Mikala zanaka vavin'i Saoly , izay avy amin'i Adriela zanaka lahin'i Barzilay ilay Meholatita .
2SA 21:9     Alignment score: 0.371 → 0.397
He handed them over into the hands of the Gibeonites . They hanged them on the mountain
before Yahweh , and they died all seven together . They were put to death during the time of harvest , during the first days at the beginning of barley harvest .
Natolony teo an - tanan'ireo Gibeonita izy ireo . Nahanton'izy ireo tany an - tendrombohitra nanoloana an'i Yaveh izy ireo , ary niara - maty izy fito . Tamin ' ny fotoam - pararano no namonoana azy ireo , nandritra ny andro voalohany tamin ' ny fiantombohan ' ny fijinjana ny vary hordea .
2SA 21:10     Alignment score: 0.356 → 0.359
Then Rizpah , the daughter of Aiah , took sackcloth and spread it for herself on the mountain
beside the dead bodies , from the beginning of harvest until the rain poured down on them from the sky . She did not allow the birds of the sky to disturb the bodies by day or the wild animals by night .
Avy eo i Rizpa , zanaka vavin'i Aia , naka lamba fisaonana ary namelatra izany ho an ' ny tenany teo amin ' ny tendrombohitra akaikin'ireo vata - mangatsiaka , hatramin ' ny fiantombohan ' ny fijinjana ka hatramin ' ny nilatsahan ' ny orana teo amin'izy ireo avy any an - danitra . Tsy navelany hanakorontana ireo razana ny voron ' ny lanitra ny atoandro na ireo bibidia ny alina .
2SA 21:11     Alignment score: 0.524 → 0.543
It was told to David what Rizpah , the daughter of Aiah , the concubine
of Saul , had done .
Nolazaina tamin'i Davida izay nataon'i Rizpa , zanaka vavin'i Aia , ilay vady andevon'i Saoly .
2SA 21:12     Alignment score: 0.509 → 0.511
So David went and took the bones of Saul and the bones of Jonathan his son from the men of Jabesh Gilead , who had stolen them from the public square of Beth Shan , where the Philistines had hanged them , after the Philistines had killed Saul in Gilboa .
Noho izany dia nandeha i Davida ary naka ny taolan'i
Saoly sy ny taolan'i Jonatana zanany lahy teo amin'ireo lehilahin'i Jabesi - gileada , izay nangalatra ireo tao an - kianjan ' ny daholobe tany Beti - sana , tany amin'izay nanantonan'ireo Filistina azy ireo , rehefa avy namono an'i Saoly tao Gilboa izy ireo .
2SA 21:13     Alignment score: 0.53
David took away from there the bones of Saul and the bones of Jonathan his son , and they gathered the bones of the seven men who had been hanged , as well .
Nalain'i Davida hiala tao ny taolan'i
Saoly sy ny taolan'i Jonatana zanany lahy , ary nanangona ny taolan'ireo lehilahy fito izay nahantona ihany koa izy ireo .
2SA 21:14     Alignment score: 0.4 → 0.47
They buried the bones of Saul and Jonathan his son in the country of Benjamin in Zela , in the tomb of Kish his father . They performed all that the king commanded . After that God answered their prayers for the land .
Nalevin'izy ireo tany
amin ' ny tanànan'i Benjamina tany Zela ny taolan'i Saoly sy Jonatana zanany , tao amin ' ny fasan'i Kisy rainy . Nataon'izy ireo avokoa izay rehetra nodidian ' ny mpanjaka . Taorian'izany dia novalian'Andriamanitra ny vavak'izy ireo ho an ' ny tany .
2SA 21:15     Alignment score: 0.357
Then the Philistines went to war again with Israel . So David went down with his servants and fought against the Philistines . David was overcome with battle fatigue .
Avy eo ireo Filistina dia nandeha niady tamin'Israely indray . Noho izany dia nidina niaraka tamin ' ny tafiny i Davida ary niady nanohitra an'ireo Filistina . Reraky
ny ady i Davida .
2SA 21:16     Alignment score: 0.449 → 0.466
Ishbi - Benob , a descendant
of the Rapha , whose bronze spear weighed three hundred shekels , and who was armed with a new sword , intended to kill David .
Jisbibenoba , taranaky ny Refaita , izay nilanja telonjato sekely ny lefony varahina , ary izay nanana sabatra fitaovam - piadiana vaovao , dia nikasa hamono an'i Davida .
2SA 21:17     Alignment score: 0.445
But Abishai son of Zeruiah rescued David , attacked the Philistine
, and killed him . Then the men of David swore to him , saying , " You must not go to battle anymore with us , so that you do not put out the lamp of Israel . "
Kanefa Abisay zanak'i Zeroia nanavotra an'i Davida , nanafika ny Filistina , ary namono azy . Avy eo ireo lehilahin'i Davida nianiana taminy , nanao hoe : " Tsy tokony handeha hiady hiaraka aminay intsony ianao , mba tsy hamonoanao ny jiron'Israely . "
2SA 21:18     Alignment score: 0.61 → 0.61
It came
about after this that there was again a battle with the Philistines at Gob , when Sibbekai the Hushathite killed Saph , who was one of the descendants of the Rapha .
Ary taorian'io dia nisy ady niaraka tamin'ireo Filistina indray tao Goba , rehefa novonoin'i Sibeka ilay Hosatita i Safa , izay iray tamin ' ny taranak'ireo Refaita .
2SA 21:19     Alignment score: 0.488 → 0.606
It came about again in a battle with the Philistines at Gob , that Elhanan son of Jair the Bethlehemite killed Goliath the Gittite , the staff of whose spear was like a weaver 's beam .
Dia nisy ady indray tamin'ireo Filistina tao Goba , izay namonoan'i Elanana zanaka lahin'i Jare ilay Betlehemita an'i Goliata ilay Gatita
, izay toy ny vodi - tenon ' ny mpanenona ny lefony .
2SA 21:20     Alignment score: 0.389 → 0.388
It came
about in another battle at Gath that there was a man of great height who had six fingers on each hand and six toes on each foot , twenty - four in number . He also was descended from the Rapha .
Ary tamin ' ny ady hafa tao Gata dia nisy lehilahy vaventy nanana rantsan - tanana enina isaky ny tanany ary rantsan - tongotra enina isaky ny tongotra , efatra amby roapolo ny isany . Avy amin ' ny taranaka Refaita ihany koa izy .
2SA 21:21     Alignment score: 0.576 → 0.581
When he taunted Israel , Jonathan son of Shimeah
, David 's brother , killed him .
Rehefa naneso an'Israely izy , dia novonoin'i Jonatana zanaka lahin'i Simea , rahalahin'i Davida .
2SA 21:22     Alignment score: 0.388
These
were descendants of the Rapha in Gath , and they were killed by the hand of David and by the hand of his servants .
Ireo no taranaka Refaita tao Gata , ary novonoin ' ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy .
2SA 21     Average alignment score: 0.465 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24