Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 8:1     Alignment score: 0.402 → 0.419
After this it came
about that David defeated the Philistines and subdued them . So David took Metheg Ammah from the control of the Philistines .
Taorian'izany dia nanafika ireo Filistina i Davida ka nandresy azy ireo . Noho izany dia nalain'i Davida tsy ho eo amin ' ny fifehezan'ireo Filistina i Gata sy ireo zana - bohiny .


2SA 8:2     Alignment score: 0.282 → 0.282
Then he defeated Moab and measured their men with a line by making them lie down on the ground . He measured off two lines to put to death , and one full
line to keep alive . So the Moabites became servants to David and began to pay him tribute .
Dia nandresy ny Moabita izy ka nandrefy ny olon'izy ireo tamin ' ny tsipika tamin ' ny fampandriana azy ireo teo amin ' ny tany . Nandrefy indroan ' ny tsipika izy mba hamonoana , ary indray mandeha monja mba hitazonana ho velona . Ka dia lasa mpanompon'i Davida ireo Moabita ary nanomboka nandoa hetra taminy .
2SA 8:3     Alignment score: 0.469 → 0.588
David then defeated Hadadezer son of Rehob , the king of Zobah , as Hadadezer was traveling to recover his rule by the Euphrates River .
Koa dia resin'i Davida i Hadadezera zanak'i Rehoba , ilay mpanjakan'i Zoba , raha lasa nampody ny fanjakany teo amoron ' ny Ony Eofrata i Hedadezera
.
2SA 8:4     Alignment score: 0.324 → 0.347
David captured from him 1,700 chariots and twenty thousand footmen . David hamstrung all the chariot horses , but reserved enough of them for a hundred chariots .
Nambabo kalesy 1 , 700 sy miaramila an - tongotra roa alina avy taminy i Davida . Notraingon'i Davida avokoa ny kalesin
- tsoavaly rehetra , fa nanokana izay tokony ho ampy ny kalesy zato tamin'izy ireo izy .
2SA 8:5     Alignment score: 0.61 → 0.611
When the Arameans of Damascus came to help Hadadezer king of Zobah , David killed twenty - two thousand Aramean men .
Rehefa tonga hanampy an'i Hadadezera mpanjakan'i Zoba ny Syriana avy any Damaskosy , dia nahafaty lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina i Davida .
2SA 8:6     Alignment score: 0.413 → 0.438
Then David put garrisons in Aram of Damascus , and the Arameans became
servants to him and brought him tribute . Yahweh gave victory to David wherever he went .
Avy eo i Davida nametraka miaramila tany Syria any Damaskosy , ary lasa mpanompony ka nandoa hetra taminy ny Syriana . Nampandresy an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany i Yaveh .
2SA 8:7     Alignment score: 0.613
David took the golden shields that were on Hadadezer 's servants and brought them to Jerusalem .
Dia nalain'i Davida ny ampinga volamena izay tany
amin ' ny mpanompon'i Hedadezera ka nentiny tany Jerosalema ireo .
2SA 8:8     Alignment score: 0.418 → 0.534
From Tebah and Berothai , cities of Hadadezer , King David took very much bronze .
Avy eo i Davida mpanjaka dia naka varahina maro dia maro avy tao Beta
sy Berotahy , tanànan'i Hadadezera .
2SA 8:9     Alignment score: 0.456 → 0.578
When Tou , king of Hamath , heard that David had defeated all the army of Hadadezer ,
Rehefa ren'i Toy , mpanjakan'i Hamata , fa nandresy ny tafik'i
Hadadezera rehetra i Davida ,
2SA 8:10     Alignment score: 0.444 → 0.457
Tou sent Hadoram his son to King David to greet him and to bless him , because David had fought against Hadadezer and defeated him , and because Hadadezer had waged war against Tou . Hadoram brought with himself objects of silver , gold , and bronze .
dia nirahin'i Toy ho any amin'i Davida mpanjaka i Jorama zanany mba hiarahaba azy sy hitso - drano azy , satria Davida niady tamin'i Hadadezera ka nandresy azy , ary satria Hadadezera dia niady tamin'i Toy . Gorama dia nitondra zavatra vita tamin ' ny volafotsy , volamena ary varahina niaraka taminy .
2SA 8:11     Alignment score: 0.408 → 0.442
King David dedicated these
objects to Yahweh , together with the silver and gold that he had dedicated , which came from all the nations that he had conquered
Davida mpanjaka dia nanokana ireo zavatra ireo ho an'i Yaveh , niaraka tamin ' ny volafotsy sy volamenan'ireo firenena rehetra izay resiny
2SA 8:12     Alignment score: 0.565
from Aram , Moab , the people of Ammon , the Philistines , and Amalek , along with all of the plundered goods of Hadadezer son of Rehob , the king of Zobah .
avy tamin'i Syria , Moaba , ireo olon'i
Amona , ireo Filistina , sy ny Amalekita , niaraka tamin'ireo entana rehetra voaroba tamin'i Hadadezera zanak'i Rehoba , mpanjakan'i Zoba .
2SA 8:13     Alignment score: 0.369 → 0.389
David 's name was well known when he returned from conquering the Arameans in the Valley of Salt , with their eighteen thousand men .
Fanta - daza ny anaran'i
Davida rehefa avy nambabo ny Syriana tany amin ' ny Lohasahan - tsira , niaraka tamin'ireo lehilahy valo arivo sy iray alin'izy ireo .
2SA 8:14     Alignment score: 0.483
He placed garrisons throughout all of Edom , and all the Edomites became
servants to him . Yahweh gave victory to David wherever he went .
Nametrahany miaramila manerana an'i Edoma rehetra , ary ny Edomita rehetra dia tonga mpanompony . Ary Yaveh nampandresy an'i Davida teny amin'izay rehera nalehany .
2SA 8:15     Alignment score: 0.471 → 0.482
David reigned over all Israel , and he administered justice and righteousness to all his people .
Nanjaka teo amin'Israely rehetra i Davida , ary nitondra ny rariny sy ny fahamarinana tamin ' ny olony
rehetra izy .
2SA 8:16     Alignment score: 0.641
Joab son of Zeruiah was the commander of the army , and Jehoshaphat son of Ahilud was recorder .
Joaba zanak'i Zeroia no mpifehy ny tafika , ary Josafata zanak'i Ahiloda no mpirakitra .
2SA 8:17     Alignment score: 0.768
Zadok son of Ahitub and Ahimelek son of Abiathar were priests , and Seraiah was scribe .
Zadoka zanak'i Ahitoba sy Ahimeleka zanak'i Abiatara no mpisorona , ary Seraia no mpanora - dalàna .
2SA 8:18     Alignment score: 0.382 → 0.449
Benaiah son of Jehoiada was in charge of the Kerethites and Pelethites , and David 's sons were the priests .
Benaia zanak'i Joiada no niandraikitra ireo Heretita sy ireo Paletita , ary ireo zanak'i
Davida no mpanolotsain ' ny mpanjaka .
2SA 8     Average alignment score: 0.478 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24