Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 7:1     Alignment score: 0.36
It happened that after the king had settled in his house , and after Yahweh had given him rest from all his surrounding enemies ,
Rehefa nipetraka tao an - tranony
ny mpanjaka , ary rehefa nanome fitsaharana azy tamin'ireo fahavalony manodidina azy rehetra i Yaveh ,


2SA 7:2     Alignment score: 0.521
the king said to Nathan the prophet , " Look , I am living in a house of cedar , but the ark of God is staying in the middle of a tent . "
dia hoy ny mpanjaka tamin'i Natana mpaminany hoe : " Indro , mipetraka amin ' ny trano sedera aho , fa ny fiaran'Andriamanitra kosa mijanona ao afovoan ' ny lay . "
2SA 7:3     Alignment score: 0.508
Then Nathan said to the king , " Go , do what is in your heart , for Yahweh is with you . "
Dia hoy i Natana tamin ' ny mpanjaka hoe : " Mandehana , ataovy izay ao am - ponao , fa homba anao Yaveh . "
2SA 7:4     Alignment score: 0.498 → 0.506
But that same night the word of Yahweh came
to Nathan , saying :
Kanefa tamin'io alina io ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'i Yaveh , ary nanao hoe :
2SA 7:5     Alignment score: 0.399
" Go and tell David my servant , ' This is what Yahweh says : Will you build me a house in which to live
?
" Mandehana ary lazao Davida mpanompoko hoe : ' Izao no ambaran'i Yaveh : Hanamboatra trano hipetrahana ho Ahy ve ianao ?
2SA 7:6     Alignment score: 0.395
For I have not lived in a house from the day that I brought up the people of Israel out of Egypt until this present day . Rather , I have been moving about in a tent , a tabernacle .
Fa tsy nitoetra tao an - trano Aho hatramin ' ny andro izay nitondrako ny vahoakan'Israely niakatra avy tao Egypta hatramin'izao andro ankehitriny izao ; fa kosa , nifindrafindra lay Aho , dia ny tabernakely .
2SA 7:7     Alignment score: 0.294 → 0.317
In all places where I have moved among all the people of Israel , did I ever say anything to anyone from the tribes of Israel whom I appointed to shepherd my people Israel , saying , " Why have you not built me a house of cedar ? " '
Tany amin ' ny toerana rehetra izay nifindrako niaraka tamin ' ny vahoakan'Israely rehetra , moa nilaza na inona na inona tamin'ireo mpitarik'Israely izay notondroiko hiandry ny Israely vahoakako ve Aho , nanao hoe : " Nahoana ianareo no tsy nanamboatra trano sedera ho Ahy ? ""
2SA 7:8     Alignment score: 0.448 → 0.449
" Now then , tell my servant David , ' This is what Yahweh of hosts says : I took you from the pasture , from following the sheep , so that you would be ruler over my people Israel .
Koa ankehitriny ary , teneno i Davida mpanompoko hoe : " Izao no ambaran'i Yaveh tompon ' ny maro : ' Nalaiko avy teny
amin ' ny saha ianao , tamin ' ny fanarahana ireo ondry , mba ho mpanapaka an'Israely vahoakako ianao .
2SA 7:9     Alignment score: 0.362 → 0.361
I have been with you wherever you went . I have cut off all your enemies from before you . Now I will make your name great , like the names of the great ones of the earth .
Niaraka taminao foana Aho na taiza na taiza nalehanao . Nalàko teo anoloanao
avokoa ny fahavalonao rehetra . Ankehitriny hataoko lehibe ny anaranao , tahaka ny anaran'ireo lehibe teto an - tany .
2SA 7:10     Alignment score: 0.289
I will appoint a place for my people Israel and will plant them there , so that they may live in their own place and be troubled no more . No longer will wicked people oppress them , as they did before ,
Hisafidy toerana iray ho an'Israely vahoakako Aho ary hamboly azy ireo any , mba hiaina ao amin ' ny toeran'izy ireo manokana izy ireo ary tsy ho voakorontana intsony . Tsy hampijaly azy ireo intsony ny olona ratsy fanahy , toy ny nataon'izy ireo teo aloha ,
2SA 7:11     Alignment score: 0.33 → 0.33
as they were doing from the days that I commanded judges to be over my people Israel . Now I will give you rest from all your enemies . " Moreover , Yahweh declares to you that Yahweh will make you a house .
toy ny nataon'izy ireo hatramin ' ny andro nandidiako ireo mpitsara mba hanapaka an'Israely vahoakako rehetra . Ankehitriny Aho dia hanome fitsaharana anao amin'ireo fahavalonao
. Fanampin'izany , Izaho , Yaveh dia manambara aminao fa hanao trano ho anao Aho .
2SA 7:12     Alignment score: 0.274
When your days are fulfilled and you lie down with your fathers , I will raise up a descendant
after you , one who will come out from your body , and I will establish his kingdom .
Rehefa tapitra ny andronao ary hodimandry miaraka amin'ireo razambenao ianao , dia hanangana taranaka handimby anao Aho , izay ho avy amin ' ny vatanao , ary hampitoeriko ny fanjakany .
2SA 7:13     Alignment score: 0.392
He will build a house for my name , and I will establish the throne of his kingdom forever .
Hanamboatra trano ho an ' ny anarako izy , ary hametraka ny seza fiandrianan
' ny fanjakany mandrakizay Aho .
2SA 7:14     Alignment score: 0.301
I will be a father to him , and he will be my son . When he commits iniquity , I will discipline him with the rod of men and with the whipping of the sons of men .
Ho rainy Aho , ary izy ho zanako . Rehefa manota izy , dia hananatra azy amin ' ny tsorakazon ' ny olona sy amin ' ny fikapohana ny zanak'olona Aho .
2SA 7:15     Alignment score: 0.328
But my covenant faithfulness will not leave him , as I took it from Saul , whom I removed from before you .
Fa ny fahatokiko dia tsy handao azy , raha nalaiko tamin'i Saoly izany , izay nesoriko talohanao
.
2SA 7:16     Alignment score: 0.381
Your house and kingdom will be confirmed forever before you . Your throne will be established forever . ' "
Ny tranonao
sy ny fanjakanao dia ho azo antoka mandrakizay eo anatrehanao . Hitoetra mandrakizay ny seza fiandriananao . ' "
2SA 7:17     Alignment score: 0.476 → 0.48
Nathan spoke to David and reported to him all these
words , and he told him about the entire vision .
Dia niresaka tamin'i Davida i Natana ary nitatitra taminy ireo teny rehetra ireo , ary nolazainy taminy ny momban'ilay fahitana iray manontolo .
2SA 7:18     Alignment score: 0.451 → 0.451
Then David the king went in and sat before Yahweh and said , " Who am I , Lord Yahweh , and what is my family that you have brought me to this point ?
Dia niditra Davida Mpanjaka ary nipetraka nanoloana an'i Yaveh ka nanao hoe : " Iza aho , ry Yaveh Andriamanitra , ary inona ny fianakaviako no nentinao
ho amin'izao tanjona izao aho ?
2SA 7:19     Alignment score: 0.376 → 0.377
Now this was a small thing in your sight , Lord Yahweh . You have even spoken about your servant 's family for a great while to come
, and have shown me future generations , Lord Yahweh !
Ary zavatra kely eo imasonao izany , ry Tompo Yaveh . Niresaka momban ' ny fianakavian ' ny mpanomponao ny amin'izay lehibe ho avy Ianao , ary nampiseho taranaka fara - mandimby tamiko , ry Tompo Yaveh !
2SA 7:20     Alignment score: 0.42 → 0.422
" What more can I , David , say to you ? You have known your servant , Lord Yahweh .
Inona no mbola azoko , izaho Davida , lazaina aminao ? Nanome voninahitra
ny mpanomponao Ianao , ry Tompo Yaveh .
2SA 7:21     Alignment score: 0.35
For your word 's sake , and to fulfill your own purpose , you have done this great thing and revealed it to your servant .
Nohon ' ny amin ' ny teninao
, sy mba hahatanteraka ny tanjonao manokana , dia nanao izao zavatra lehibe izao Ianao ary naneho izany tamin ' ny mpanomponao .
2SA 7:22     Alignment score: 0.389
" Therefore you are great , Lord Yahweh , for there is no one like you , and there is no God besides you , as we have heard with our own ears .
Noho izany dia lehibe Ianao , ry Tompo Yaveh , satria tsy misy toa Anao , ary tsy misy Andriamanitra hafa ankoatra Anao , araka izay ren ' ny sofinay
ihany .
2SA 7:23     Alignment score: 0.324 → 0.325
What nation is like your people Israel , the one nation on earth whom you , God , went and rescued for yourself ? You did this so that they would become a people for yourself , to make a name for yourself , and to do great and fearful deeds for your land . You drove
out nations and their gods from before your people , whom you rescued from Egypt .
Inona no firenena toa an'Israely vahoakanao , ilay firenena eto an - tany izay , nalehanao Andriamanitra sy novonjenao ho an ' ny tenanao ? Nataonao izao mba ho tonga vahoaka ho Anao izy ireo , mba hanao anarana ho an ' ny tenanao , ary mba hanao asa lehibe sy mampatahotra ho an ' ny taninao . Nandroaka ireo firenena sy ireo andriamanitr'izy ireo teo anoloan ' ny vahoakanao , izay novonjenao avy tao Egypta Ianao .
2SA 7:24     Alignment score: 0.402 → 0.431
You established Israel as your own people forever , and you , Yahweh , became
their God .
Napetrakao toy ny vahoakanao manokana mandrakizay Israely , ary Ianao , Yaveh , dia tonga Andriamanitr'izy ireo .
2SA 7:25     Alignment score: 0.437 → 0.438
" So now , Yahweh God , may the promise that you made concerning your servant and his family be established forever . Do as you have spoken .
Koa ankehitriny , ry Yaveh Andriamanitra , enga anie ho apetraka mandrakizay ny fampanantenana izay nataonao
mahakasika ny mpanomponao sy ny fianakaviany . Ataovy araka izay nolazainao .
2SA 7:26     Alignment score: 0.478 → 0.48
May your name be forever great , so the people will say , ' Yahweh of hosts is the God of Israel , ' while the house of me , David , your servant is established before you .
Ho lehibe mandrakizay anie ny anaranao
, ka hilaza ny vahoaka hoe : ' Yaveh tompon ' ny maro no Andriamanitr'Israely , ' raha apetraka anatrehanao , ny tranoko , Davida mpanomponao .
2SA 7:27     Alignment score: 0.383 → 0.39
" For you , Yahweh of hosts , the God of Israel , have revealed to your servant that you will build him a house . That is why I , your servant , have found courage to pray to you .
Satria Ianao , Yaveh tompon ' ny maro , ilay Andriamanitr'Israely , no nanambara tamin ' ny mpanomponao fa hanangana trano ho azy Ianao . Izany no antony , nahitako , izaho mpanomponao , faharisihana hivavaka Aminao .
2SA 7:28     Alignment score: 0.437 → 0.436
Now , Lord Yahweh , you are God , and your words are trustworthy , and you have made this good promise to your servant .
Ankehitriny , ry Tompo Yaveh , dia Andriamanitra Ianao , ary mendri - pitokisana ny teninao
, ary nanao io fampanantenana tsara io tamin ' ny mpanomponao Ianao .
2SA 7:29     Alignment score: 0.439 → 0.453
Now then , let it please you to bless the house of your servant , so that it may continue forever before you . For you , Lord Yahweh , have said these
things , and with your blessing your servant 's house will be blessed forever . "
Koa ankehitriny ary , aoka hahafaly Anao ny hitahy ny tranon ' ny mpanomponao , mba hitohy eo anoloanao mandrakizay izany . Satria Ianao , ry Tompo Yaveh , no niteny ireo zavatra ireo , ary tamin ' ny tso - dranonao no nitahiana mandrakizay ny tranon ' ny mpanomponao . "
2SA 7     Average alignment score: 0.39 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24