Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 10:1     Alignment score: 0.488 → 0.491
It came
about later that the king of the people of Ammon died , and that Hanun his son became king in his place .
Taty aoriana dia maty ny mpanjakan ' ny vahoakan'i Amona , ary lasa mpanjaka teo amin ' ny toerany i Hanona zanany lahy .


2SA 10:2     Alignment score: 0.467
David said , " I will show kindness to Hanun son of Nahash , as his father showed kindness to me . " So David sent his servants to comfort Hanun concerning his father . His servants entered the land of the people of Ammon .
Hoy i Davida hoe : " Hanao soa amin'i Hanona zanak'i Nahasy
aho , tahaka ny nanaovan ' ny rainy soa tamiko . " Koa dia nandefa ireo mpanompony hampahery an'i Hanona mahakasika ny rainy i Davida . Niditra tao amin ' ny tanin ' ny vahoakan'i Amona ireo mpanompony .
2SA 10:3     Alignment score: 0.429 → 0.439
But the leaders of the people of Ammon said to Hanun their master , " Do you really think that David is honoring your father because he has sent men to comfort you ? Has not David sent his servants to you to look at the city , to spy it out , in order to overthrow it ? "
Saingy hoy ireo mpitarika ny vahoakan'i
Amona tamin'i Hanona tompon'izy ireo hoe : " Mihevitra tokoa ve ianao fa manome voninahitra ny rainao i Davida satria nandefa ireo mpanompony hampahery anao izy ? Tsy efa nandefa ireo mpanompony taminao ve i Davida mba hijery ny tanàna , hitsikilo izany , mba handrava izany ? "
2SA 10:4     Alignment score: 0.257 → 0.259
So Hanun took David 's servants , shaved off half their beards , cut off their garments up to their buttocks , and sent them away .
Koa nosamborin'i Hanona ireo mpanompon'i
Davida , noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo , notapahiny hatreny amin ' ny foto - peny ny akanjon'izy ireo , ary noroahiny .
2SA 10:5     Alignment score: 0.442 → 0.442
When they explained this to David , he sent to meet with them , for the men were deeply ashamed . The king said , " Stay at Jericho until your beards have grown back , and then return . "
Rehefa nanazava izany tamin'i Davida izy ireo , dia nandefa olona
hitsena azy ireo izy , satria afa - baraka tanteraka ireo lehilahy . Hoy ny mpanjaka hoe : " Mitoera ao Jeriko mandra - panirin ' ny volombavanareo indray , ary miverena avy eo . "
2SA 10:6     Alignment score: 0.522
When the people of Ammon saw that they had become
a stench to David , the people of Ammon sent messengers and hired the Arameans of Beth Rehob and Zobah , twenty thousand foot soldiers , and the king of Maakah with a thousand men , and the men of Tob with twelve thousand men .
Rehefa hitan ' ny vahoakan'i Amona fa lasa mangidy hoditra amin'i Davida izy ireo , dia nandefa mpitondra hafatra ny vahoakan'i Amona ary nanakarama ireo Syriana avy ao Beti - rehoba sy Zoba , miaramila nandeha an - tongotra roa alina , sy lehilahy arivo tamin ' ny mpanjakan'i Maka , ary lehilahy roa arivo sy iray alina tamin'ireo olon'i Toba .
2SA 10:7     Alignment score: 0.724 → 0.725
When David heard of it , he sent Joab and all the army of soldiers .
Rehefa nandre izany i Davida , dia nandefa an'i Joaba sy ny tafika miaramila rehetra izy .
2SA 10:8     Alignment score: 0.44 → 0.443
The Ammonites came out and formed a line of battle at the entrance to their city gate , while the Arameans of Zobah and of Rehob , and the men of Tob and Maakah , stood by themselves in the open fields .
Tonga ireo Amonita ary nilahatra hiady teo amin ' ny fidirana teo amin ' ny vavahadin ' ny tanànan'izy ireo , raha mbola nijoro teo amin ' ny saha malalaka ireo Syriana avy any Zoba sy Rehoba , ary ireo olona avy any Toba sy Maka .
2SA 10:9     Alignment score: 0.389 → 0.4
When Joab saw the battle lines facing him both in front and behind , he chose some of Israel 's best fighters and arranged them against the Arameans .
Rehefa nahita ireo fahavalo teo anoloany
sy tao aoriany i Joaba , dia nisafidy ny sasany tamin'ireo izay mahay miady indrindra izy ary nandamina azy ireo hiady amin'ireo Syriana .
2SA 10:10     Alignment score: 0.328 → 0.328
The rest of his people he put into the hand of Abishai his brother , and he set them out in position to fight against the army of Ammon .
Raha ny amin'ireo tafika sisa tavela , dia notolorany ho baikon'i Abisay rahalahiny , ka nalahiny hiady amin ' ny tafik'i
Amona izy ireo .
2SA 10:11     Alignment score: 0.49
Joab said , " If the Arameans are too strong for me , then you , Abishai , must rescue me . But if the army of Ammon is too strong for you , then I will come
and rescue you .
Hoy i Joaba hoe : " Raha mafy loatra ho ahy ireo Syriana , dia ianao , Abisay , no tsy maintsy manavotra ahy . Fa raha mafy loatra ho anareo ny tafik'i Amona , dia ho avy aho ary hanavotra anareo .
2SA 10:12     Alignment score: 0.3 → 0.314
Be strong , and let us show ourselves to be strong for our people and for the cities of our God , for Yahweh will do what is good for his purpose . "
Mahereza , ary andeha isika haneho ny tanjantsika ho an ' ny vahoakantsika sy ireo tanànan
' ny Andriamanitsika , satria i Yaveh dia hanao izay tsara ho an ' ny tanjony . "
2SA 10:13     Alignment score: 0.414 → 0.415
So Joab and the soldiers of his army advanced to the battle against the Arameans , who were forced to flee before the army of Israel .
Koa nandroso i Joaba sy ireo miaramila tao amin ' ny tafiny mba hiady hanohitra ireo Syriana , izay voatery nitsoaka teo anatrehan
' ny tafik'Israely .
2SA 10:14     Alignment score: 0.558
When the army of Ammon saw that the Arameans had fled , they also fled from Abishai and went back into the city . Then Joab returned from the people of Ammon and went back to Jerusalem .
Rehefa nahita ireo miaramilan ' ny Syriana nandositra ny tafik'i
Amona , dia nitsoaka an'i Abisay koa izy ireo ary niverina tao amin ' ny tanàna . Avy eo i Joaba niverina avy tany amin ' ny vahoakan'i Amona ary niverina tany Jerosalema .
2SA 10:15     Alignment score: 0.473
When the Arameans saw that they were being defeated by Israel , they gathered themselves together again .
Rehefa hitan'ireo Syriana fa ho resin'Israely izy ireo , dia nivondrona niaraka indray izy ireo .
2SA 10:16     Alignment score: 0.413 → 0.413
Then Hadarezer sent for Aramean troops from beyond the Euphrates River . They came to Helam , and Shobak , the commander of Hadarezer 's army , went before them .
Avy eo Hadadezera nampiantso andiana Syriana avy any an - dafin
' ny Onin'i Eofrata . Tonga tao Helama niaraka tamin'i Sobaka , ilay mpifehy ny tafik'i Hedadezera lohan'izy ireo izy ireo .
2SA 10:17     Alignment score: 0.516
When David was told this , he gathered all Israel together , crossed the Jordan , and arrived at Helam . The Arameans arranged themselves in battle lines against David and fought him .
Rehefa nolazaina izany i Davida , dia namory ny Israely rehetra izy , niampita an'i Jordana , ary tonga tany Helama . Nilahatra hiady hanohitra an'i Davida ireo Syriana ary niady taminy .
2SA 10:18     Alignment score: 0.395 → 0.495
The Arameans fled from Israel , and David killed seven hundred of their men in chariots and forty thousand horsemen . Shobak the commander of their army was wounded and died
there .
Nandositra an'Israely ireo Syriana . Nahafaty miaramila mpitondra kalesy fitonjato sy mpitaingin - tsovaly efatr'alina i Davida . Naratra i Sobaka mpifehy ny tafik'izy ireo ary maty tany .
2SA 10:19     Alignment score: 0.388 → 0.391
When all the kings who were servants of Hadarezer saw that they were defeated by Israel , they made peace with Israel and became
their subjects . So the Arameans were afraid to help the people of Ammon anymore .
Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera fa resin'Israely izy ireo , dia nanao fihavanana tamin'Israely izy ireo ka lasa mpanompony . Noho izany ireo Syriana dia natahotra ny hanampy ny vahoakan'i Amona .
2SA 10     Average alignment score: 0.453 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24