Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 5:1     Alignment score: 0.539
Then all the tribes of Israel came to David at Hebron and said , " Look , we are your flesh and bone .
Avy eo ny fokon'Israely rehetra nankany amin'i Davida tany Hebrona ary nilaza hoe : " Indro , nofo sy taolanao
izahay .


2SA 5:2     Alignment score: 0.362 → 0.37
In the recent past , when Saul was king over us , it was you who led the Israelite
army . Yahweh said to you , ' You will shepherd my people Israel , and you will become ruler over Israel . ' "
Vao tsy ela akory , fony nanjaka teo amintsika i Saoly , dia ianao no nitarika ny tafika Israelita . Yaveh nilaza taminao hoe : ' Hiandry an'Israely vahoakako ianao , ary ho lasa mpanapaka eo amin'Israely . ' "
2SA 5:3     Alignment score: 0.544 → 0.547
So all the elders of Israel came to the king at Hebron , and King David made a covenant with them before Yahweh . They anointed David king over Israel .
Koa tonga tany amin'ilay mpanjaka tany
Hebrona ireo loholon'Israely rehetra , ary Davida Mpanjaka nanao fanekena tamin'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh .
2SA 5:4     Alignment score: 0.454 → 0.467
David was thirty years old when he began to reign , and he reigned forty years .
Nanosotra an'i Davida ho mpanjaka teo amin'Israely izy ireo . Telopolo taona i Davida no nanomboka nanjaka , ary nanjaka nandritra ny efapolo taona izy .
2SA 5:5     Alignment score: 0.628 → 0.629
In Hebron he reigned over Judah seven years and six months , and in Jerusalem he reigned thirty - three years over all Israel and Judah .
Tany Hebrona dia nanjaka teo amin'i Joda nandritra
ny fito taona sy enim - bolana izy , ary tany Jerosalema dia nanjaka nandritra ny telo amby telopolo taona teo amin'Israely sy Joda rehetra izy .
2SA 5:6     Alignment score: 0.5 → 0.5
The king and his men went to Jerusalem against the Jebusites , the inhabitants of the land . They said to David , " You will not come
here except to be turned away by the blind and the lame . David can not come here . "
Nandeha nankany Jerosalema ny mpanjaka sy ireo olony mba hanohitra ireo Jebosita , ireo mponin'ilay tany . Hoy izy ireo tamin'i Davida hoe : " Tsy ho avy eto ianao raha tsy ny jamba sy ny mandringa no hampiverina anao . Tsy afaka ny ho tonga eto Davida . "
2SA 5:7     Alignment score: 0.564
Nevertheless , David captured the stronghold of Zion , which now is the city of David .
Na dia izany aza , dia nambabo ny fiarovana mafin'i Ziona , izay tanànan'i Davida ankehitriny i Davida .
2SA 5:8     Alignment score: 0.442 → 0.442
At that time David said , " Those
who attack the Jebusites will have to go through the water shaft to reach the ' lame and the blind ' who are David 's enemies . " That is why people say , " The ' blind and the lame ' must not enter the palace . "
Tamin'izany fotoana izany i Davida nilaza hoe : " Ireo izay manafika ny Jebosita dia tsy maintsy handalo amin ' ny lalan - drano mba hihazo ny ' mandringa sy ny jamba ' izay fahavalon'i Davida . " Izany no ilazan ' ny olona hoe : " Ny ' jamba sy ny mandringa ' dia tsy mahazo miditra ny lapa . "
2SA 5:9     Alignment score: 0.393
So David lived in the stronghold and called it the city of David . He fortified around it , from the terrace toward the inside .
Koa nonina tao amin'ilay fiarovana mafy i Davida ary niantso izany hoe ilay tanànan'i Davida . Nohamafisiny
ny manodidina izany , avy eny amin ' ny lavarangana mankany anatiny .
2SA 5:10     Alignment score: 0.421
David became
very powerful because Yahweh , the God of hosts , was with him .
Lasa natanjaka be Davida satria Yaveh , ilay Andriamanitry ny maro , no niaraka taminy .
2SA 5:11     Alignment score: 0.582 → 0.582
Then Hiram king of Tyre sent messengers to David , and cedar trees , carpenters
, and masons . They built a house for David .
Avy eo Hirama mpanjakan'i Tyra naniraka mpitondra hafatra , sy hazo sedera , mpandrafitra , ary mpanamboatra trano tany amin'i Davida . Nanamboatra trano ho an'i Davida izy ireo .
2SA 5:12     Alignment score: 0.378
David knew
that Yahweh had established him as king over Israel , and that he had exalted his kingdom for the sake of his people Israel .
Fantatr'i Davida fa efa nametraka azy ho mpanjakan'Israely i Yaveh , ary efa nanandratra ny fanjakany nohon ' ny amin'Israely vahoakany Izy .
2SA 5:13     Alignment score: 0.467 → 0.467
After David left Hebron and came to Jerusalem , he took more concubines and wives in Jerusalem , and more sons and daughters
were born to him .
Avy eo Davida niala tao Hebrona ary nandeha tany Jerosalema , naka vaditsindrano sy vady maromaro tany Jerosalema izy , ary nisy zanaka lahy maro sy zanaka vavy maro naterany .
2SA 5:14     Alignment score: 0.664
These were the names of the children who were born to him in Jerusalem : Shammua , Shobab , Nathan , Solomon ,
Ireto avy ny anaran'ireo zanaka
naterany tany Jerosalema : Samoa , Sobaba , Natana , Solomona ,
2SA 5:15     Alignment score: 0.922
Ibhar , Elishua , Nepheg , Japhia ,
Jibara , Elisoa , Nafega , Jafia ,
2SA 5:16     Alignment score: 0.947
Elishama , Eliada , and Eliphelet .
Elisama , Eliada , ary Elifeleta .
2SA 5:17     Alignment score: 0.495 → 0.495
Now when the Philistines heard that David had been anointed as king over Israel , they all went out looking for him . But David heard about it and went down to the stronghold .
Ary rehefa ren'ireo Filistina fa efa voahosotra ho mpanjakan'Israely i Davida , dia nivoaka izy rehetra mba hitady azy . Nefa nandre momba izany Davida dia nandeha nidina tany amin ' ny fiarovana mafy .
2SA 5:18     Alignment score: 0.479 → 0.487
Now the Philistines had come
and spread out in the Valley of Rephaim .
Ary dia tonga ireo Filistina ka niparitaka tany an - Dohasahan'i Refaima .
2SA 5:19     Alignment score: 0.606
Then David asked for help from Yahweh . He said , " Should I attack the Philistines ? Will you give victory over them ? " Yahweh said to David , " Attack , for I will certainly give you victory over the Philistines . "
Dia nitady vonjy tamin'i Yaveh i Davida . Hoy izy hoe : " Tokony hanafika ireo Filistina ve aho ? Hanome fandresena amin'izy ireo ve Ianao ? " Hoy Yaveh tamin'i Davida hoe : " Manafiha , fa hanome fandresena ho anareo eo amin'ireo Filistina tokoa Aho . "
2SA 5:20     Alignment score: 0.497 → 0.496
So David attacked at Baal Perazim , and there he defeated them . He commented , " Yahweh has burst through my enemies before me like a bursting flood of water . " So he called the name of that place Baal Perazim .
Koa nanafika tao Bala - Perazima i Davida , ary tao no nandreseny azy ireo . Naneho hevitra izy hoe : " Nisafoaka tamin'ireo fahavaloko teo anatrehako tahaka ny fisafoakan ' ny safo - drano i Yaveh . " Koa lasa Bala - Perazima ny anaran'izany toerana izany .
2SA 5:21     Alignment score: 0.398
The Philistines left their idols there , and David and his men carried them away .
Navelan'ireo Filistina teo ny sampin'izy ireo , ary nentin'i
Davida sy ireo lehilahiny lavitra ireo .
2SA 5:22     Alignment score: 0.419 → 0.424
Then the Philistines came
up again and spread out once more in the Valley of Rephaim .
Avy eo dia niakatra indray ireo Filistina ary niparitaka fanindroany teny an - Dohasahan'i Refaima .
2SA 5:23     Alignment score: 0.427 → 0.439
So David sought help from Yahweh again , and Yahweh said to him , " You must not attack their front , but rather circle around behind them and come on them through the balsam woods .
Koa dia nitady vonjy tamin'i Yaveh indray Davida , ary hoy Yaveh taminy hoe : " Aza manafika ny manoloana azy ireo ianao , fa hiodidino avy ao aoriany izy ireo ary manatona azy ireo avy eo amin'ireo hazo balsama .
2SA 5:24     Alignment score: 0.407 → 0.411
When you hear the sound of marching in the wind blowing through the balsam treetops , then attack with force . Do this because Yahweh will have gone out before you to attack the army of the Philistines . "
Rehefa mandre ny feon - diabe eny amin ' ny rivotra mitsoka avy eo an - tampon ' ny hazo balsama ianao , dia aoka hanafika amin - kery . Ataovy izany satria hivoaka mialoha anareo mba hanafika ny tafik'ireo Filistina i Yaveh . "
2SA 5:25     Alignment score: 0.563 → 0.562
So David did as Yahweh had commanded him . He killed Philistines from Geba all the way to Gezer .
Koa dia nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy i Davida . Novonoiny
nanomboka tany Geba ka hatrany amin ' ny lalana rehetra mankany Gezera ireo Filistina .
2SA 5     Average alignment score: 0.5 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24