Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 12:1     Alignment score: 0.467 → 0.469
Then Yahweh sent Nathan to David . He came to him and said , " There were once two men in a city . One man was rich and the other poor .
Ary Yaveh nandefa an'i Natana tany
amin'i Davida . Tonga teo aminy izy ary niteny hoe : " Indray andro dia nisy lehilahy anankiroa tao amin ' ny tanàna iray .


2SA 12:3     Alignment score: 0.267 → 0.275
but the poor man had nothing except one little ewe lamb , which he had bought and fed and raised . It grew up together with him and with his children . The lamb even ate with him and drank
from his own cup , and it lay in his bosom and was like a daughter to him .
fa ilay lehilahy nahantra tsy nanana na inona na inona afa - tsy ondrivavy kely iray , izay novidiany sy nofahanany ary nompiany . Niara - lehibe taminy sy tamin'ireo zanany izany . Niara - nihinana taminy sy nisotro tamin ' ny kapoakany mihitsy aza ilay ondry , ary natory teo amin ' ny sandriny tahaka ny zanany vavy izany .
2SA 12:4     Alignment score: 0.236 → 0.234
One day a visitor came to the rich man , but the rich man was unwilling to take one of his own sheep or cattle to prepare a meal for him . Instead , he took the poor man 's ewe lamb and cooked it for his visitor . "
Indray andro dia nisy mpitsidika tonga tao amin'ilay lehilahy manan - karena , fa tsy te - haka biby iray avy ao amin ' ny andian'ondry aman'osiny
sy ireo ombiny mba homena ho sakafo ho azy ilay lehilahy manan - karena . Fa nalainy kosa ny ondrivavy kelin'ilay lehilahy mahantra ary nandrahoany ho an ' ny mpamangy azy izany . "
2SA 12:5     Alignment score: 0.386 → 0.389
David was hot with anger against the rich man , and he raged to Nathan , " As Yahweh lives , the man who has done this deserves to be put to death .
Nirehitry ny hatezerana tamin'ilay lehilahy manan - karena i Davida , ka niteny an - katezerana tamin'i Natana hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia mendrika ny ho vonoina ho faty ny lehilahy izay nanao izany .
2SA 12:6     Alignment score: 0.371 → 0.369
He must pay back the lamb four times over because he did such a thing , and because he had no pity on the poor man . "
Tsy maintsy honerany efatra heny ny zanak'ondry satria nanao zavatra tahaka izany izy , ary satria tsy nanana antra tamin'ilay lehilahy nahantra izy . "
2SA 12:7     Alignment score: 0.49 → 0.49
Then Nathan said to David , " You are that man ! Yahweh , the God of Israel , says , ' I anointed you king over Israel , and I rescued you out of the hand of Saul .
Ary hoy i Natana tamin'i Davida hoe : " Ianao izany lehilahy izany ! Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , niteny hoe : ' Nanosotra anao ho mpanjakan'Israely Aho , ary namonjy anao hiala teo an - tanan'i
Saoly .
2SA 12:8     Alignment score: 0.353 → 0.381
I gave you your master 's house , and your master 's wives into your arms . I also gave you the house of Israel and Judah . But if that had been too little , I would have given you many other things in addition .
Nanome anao ny tranon
' ny tomponao Aho , ary ireo vadin ' ny tomponao ho eo an - tsandrinao . Nomeko anao ihany koa ny ankohonan'Israely sy Joda . Fa raha mbola kely loatra izany , dia ho nanome anao zavatra maro hafa ho fanampiny aho .
2SA 12:9     Alignment score: 0.434 → 0.437
So why have you despised the commands of Yahweh , so as to do what is evil in his sight ? You have struck down Uriah the Hittite with the sword and have taken his wife to be your own wife . You killed him with the sword of the army of Ammon .
Koa nahoana ianao no nanao tsinontsinona ireo didin'i
Yaveh , ary nanao izay ratsy teo imasony ? Novonoinao tamin ' ny sabatra i Oria ilay Hetita ary nalainao ho vadinao ny vadiny . Novonoinao tamin ' ny sabatry ny tafik'i Amona izy .
2SA 12:10     Alignment score: 0.412
So now the sword will never leave your house , because you have despised me and have taken the wife of Uriah the Hittite as your wife . '
Koa ankehitriny dia tsy hiala amin ' ny taranakao
mandrakizay ny sabatra , satria nanao tsinontsinona ahy sy naka ny vadin'i Oria ilay Hetita ho lasa vadinao ianao . '
2SA 12:11     Alignment score: 0.278 → 0.288
Yahweh says , ' Look , I will raise up disaster against you out of your own house . Before your own eyes , I will take your wives and give them to your neighbor , and he will lie with your wives in broad daylight .
Hoy Yaveh hoe : ' Indro , hanangana loza hanohitra anao avy ao amin ' ny ankohonanao
ihany Aho . Eo anoloan ' ny masonao ihany , no hakako ireo vadinao ary hanomezako azy ireo ho an ' ny namanao , ary hiara - handry am - pahalalahana amin'ireo vadinao amin ' ny atoandrobe - nanahary izy .
2SA 12:12     Alignment score: 0.174
For you committed your sin secretly , but I will do this thing before all Israel , in the sunlight . ' "
Fa nanota niafina ianao , saingy hataoko eo anatrehan'Israely rehetra izany zavatra izany , amin ' ny atoandrobe - nanahary . " '
2SA 12:13     Alignment score: 0.595
Then David said to Nathan , " I have sinned against Yahweh . " Nathan replied to David , " Yahweh also has passed over your sin . You will not be killed .
Dia hoy i Davida tamin'i Natana hoe : " Nanota tamin'i Yaveh aho . " Namaly an'i Davida i Natana hoe : " Yaveh ihany koa efa namela ny fahotanao
. Tsy ho vonoina ianao .
2SA 12:14     Alignment score: 0.381 → 0.425
However , because by this act you have despised Yahweh , the child who is born
to you will surely die . "
Kanefa , satria tamin ' ny alalan'izany fihetsika izany no nanaovanao tsinontsinona an'i Yaveh , dia ho faty tokoa ny zaza izay aterakao . "
2SA 12:15     Alignment score: 0.486 → 0.492
Then Nathan left and went home . Yahweh attacked the child that Uriah 's wife bore to David , and he was very sick .
Avy eo dia niala i Natana ary nody tany an - trano . Namely ilay zaza izay nateraky
ny vadin'i Oria tamin'i Davida i Yaveh , ka narary mafy izy .
2SA 12:16     Alignment score: 0.384 → 0.385
David then implored God for the boy . David fasted and went inside and lay all night on the floor .
Avy eo dia nitalaho mafy tamin'Andriamanitra ho an'ilay zazalahy i Davida . Nifady hanina i Davida ary niditra tao ka nandry tamin ' ny tany
ny alina tontolo .
2SA 12:17     Alignment score: 0.265 → 0.265
The elders of his house arose
and stood beside him , to raise him up from the floor , but he would not get up , and he would not eat with them .
Ireo loholon ' ny tranony dia nijanona sy nitsangana teo anilany , mba hampiarina azy avy eo amin ' ny tany , fa tsy nety niarina izy , ary tsy nety hisakafo niaraka tamin'izy ireo .
2SA 12:18     Alignment score: 0.412 → 0.411
It came
about on the seventh day that the child died . David 's servants were afraid to tell him that the child was dead , for they said , " Look , while the child was still alive we spoke to him , and he did not listen to our voice . What might he do to himself if we tell him that the boy is dead ? ! "
Ary tamin ' ny andro fahafito no nahafaty ilay zazalahy . Ireo mpanompon'i Davida dia natahotra ny hilaza taminy fa maty ilay zaza , fa hoy izy ireo hoe : " Indro , raha mbola velona ilay zaza dia niresaka taminy izahay , ary tsy nihaino ny feonay izy . Inona no mety ho hataony amin ' ny tenany raha milaza aminy izahay fa maty ilay zazalahy ? ! "
2SA 12:19     Alignment score: 0.505
But when David saw that his servants were whispering together , David realized that the child was dead . He said to his servants , " Is the child dead ? " They answered , " He is dead . "
Fa rehefa hitan'i Davida fa nifampibitsibitsika ireto mpanompony , dia fantatr'i
Davida fa maty ilay zaza . Hoy izy tamin'ireo mpanompony hoe : " Maty ve ilay zaza ? " Namaly izy ireo hoe : " Maty izy . "
2SA 12:20     Alignment score: 0.353 → 0.376
Then David arose
from the floor and washed himself , anointed himself , and changed his clothes . He went to the tabernacle of Yahweh and worshiped there , and then he came back to his own palace . When he asked for it , they set food before him , and he ate .
Dia nitsangana avy teo amin ' ny tany i Davida ary nanasa ny tenany , nihosotra diloilo , ary nanolo ireo fitafiany . Nandeha nankany amin ' ny tabernakelin'i Yaveh izy ary nanao fanompoam - pivavahana tany , ary avy eo niverina nody tany amin ' ny lapany izy . Rehefa nangataka izy , dia napetrak'izy ireo teo anoloany ny sakafo , ka nihinana izy .
2SA 12:21     Alignment score: 0.478
Then his servants said to him , " Why have you done this ? You fasted and wept for the child while he was alive
, but when the child died , you got up and ate . "
Avy eo ireo mpanompony niteny taminy hoe : " Nahoana no nanao izao ianao ? Nifady hanina ianao ary nitomany an'ilay zaza fony mbola velona izy , fa rehefa maty ilay zaza , dia nitsangana ianao ary nihinana . "
2SA 12:22     Alignment score: 0.47
David answered , " While the child was still alive
I fasted and wept . I said , ' Who knows whether or not Yahweh will be gracious to me , that the child may live ? '
Dia namaly i Davida hoe : " Raha mbola velona ilay zaza dia nifady hanina sy nitomany aho . Hoy aho hoe : ' Iza no mahalala na hamindra fo amiko Yaveh na tsia , ka mety ho velona ilay zaza ? '
2SA 12:23     Alignment score: 0.452
But now he is dead , so why should I fast ? Can I bring him back again ? I will go to him , but he will not return to me . "
Fa ankehitriny maty izy , koa nahoana aho no tokony hifady hanina ? Afaka hamerina azy indray ve aho ? Handeha ho any aminy aho , fa tsy hiverina amiko izy . "
2SA 12:24     Alignment score: 0.465 → 0.467
David comforted Bathsheba his wife , and went to her and lay with her . Later she gave birth to a son , and the child was named Solomon . Yahweh loved him
Nampionona an'i Batseba vadiny i Davida , ary niditra tao aminy , ka niara - nandry taminy . Taty aoriana dia niteraka zazalahy izy , ary nomeny
ny anarana hoe Solomona ilay zaza . Nitia azy Yaveh
2SA 12:25     Alignment score: 0.567
and he sent word through Nathan the prophet to name him Jedidiah , because Yahweh loved him .
ary nandefa teny tamin'i Natana mpaminany Izy mba hanao ny anarany hoe Jedidia , satria tia azy Yaveh .
2SA 12:26     Alignment score: 0.337 → 0.392
Now Joab fought against Rabbah of the Ammonites
, and he captured the royal city .
Ary Joaba dia niady tamin'i Raba , ilay tanànan ' ny mpanjakan ' ny vahoakan'i Amona , ary babony ny fiarovana mafy .
2SA 12:27     Alignment score: 0.544 → 0.56
So Joab sent messengers to David and said , " I have fought against Rabbah , and I have taken the city 's water supply .
Noho izany dia nandefa mpitondra hafatra ho any amin'i Davida i Joaba ary niteny hoe : " Niady tamin'i Raba aho , ary nalaiko ny famatsian
- dranon'ilay tanàna .
2SA 12:28     Alignment score: 0.352 → 0.366
Now therefore gather the rest of the army together and camp against the city and take it , because if I take the city , it will be named after me . "
Ankehitriny ary angony miaraka ireo ambin
' ny tafikao ary mitobia hanohitra ny tanàna ary alaivo izany , satria raha alaiko ilay tanàna , dia hitondra ny anarako izany . "
2SA 12:29     Alignment score: 0.572
So David gathered all the army together and went to Rabbah ; he fought against the city and captured it .
Dia nanangona ny tafika rehetra i Davida ka nandeha tany Raba ; niady tamin'ilay tanàna izy ary nambabo izany .
2SA 12:30     Alignment score: 0.403 → 0.403
David took the crown from their king 's head it weighed a talent of gold , and there was a precious stone in it . The crown was placed on David 's own head . Then he brought out the plunder of the city in large quantities .
Nalain'i Davida teny
amin ' ny lohan ' ny mpanjakan'izy ireo ny satro - boninahitra talenta volamena iray no lanjan'izany , ary nisy vato sarobidy tao anatiny . Napetraka teo ambony lohan'i Davida ilay satro - boninahitra . Avy eo dia nentiny nivoaka ireo babon ' ny tanàna maro be .
2SA 12:31     Alignment score: 0.426 → 0.434
He brought out the people who were in the city and forced them to work with saws , iron picks , and axes ; he also made them work at brick kilns . David required all the cities of the people of Ammon to do this labor . Then David and all the army returned to Jerusalem .
Nentiny nivoaka ireo olona izay tao amin'ilay tanàna ary notereny
hiasa amin ' ny tsofa , sy vy fanaketohana , ary famaky izy ireo ; nasainy niasa tany amin ' ny lafaoro fandoroam - biriky izy ireo . Notakian'i Davida mba hanao izany asa izany ny tanànan ' ny vahoakan'i Amona rehetra . Avy eo dia niverina nankany Jerosalema i Davida sy ireo tafika rehetra .
2SA 12     Average alignment score: 0.409 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24