Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 17:1     Alignment score: 0.508 → 0.511
Then Ahithophel said to Absalom , " Now let me choose twelve thousand men , and I will arise
and pursue David tonight .
Dia niteny tamin'i Absaloma i Ahitofela hoe : " Avelao aho hifidy lehilahy roa arivo sy iray alina , ary hitsangana sy hanenjika an'i Davida aho anio alina .


2SA 17:2     Alignment score: 0.294 → 0.309
I will come
on him while he is weary and weak and will surprise him with fear . The people who are with him will flee , and I will attack only the king .
Ho tonga eo aminy aho raha mbola reraka sy malemy iny izy ary hanapoka azy amin - tahotra aho . Handositra ny vahoaka izay miaraka aminy , ary ny mpanjaka ihany no ho tafihiko .
2SA 17:3     Alignment score: 0.305 → 0.305
I will bring back all the people to you , like a bride coming to her husband , and all the people will be at peace under you . "
Ho entiko miverina aminao avokoa ny olona rehetra , toy ny vehivavy ampakarina tonga eo amin ' ny vadiny , ary ny olona rehetra dia hilamina eo ambany fahefanao
. "
2SA 17:4     Alignment score: 0.513
What Ahithophel said pleased Absalom and all the elders of Israel .
Izay nolazain'i
Ahitofela dia nankasitrahan'i Absaloma sy ireo loholon'Israely rehetra .
2SA 17:5     Alignment score: 0.531 → 0.535
Then Absalom said , " Now call Hushai the Arkite , too , and let us hear what he says . "
Dia hoy i Absaloma hoe : " Antsoy ihany koa i Hosay ilay Arkita izao , ary aoka isika handre izay lazainy
. "
2SA 17:6     Alignment score: 0.523 → 0.529
When Hushai had come
to Absalom , Absalom explained to him what Ahithophel had said and then asked Hushai , " Should we do what Ahithophel has said ? If not , tell us what you advise . "
Rehefa tonga teo amin'i Absaloma i Hosay , dia nazavain'i Absaloma taminy izay nolazain'i Ahitofela ary nanontany an'i Hosay izy hoe : " Tokony hanao izay nolazain'i Ahitofela ve isika ? Raha tsia , lazao anay izay torohevitrao . "
2SA 17:7     Alignment score: 0.547 → 0.552
So Hushai said to Absalom , " The advice that Ahithophel has given this time is not good . "
Dia niteny tamin'i Absaloma i Hosay hoe : " Tsy tsara ny torohevitra izay nomen'i
Ahitofela tamin'ity . "
2SA 17:8     Alignment score: 0.329 → 0.331
Hushai added , " You know your father and his men are strong warriors , and that they are bitter , and they are like a bear robbed of her cubs in a field . Your father is a man of war ; he will not sleep with the army tonight .
Dia nanampy i Hosay hoe : " Fantatrao
fa mpiady mahery ny rainao sy ireo lehilahiny , ary masiaka izy ireo , ary toy ny bera very anaka any an - tsaha . Lehilahy mpiady ny rainao ; tsy hatory miaraka amin ' ny tafika izy anio alina .
2SA 17:9     Alignment score: 0.284 → 0.292
Look , right now he is probably hidden in some pit or in some other place . It will happen that when some of your men have been killed at the beginning of an attack , that whoever hears it will say , ' A slaughter has taken place among the soldiers who follow Absalom . '
Indro , mety miafina any an - davaka na any an - toeran
- kafa izy izao . Rehefa misy maty eo am - panombohan ' ny fanafihana ny lehilahinao sasany , na iza na iza mandre izany dia hiteny hoe : ' Misy famonoana mitranga eo amin'ireo miaramila izay manaraka an'i Absaloma . '
2SA 17:10     Alignment score: 0.366 → 0.367
Then even the bravest soldiers , whose hearts are like the heart of a lion , will be afraid because all Israel knows that your father is a mighty man , and that the men who are with him are very strong .
Ka na dia ireo miaramila be herim - po indrindra aza , izay tahaka ny fon ' ny liona ny fon'izy ireo , dia hatahotra satria fantatry ny Israely rehetra fa lehilahy mahery ny rainao
, ary ireo lehilahy miaraka aminy dia tena matanjaka .
2SA 17:11     Alignment score: 0.278 → 0.286
So I advise
you that all Israel should be gathered together to you , from Dan to Beersheba , as numerous as the sands that are by the sea , and that you go to battle in person .
Noho izany dia manoro hevitra anao aho fa tokony havory miaraka eto aminao ny Israely rehetra , manomboka any Dana ka hatrany Beri - sheba , izay maro isa toy ny fasika eo amoron - dranomasina , ary ny tenanao mihitsy no andeha hiady .
2SA 17:12     Alignment score: 0.372
Then we will come
on him wherever he may be found , and we will cover him as the dew falls on the ground . We will not leave even one of his men , or him himself , alive .
Avy eo dia ho tonga eo aminy izahay na aiza na aiza mety hahitana azy , ary handrakotra azy tahaka ny ando mianjera amin ' ny tany izahay . Tsy misy avelanay ho velona na dia iray amin'ireo olony , na izy tenany aza .
2SA 17:13     Alignment score: 0.357 → 0.358
If he retreats into a city , then all Israel will bring ropes to that city and we will drag it into the river , until there is no longer even a small stone found there . "
Raha misintaka any amin ' ny tanàna iray izy , dia hitondra tady ho any amin'izany tanàna izany ny Israely rehetra ka ho tarihinay ho any an - drenirano izany , mandra - pahatsisy na dia vato kely iray aza hita ao . "
2SA 17:14     Alignment score: 0.551
Then Absalom and the men of Israel said , " Hushai the Arkite 's advice is better than Ahithophel 's . " Yahweh had ordained the rejection of Ahithophel 's good advice in order to bring destruction on Absalom .
Dia hoy i Absaloma sy ireo lehilahin'Israely hoe : " Ny torohevitr'i
Hosay ilay Arkita dia tsara kokoa noho ny an'i Ahitofela . " Yaveh dia nampisy fandavana ny torohevitra tsaran'i Ahitofela mba hitondrana loza eo amin'i Absaloma .
2SA 17:15     Alignment score: 0.501
Then Hushai said to Zadok and to Abiathar the priests , " Ahithophel advised Absalom and the elders of Israel in such and such a way , but I have advised something else .
Dia hoy i Hosay tamin'i Zadoka sy tamin'i Abiatara mpisorona hoe : " Ahitofela nanoro hevitra an'i Absaloma sy ireo loholon'Israely tamin ' ny fomba tahaka izany , nefa izaho manana hevitra hafa .
2SA 17:16     Alignment score: 0.418
Now then , go quickly and report to David ; say to him , ' Do not camp tonight at the fords of the wilderness , but by all means cross over , or the king will be swallowed up along with all the people who are with him . ' "
Koa ankehitriny ary , mandehana faingana ary tatero any amin'i Davida ; teneno izy hoe : ' Aza mitoby ao amin'ireo fitàn'i
Araba anio alina , fa miampità amin ' ny fomba rehetra , raha tsy izany dia ho voatelina miaraka amin'ireo vahoaka rehetra izay miaraka aminy ny mpanjaka . ' "
2SA 17:17     Alignment score: 0.372 → 0.374
Now Jonathan and Ahimaaz were staying at the spring of Rogel . A female servant used to go and inform them what they needed to know , for they could not risk being seen going into the city . When the message came , then they were to go and tell King David .
Ary i Jonatana sy Ahimaza nitoetra teo amin ' ny loharanon'i En - rogela . Nisy mpanompo vavy natao handeha sy hampahalala azy ireo ny amin'izay tokony ho fantatr'izy ireo , fa tsy natahorana ho hita ny fidiran'izy ireo ao an - tanàna . Rehefa tonga ny hafatra , dia nandeha sy niteny an'i Davida Mpanjaka izy ireo .
2SA 17:18     Alignment score: 0.389 → 0.388
But a young man saw them this time and told Absalom . So Jonathan and Ahimaaz went away quickly and came
to the house of a man in Bahurim , who had a well in his courtyard , into which they descended .
Nefa nisy tovolahy nahita azy ireo tamin'io fotoana io ka niteny tamin'i Absaloma . Dia nivoaka faingana i Jonatana sy Ahimaza ary nankany an - tranon ' ny lehilahy iray tao Bahorima , izay nanana lava - drano teo an - tokontaniny , tao no nidinan'izy ireo .
2SA 17:19     Alignment score: 0.296 → 0.312
The man 's wife took the covering for the well and spread it over the well 's opening , and tossed grain over it , so no one knew
Jonathan and Ahimaaz were in the well .
Naka fandrakofana ilay lava - drano ny vadin - dralehilahy ary nandrakotra izany tamin ' ny vavan ' ny lava - drano , ary nanaparitaka vary teo amin'izany , ka dia tsy nisy nahalala fa tao amin ' ny lava - drano i Jonatana sy Ahimaza .
2SA 17:20     Alignment score: 0.469
Absalom 's servants came to the woman of the house and said , " Where are Ahimaaz and Jonathan ? " The woman told them , " They have crossed over the river . " So after they had looked around and could not find
them , they returned to Jerusalem .
Tonga tao amin - dravehivavy tao an - trano ireo lehilahin'i Absaloma ary nanao hoe : " Aiza i Ahimaza sy Jonatana ? " Hoy ravehivavy tamin'izy ireo hoe : " Efa niampita ny ony izy ireo . " Ka rehefa avy nijery ny manodidina izy ireo ka tsy nahita azy ireo , dia niverina tany Jerosalema .
2SA 17:21     Alignment score: 0.428 → 0.441
It came
about after they had left that Jonathan and Ahimaaz came up out of the well . They went to report to King David ; they said to him , " Get up and cross quickly over the water because Ahithophel has given such and such advice about you . "
Ary rehefa lasa izy ireo dia niakatra avy tao an - dava - drano i Jonatana sy Ahimaza . Nandeha nitatitra tany amin'i Davida Mpanjaka izy ireo ; hoy izy ireo taminy hoe : " Mitsangàna ary miampità faingana ny rano satria Ahitofela efa nanome torohevitra toy izao sy toy izao momba anao . "
2SA 17:22     Alignment score: 0.488
Then David arose
and all the people who were with him , and they crossed over the Jordan . By morning daylight not one of them had failed to cross over the Jordan .
Dia nitsangana i Davida sy ny olona rehetra izay niaraka taminy , ka niampita an'i Jordana izy ireo . Nialohan ' ny andro maraina dia tsy nisy tsy tafita an'i Jordana izy ireo .
2SA 17:23     Alignment score: 0.281 → 0.282
When Ahithophel saw that his advice had not been followed , he saddled his donkey and went to his house in his own city . He set his house in order and hanged himself . So he died and was buried in the tomb of his father .
Rehefa hitan'i Ahitofela fa tsy narahina ny toroheviny , dia nanisy lasely ny borikiny izy ary lasa . Nody tany
an - tanànany izy , nandamina ireo raharahany , ary nananto - tena . Tamin'izany fomba izany no nahafaty azy ary nalevina tany amin ' ny fasan - drainy izy .
2SA 17:24     Alignment score: 0.646
Then David came to Mahanaim . As for Absalom , he crossed over the Jordan , he and all the men of Israel with him .
Avy eo i Davida dia tonga tany Mahanaima . Raha ny amin'i Absaloma , dia niampita an'i Jordana izy , izy sy ireo lehilahin'Israely rehetra niaraka taminy .
2SA 17:25     Alignment score: 0.6 → 0.6
Absalom had set Amasa over the army instead of Joab . Amasa was the son of a man named Jether the Ishmaelite
, who went to Abigail , who was the daughter of Nahash and sister of Zeruiah , the mother of Joab .
Ary Absaloma nametraka an'i Amasa fa tsy Joaba hifehy ny tafika . Amasa dia zanaka lahin'i Jitra ilay Ismaelita , izay nandry niaraka tamin'i Abigaila , izay zanaka vavin'i Nahasa ary rahavavin'i Zeroia , renin'i Joaba .
2SA 17:26     Alignment score: 0.703
Then Israel and Absalom camped in the land of Gilead .
Ary Israely sy Absaloma dia nitoby tao amin ' ny tanin'i Gileada .
2SA 17:27     Alignment score: 0.743 → 0.761
It came about when David had come
to Mahanaim , that Shobi son of Nahash from Rabbah of the Ammonites , and Makir son of Ammiel from Lo Debar , and Barzillai the Gileadite from Rogelim ,
Ary rehefa tonga tao Mahanaima i Davida , i Soby zanaka lahin'i Nahasa avy ao Raba ao amin'ireo Amonita , sy Makira zanaka lahin'i Amiela avy ao Lo - debara , ary Barzilay ilay Gileadita avy any Rogelima ,
2SA 17:28     Alignment score: 0.382 → 0.39
brought sleeping mats and blankets , bowls and pots , and wheat , barley flour , roasted grain , beans , lentils ,
dia nitondra fandriana sy bodofotsy , lovia sy vilany , sy vary , kobam - bary
hordea , lango , tsaramaso , voanemba ,
2SA 17:29     Alignment score: 0.492 → 0.496
honey , butter , sheep , and milk curds from the herd , so that David and the people with him could eat . These
men had said , " The people are hungry , weary , and thirsty in the wilderness . "
tantely , dibera , ondry , ary ronono mandry , mba hafahan'i Davida sy ireo vahoaka niaraka taminy mihinana . Hoy ireo lehilahy ireo hoe : " Noana , reraka , ary mangetaheta any an'efitra ny vahoaka . "
2SA 17     Average alignment score: 0.433 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24